Trimestre 2 : Ttre du trimestre 2 2006

Leçon 9 : NY BAIBOLY SY NY FAHASALAMANA

Date : 26-05-2007 au 01-06-2007. Etude : Mat. 4:23; Lio. 4:16-21; Rôm. 6:4,9-11; Fil. 4:4-9; Kôl. 1:20, 21; 3:8-10.

Verset à mémoriser : Izaho no.Jehova rnanasitrana anao. Eks. 15: 26.

Sabotsy 26-05-2007 : Fampidirana

OMEN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA ANTSIKA IREO ANTONY TOKONY HITANDREMANTSIKA NY FAHASALAMANA. 

Manamafy ny fananan'ny vatana tombam-bidy ny Baiboly, Andriamanitra rahateo moa no namorona azy. Araka izany, tokony hitady izay hahatakarana sy hampiharana ireo fepetra hampitomboana ny fahasalamana ny mpino. Ny fikarakaran'ny olona iray ny fahasalamany dia idiran'ny toe-tsaina amam­panahy ananany, porofon'ny fahatokiana sy ny fanompoana feno fandraisana andraikitra eo anatrehan'Andriamanitra. Ny toe-pahasalaman'ny olona iray no mametra ny fahazoany manao fanompoana tsara ho an'ny Tompo na ho an' ny olona hafa izay heveriny fa tokony hanaovany izany.

 

Amin'ny alalan'ny Tenin'Andriamanitra no nampitana ireo zava­kendrena sy soatoavina fototra mikasika ny fahasalamana, raha ny fomba fijery ara-Baiboly no resahina. Na izany aza anefa dia avy amin'ny siansa momba ny fitsaboana avokoa no tena nahazoana ireo fomba hahazoa­manatratra izany zava-kendrena izany. Matetika aza moa dia izany siansa momba ny fitsaboana izany no mampanan-kery ny ankamaroan'ireo fitsipika ara-pahasalamana hita ao amin'ny Baiboly.

 

Tokony hanao izay tratrany ny Kristianina eo amin'ny fikarakarany ny fahasalamany. Hetsika mampitombo ny fahasalamana, ao anatin'izany ny fampiasam-batana, fomba fisakafoana ara-pahasalamana, fialan-tsasatra araks ny tokony ho izy sady mitohy, asa amin'ny antonony sady mitondra fahafaham-po, fialàna amin'izay zavatra rehetra manimba ny fahasalamana, na eo amin'ny fihinana sy fisotro izany na eo amin'ny zavatra atao, fahazarana tsara eo amin'ny fahadiovana, ezaka nampitomboina hiaina amim-pilaminana miaraka amin'ny hafa sy hanampy azy ireo, ary fitokisana lalina an'Andriamanitra no hahazoana ny fampiasana tsara indrindra ny aina nomen'Andriamanitra antsika. Fanomezana masina ho antsika avy amin'Andriamanitra ny vatantsika; noho izany dia manana adidy isika hikarakara azy amin'ny fomba mety indrindra fantatsika.

 

Amin'ity herinandro ity isika dia hijery izay lazain'ny Baiboly momba ny fahasalamana sy ireo fitsipika voarakitra ao amin'ny pejiny.

 


 

9. LA BIBLE ET LA SANTÉ

 

 

Étude de la semaine : Mt 4.23; Lc 4.16.21; Rm 6.4, 9-11; Ph 4.4-9; Col 1.20, 21; 3.8.10.

Verset à mémoriser : « C'est moi, le SEIGNEUR (YHWH), qui te guéris. (Ex 15.26) »

Pensée centrale : La Parole de Dieu nous donne de bonnes raisons de prendre soin de notre santé.

 

La Bible souligne la valeur du corps physique; après tout, il a été créé par Dieu. C'est pourquoi le croyant doit chercher à comprendre les principes qui améliorent la santé, puis les mettre volontiers en pratique. Prendre soin de sa santé est une ques­tion de moralité, une marque de loyauté et le signe que l'on effectue un service responsable envers Dieu. Concrètement, de la condition physique dépend largement la faculté ou non, pour le croyant, d'effectuer un service efficace pour le Seigneur ou pour ceux qu'il se sent appelé à servir.

Si les objectifs actifs et les valeurs en rapport avec une bonne santé, d'un point de vue biblique, nous sont communiqués par la Parole de Dieu, la façon exacte de les atteindre nous est révélée en grande partie par la science médicale, qui authentifie un grand nombre de principes de santé bibliques.

Il incombe a tout chrétien de faire son possible pour prendre soin de sa santé. Des activités qui favorisent la santé, y compris l'exercice physique, un régime sain, un sommeil correct et systématique, un travail concret satisfaisant, le fait d'éviter les substances ou pratiques nocives, la propreté, les efforts pour vivre en paix et aider autrui, et une profonde confiance en Dieu permettent de profiter au maximum de la vie qu'il nous a donnée. Notre corps est un don de Dieu; il nous appartient d'en prendre soin du mieux possible.

Nous étudierons cette semaine ce que la Bible dit sur la santé et les principes que l'on trouve dans ses pages. 

 

 


 LESONA AMIN'NY TENY ANGLISY

Notsoahana avy tamin'ny site ssnet.org

Cliquer sur la leçon du jour ( ci-dessous ) :  

 

 

 

 


Alahady 27-05-2007 : Feno fahasalamana 3 jao.2

 Indraindray isika dia mihevitra fa ny lafiny ara-panahy ihany no resahin'ny Baiboly, tsy izany anefa no izy . Asahon'ny SM fa heverin'Atra ihany koa ny momba ny vatantsika, ary ny lafiny ara-panahintsika dia mifandray @ ara-batana ihany koa. Hitantsika ao @ Baiboly ireo antony tokony hiakarakarantsika ny fahasalamantsika.

Jereo ireto and. ireto ka soraty inona avy ireo hitanao ao ka manentana antsika hikarakara ny fahasalamantsika: Rôm.12:-1 ;14:7 ;1Kôr.3:16,17 ;6:19,20 ; Efes.5:29 ;3Jao.1:2

Ataon'ny Sm mazava tsra fa tena mihevitra ny @ fahasalamantsika tokoa Atra, dia ny fiadanan'ny tenantsika izany. Mazava loatra fa mitombina dia mitobina izany. Zovy tokoa moa ny ray aman-dreny  tia ny zanany kanefa tsy miraharah ny fahasalaman'ny ara-batana na ara-tsaina ? Koa tsy mihoatra lavitra noho izany ve ny fikarakaran'Atra ny antsika?

Voalaza fa tsy mba mihevitra ny fahasalamantsika na oviana na oviana isika raha tsy efa tsy eo amintsika intsony izany. Tsy dia miraharaha firy ny fahasalamanao ve ianao rehefa salama? Miresaka @ olona miatrika olana ara-pahasalamana. Azo antoka fa ho takatrao misimisy kokoa ny antony tokony hitandremantsika tsara ny fahasalamantsika.

 


 ÊTRE EN BONNE SANTÉ

°°°°°°

Bien-aimé, je souhaite que tu prospères à tous égards et que tu sois en bonne santé, tout comme ton âme prospère. (3Jn 1.2)

On a tendance à penser que la Bible ne parle que du spirituel, pourtant, ce n'est pas le cas. Les Ecritures montrent que Dieu se soucie également de notre bien-être physique et que le spirituel est lié au physique. Nous trouvons dans la Bible de bonnes raisons de prendre soin de notre santé.


Recherchez les textes suivants et notez par écrit pourquoi, selon eux, il faut prendre soin de sa sante.

Rm.12 :1

Rm 14 :7 

1 Co 3 :16,17

1Co 6 :19,20 

Ep 5 :29

3Jn1 :2 Il est clair dans les Écritures que Dieu prend soin de notre santé et de notre bien-être physique. Cela parait normal: après tout, quels parents aimants ne se soucient de la santé psychique et physique de leurs enfants? Combien plus le Seigneur ne s'en soucie-t-il aussi!

On dit que les gens ne prennent soin de leur santé que lorsqu'ils la perdent. Si vous êtes en bonne santé, considérez-vous que cela va de soi? Parlez avec une personne qui a des problèmes de santé. Vous comprendrez mieux pourquoi il est nécessaire de la préserver. 

 


 LESONA AMIN'NY TENY ANGLISY

Notsoahana avy tamin'ny site ssnet.org

Cliquer sur la leçon du jour ( ci-dessous ) :

 

 

Alatsinainy 28-05-2007 : Fahasalamana sy famerenana amin'ny laoniny indray

 

Noforonin'Andriamanitra Mpahary antsika ho salama tsara, tsy misy rofirofy na aretina isika tany am-boalohany. Ny drafi-panavotana dia fomba iray novolavolain'Andriamanitra hamerenana antsika indray ho amin'izay efa verintsika tany am-boalohany. Te hamerina antsika ho amin'izay efa nananantsika taloha Izy,

Vak. Rôm. 6:4; 9-11; 1 Kôr. 15:51.57; 2 Kôr. 5:18.20; Kôl. 1:20,21; 3:8-10; 1 Jao. 3:2. Inona no hafatra lehibe omena antsika ao amin'ireo and. ireo? Inona no fanantenana atolony?

Voaresaka matetika ao amin'ny Baiboly ny fanasitranana sy ny famerenana amin'ny laoniny indray. Amin'ny fiteny feno fanasitranana sy voambolana mitsabo no nanomezana ireo teny fikasan'Andriamanitra hamerenana amin'ny laoniny indray an'i Isiraely (Jer. 30:12-17, 33:6, Ezek 47:12, Mal. 4:2). Mazava tsara tokoa ny fifandraisana hita ao amin'ny TV, ny

Ny fampianarana ara-Baiboly rehetra dia miorina amin'ny hoe: amin'ny farany dia ho voaverina amin'ny laoniny izay vert' tamin'ny nidiran'ny ota teto, rehefa tonga Mpamerina amin'ny laoniny ny zava-boariny indray Ilay Mpahary azy. Rehefa avy nanasitrana ny ratrantsika sy nitondra ny fandikan-dalàntsika teo Kalvary Izy dia miseho indray aty amin'ny bokin'ny Apôkalipsy ho Kristy Mpandresy, satria efa nandresy an'i Satana sy ireo herin'ny ratsy (Apôk. 20:14; 21:8). Ireo izay tia sy manompo an'Andriamanitra dia haverina indray amin'ny toetra tsy misy tomika efa nisy tany aloha; ary ny ratsy rehetra mandritra izany dia horavana tsy hitranga intsony. Hita mialoha ho tsy misy aretina, na fanaintainana, na fahafatesana izany tany vaovao izany, araks ny faminaniana voalaza ao amin'ny TV sy ny TT (Isa. 33:24, Apôk. 21:4). Miravoravo amin'ny nitsanganan'i Kristy tamin'ny maty ny apôstôly Paoly, ary izany dia manaporofo fa nandresy ny herin'ny ratsy rehetra Izy. Tonga fandresentsika ny fandresen'i Kristy (1 Tes. 4:14-17).

Efa nomena antsika Advantista ny fahazavana sarobidy mikasika ny fahasalamany sy ny lalàna mifehy azy, izay nokendrena avokoa mba hahatonga antsika hanana fomba fiaina misakana ny aretina.. Manao ahoana ny fahamatoranao eo amin'ny fanarahana izany fitsipika izany? Manao ahoana no tena fahafantaranao tsara azy? Nahoana no miandry harary vao hanomboka hanaraka ireo fitsipika ireo, izay hisakana ny aretina vao miandoha?

 


GUERISON ET RESTAURATION

°°°°°°°

Au commencement, Dieu, notre Créateur, nous a créés en bonne santé, la maladie n'existait pas. Le plan du salut est le moyen par lequel Dieu désire nous redonner ce que nous avons perdu à l' origine.Il veut nous régénérer.

Lisez Rm 6:4;9-11; 1 Co 15:51-57; 2 Co 5:18-20: Col 1:20,21; 3:8-10; 1Jn 3:2. Quel est le message essentiel de ces textes? Quelle espérance offrent-ils?

La Bible parle souvent de guérison et de restauration. Dieu exprime ses promesses en vue de la restauration d'Israël en un langage évoquant la guérison et la réparation (Jr 30 : 12-17 ; 33 :6 ; Ez 47 :12; Ml 3.20). L'affinité entre ces deux notions est telle dans le Nouveau Testament que l'un des principaux mots utilisé pour " guérison " (soteria) peur être traduit soit par " guérison ", soit par " salut ". Le salut, donc, implique non seulement que l'on est sauvé du péché et de ses conséquences, mais aussi que l'on est restauré, guéri tout entier.

Tous les enseignements bibliques s'appuient sur la base suivante : à la fin, celui qui a fait création reviendra restaurer ce que les hommes ont quand le péché est entré. Après avoir guéri nos blessures et porté nos transgressions au calvaire, il apparaît dans le livre de l'Apocalypse comme Christus Victor, le triomphateur de Satan et des forces du mal (Ap 20 :14 ; 21 :8). Ceux qui aiment et servent Dieu retrouveront leur perfection originelle ; tout ce qui est mauvais, entre-temps sera à jamais détruit. Dans les prophéties de l'ancien Testament comme du Nouveau, la nouvelle terre ne connaitra ni maladie, ni douleur, ni mort (Es 33 :24 ; Ap 21 :4). L'apôtre Paul se réjouit de la résurrection du Christ, preuve que ce dernier a remporte la victoire sur toutes les forces mauvaises. La victoire du Christ est devenue la nôtre. (1Th 4 :14 :14-17). 

Les adventistes ont reçu des lumières précieuses sur la santé et des principes de santé. Dans quelle mesure suivez-vous ces principes? Les connaissez-vous suffisamment bien? Pourquoi ne pas appliquer des principes pour prévenir, dans la mesure du possible, les maladies?

 


 LESONA AMIN'NY TENY ANGLISY

Notsoahana avy tamin'ny site ssnet.org

Cliquer sur la leçon du jour ( ci-dessous ) :  

 

 

 

 

 

 

Talata 29-05-2007 : Jesosy , ilay mpanasitrana lehibe

 Resintsika matetika fa Mpitsabo Lehibe i Jesosy. Tsy mahagaga tokoa izany. Raha atao ny kajikajy dia natokana hilazana ny famerenany ny fahasalaman'ny olona @ laoniny ny 20 isan'jato eo ho eo @ Filazantsara. Na dia misy aza ny fitantarana mitovy momba ny trnaga sasany dia ohatra 35 voafaritra mazava no taterin'ny Filazantsara efatra ao anatin'ny tatitra an-kapobeny

Ahoana no maha-ivo ny fanasitranana teo @ asa nataon'i JK tety an-tany? Mat.4:23 ; Lio.6:7-19 ; 9:1

Tamin'ny alalan'nireo fanasitranana mahagaga nataony no nanomezan'i JK porofo lehibe ny anjara asany @ maha-Mpampnjy Azy. Betsaka lavitra noho izany ihany koa anefa no nataony. Amin'ny maha-olombelon antsika dia simban'ny ota tanteraka ny ara-panahintsika, ny ara-pihetseham po ary ny ara-nofo. Mifantoka eo amin'ny famerenana amintsika izay ef verintsika fahiny ny drafi-panavotana iray manontolo. Tsy nisy aretina na, fahafatesana tant' am-boalohany; ary tsy hisy koa izany amin'ny farany (jere Apôk. 21:4). Tamin'ny fanasitranany no nanehoan'i Jesôsy ny tontolon'ny herin'Andriamanitra hanatanterahana ny famerenana amin'ny laoniny indray, hamerenana indray izay verin'ny ota. Tsy ny fanasitranana tsy akory no tenà tanjona farany; zavatra lehibe lavitra noho izany no tsy maintsy tondroin'izy rehetra dia ny famonjena ao amin'i Kristy.

 Vakio Lio. 4:16-21. Inona no ambaran'ireo and. ireo mikasika ny tanjona, sy ny asan'i Jesôsy?

  Ny asa nanirahana an'i Jesôsy voalohany indrindra dia ny hanambara ampahibemaso fa Andriamanitra dia mandray ny zava-boadny mpanota sady mangirifiry amin'ny fihetsika tsy manavakavaka sady feno fahasoavana sy fitiavana. Ny asany dia porofon'ny fanafahana farany amin'ny tontolon'ny ota. Tonga hanafaka Izy, hitady sy hamonjy, hamela heloka, hanambara ny fotoam-pamindrampon'Anddamanitra, hanome ny fiainana mandrakizay, ary ho mpamerina amin'ny laoniny izay efa very. Voalohany indrindra dia Mpamonjy Izy, ary porofon'ny fahefany ny fanasitranany ny ara-nofo.

 Na inona na inona aretintsika sy rofirofintsika, dia teny fikasana maharitra no ananatsika ao @ Baiboly omba ny fanasitranana sy ny famerenana amin'ny laoniny indray; fanasitranana feno sy famerenana amin'ny laoniny amin'ny fomba feno izany. Aza miala amin'izany fa izany no fanantenantsika lehibe indrindra. Mivavaha hahazoana finoana bebe kokoa, hinoana izany teny fikasana izany. Raffia misy olona mitolona amin'ny tsy fahasalamana dia ambarao aminy io fanantenana io.

JÉSUS, NOTRE GRAND MÉDECIN

°°°°°°°

On parle souvent de Jésus comme d'un grand Médecin. Cela n'a rien de surprenant. Environ vingt pour cent des évangiles racontent comment il a redonné la santé aux malades. Même si dans certains cas il y a répétition, les quatre évangiles rapportent trente-cinq cas spécifiques, outre des récits d'ordre plus général.

Grace à ses guérisons miraculeuses, Jésus révélait son rôle messianique. Mais il a fait beaucoup plus. Les êtres humains sont dégradés spirituellement, émotionnellement et physiquement par le péché. Le plan du salut tout entier a pour but de restaurer en nous ce que nous avons perdu autrefois. Au commencement, ni la maladie ni la mort n'existaient sur terre et il en sera de même à la fin. Voir Ap 21 :4. En guérissant les malades, Jésus a révélé au monde la puissance restauratrice de Dieu […] Ces guérisons n'étaient pas une fin en soi; elles annonçaient quelque chose de plus magnifique encore : le salut en Jésus. 

La guérison représentait- elle la part essentielle du ministère de Jésus? Mt 4 :23 ; Lc. 6 :7-19 ; Mt 4 :23 ; Lc. 6 : 7- 19 ; 9 :11.

Lisez Lc. 4 : 16-21. Que révèlent ces versets sur l'objectif et le ministère de Jésus?

Quelles que soient nos maladies et nos malaises, la Bible nous offre de magnifiques promesses de guérison et de restauration c'est-à-dire une guérison et une restauration complètes. Méditez sur cette espérance, la plus grande que nous possédions. Priez pour avoir davantage foi dans ces promesses. Si vous connaissez quelqu'un qui lutte contre la maladie, parlez-lui de cette espérance.  


LESONA AMIN'NY TENY ANGLISY

Notsoahana avy tamin'ny site ssnet.org

Cliquer sur la leçon du jour ( ci-dessous ) :  

 

 

 

Alarobia 30-05-2007 : Fahalalana onony amin'ny zavatra rehetra

Vak. Fil. 4:4-9. Inona no fitsipika azo ampiharina tsara ka hitanao ao amin'ireo and. ireo ary mitondra vokatra tsara eo amin'n fahasalaman'ny vatantsika?

Vakio 1 Kôr. 9:25, ny Gal. 5:23, ary ny Tit. 1:8; 2:2. Inona no fananarana azo ampiasaina tsara ao amin'ireo and. ireo ka mety hitondra vokatra mazava eo amin'ny fahasalaman'ny vatantsika?

 

Ny teny grika nampiasaina handikana ny hoe: "mahonon-tena" ao amin'ny ankamaroan'ireo and. ireo dia avy amin'ny teny izay matetika ampiasaina eo amin'ny tontolon-kevitry ny fanazarana momba ny fanatanjahan-tena. Entina hilazana ny mpanao fanatanjahan-tena miomana ho amin'ny lalao tahaka ny fifaninana hazakazaka izany, izay mitandrin-tena manokana mba tsy hanimba ny vatany. Moa ve tsy mihoatra lavitra noho izany no tokony hampifanaraka io fitsipika io amintsika Kristianina, eo amin'ny hazakazaka ataontsika (1 Kôr. 9:24-27, Heb. 12:1)?

Fantatsika rehetra ny amin'ireo olana ara-pahasalamana izay vokatry ny fampiasana zava-pisotro mahamamo, zava-mahadomelina tsy ara-dalàna, sy ny sisa. Ireo no tena fahita matetika. Ny faharatsian'ny fahasalamana anefa matetika dia avy amin'ny fampanaranam-po tafahoatra ny vatana amin'ireo fanomezana nomen'Andriamanitra natao hifaliantsika. Tsy fahotana ny mifaly amin'ny fahafinaretan'ny nofo, izany dia mifanohitra amin'ny fanoritsoritana mahazatran'ny fivavahana ara-Baiboly. Nataon'Andriamanitra hifaly amin'ireo zavatra ireo isika, saingy eo amin'izay sehatra tokony hilàna azy ihany, ary amin'ny fahalalana onony sy fahaiza-mandanjalanja, araks izay asehon'ny Baiboly.

"Ny fahalalana onony marina dia mampianatra antsika hiaro tanteraka ny tenantsika amin'izay zavatra rehetra mety hanimba, ka hampiasa amim-pahendrena izay zavatra mahasalama. Vitsy no mahatsapa ary tokony hataony rahateo moa izany, fa ny fomba fisakafoany dia tena misy ifandraisany tokoa amin'ny fahasalamany, amin'ny toetrany, amin'ny maha-mahasoa na tsia azy eto amin'ity tontolo ity, ary amin'ny fihafarany mandrakizay. Tokony ho eo ambanin'ireo hery ara-panahy sy ara-tsaina mandrakariva ny fahazotoan-komana." — CG, t. 398. Tsy marina tokoa ve ireo tenin'i EGW ireo? Diniho ny tenanao. Manco ahoana ny fahalalanao onony sy ny fahaizanao mandanjalanja, eny, fa na dia amin'ny zavatra tsara aza? Mety ho inona avy ny fanovana tokony hataonao? 


 

 DE LA MODÉRATION EN TOUTES CHOSES

°°°°°°°°

 

 

Le terme grec utilisé dans ces versets pour " maîtrise de soi " (Ga 5 :23) ou " pondérés " ( Tt 2 :2) vient d'un terme souvent utilisé dans le cadre de l'entrainement sportif, d'athlètes se préparant pour une course ou on autre événement sportif en prenant soin de ne pas absorber d'aliments nocifs. Combien plus devons-nous appliquer cc principe, nous les chrétiens qui désirons remporter la course (1Co 9 :24-27 ; He 12 :1)! 

 

Nous savons tous que l'usage de l'alcool ou des drogues, par exemple, est source de problèmes de santé. Pourtant, la mauvaise santé est souvent due à un usage immodéré des dons que Dieu nous a donnés pour notre bonheur. Contrairement aux caricatures populaires sur la religion de la Bible, Jouir des plaisirs de la chair n'est pas un péché, Nous avons été créés pour en jouir, mais uniquement au sein de leur domaine propre, avec modération et tempérance, comme l'indique clairement la Bible.

 
Lisez Ph 4 :4-9 . Quels principes pouvant avoir un impact positif sur notre bien ces versets révèlent-ils ?

Lisez 1Co 9 :25 ; Ga. 5 :23 ;Tt. 1:8; 2:2. Quels conseils pratiques pouvant être décisifs pour notre santé trouve-t.-on dans ces versets?

" La vraie tempérance nous apprend à éviter complètement tout ce qui est nocif et à user judicieusement de tout ce qui est saint. Peu de croyants réalisent comme ils le devraient combien leurs habitudes alimentaires influent sur leur santé, leur caractère, leur service en ce monde et leur destiné éternelle. Les appétits doivent toujours être soumis aux facultés morales et intellectuelles. "

- Ellen WHITE, Child Guidance, p. 398. Comme ces paroles sont sensées! Examinez-vous vous mêmes. Etes-vous pondérés, même avec les bonnes choses? Quels changements devez-vous faire? 

 


 

LESONA AMIN'NY TENY ANGLISY

Notsoahana avy tamin'ny site ssnet.org

Cliquer sur la leçon du jour ( ci-dessous ) :  

 

 

 

 

 

Alakamisy 31-05-2007 : Fifandraisana mitondra fahasalamana

 Averimberin'ny Baiboly hatrany ny ilantsika ny fifankatiavan . Lazain'i JK fa izany no lehibe indrindra @ lalàna rehetra ( Mat; 22:37-40). Rehefa niresaka momba ireo soatoavina tokony hananan'ny Kristianina, toy ny finoana sy ny fanantenana ary ny fitiavana i Paoly dia ny fitiavana no nolazainy fa lehibe indrindra ( 1 Kôr. 13:13) . Tsy mahagaga raha nilaza JK fa ny toetra lehibe hita eo @ mpanaraka Azy dia ny fifankatiavan'izy ireo (Jao.13:35)

 

Fomba ahoana no anasongadinan'ireto andininy ireto ny fitiavan'ny Kristianina? 1 Kôr. 13:4-7; 1 Jao. 4:7; 1 Jao. 4:18.

Fandinihana maro dia maro no mampiseho fa afaka mamongotra ireo faharatsiana maro dia maro eo amin'ny tanora, faharatsiana izay mety hitondra vokatra mampalahelo eo amin'ny fahalehibiazany—ny fifandraisana ety sy feno fitiavana eo amin'ny rat' aman-dreny sy ny zanaka.

Mila mifankatia isika vahoakan'Andriamanitra (1 Tes. 3:2), mifanompo (Gal. 5:13), mifampitondra izay mahavesatra (Gal.6:2), samy haneho halemem-panahy avy (Efes. 4:32), mifananatra (Rôm. 15:14), mifaneho hatsaram-panahy sy mifamela heloka (Efes. 4:32), mifampahery (1 Tes. 4:18), mifamindra fo (1 Pet. 3:8), mifampiantrano (1 Pet. 4:9), ary mifampivavaka (Jak. 5:16). Ireo didy ireo izay nasongadina mazava tsara ao amin'ny Teny dia hanampy antsika hifandray amintsika samy vahoakan'Andriamanitra, sady hanamafy ny fifandraisana misy eo amin'ny ankohonantsika. Io fifandraisana voalaza io mantsy amin'ny farany dia hiaro ny tanorantsika amin'ny fitondran-tena farany izay mampidi-doza. Amin'ny fametrahantsika fatorana mampiray akaiky dia akaiky ary koa fifamborahana fitiavana sy fahasahiranan-tsaina ary ahiahy, no hanjakan'ny hery miasa mangina tsara, ara-pitondran-tena, ara-panahy ary ara-batana eo amintsika samy isika. Manana ny marina tokoa ny SM teo amin'ny fampisehoany fa zava-dehibe ho antsika tokoa ny fifandraisana tsara, tsy eo amin'ny arapanahy ihany fa eo amin'ny ara-nofo ihany koa.

Avereno dinihina ireo fifandraisanao tena fototra indrindra aminao. Inona no zava-kendrena manosika ireo fifandraisana ireo ho anao : fitiavan-tena sa fanoloran-tena, filàna. Zavatra ho an'ny tena irery sa fitiavana , faniriana hahazo tombotsoa manokana sa faniriana ho tonga fitahiana? Eritrereto ny soa efa nataonao ho an'ny hafa. Ireo fitsipika nohazavaina tao @ lesona androany ve no hery manosika ireo fifandraisanao?

 

 


 DES RELATIONS SAINES

 Maintes fois, la Bible nous encourage à nous aimer les uns les autres. Jésus déclare que c'est le plus grand des commandements (Mt 22 :37-40). Quand Paul parle des qualités chrétiennes telles que la foi, l'espérance et l'amour, il dit que l'amour est la plus grande de toutes (1Co 13 :13). Il n'est pas surprenant que Jésus ait recommandé à ses fidèles d'avoir pour caractéristique de s'aimer les uns les autres (Jn 13 :35).

D'innombrables études montrent que l'amour familial - les relations d'amour entre parents et enfants est un antidote pour de nombreux maux chez les jeunes, maux engendrant de terribles fruits à l'âge adulte.

Parce que nous sommes le peuple de Dieu, aimons-nous les uns les autres ( 1Th3 :2), veillons sur nos besoins mutuels (Ga 5 :13), supportons-nous les uns les autres (Ep 4 :2), ayons de la bonté les uns pour les autres (Ep 4 :32), avertissons-nous les uns les autres (Rm 15 :14), soyons tendres les uns avec les autres et prêts à nous pardonner mutuellement (Ep 4 :32), réconfortons-nous les uns les autres (1Th4 :18), témoignons-nous mutuellement de la compassion (1P3 :8), faisons preuve d'hospitalité les uns envers les autres (1P 4 :9) et prions les uns pour les autres (Lc 5 :16). Ces commandements, si clairement soulignés dans la Parole, nous aideront à rester en contact les uns avec les autres en tant que peuple de Dieu et consolideront les relations familiales, qui par la suite, protégeront nos jeunes de comportements à haut risque. En créant des liens étroits en donnant et en recevant amour et sollicitude - nous exercerons les uns sur les autres une in fluence positive moralement, spirituellement et physiquement. Les Ecritures montrent avec une grande justesse combien nous avons besoin de bonnes relations, non seulement spirituellement, mais aussi physiquement.

Quelle définition les textes suivants donnent-ils de l'amour chrétien?
1Co 13 :4-7 ;
1 Co 13.4-7 1Jn 4 :7  1 Jn 4 :18

Revoyez certaines de vos relations les plus vitales. Queues sont vos motivations : la gratification de soi, la convoitise, ou l'amour? Le désir de gain personnel ou celui d une bénédiction? Réfléchissez au bien que vous avez fait aux autres. Les principes mis en valeur dans la leçon d'aujourd'hui représentent-ils la motivation à l'origine de vos relations? 

 


 

 

LESONA AMIN'NY TENY ANGLISY

Notsoahana avy tamin'ny site ssnet.org

Cliquer sur la leçon du jour ( ci-dessous ) :  

 

 

 

Zoma 01-06-2007 : Fianarana fanampiny

 Vakio "Ny fampiasana fanafody "

  (F1) tt 191-193, (F2) tt. 152-156. «Fomba fisakafo sy nyfahasalamana»

(F1) tt. 238-250 / (F2) tt. 191-201, "The Heaith Reform," tt. 271-296.

 

ny olona dia vokatry ny harerahan-tsaina. Alahelo, ahiahy, tsy fahafaham-po, nenina, fahatsapan-tena ho meloka, tsy fitokisana, ireo rehetra ireo dia mampahosa ny herin'ny aina ka mitaona ho amin'ny fahalovana sy ny fahafatesana (..).

"Mampitombo ny fahasalamana sy mahalava andro iainana ny herim-po, ny fanantenana, ny finoana, ny fangoraham-po ary ny fitiavana. Fahasalamana ho an'ny vatana ary hery ho an'n,,,, fanahy ny saina ravoravo sy ny fanahy feno fifaliana." — CH, t. 344.

"Mato tamin'ireo nanatona an'i Kristy hahazo ny fanampia'ny no ny tenant' ihany no efa nahatonga ny aretina taminy, tsy nandà ny hanasitrana azy ireo anefa i Jesôsy. Resy lahatra ny amin'ny ota ireo rehefa niditra tao amin'ny fanahiny ny fahatsarana avy Aminy, ary maro taminy no sitrana tamin'ny aretiny ara-panahy sy ny rofiny ara-batana." - MH, t. 73

FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:

 

  • Anisan'ny tena pavana teo amin'ny asan'i Jesôsy, hitarihany ny olona ho amin'ny famonjena ny asa fanasitranana nataony. Ahoana no ahazoan'ny fiangonanao mampiasa amin'ny fomba tsaratsara kokoa ny fahazavana ananantsika mikasika ny fahasalamana sy ny fanasitranana, ho anisan'ny fitaovana hoenti-mitory amin'izao tontolo izao?
  •  Resaho eo amin'ny kilasy izay lazain'ny Baiboly mikasika ireo zavatra tahaka ny fomba fisakafoana, fampiasana ny zava-pisotro mahamamo, ny fitsaharana, sy ny sisa. Inona ireo fitsipika ara-pahasalamana mikasika ireo foto-dresaka ireo ka hitanao ao amin'ny Baiboly? Araka ny fahalalana anananao rehetra, fomba ahoana no mampanan-kery ireo fitsipika ireo noho ny siansa môderina? Fomba ahoana no nahazoan'ny mambra tombontsoa manokana avy amin'ny fanarahana izay lazain'ny Baiboly mikasika ireo zavatra ireo?

     

  •  

    www.advantistalyon.com
    Semaine 51 année 2008
    Semaine 50 année 2008
    Semaine 49 année 2008
    Semaine 48 année 2008
    Semaine 47 année 2008
    Semaine 46 année 2008
    Semaine 45 année 2008
    Semaine 44 année 2008
    Semaine 43 année 2008
    Semaine 42 année 2008
    Semaine 41 année 2008
    Semaine 40 année 2008
    Semaine 39 année 2008
    Semaine 38 année 2008
    Semaine 37 année 2008
    Semaine 36 année 2008
    Semaine 35 année 2008
    Semaine 34 année 2008
    Semaine 33 année 2008
    Semaine 32 année 2008
    Semaine 31 année 2008
    Semaine 30 année 2008
    Semaine 29 année 2008
    Semaine 28 année 2008
    Semaine 27 année 2008
    Semaine 26 année 2008
    Semaine 25 année 2008
    Semaine 24 année 2008
    Semaine 23 année 2008
    Semaine 22 année 2008
    Semaine 21 année 2008
    Semaine 20 année 2008
    Semaine 19 année 2008
    Semaine 18 année 2008
    Semaine 17 année 2008
    Semaine 16 année 2008
    Semaine 15 année 2008
    Semaine 14 année 2008
    Semaine 13 année 2008
    Semaine 12 année 2008
    Semaine 11 année 2008
    Semaine 10 année 2008
    Semaine 09 année 2008
    Semaine 08 année 2008
    Semaine 07 année 2008
    Semaine 06 année 2008
    Semaine 05 année 2008
    Semaine 04 année 2008
    Semaine 03 année 2008
    Semaine 02 année 2008
    Semaine 01 année 2008
    Semaine 52 année 2007
    Semaine 51 année 2007
    Semaine 50 année 2007
    Semaine 49 année 2007
    Semaine 48 année 2007
    Semaine 47 année 2007
    Semaine 46 année 2007
    Semaine 45 année 2007
    Semaine 44 année 2007
    Semaine 43 année 2007
    Semaine 42 année 2007
    Semaine 41 année 2007
    Semaine 40 année 2007
    Semaine 39 année 2007
    Semaine 38 année 2007
    Semaine 37 année 2007
    Semaine 36 année 2007
    Semaine 35 année 2007
    Semaine 34 année 2007
    Semaine 33 année 2007
    Semaine 32 année 2007
    Semaine 31 année 2007
    Semaine 30 année 2007
    Semaine 29 année 2007
    Semaine 28 année 2007
    Semaine 27 année 2007
    Semaine 26 année 2007
    Semaine 25 année 2007
    Semaine 24 année 2007
    Semaine 23 année 2007
    Semaine 22 année 2007
    Semaine 21 année 2007
    Semaine 20 année 2007
    Semaine 19 année 2007
    Semaine 18 année 2007
    Semaine 17 année 2007
    Semaine 16 année 2007
    Semaine 15 année 2007
    Semaine 14 année 2007
    Semaine 13 année 2007
    Semaine 12 année 2007
    Semaine 11 année 2007
    Semaine 10 année 2007
    Semaine 09 année 2007
    Semaine 08 année 2007
    Semaine 07 année 2007
    Semaine 06 année 2007
    Semaine 05 année 2007
    Semaine 04 année 2007
    Semaine 03 année 2007
    Semaine 02 année 2007
    Semaine 01 année 2007
    Semaine 00 année 2007
    Semaine 52 année 2006
    Semaine 51 année 2006
    Semaine 50 année 2006
    Semaine 49 année 2006
    Semaine 48 année 2006
    Semaine 47 année 2006
    Semaine 46 année 2006
    Semaine 45 année 2006
    Semaine 44 année 2006
    Semaine 43 année 2006
    Semaine 42 année 2006
    Semaine 41 année 2006
    Semaine 40 année 2006
    Semaine 39 année 2006
    Semaine 38 année 2006
    Semaine 37 année 2006
    Semaine 36 année 2006
    Semaine 35 année 2006
    Semaine 34 année 2006
    Semaine 33 année 2006
    Semaine 32 année 2006
    Semaine 31 année 2006
    Semaine 30 année 2006
    Semaine 29 année 2006
    Semaine 28 année 2006
    Semaine 27 année 2006
    Semaine 26 année 2006
    Semaine 25 année 2006
    Semaine 24 année 2006
    Semaine 23 année 2006
    Semaine 22 année 2006
    Semaine 21 année 2006
    Semaine 20 année 2006
    Semaine 19 année 2006
    Semaine 18 année 2006
    Semaine 17 année 2006
    Semaine 16 année 2006
    Semaine 15 année 2006
    Semaine 14 année 2006
    Semaine 13 année 2006
    Semaine 12 année 2006
    Semaine 11 année 2006
    Semaine 10 année 2006
    Semaine 09 année 2006
    Semaine 08 année 2006
    Semaine 07 année 2006
    Semaine 06 année 2006
    Semaine 05 année 2006
    Semaine 04 année 2006
    Semaine 03 année 2006
    Semaine 02 année 2006
    Semaine 01 année 2006