Filazana sy antso

  1. Paska (Tononkalo - Rindramalala R.)
     
  2. He fitiavana (Antsan'ny Avo)
     
  3. Raha mbola eto an-tany (Evah)
     
  4. Ilay tantsambo nandao fianakaviana (Akon'ny Trompetra)
     
  5. Ny telolafin'ny fahombiazana eo @ fitantana (Pr RATSARASAOTRA)
     

29 avrily 2017 : ( Deux baptèmes ) Batisan'ny fanahy malagasy 2 (Lieu : 68 rue Vendôme 69006 Lyon)

27 may 2017 : CONCERT GOSPEL A LES CHÈRES (Salle Polyvalente) - Antsampanahy 

Lasa anisan’ny FIANGONANA ao amin’ny FFS   ny GEM teo aloha nanomboka ny Alahady 20/05/18 lasa teo tany amin'ny fivoriambe tany ARLES.

Le GEM est devenu une EGLISE de la FFS  (Eglise Malgache Adventiste du Grand Lyon ) depuis l'Assemblée Administrative à ARLES le dimanche 20/05/18

Gloire à Dieu !