MITANTARA NY TOE-JAVATRA IRAY IZAY NANOVA NY HOAVINY NY MPANORATRA ROSIANINA IRAY ATAO HOE ANDREI BITOV:
"Nitaingina irony fiaran-dalamby ambanin'ny tany irony aho indray mandeha teo amn'ny fahafito amby roapolon-taonako. resin'ny fahakiviana lehibe dia lehibe tokoa aho tamin'izay, ka toa niato niaraka tamin'izay avokoa ny fiainana sy ny hoavy, nefa tsy nisy antony mazava loatra. Tampokateo, nisy fehezan-teny nipoitra ho azy tao an-tsaiko: Tsy misy heviny ny fiainana raha tsy misy an'Andriamanitra. Gaga aho fa naverimberiko io fehezan-teny io.Naverimberiko hatrany toy ireny mitaingina zana-tohatra miverimberina mihodina ireny ilay izy. Nivoaka ny fiaran-dalamby aho ary dia nanohy niaina tao amin'ny fahazavan'Andriamanitra". _CMLWG, t.59.
Azo natao ny namintina amin'izao fotsiny ny mpitoriteny amin'ny alalan'ity fehezan-teny ity: "Tsy misy heviny ny fiainana raha tsy misy an'Andriamanitra." Misy fomba roa anefa azo amakiana io fehezan-teny io:
(1) Raha tsy misy Andriamanitra dia tsy misy heviny ny fiainana.; na
(2) Raha miaina tsy misy fankatoavana an'Andriamanitra isika dia tsy misy heviny ny fiainana.
Eo mandrakariva mantsy ny fahafatesana, miandry ny hitelina antsika ho any amin'ny fiainan-tsy hita. Raha tsy misy vahaolana ny amin'ny fahafatesana dia tsy dia tsy misy vahaolana koa ny amin'ny fiainana. Ao amin'nyJesôsy izay nandresy ny fahafatesana ihany anefa no misy vahaolana. Amin'izany fandreseny izany mantsy no anolorany antsika izay zavara tsy ho azontsika na aiza na aiza. hoy i Jesôsy: " Fa raha misaraka amiko ianareo dia tsy mahay manaona inona na inona."(Jao. 15:5).Tafiditra ao anatin'izany ny fananana antony tsara hiainana. Amin'ity herinandro ityno handinihantsika farany ny Mpitoriteny, izay anisan'ireo fomba manetsika ny saina indrindra ampiasain'ny Baiboly, hanampiana antsika hahatakatra io antony lehibe io.
___________________________________________________________________________
Étude de la semaine : Ec. 12
LA CONCLUSION DE TOUT LE DISCOURS
Un écrivain russe, Andrei Bitov, raconte un moment important de sa vie : " à l'âge de vingt-sept ans, alors que je prenais le métro à Leningrad, je fus envahi par un désespoir d'une telle ampleur que j'eus l'impression que ma vie s'arrêtait aussitôt et que l'avenir était bouché, sans aucun sens. Soudain, ces mots surgirent de nulle part : " Sans Dieu, la vie n'a pas de sens. " Je les répétai, ébahi, les parcourant à la façon d'un tapis roulant, puis je sortis du métro, pénétré dans la lumière de Dieu et poursuivis ma vie. " - Cite dans Ravi Zacharias, Can man Live Without God ? Word Publishing,
On pourrait également résumer l'Ecclésiaste par ces mots : " Sans Dieu, la vie n'a pas de sens. " Or ces mots peuvent prendre deux sens différents :
1. si Dieu n'existe pas, la vie n'a pas de sens, et aussi :
2. si nous vivons sans Dieu, sans le reconnaître, lui et ses commandements, la vie n'a pas de sens -
la principale raison étant que la mort est constamment présente, attendant de nous engloutir dans l'oubli. Sans réponse à la mort, la vie reste également sans réponse. Or la réponse se trouve uniquement en Jésus, qui a vaincu la mort et qui, avec cette victoire, nous offre ce qu'on ne trouve nulle part ailleurs. " Sans moi, vous ne pouvez rien faire ", a dit Jésus (Jn 15.5), y compris trouver un sens à notre existence.
Cette semaine, nous jetons un dernier coup d'œil à l'Ecclésiaste, qui est dans les Ecritures, une façon particulièrement créative de nous faire assimiler ce point essentiel, nous qui l'oublions facilement.
Tohizan'ny Solomona ao amin'ny Mpit.T. 12: 1 ny lohahevitra efa noresahiny tao amin'ny toko 11. Mbola manome torohevitra ny zatovo ihany izy eto. Ampitandremany azy ny amin'ireo " andro mahory ". Tamin'ny herinandro lasa teo no namaritantsika ireo andro ireo ho andro feno olana. Toa ny momba ny fahanterana anefa no resahon'ny Mpit.T. 12:1.
Inona no lazain'i Sôlômôna ao amin'ny Mpit.T. 12:1 ka mifanakaikikaiky indrindra amin'izay lazainy ao amin'ireo and. vitsivitsy farany ao amin'ny Mpit.T. 11?
Avy amin'ny teny Hebreo nampiasana tao amin'ny Gen.1:1, nandikana ny "Nahary" ihany ny teny nampiasain'i Sôlômôna nandikana ny hoe "Mpanao". Saika ny hetsika ataon'Andriamanitra mandrakariva no asehon'ilay matoa-teny Hebreo " Bara" ( Isa. 65:17; Mal. 2:10; Amô. 4:13). Tsy nampiasaina na oviana na oviana hilazana ny hetsika ataon'ny olombelona ny hoe "Bara". Asehon'i Sôlômôna noho izany ny fahatakarana ara-baiboly izay manambara an'Andriamanitra ho Mpamorona antsika. Andriamanitsika Izy satria Izy no ampamorona antsika.
Mahaliana ihany koa ny nanaovana ny teny hebreo nandikana ny hoe "Mpamorona" amin'ny endrika manondro hamaroana (pluriel). Naseho tamin'ny endrika manondro hamaroana toy izany koa ny teny nentina nanondro an'Andriamanitra ao amin'ny Gen.1:1. Nisy fanazavana maro tokoa nandritra ny taona an-jatony maro mikasika io endrika manondro hamaroana io. Kristianina sasantsasany ihany anefa no nandray izany ho porofo maneho an'Andriamanitra telo izay iray ( Gen.1:26; Gen..:22; Gen. 11:7)
Nandanilany foana taona tsara indrindra teo amin'ny fiainany i Sôlômôna --dia ny fahatanorany izany . Mampitandrina ny jhafa izy ankehitriny tsy hanaraka ny dian-tongony. Tena hahasoa lavitra ny olona iray noho nyantony maro ny fankatoavany an'Andriamanitra amin'ny fotoana aloha kokoa. Ity no hafatra mazava omen' i Sôlômôna antsika izao: Aza mihodina amin'Andriamanitra ianao amin'ny andro fahatanoranao.
Inona no antony mahatsara kokoa ny haneken'ny olona ny Tompo dieny mbola tanora izy, fa tsy miandry ho efa antitra aoriana?
Ento eo amin'ny kilasy ny lisitra nataonao amin'ny Sabata ka ampitahao amin'izay lazain'ny hafa izany. Inona avy ireo zavatra nifampahafantaranareo?
Vakio koa ny Deo. 10:13; lio. 13:4,5; fil. 3:13-15.
____________________________________________________________________________
SOUVIENS-TOI DE TON CRÉATEUR
°°°°°°°°°°
Salomon reprend plus ou moins là où il s'est arrêté au chapitre précédent. Il continue de conseiller les jeunes gens, les avertissant au sujet des " jours du malheur " (Ec. 12.1). Même si, la semaine dernière, nous les avons considérés comme n'importe quels jours troubles, l'accent semble être mis sur la vieillesse. Les " jours du malheur " semblent correspondre du moins dans la pensée de Salomon, aux jours de la vieillesse.
Que dit ici Salomon, dans Ec. 12 : 1, en écho aux derniers versets d'Ec 11? Quel est son principal message ?
Salomon fait usage ici, pour le mot " Créateur ", du terme hébreu utilise dans Gn 1.1 pour " créa ". On trouve presque toujours ce terme, Bara, en rapport avec l'activité créatrice de Dieu (Es 65 :17 ; Ml 2 :10 ; Am. 4 :13), c'est-à-dire qu'il n'est jamais utilisé pour décrire les activités humaines. Ainsi, Salomon fait appel au concept biblique introduisant Dieu comme étant le Créateur. Il est notre Dieu parce qu'il est le Créateur.
Pourquoi vaut-il mieux accepter le Seigneur jeune que plus tard? Quels en sont les avantages? Emportez avec vous votre liste sabbat prochain et comparez les à celles des autres membres. Qu'apprenez-vous les uns des autres? Voir aussi Dt. 10 : 13 ; Lc. 13 : 4, 5 ; Ph. 3 :13, 14.
Il est également intéressant de noter que le terme hébreu traduit par " Créateur " est au pluriel, tout comme le terme " Dieu " dans Gn. 1 :1 est au pluriel. Si toutes sortes d'explications ont été avancées au cours des siècles pour expliquer cette forme plurielle, certains chrétiens pensent qu'elle exprime la nature plurielle de
Salomon, qui a dissipé les plus belles années de sa vie, cherche maintenant à avertir autrui de ne pas suivre ses traces. Même s'il est important pour quiconque, indépendamment de l'âge, d'accepter le Seigneur, plus c'est tôt, mieux c'est, quelles qu'en soient les raisons. Tel est clairement son message maintenant : ne vous détournez pas de Dieu dans votre jeunesse.
Famaritana mahafinaritra ny fahanterana ny Mpit.T. 12:1-7. Mpanoratra maro no manaiky fa ny fahosana miandalana eo amin'ny fahanterana no resahin'ny Mpit.T. 12:2. Ny "mpiandry trano" dia nety ho nanondro ireo sandry :izay natanjaka sy tomady taloha kanefa izao dia mangovitra sy mangozohozo.
Inona no hevitry ny sasantsasany amin'ireo fanoharana hafa ao amin'ny MpitT. 12:1-7? (Tsarovy fa miresaka mikasika ny fahanterana ireo and. ireo.) Nahoana no miresaka mikasika ny fahanterana i Sôlômôna?
Nisy tanora Kristianina sasantsasany niakanjo T-shirt nisy fiiazana hoe: "Tsy ny fiainana tsy akory no fohy loatra fa ny fahafatesana no lava loatra! Jao. 3:16." Teo anoloan'i Solomona ny fahafatesana rehefa tonga tamin'ny andro fahanterany izy. Miezaka izy araka izany hampahatsiahy antsika rehetra, indrindra ny tanora fa tsy maintsy ho faty avokoa isika. Raha ambinina aza ianao dia ela velona, saingy hiharitra fotsiny ihany ireo "andro mahorin'" ny fahanterana. Tranga iray ihany koa ny hoe ho faty tanora ianao. ! Noho izany àry dia mila mihazona an-tsaina ny fiainana mandrakizay isika rehetra. Ny fiainana mandrakizay no sarin'izay natolotr'Andriamanitra ho ; antsika tamin'ny alalan'i Jesôsy Kristy.
_________________________________________________________________________
Manomboka miresaka ny amin'ny fahendrena sy ny fahalalana ary ny ; fiezahany hampianatra izany amin'ny hafa i Sôlômôna ao amin'ny Mpit.T.12:9-12. Ny asa sorany rehetra ve no resahin'i Sôlômôna sa ny bokin'i Mpitoriteny ihany? Tsy milaza jnomba izay izy. Ny tena tiany hambara dia izy : tena niezaka tokoa hianatra ny fahamarinana ary hampita izany amin'ny hafa.Vak. Mpit.T. 12:10. Teny "mahafinaritra" no niriny. Midika ve izany fa naniry hilaza izay tian'ny olona ho re fotsiny ihany izy? Tsy misy heviny izany rehefa heverintsika ny karazan-teny ampiasain'i Sôlômôna ao amin'ny Mpitoriteny.Ao amin'ireo ampahany farany amin'ny and. 10 no misy ny hevitra fototra.Miezaka ny hampiasa teny mahafinaritra milaza ny fahamarinana i Sôlômôna.Mahafinaritra ny tenin'ny fahamarinana satria i Jesôsy no Fahamarinana (Jao.14:6), ary i Jesôsy dia mahafinaritra an'ireo izay mahafantatra Azy sy manaiky Azy ho azy ireo.
Inona no antitranterin'i Sôlômôna ao amin'ny Mpit.T. 12:11?
Tena mahaliana tokoa fa vao avy niresaka mikasika ny fitarihan'Andriamànitra i Sôlômôna no nanome io fampitandremana momba ny boky io. Fampitandremana mikasika ilay karazam-pianarana tsy izy tokoa io. Firifiry tokoa moa ny olona manaraka izany kanefa dia faharavana mandrakizay no miandry azy? Be loatra tokoa ny fampitam-pahalalana amin'izao andro ankehitriny izao, koa tena ilaina indfindra ny mailo amin'izay karazam-pianarana raisintsika!
__________________________________________________________________________
FAIRE UN GRAND NOMBRE DE LIVRES
°°°°°°°°°°
Dans Ec 12.9-12, Salomon se met à parler de la sagesse, de la connaissance et de ses tentatives pour les enseigner à autrui Examinez notamment le verset 10. il voulait que ses paroles " plaisent ". Cela signifie-t-il qu'il désirait chatouiller les oreilles des gens en leur disant ce qu'ils souhaitaient entendre? C'est peu probable, si l'on considère ce qu'il écrit, notamment dans l'Ecclésiaste. La clef, sans doute, se trouve dans le reste du verset. Il cherchait des mots plaisants, mais qui étaient aussi " des paroles de vérités " écrites " avec justesse " (
Lisez le verset 11. quel point Salomon souligne-t-il ici?
Quel avertissement Salomon nous donne-t-il au verset 12?
Il est intéressant de noter que juste après avoir parlé de l'inspiration divine, Salomon donne cet avertissement au sujet des livres, c'est-à-dire un avertissement au sujet des mauvaises lectures. Combien de gens l'étude n'a-t-elle conduits à la ruine éternelle ?
Pourquoi devons-nous faire attention au type de connaissance que nous acquérons ?
Efa niresaka fotoana maharitra mikasika ny fiainana sy ny fahafatesana ary Andriamanitra i Sôlômôna. Izao dia faranany amin'ny Mpit.T 12:13,14 ny bokiny. Fintino ny hafatra lehibe ao amin'lreo and. roa ireo.
Miresaka ny amin'ny fitsarana i Sôlômôna. Miresaka ny amin'ny fitsarana ; ihany koa ny hafatry ny anjely voaiohany (Apôk. 14:7). Farany, ny antson'i Sôlômôna "hatahotra an'Andriamanjtra" dia fomba iray hanazavana ny hevitry ny fananana finoana an'Andriamanjtra, sy ny miankohoka aminy ary ny mankatô Azy. Tafiditra ao anatin'ny hafatry ny. anjely telo avokoa izany (Apôk. 14:7-12). Mifandray ny fahatahorana an'Andriamanitra sy ny fiankdhofana aminy. "Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah amin'ny fïhaingoana : masina; mangovita eo, anatrehany, ry tany rehetra" (Sal. 96:6). "Fa izaho kosa noho ny haben'ny famindramponao dia hiditra ao'an-tranonao [an 'i Jehovah]/ hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin'ny fahatahorana Anao aho" (Sal. 5:7). Tsy mahagaga raha miteny amintsika ihany koa ny hafatry ny anjely voaiohany hoe "matahora an'Andriamanitra".
Ampahany lehibe amin'izay heverintsika ho fahamarinana ankehitriny àry araka izany ireo ampahany fototra telo ao anatin'ny torohevitra farany omen'i Sôlômôna. Midika ve izany fa nieritreritra ny amin'izao androntsika izao i ; Sôlômôna rehefa voatsindrimandry hanoratra ireo andininy ireo izy? Mazava ; ho azy fa tsia. Foto-kevi-dehibe iray no asehon'ireo and. ireo amintsika: Hatrany am-boalohany dia efa tsy zava-baovao intsony ny hafatr'Andriama-nitra mikasika ny finoana ny (1) famelany ny helotsika, (2) ny fitandremana ny didiny, ary (3) ny fotoam-pitsarany. Tsy noforonintsika Advantista izany. Nomena antsika fotsiny ihany ny andraikitra hitory izany amin'izao tontolo izao.
Inona no holazainao raha tsy maintsy hanazava amin'ny olona iray ny hevitr'izany hoe matahotra an'Andriamanitra sy mitandrina ny didiny izany ianao?
___________________________________________________________________________
FOI, LOI ET JUGEMENT
°°°°°°°
Après avoir discouru si longtemps sur toutes ces questions en rapport avec la vie, la mort et Dieu, Salomon termine son livre par deux versets, Ec 12.13, 14. Résumez dans vos propres termes l'essentiel de sa conclusion.
Le message final de Salomon dans l'Ecclésiaste, le résumé de tout ce qu'il a précédemment écrit, rappelle d'une certaine manière l'essentiel des messages des trois anges d'Ap. 14.
Lisez Ap 14.6-12. Quels éléments, dans ces versets, sont similaires à la conclusion de Salomon dans l'Ecclésiaste ?
Salomon termine en nous enjoignant d'observer les commandements. Ce qui fait partie du message du troisième ange (Ap. 14:12). Il évoque le jugement, comme dans le message du premier ange (Ap. 14:7). Finalement, l'appel lancé par Salomon à craindre Dieu est une façon biblique d'exprimer ce que signifie croire en Dieu, l'adorer et lui obéir, comme le font les messages des trois anges (Ap. 14:7-12). La crainte et le culte de Dieu sont liés. " Prosternez-vous devant le SEIGNEUR quand éclate sa sainteté. Tremble devant lui la terre entière ! " (Ps 96.9) " mais moi, par ta grande fidélité, je viens à ta maison ; dans la crainte qui t'es due, je me prosterne devant ton temple sacré. " (Ps. 5:7) Il n'est pas surprenant que le message du premier ange, qui nous invite à adorer Dieu, nous dit également (comme Salomon) de le craindre.
Ainsi, les trois principaux éléments de la conclusion de Salomon définissent essentiellement ce que nous pensons être la vérité présente. Cela signifie-t-il que Salomon avait notre époque à l'esprit quand il a été inspiré à écrire ces versets ? Certainement pas. Mais nous en déduisons ce message essentiel : des le départ, l'invitation de Dieu à avoir foi dans sa rédemption en notre faveur - foi reflétée par une vie d'obéissance à ses commandements avec le jugement en arrière-plan - n'est pas nouvelle. Nous les adventistes, ne l'avons pas inventée ; mais nous avons reçu l'appel à la prêcher au monde.
Si vous deviez expliquer à quelqu'un ce que signifie craindre Dieu et garder ces commandements, que diriez-vous ?
Tonga amin'ny faran'ny fianarantsika ny Mpitoriteny isika. Inona no hevitrïty boky hafahafa iiy izay tena hafa tokoa amin'ny ankamaroan'ireo boky hafa rehetra ao amin'ny Baiboly? Inona no hafatr'Andriamanitra ho antsika eto? Ahoana no fahazoantsika izany?
Hahaliana tokoa ny handre ireo valin-teny maro samihafa. Lafiny iray anefa no tena toa mazava tokoa: Mampitandrina antsika Andriamanitra ao amin'ny Mpitoriteny mba tsy ho variana loatra amin'izao tontolo izao. Marina fa nomeny vatana sy fahafinaretana ara-nofo maro isika. Fanomezana nomeny ho antsika ireo. Manana ny anjara asany eo amin'ny fiainantsika ireo fahafinaretana ireo. Tsy haharitra mandraklzay anefa ireo fahafinaretana ireo, Izy ireo dia «hebeh (tsy misy heviny) avokoa. Mihalefy ny fahafahanao mifaly amin'izy ireo eo amin'ny fahanteranao. Lasa ihany koa izy ireo amin'ny fotoana ahafatesanao.
Milaza amintsika àry izany ny Mpitoriteny manao hoe hevero ny momba anao. Hevero ny antony maha-eto anao sy ny nahatonga anao teto. Ny tena lehibe indrindra dia ny hoe: ho aiza ianao rehefa hifarana ity fiainana fohy ity. Nanome antsika fanomezana Andriamanitra. Tsy maharitra anefa ireo fanomezana ireo. Tsy misy na inona haharitra eto amin'ity ftainana ity.
Ny Mpitoriteny dia toko 12 izay milaza amintsika ny nolazain'i Jesôsy tao anatin'ny and. iray monja: "Fa inona moa no soa ho azon 'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny fanahiny? Ary inona no homen 'ny olona ho takalon 'ny fanahiny? " (Mat. 16:26). Mampalahelo fa zava-poana mandrakariva no atakalon'ny olona ny fanahiny. Tena mampalahelo tokoa satrïa efa novidin'i Jesôsy tamin'ny rany ny fanahintsika! Ny fahafatesany dia nanolotra ho antsika rehetra ny taratasy kely fahazoa-mandeha amin'ny lalan-tokana ihany, hiala amin'ny "fahaverezan-tsaina sy fahadalana" izay mihatra amintsika eto an-tany.
____________________________________________________________________________
LA CONCLUSION DE TOUT LE DISCOURS (Mt.16:26)
°°°°°°°°°°
Nous sommes parvenus à la fin, à la conclusion de la conclusion de notre étude sur l'Ecclésiaste. Quel sens cet étrange livre a-t-il, lui qui est si différent de presque tous les autre livres de la Bible? Quel message Dieu nous communique-t-il ici? Que devons-nous en faire ?
Revoyez le livre de l'Ecclésiaste. Réfléchissez-y longuement, priez à son sujet, puis notez par écrit ce qui vous semble être son point clef. Quel est le message que Dieu vous adresse dans ce livre? Qu'en avez-vous retiré pour vous aider à mieux marcher avec le Seigneur? Soyez prêts à lire votre réponse aux membres sabbat prochain.
Il sera intéressant de découvrir les différentes réponses. Un point, cependant est clair: Dieu, avec ce livre, nous avertit contre la tentation de trop nous investir dans les voies de ce monde. Certes, nous avons un corps, des sensations de plaisir. Ce sont des dons de Dieu et ils ont leur rôle. Mais ils ne sont pas une fin en soi, ils sont en eux-mêmes et par eux-mêmes hebel. En vieillissant, on a moins la capacité d'en profiter et le jour ou l'on meurt, ils n'existent plus.
En d'autre termes, quel que soit ce que l'Ecclésiaste nous dit d'autre, il déclare : réfléchissez à la personne que vous êtes, demande-vous pourquoi vous êtes sur terre, comment vous y êtes arrivé, et, plus important encore, ou vous irez quand cette courte vie, ce hebel qu'est l'existence, se terminera. Dieu nous a accordé des dons, mais ceux -ci ne durent pas. Rien ne dure dans cette vie.
L'Ecclésiaste exprime en douze chapitres ce que Jésus déclare en un seul verset : " Et quoi servirait-il à un être humain de gagner le monde entier, s'il perd sa vie? Ou bien, que donnera un être humain en échange de sa vie? " (Mt 16.26) Malheureusement, ce que les hommes donnent en échange de leur âme est de l'hebel. Quelle tragédie, alors que notre âme a déjà été rachetée ave le précieux sang de Jésus, dont la mort offre à tous un ticket sans retour loin de " la démence et la folie " dont souffre l'être humain " sous le soleil "
FIANARANA FANAMPINY: SIM, b. 2, t. 113; b. 3, t. 405; TFC, b. 5, t.455
"Fahalemena ny herin'ny olombelona. Fahadalana ny fahendren' | olombelona. Ny fahombiazantsika dia tsy miankina amin'ny talentantsika na ny fanabeazana noraisintsika, fa amin'ny fifandraisantsika velona amin'Andriamanitra. Tsy misy fahefana intsony ny fahamarinana rehefa miezaka hampiseho ny fahaizany sy ny fahalalany ny mpitory. Ny olona toy izany koa dia maneho fa kely dia kely ihany no fantany momba ny fiainana ara-pivavahana, tsy misy fahamasinana ao am-pony sy eo amin'ny fiainany ka heniky ny fireharehana tsy izy izany. tsy mianatra amin'i Jesôsy izy. Tsy hainy ny haneho amin'ny hafa ny Mpamonjy izay tsy fantatry ny tenany akory. Ny fony dia tsy mba tonga malefaka sy tohina noho ny sorona lehibe nataon'i Kristy hamonjena ny olona efa miala aina." — TFC, b. 5, tt. 158,159.
"Tsy hilainao ny ho any amin 'ny faran 'ny tany hitady fahendrena fa akaiky antsika Andriamanitra. Tsy ireo fahaiza-miasa anananao ankehitriny na mety mbola ho azonao no hanome anao fahombiazana, fa izay azon 'ny Tompo atao ho anao. Tokony ho kely mihitsy ny fitokisantsika izay azon'ny olona atao, fa ny fitokisantsika izay àzon 'Andriamanitra atao ho an 'ny fanahy mino kosa, dia tokony ho be lavitra. Iriny indrindra ny hanome anao fahatsapana eo amin 'ny zavatra ara-nofo sahala amin'ny eo amin'ny zavatra ara-panahy. Afaka mandranitra ny saina Izy. Afaka manome fahaizana mifandray '. amin'ny olona sy fahaizana manao zavatra izy. Apetraho eo amin'ny asan 'Andriamanitra ny talentanao, ary mangataha fahendrena Aminy, dia homena anao izany. " — HF, t. 119.
1. Ivereno jerena miaraka ao amin'ny kilasy ny valin-teninareo tao. amin'ny lesona Alakamisy ary mifanakaloza hevitra momba ny hevitrareo.
2. Asaivo mitsangana hiresaka mikasika ny fahanterana ny olona manana sokajin-taona samihafa. Inona no ianarantsika momba ny fiainana, momba an'Andriamanitra, ary momba ny finoana eo amin'ny , firosoantsika amin'ny fahanterana? Inona no lesona ampianarin'ireo zokiolona ny tanora?
3. Inona avy ireo zavatra eo amin'ny fiaraha-monina misy anao ka mahatonga ny olona ho mora tamàna tokoa amin'izao tontolo izao?
Fomba ahoana no hifananipianareo ao amin’ny Klasy hiala amin'izany fandrika izany?
Fomba ahoana no hanampiantsiKa fiangonana amin'ny fomba mahomby indrindra, ny mambrantsika hahita ny fahasamihafana eo amin'izay maharitra mandrakizay sy izay mandalo ihany? Fomba ahoana no hanomezantsika voninahitra ny harena sy ny fahefana ary ny laza mbamin'ny fahalalana, amin'ny fomba izay tsy hahitantsika mazava tsara intsony ny tsipika mampisaraka izay tsara sy izay ratsy.
¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤
FANEKENA MANDRAKIZAY (NY FANEKENA - 1/2003)
Satria nanaiky aho fa
Raha eo ihany Jesôsy
Sitrako ny fanekena toy ny piôsy
Ndehà lianodidina an'izao tontolo izao
Hamadihana ny tany, ary ho tena fanao.
Satria nanaiky aho fa
Taranak'i Abrahàma
Nalaina ho voafidy, fanjakain-pisorona
Nomena koa ny Faneken'ny teny fikasana
Ny «SISA»! mpandresy ireo fihemorana.
Ankehitriny anio dia hiaiky
Fa tsy hataoko Sabatan'alasafay
'Zay lasitn ny famonjena tao Sinay
Ho fisaronain-belatsihy lasa vay
Ka tsy ho fiandrasam-panekena, fa liay ka afo malianiay.
Fanekena mandrakizay ho
Famindrampo feno fahasoavana
Tsy ho fideram-bika, haingo, avonavona
Mba ho fanekenainandiakizay tena iainana
Fanekena ho ahy ity LESONA, tsy be am-bovonana.
Dia tena mandrakizay anie
Ity fanekena vaovao sy hatrizay
Hampanavao ny fifandraisana amin'ny Ray
'Reo fa ilay vato toa nofo! ! ! Oadray!
Ary ny aminao?! mba nanaiky amin'izay?
Amena!
Razandrimampianina Faralahy Joseph (Dadafara)
Fiangonana Advantista Antanifotsy
Ambatondrazaka
POUR ALLER PLUS LOIN
A LIRE : Ellen WHITE,
1. Messages choisis, vol. 2, " les trois anges et l'autre ange ", p. 129 ;
2. Selected Messages, vol. 3, p.405 ;
3. Témoignages pour l'Eglise, vol. 2, " L'Eglise lumière du monde ", p. 184, 185.
" La force de l'homme est faiblesse, sa sagesse est folie. Notre réussite ne dépend pas de nos talents ni de nos connaissances, mais d'un lien vivant avec Dieu. La vérité perd sa puissance quand elle est prêchée par des hommes qui cherchent à faire étalage de leur connaissances et de leur aptitudes. Ils montrent également de la sorte qu'ils n'ont pas grande expérience de la religion, que leur cœur et leur vie ne sont pas sanctifiés et qu'ils sont remplis de suffisance. Ils n'apprennent pas de Jésus. Ils ne peuvent pas présenter à autrui un Sauveur qu'ils n'ont eux-mêmes jamais rencontré. Leur cœur n'a pas été adouci ni soumis par la vive prise de conscience du grand sacrifice que le Christ a consenti pour sauver l'homme perdu. " - Ellen WHITE, Testimonies for the Church, Vol. 5, p. 158, 159.
Nous n'avons pas besoin d'aller aux extrémités du monde pour trouver la sagesse, car Dieu est tout près de nous. Notre succès ne dépend pas des capacités que nous possédons, ni de celles que nous acquérons, mais du Seigneur. Nous devons avoir beaucoup moins de confiance en l'homme et davantage en ce que Dieu peut faire pour tous ceux qui croient. Il désire ardemment que nous le recherchions avec foi, que nous nous attendions à de grandes choses de sa part. Il désire nous donner une juste compréhension des choses temporelles et spirituelles. Il peut aviver notre intelligence et nous inspirer le tact et l'habileté. Mettons nos talents au service du Seigneur, demandons-lui la sagesse : elle nous sera accordée. " - Ellen WHITE, Les paraboles de Jésus, " Demander pour donner ", p. 120