Trimestre 3 : L'évangile, 1844 et le jugement

Leçon 4 : I JAKOBA SY I RAHELY :ASAM-PITIAVANA

Date : 21-07-2007 au 27-07-2007. Etude : Gen.29:1--31:16

Verset à mémoriser : Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana, ka nanolorany ny tenany hamonjy azy

Sabotsy 21-07-2007 : Fampidirana

 Misongadina eo amin'ny sehatry ny kolontsaina ao amin'ny TT, izay ahitana fa ny fanambadiana dia namboarin'ny ray aman-dreny, ny fanambadian'i Jakôba sy i Rahely, tena ohatra maneho ny fanambadiana miorina amin'ny fitiavana.I Esao koa dia nifidy ireo izay ho vadiny, saingy tsy mba voasoratra hoe "tia" azy ireo izy. Mitovy amin'ny an'i Jakôba ny zavatra nitranga tamin'i Mosesy, fa nanambady ny zanakavavin'ny olona iray izay nalehany mba hialofana izy, nefa eto indray dia tsy voalaza fa raiki-pitia tamin'io zazavavy io i Mosesy. Araka izany, dia ampoizina fa tsy araka ny mahazatra ny fitiavan'i Jakôba an'i Rahely matoa niverimberina ny filazana momba izany. Ampoizina fa nisy antony tsara nahatonga ny fitiavana halaza.

Ny fanambadian'i Jakôba sy i Rahely anefa dia tsy nifarana tamin'ilay fomba famaranana tantaram-pitiavana hoe "Taorian'izay dia niaina tao anatin'ny fahasambarana tsy nanam-pahataperana izy ireo." Rehefa niala tany Padan Arama i Jakôba, 20 taona taorian'ny nahatongavany tany, dia nahavory harena be izy, raha ondry aman'osy no resahina. tonga lafatra mandrakariva aza ny toe-javatra niainan'izy ireo dia tsy nanimba mihitsy ny fitiavan'izy ireo izany. Ny fitiavana mahery tao amin'izy ireo, araka ny fahitana i Rahely lasa aloha loatra dia tsy nampihena ny fitiavan'i Jakôba ny zanaka naterany fa vao mainka aza nanamafy izany.

Indray mitopy maso: Amin'ireo lesona rehetra azontsika sintonina avy amin'ireo mpivady ireo, ny anankiray lehibe indrindra angamba dia ity: ny zavatra ataontsika sy ny fahadisoana vitantsika dia misy fiantraikany mihoatra lavitra noho ny amin'ny tenantsika.


 

GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 3ème TRIMESTRE


POUR LE MEILLEUR ET POUR LE PIRE

LECONS INSPIRÉES PAR LES COUPLES DE L'ANCIEN TESTAMENT

 

 4. JACOB ET RACHEL : TRAVAILLER PAR AMOUR

Etude de la semaine : Gn 29 à 31:16

Versets à mémoriserMaris, aimez votre femme comme le christ a aimé l'Église: il s'est livré lui-même pour elle (Ep. 5:25)

Pensée centrale:De toutes les leçons que ce couple nous enseigne l'une des plus importantes est la suivante : nos actes et nos erreurs ont des conséquences qui vont bien au-delà de notre personne.

Au sein d'une culture, celle de l'Ancien Testament, où les mariages étaient arrangés par les parents, Jacob  et Rachel sont l'exemple même d'un mariage d'amour. Ésaü avait lui aussi choisi ses femmes, mais on ne rapporte pas qu'il les aimait. Comme Jacob, Moïse a épousé la fille d'un homme chez qui il s'était réfugié, mais là encore, on ne dit pas qu'il l'aimait. C'est pourquoi l'amour de Jacob pour Rachel était suffisamment extraordinaire pour être mentionné de façon réitérée. Son amour possède une renommée légendaire pour de bonnes raisons.

Pourtant, le mariage de Jacob et de Rachel ne s'est pas terminé par : «Et ils vécurent heureux jusqu'à la fin de leurs jours.» Quand il a quitté Paddân-Aram vingt ans après son arrivée en ce lieu, Jacob avait acquis de grands biens sous la forme de troupeaux. Mais sa relation avec Rachel a connu beaucoup d'épreuves et d'ennuis.Cependant,si les circonstances n'ont pas été toujours idéales, leur amour n'en a jamais souffert. Il semble que l'amour puissant qu'ils se portaient leur a permis de supporter toutes les difficultés. La mort prématurée de Rachel a plutôt approfondique diminué l'amour que Jacob portait à leurs enfants.

 


 

 

3rd Quarter 2007

For Better or for Worse:

  Lessons From Old Testament Couples

Contents and Introduction

 
 
4- JACOB AND RACHEL :  LABOR OF LOVE

  (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour

Alahady 22-07-2007 : Manam-bady olona ao anatin'ny finoana

 Teo amin'ny tantaran'i Isàka sy i Rebeka nandefa an'i Jakôba no nijanonantsika tamin'ny herinandro lasa teo. Mba hiarovana azy tsy hanambady olona ivelan'ny finoana no heverina fa anton'izany, nefs koa mba hampandosirana azy lavitra ny rahalahiny izay tezitra aminy. Moa tsy efa niozona tokoa ve i Esao fa, vantant' vao maty i Isàka, dia hovonoiny i Jakôba fa nangalatra ny tso-dranony (Gen. 27:41)? Nomarihintsika koa tamin'io fotoana nijanonantsika io fa hafatrafatra mazava mba tsy hakan'i Jakôba vady avy amin'ny Kananita fa avy amin'ny fokony ihany no nanombohan'i Isàka ilay tso-drano araka ny fanekena.


Rehefa dinihina ilay tso-drano araka ny fanekena Oer. Gen. 28:1-4), nahoana moa ny fifidianana izay tokony ho vady no zava-dehibe tokoa mba hahatanteraka ilay tso-drano?

Terra zava-dehibe tokoa ho an'ireo patriarka ny fanambadiana olona ao anatin'ny finoana, hany ka tsy noraharahain'izy ireo ny olana ateraky ny fdanambadian'ny olona samy ao anatin'ny fianakaviana iray ihany. 1 Abrahàma izao dia nanambady ny anabaviny hafa reny aminy, ary i Isàka kosa nanambady ny zanaky ny rahalahin-drainy; ary indro indray ankehitriny i Jakôba fa nohafatrafaran'i Isàka hitady vady amin'ireo zanavavin'i Labàna anadahin-dreniny. Hentitra koa ny hafatra napetrak'i Abrahàma tamin'ilay mpanompo nitokisany mba tsy haka vady ho an'i Isàka avy amin'ireo Kananita (Gen. 24:3). Tsapan'i Esao koa fa tena nanafintohina an'i Isàka ireo vadiny mpanompo sampy, koa lasa izy naka vady iray hafa — dia ny zanakavavin'i Isimaela dadatoany.
.
lnona no porofo mety ho hitantsika avy amin'ny faharatsiana nahatonga ny safo-drano, izay afaka hanampy antsika hahatakatra ny antony iheverana ny fanambadiana "ivelan'ny finoana" ho ratsy? Jer. Gen. 6:1-5.

Misy mino fa ny faharatsiana dia avy amin'ny fanambadian'ny anjely olombelona. Nilaza mazava tsara anefa i Jesôsy fa tsy manambady ny anjely (Mar. 12:25). Ny fampirafesana kosa no hitan'ny hafa fa faharatsiana eto, tahaka izay nataon'ireo mpanapaka nifandimbindimby avy amin'ny taranak'i Kaina. I Lameka no ohatra anankiray amin'izany (Gen. 4:19). Mety hanontany tena anefa isika hoe nahoana no melohina amin'ny fomba tsy mivantana toy izany ny fampirafesana. Ny fanazavana mors takarina indrindra dia izao: ireo taranaka nivavaka tamin'Andriamanitra nantsoina hoe ireo "zanak' Andriamanitra " dia nifanambady tamin'ireo zanakavavin'ny olona ", dia ireo tsy mpomba an'i Jehôvah izany, ary izany dia zavatra nahatsiravina teo imason'Andriamanitra.

Ao amin'ny 2 Kôr. 6:14 dia misy fitsipika izay tokony hotandremana, tsy amin'ny lafiny fanambadiana ihany, fa amin'ny raharaha hafa koa. Misy fotoana anefa, izay tsy azo ihodivirana, mahatonga ny ankamaroantsika hitondra "zioga" hikambanana amin'ny tsy mino. Inona ireo fitsipika tokony ho mby ao an-tsaina rehefa miatrika ireny toe-javatra ireny isika?

 


Dimanche    4.JACOB ET REBECCA:TRAVAILLER PAR AMOUR    22.07.07

SE MARIER DANS LA FOI

Nous avons terminé l'étude de la semaine passée au moment où Isaac et Rébecca éloignaient Jacob pour l'empêcher d'épouser une femme étrangère, mais aussi pour le protéger de la colère de son frère. Après tout, Ésaü avait juré qu'une fois Isaac décédé, il tuerait Jacob pour lui avoir volé sa bénédiction (Gn 27.41). Nous avons également terminé la leçon en notant qu'Isaac avait commencé de prononcer la bénédiction de l'alliance en précisant que Jacob ne devait pas épouser une Cananéenne, mais une femme de son propre clan.

 

Réfléchissez à ce qu'était la bénédiction de l'alliance (voir Gn 28.1-4) et dites pourquoi le choix d'une femme de son clan était nécessaire pour qu'elle s'accomplisse.

Se marier dans la foi était si important pour les patriarches qu'ils ne se posaient pas la question d'épouser ou non une personne de leur famille. Abraham a épousé sa demi-sœur, Isaac sa cousine et, maintenant, Isaac recommandait à Jacob de se chercher une femme parmi les filles de Laban — ses cousines.

Abraham avait expressément précisé à son serviteur de confiance de ne pas choisir une femme pour Isaac parmi les Cananéennes (Gn 24.3). Ésaü, réalisant combien ses femmes païennes offensaient Isaac, est allé se trouver une troisième femme, la fille de son oncle Ismaël.

En quoi la méchanceté humaine à l'origine du déluge nous aide -t-elle à  comprendre pourquoi il ne fallait pas se marier (en dehors de la foi»? (Voir Gn 6.1-5.)

Certains pensent que le texte de Gn 6.1-5 fait allusion au fait que des anges ont épousé des femmes. Mais Jésus a précisé que les anges ne se mariaient pas (Mc 12.25). D'autres estiment que cette méchanceté était en rapport avec la polygamie pratiquée par les dirigeants issus des descendants de Caïn. Lémek était l'un d'eux (Gn 4.19). On peut cependant se demander pourquoi la polygamie aurait été condamnée aussi indirectement. L'interprétation la plus facile à comprendre est celle-ci : les descendants des saints, ou « fils de Dieu» ont épousé « les filles des humains », qui n'obéissaient pas au Seigneur, fait désastreux aux yeux de Dieu.

2 Co 6.14 donne un principe à suivre non seulement concernant le mariage, mais aussi pour nos autres activités. Inévitablement, cependant, la plupart d'entre nous se retrouvent, à un moment donné, sous le même joug que des incroyants. Quels principes devons-nous garder à l'esprit quand c'est le cas?

 


  

For Better or for Worse:

Lessons From Old Testament Couples

4.JACOB ET RACHEL: TRAVAILLER PAR AMOUR

     

  (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour 

 

Alatsinainy 23-07-2007 : Miasa sy miandry

Vak. Gen. 29:1-15. Avy amin'izay azontsika ambara ao amin'ireo and. ireo, manao, ahoana ny fahadiovan'ny eritreritr'i Labàna momba an'i Jakôba, tamin'ny voalohany aloha fara faharatsiny?

Na inona na inona eritreriny tamin'ny voalohany, rehefa ela ny ela dia hitan'i Labàna ny tombontsoa mety ho azony avy amin'i Jakôba. 1 Jakôba rahateo tsy maintsy hanambady ireo zanany vavy, koa nahoana moa raha alainy aminy izay azony alaina mba ho fehin-jazavavy (fananan-jazavavy entimanam-bady na 'dot')?
Manana endrika maromaro ny fehin-jazavavy ao amin'ny TT. Hita fa nanome mpanompovavy ho an-janany vavy ilay rain'ny ampakarina amin'ny fotoanan'ny fanambadiana. Araka izany dia nahazo ankizivavy hanompo azy i Saraha, i Rebeka, i Lea ary i Rahely (Gen. 16:1; 24:61; 29:24,29). Etsy andanin'izany anefa, ilay mpampakatra koa dia nantenaina hanolotra fanomezana ho an'ny fianakavian'ny ampakarina. Ny mpanompon'i Abrahàma dia nanome firavaka volamena sy volafotsy ary fitafiana lafo vidy ho an'i Rebeka, ary koa fanomezana sarobidy hafa ho an-drenin'i Rebeka sy i Labàna anadahiny. Mifanohitra amin'izany kosa ny an'i Jakôba, fa tsy nanambola na iraimbilanja aza izy sady tsy nanana na inona na inona hatolotra afatsy asa, koa nanolo-tena hissa fito taona izy hahazoany an'i Rahely.

Vak. Gen. 29:15-30. Inona no tao ambadik'izany famitahana izany? Inona no ambaran'izany amintsika mikasika ny herin'ny fimatimatesana amin'ny harena izay mahatonga tsy firaharahana ny fahamarinana sy ny fahaiza-miaina?

Fomba ahoana no nanamarinan'i Labàna ny zavatra nataony? (Gen. 29:26). Nahoana no maivana izany fialan-tsiny izany?

Ampoizina fa hanohana an'i Labàna ny mponina ao an-tanàna noho, izy mpiara-monina eo amin'ny taniny. I Jakôba no ilay tonga hialokaloka. Amin'ny maha-mpampiasa azy àry dia nentin'i Labàna tamin'ny sangany î Jakôba. Rehefa tapitra ny fito taona dia tsy mbola nandoa na inona na inona izy. Ambonin'izany rehetra izany, ny fitiavan'i Jakôba an'i Rahely dia nihazona azy teo ambany vahohon'i Labàna. Koa tsy nanan-tsafidy afa-tsy ny nilefitra izy, nanaiky mora foana ilay famitahana. Fanoherana malefaka ihany no hitantsika nasehon'ilay zatovo tsy afa-nanoatra. Tsy maintsy niasa nandritra ny fito taona hafa indray izy mba hahazoany an'i Rahely, nefa navela hanambady azy ihany izy nony farany.


Jer. indray ny fialan-tsinin'i Labàna. Amin'ny, lafiny inona no tokony hitandremantsika fandrao manao toy izany koa isika; izany hoe mampiasa ny fomban-tany na ny fanao nentim-paharazana (na zavatra hafa) ho fialan-tsiny hanamarinana ny zavatra tsy rariny atao?
 

 


 

 

Lundi     4. JACOB ET REBECCA: TRAVAILLER PAR AMOUR    23.07.07

TRAVAILLER ET ATTENDRE

 
Lisez Gn 29 :1-15. D'après ce texte, les motivations de Laban envers Jacob étaient-elles pures, du moins au début?

Quelles qu'aient été ses motivations au départ, Laban a fini par voir en Jacob une bonne occasion. Il épouserait un jour ou l'autre l'une de ses filles, de toute façon ; pourquoi ne pas le faire travailler pour l'obtention d'une dot?

La dot, dans l'Ancien Testament, prenait plusieurs formes. Il semble que le père de l'épouse lui offrait une servante à son mariage. C'est ainsi que Sara, Rebecca, Léa et Rachel ont acquis chacune une servante (Gn  16 :1 ; 24 :61 ;29 :24,29). Le marié était lui aussi censé faire des cadeaux à la famille de la mariée. Le serviteur d'Abraham a offert des bijoux d'or et d'argent, ainsi que des vêtements coûteux à Rebecca, et d'autres cadeaux de prix à sa mère et à son frère Laban. Jacob, lui, était arrivé sans le sou et n'avait rien d'autre à offrir que son travail. C'est pourquoi il a offert de travailler sept ans pour Rachel.

Lisez Gn 29 :15-30. Que signifiait une telle traîtrise? Qu'est-ce que cela nous apprend sur la façon dont la convoitise prend le pas sur l'honnêteté et la moralité?

Comment Laban a-t-il justifié son acte? (Gn 29 :26) Pourquoi était-ce une pauvre excuse?

Habitant du lieu, Laban avait certainement le soutien des gens de sa région. Jacob était un réfugié. Il était à la merci de son employeur. Laban ne lui avait encore donné aucun salaire à la fin des sept années. Plus que tout le reste, l'amour de Jacob pour Rachel faisait de lui le prisonnier de Laban. Il n'avait d'autre choix que d'accepter humblement la traîtrise qui lui était faite. Impuissant, ce jeune homme n'a protesté que faiblement. Il lui a fallu travailler sept autres années pour Rachel, mais il a eu le droit de l'épouser.

Examinez à nouveau l'excuse de Laban. Ne risquons-nous pas d'agir de même? C'est-à-dire, nous appuyer sur des coutumes, des traditions, ou autres, pour justifier des actes injustes?

 


 

 

For Better or for Worse:

Lessons From Old Testament Couples

4.JACOB ET RACHEL: TRAVAILLER PAR AMOUR

     

  •  
        

  (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour

Talata 24-07-2007 : Ady ao amin'ny fianakaviana

 

Vak. Gen. 29:28--30:24, dia valio , ireto fanontaniana ireto:

1. Fahadisoan'ny mpivady toy izay nataon'ny razany ihany no nataon'ity , fianakaviana ity. Tamin'ny lafiny inona?
2. Tamin'ny lafiny inona no nisehoan'ny ady sy ny fialonana teo amin'ireo vehivavy ao amin'io fianakaviana io?
3. Nanampy trotraka izany ny zavatra nataon'i Jakôba. Tamin'ny fomba ahoana?

Ny fifaninanana nisy teo amin'izy mirahavavy dia nitarika azy ireo hanome ny ankizivaviny avy hovadin'i Jakôba mba hiteraka zazalahy ho azy ireo. Hoy i Rahely rehefa niteraka ny zanany faharoa ny ankizivaviny: "Fitolomana mafy  dia mafy no nitolomako tamin'ny rahavaviko, ka nahery aho. " (Gen. 30:8). Hoy mantsy i Rahely tamin'i Jakôba talohan'izao: "Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany, dia ho faty aho. " (Gen. 30:1). Toa nandatsa ireo teny ireo rehefa maty teo am-piterahana izy (Gen. 35:1618). Rehefa niteraka zazalahy izy nony farany dia nomeny anarana hoe Josefa, izay midika hoe "enga anie izy hanampy," fa hoy mantsy izy tamin'izay: "Jehovah anie mbola hanampy zazalahy iray ho ahy koa (Gen. 30:24). Loza fa niteraka ny zanany lahy faharoa no nahafaty azy.

Mariho ireo tenin'i Rahely tamin'i Jakôba ao amin'ny Gen. 30:1 sy ny famoizam-po lalina toriny. Oviana ny fotoana farany naha-tao anatin'ny  toe-javatra nampamoy fo lalina anao izay Andriamanitra irery ihany no afaka mamaha ny olona momba izany? Inona no fihetsika nasetrinao izany? Inona ireo lesona nosintoninao izay afaka hanampy anao raha toa ka miseho indray ny toe-javatra toy izany?

Mardi          4. JACOB ET REBECCA: TRAVAILLER PAR AMOUR       24.07.07

CONFLITS FAMILIAUX

 Lisez Gn 29 :28 à 30 :24, puis répondez aux questions suivantes :

1. En quoi cette famille a-t-elle fait les mêmes erreurs conjugales que ses ancêtres?

2. Comment le conflit et la jalousie qui régnaient entre les femmes de Jacob se sont-ils manifestés?

3. En quoi le comportement de Jacob a-t-il envenimé les choses?

La rivalité entre les deux sœurs les a conduites à offrir leurs servantes à Jacob pour qu'elles leur donnent des fils. Quand la servante de Rachel a donné naissance à un second fils, celle-ci a déclaré: "J'ai livré un combat surhumain contre ma sœur, et je l'ai emporté." (Gn 30 :8) Rachel avait dit à Jacob: "Donne-moi des fils, sinon je vais mourir" (Gn 30 :1) Ironie, Rachel est morte en couches (Gn 35 :16-18). La première fois qu'elle a accouché d'un fils, elle l'a appelé Joseph, ce qui signifiait: "Ajouté", en disant : "Que le SEIGNEUR m'ajoute un autre fils !" (Gn 30 :24) Tragiquement, c'est la naissance du second qui a emporté sa vie.

 
Remarquez les paroles de Rachel à Jacob dans Gn 30 :1 et le désespoir qu'elles révèlent. Quand vous êtes-vous récemment retrouvé dans une situation désespérée dont seul Dieu pouvait vous sortir? Comment avez-vous réagi? Quelles leçons propres à vous aider en des circonstances semblables en avez-vous tirées?

 


 

 

For Better or for Worse:

Lessons From Old Testament Couples

4.JACOB ET RACHEL: TRAVAILLER PAR AMOUR

     

  (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour

Alarobia 25-07-2007 : : ny fiaingan'i jakoba

 1. Inona no nahatonga ny fihetsika nasehon'i Labàna tamin'i Jakôba hiova? Inona no lesona ho antsika eo?
2. Inona ireo lafin-toetra tsara sasantsasany hita ao amin'i Jakôba?
3. Inona no fihetsika nasehon'ireo zanakavavin'i Labàna tamin-drainy? Nitombina ve izany?

Io tantaran'i Labàna sy i Jakôba mbamin'ireo vadiny io, na dia tsy antsary aza, dia efa maharikoriko rahateo. Samy meloka araka izay mahadiso azy avy izy ireo tsirairay. Na dia i Jakôba, ilay patriarka aza, izay mpanaraka affilay tena Andriamanitra marina, dia marina raha azo lazaina hoe maneho an'io Andriamanitra io. Io dia mbola tantara iray hafa ao amin'ny Baiboly maneho fa efa lasa lavitra tokoa ny fahalavoan'ny olombelona ary tena mila dia mila fahasoavana mihitsy isika rehetra. 
Ivereno jerena izay voavakintsika momba io ankohonana io hatramin'izao. Inona ireo fahotana sy fahadisoana nataon'ny olona tsirairay ao amin'izany ankohonana izany? Inona no ambaran'izany amintsika mikasika ny hoe raha ny finoana fotsiny, na dia ny finoana an'llay tena Andriamanitra marina aza, dia tsy ampy hanova ny fiainan tsika araka izay fiovana tian'Andriamanitra ho tanteraka? Jer. 2 Kôr. 7:1.

 
Na dia teo aza ny famitahana sy ny fanambakana, ny firehetam-po sy ny fialonana, ny fiangarana, sy ny sisa, dia teo i Jehôvah, niasa hahatanteraka ny fikasany na dia teo aza ireo fahadisoana vitaWny olombelona. Etsy an-danin'izany, nety ho tsara lavitra nanan ahoana re Io tantara io raha toa ka Andriamanitra no tian'ny olona voalohany, ary nifankatia tahaka ny itiavany ny tenany izy ireo. Raha eo ampanatanterahana ny asa aman-draharahanao andavanandro ianao, amin'ny fomba ahoana no ahafahanao miezaka, amin'ny saina iniana, miaina araka izay tian'Andriamanitra hiainanao, mba tsy hisian'ny alahelo tsy misy ilàna azy?
 


 

Mercredi 4. JACOB ET REBECCA: TRAVAILLER PAR AMOUR   25.07.07

LE DÉPART DE JACOB

Revoyez ce que nous avons déjà lu sur cette fa mille. Quels péchés et quelles erreurs chacun des membres ont-ils commis? (Voir 2 Co 7 :1)

En vous basant sur Gn 30 :25 à 31 :16, répondez aux questions suivantes :

1. Pourquoi Laban a-t-il changé d'attitude envers Jacob? Quelle leçon en tirer?

2. Quelles sont les qualités de Jacob?

 3. Quelle a été l'attitude de la fille de Laban envers son père ? Etait-elle justifiée?

Même sans être dramatique, l'histoire de Laban, de Jacob et de ses femmes est plutôt sordide. Chacun de ces personnages se rend coupable à sa façon. Même Jacob, le patriarche, le fidèle du vrai Dieu, ne le représente guère. Nous avons là un nouveau récit biblique montrant combien les êtres humains sont tombés bas et à quel point nous avons désespérément besoin de la grâce divine.
Même au milieu de toutes ces tromperies, tricheries, passions, jalousies et ce favoritisme, le Seigneur était présent, mettant ses plans en œuvre en dépit des faiblesses humaines. Comment chercher à vivre comme Dieu le souhaite, au milieu de vos activités quotidiennes, évitant ainsi beaucoup de souffrances inutiles?

 


 

For Better or for Worse:

Lessons From Old Testament Couples

4.JACOB ET RACHEL: TRAVAILLER PAR AMOUR

     

 

 

  (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour

 

Alakamisy 26-07-2007 : Anehoam-pitiavana misy fiangarana

Vak. Gen. 29:30. Inona no fomba mitera-dota ao amin'ny fianakaviana hita ao amin'io and. io?

Tsy isalasalana fa niasa teo amin'ny fiainan'i Jakôba Andriamanitra, na dia teo aza ny fahadisoany. Tsy fahadisoana kely anefa ireo fahadisoany ireo; niteraka alahelo sy fahoriana, tsy tamin'ny tenany ihany, fa tamin'ireo olontiany koa, izy ireny. Rahoviana isika no hianatra hisaina alohan'ny hanaovanjavatra, hianatra hijery izay mety ho vokatry ny safidy ataontsika? Firifiry amintsika no haniry hamerina ny famantaranandro ho amin'ny fotoana lasa hahafahana manova ny fomba nanatanterahana ny zavatra natao? Indrisy anefa fa tsy afaka manao izany isika. Ny hany azontsika atao dia ny miezaka mba tsy hamerina intsony ireny fahadisoana ireny amin'ny hoavy.
Amin'ireo fahadisoana rehetra vitan'i Jakôba, dia ny tombom-pitia nasehony tamin'i Rahely no anankiray faran'izay ratsy indrindra. Marina fa tsy i Lea no notadiaviny, nefa dia vadiny foana izy, sady toa tsy nampaninona azy akory ny niteraka ireo zaza rehetra ireo taminy.

Vak. Gen. 33:1-3. Inona no fihetsika mitory fiangarana amin'i Rahely nasehon'i Jakôba teo?

Na dia taty aorian'ny nahafatesan'i Rahely aza dia mbola nitohy ihany ny fiangaran'i Jakôba ireo zanaka naterany taminy. I Josefa no nahazo ilay akanjo misoratsoratra (Gen. 37:3), ary i Benjamina kosa no ilay anankiray tsy navelan-drainy handeha raha nandeha nividy vary tany Egipta ireo zanany hafa (Gen. 42:4), na dia efa nanana zanakalahy folo hafa aza izy [i Benjamina] (Gen. 46:21).
Tsy isalasalana fa nahatonga fahoriana be tamin'ny fianakaviana izany fiangarana nivandravandra izany. Raha mba niaina araka ireo fitsipik'Ilay Andriamanitra izay narahiny mantsy i Jakôba, ho tsara kokoa toa inona re ny fiainany. Lesona ho antsika rehetra koa izany. Koa mila mitandrina isika eo amin'ireo fifandraisana aorintsika.

Marina fa ny ankamaroantsika dia tsy hanan-draharaha amin'ireo zavatsarotra ateraky ny fanambadiana misy fampirafesana, kanefa mila mitandrina isika rehetra eo amin'ny fomba itondrantsika ny hafa. Tsy isalasalana fa samy nalahelo avokoa, na i Lea na ireo zanaka naterany, tamin'ny zavatra nataon'i Jakôba. Inona no azonao atao, mba hahatonga anao hitsimbina kokoa ny fihetseham-pon'ny olona hafa izay miankina amin'ny fitiavanao sy ny fiheverana mamy asehonao?
   

 


 

Jeudi    4. JACOB ET REBECCA: TRAVAILLER PAR AMOUR      26.07.07

 FAVORITISME


Lisez Gn. 29 :30. Quelle recette contre les désastres familiaux ce verset nous donne-t-il?

Nul doute, Dieu était à l'œuvre dans la vie de Jacob malgré ses erreurs. Celles-ci étaient pourtant de taille, entraînant douleur et souffrance non seulement pour lui-même, mais aussi pour ceux qu'il aimait. Quand apprendrons-nous à réfléchir avant d'agir, à contempler les conséquences possibles des choix que nous faisons ? Combien d'entre nous aimeraient revenir en arrière pour agir de façon différente ? Malheureusement, ce n'est pas possible. Nous pouvons seulement essayer de ne pas refaire les mêmes erreurs à l'avenir.

De toutes les erreurs commises par Jacob, la pire était son favoritisme envers Rachel. Bien sur, Léa n'était pas celle qu'il avait désirée, mais elle était son épouse, et il ne semblait pas mécontent de tous les enfants qu'elle lui avait donnés.

Lisez Gn. 33 :1-3. Comment Jacob, ici, fait-il preuve de favoritisme envers Rachel?

Même après la mort de Rachel, Jacob a continué de faire preuve de favoritisme envers les enfants qu'il avait eus avec elle. Joseph est celui qui a reçu la tunique multicolore (Gn. 37 :3) et Benjamin a été retenu par son père quand ses frères on été envoyés en Egypte pour y acheter du grain (Gn. 42 :4), alors que ce dernier avait déjà dix fils (Gn. 46 :21).

Il est certain que ce favoritisme flagrant a beaucoup fait souffrir cette famille. Si seulement Jacob avait vécu selon les principes du Dieu dont il était le fidèle, sa vie aurait été tellement meilleure! Cette leçon s'applique a nous tous également. Nous devons faire preuve de prudence dans nos relations. 

 

Il est certain que beaucoup d'entre nous n'ont pas à affronter les complications nées de mariages polygames, mais nous devons faire attention à la façon dont nous traitons autrui. Nul doute que Léa, puis sans doute ses enfants, ont souffert de l'attitude de Jacob. Comment accorder davantage d'attention aux sentiments de ceux qui dépendent de votre amour et de votre affection?

 

For Better or for Worse:

Lessons From Old Testament Couples

4.JACOB ET RACHEL: TRAVAILLER PAR AMOUR

          (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour  

 

 

Zoma 27-07-2007 : Flanarana fanampiny:

1. Resaho ny amin'ny zioga tsy antonona hikambanana amin'ny tsy mino. Ahoana no tokony ho fihetsika hasehontsika Kristianina rehefa miatrika io toe-javatra io isika? Inona no lesona azontsika sintonina avy amin'ny fanandramana niainantsika tsirairay avy?
2. Inona no toro hevitra homenao ny olona izay mieritreritra ny hanambady olona ivelan'ny finoana?
3. Betsaka ny lesona azontsika sintonina avy amin'ny tantara tamin'ity herinandro ity mikasika ny hoe ahoana no fomba tsy hihetsehana hanao zavatra. Inona ireo fitsipika azontsika ianarana avy amin'izay novakintsika, izay afaka hanampy antsika tsara kokoa hiala amin'ny karazana fahadisoana nataon'ity fianakaviana ity?
4. Ny fimatimatesana amin'ny harena dia fitiavana mahery vaika miredareda ao am-pon'ny olombelona. Fomba ahoana no hahafahantsika miaro tena tsy ho voapaokan'izany?
5. Raha misy mpivady ao amin'ny kilasinareo efa naharitra fotoana ela no nivadiany, iangavio izy ireo hanazava ireo tsiambaratelon'ny fanambadiana sambatra. Inona ireo foto-kevitra iorenany? Inona no tsy tokony hataon'ny mpivady mihitsy? Inona no tokony hataon'izy ireo mandrakariva? Ahoana no ahafahantsika mampihatra ireo foto-kevitra ireo, (rehefa azo ampiharina) amin'ny sehatra hala eo, amin'ny fiainantsika?
FAMINTINANA: laraha-manaiky fa tena tsy mandeha amin'ny laoniny ny' fiainam-pianakavian'i Jakôba. Ratsy koa ny vokatry ny zavatra nataon'izy ireo. Koa zava-dehibe loatra àry izany ny isintonantsika lesona avy amin'ny fahadisoan'izy ireo ka tsy hanarahantsika ireo, fitsipiky ny fimatimatesana amin'ny harena sy ny fitiavan-tena ary ny fialonana izay niteraka alahelo be.

 FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:


"Aoka ny fiainanao hitory ny toe-panahy araka an'Andriamanitra tanterahina amin'ny asa maneho ny finoana izay inoanao. Aoka ho hita fa tsy manambany velively izay mandray azy ny fahamarinana, tsy mahatonga azy ho mahery setra sy tsy hahalala fomba izany, na mahatonga azy ho kirikirina sy tsy manam-paharetana. Aoka ho hitan'ny olona rehetra ny faharetanao, ny hatsaram-panahinao, ny fahari-ponao, ny hamoram-panahy, ny fangorahana, ary ny tena fanaovan-tsoa marina; fa ireo toetra soa ireo no fanehoana ny toetran'Andriamanitra Izay tompoinao. – Ev, t. 400. 


 

Vendredi    4. JACOB ET REBECCA: TRAVAILLER PAR AMOUR   26.07.07

POUR ALLER PLUS LOIN

 

A lire

 Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Le mariage d'Isaac", p. 149 à 155; "Jacob et Ésaü", p. 157-162;

Seventh-day Adventist Bible Dictionary, "Rachel", p. 924, 925.

"Que vos vies témoignent de la valeur divine de la foi que vous professez. Montrez que la vérité n'avilit jamais celui qui la reçoit, qu'elle ne le rend ni dur, ni brusque, ni menaçant, ni impatient. Que votre patience, votre gentillesse, votre endurance, votre amabilité, votre sympathie et votre bonté réelles soient manifestés pour tous ; car ce sont ces qualités qui reflètent le caractère du Dieu que vous servez. " - Ellen WHITE, Evangéliser, p. 360.

 

A méditer

1. Discutez des problèmes qui surgissent quand on se place sous le même joug que des incroyants. Comment nous, les chrétiens, devons-nous agir lorsque nous sommes confrontes à cette situation? Que nous apprennent les expériences des uns et des autres?

2. Quels conseils donneriez-vous à quelqu'un qui projette de se marier en dehors de la foi?

3. Le récit de cette semaine nous en apprend beaucoup sur ce qu'il ne faut pas faire. Quels principes tirer de notre lecture pour éviter les erreurs faites par cette famille?

4. La convoitise est une passion qui agit puissamment sur le cœur humain. Comment empêcher qu'elle ne nous emporte?

5. Demandez à un couple de l'Ecole du sabbat d'expliquer quelles sont les clefs d'un mariage heureux. Sur quels principes celui-ci s'appuie-t-il? Qu'est-ce qu'un couple ne doit jamais faire? Toujours faire? Comment appliquer ces mêmes principes à d'autres domaines de notre vie?  


 

For Better or for Worse:

Lessons From Old Testament Couples

4.JACOB ET RACHEL: TRAVAILLER PAR AMOUR

     

          (Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour

 

www.advantistalyon.com
Semaine 51 année 2008
Semaine 50 année 2008
Semaine 49 année 2008
Semaine 48 année 2008
Semaine 47 année 2008
Semaine 46 année 2008
Semaine 45 année 2008
Semaine 44 année 2008
Semaine 43 année 2008
Semaine 42 année 2008
Semaine 41 année 2008
Semaine 40 année 2008
Semaine 39 année 2008
Semaine 38 année 2008
Semaine 37 année 2008
Semaine 36 année 2008
Semaine 35 année 2008
Semaine 34 année 2008
Semaine 33 année 2008
Semaine 32 année 2008
Semaine 31 année 2008
Semaine 30 année 2008
Semaine 29 année 2008
Semaine 28 année 2008
Semaine 27 année 2008
Semaine 26 année 2008
Semaine 25 année 2008
Semaine 24 année 2008
Semaine 23 année 2008
Semaine 22 année 2008
Semaine 21 année 2008
Semaine 20 année 2008
Semaine 19 année 2008
Semaine 18 année 2008
Semaine 17 année 2008
Semaine 16 année 2008
Semaine 15 année 2008
Semaine 14 année 2008
Semaine 13 année 2008
Semaine 12 année 2008
Semaine 11 année 2008
Semaine 10 année 2008
Semaine 09 année 2008
Semaine 08 année 2008
Semaine 07 année 2008
Semaine 06 année 2008
Semaine 05 année 2008
Semaine 04 année 2008
Semaine 03 année 2008
Semaine 02 année 2008
Semaine 01 année 2008
Semaine 52 année 2007
Semaine 51 année 2007
Semaine 50 année 2007
Semaine 49 année 2007
Semaine 48 année 2007
Semaine 47 année 2007
Semaine 46 année 2007
Semaine 45 année 2007
Semaine 44 année 2007
Semaine 43 année 2007
Semaine 42 année 2007
Semaine 41 année 2007
Semaine 40 année 2007
Semaine 39 année 2007
Semaine 38 année 2007
Semaine 37 année 2007
Semaine 36 année 2007
Semaine 35 année 2007
Semaine 34 année 2007
Semaine 33 année 2007
Semaine 32 année 2007
Semaine 31 année 2007
Semaine 30 année 2007
Semaine 29 année 2007
Semaine 28 année 2007
Semaine 27 année 2007
Semaine 26 année 2007
Semaine 25 année 2007
Semaine 24 année 2007
Semaine 23 année 2007
Semaine 22 année 2007
Semaine 21 année 2007
Semaine 20 année 2007
Semaine 19 année 2007
Semaine 18 année 2007
Semaine 17 année 2007
Semaine 16 année 2007
Semaine 15 année 2007
Semaine 14 année 2007
Semaine 13 année 2007
Semaine 12 année 2007
Semaine 11 année 2007
Semaine 10 année 2007
Semaine 09 année 2007
Semaine 08 année 2007
Semaine 07 année 2007
Semaine 06 année 2007
Semaine 05 année 2007
Semaine 04 année 2007
Semaine 03 année 2007
Semaine 02 année 2007
Semaine 01 année 2007
Semaine 00 année 2007
Semaine 52 année 2006
Semaine 51 année 2006
Semaine 50 année 2006
Semaine 49 année 2006
Semaine 48 année 2006
Semaine 47 année 2006
Semaine 46 année 2006
Semaine 45 année 2006
Semaine 44 année 2006
Semaine 43 année 2006
Semaine 42 année 2006
Semaine 41 année 2006
Semaine 40 année 2006
Semaine 39 année 2006
Semaine 38 année 2006
Semaine 37 année 2006
Semaine 36 année 2006
Semaine 35 année 2006
Semaine 34 année 2006
Semaine 33 année 2006
Semaine 32 année 2006
Semaine 31 année 2006
Semaine 30 année 2006
Semaine 29 année 2006
Semaine 28 année 2006
Semaine 27 année 2006
Semaine 26 année 2006
Semaine 25 année 2006
Semaine 24 année 2006
Semaine 23 année 2006
Semaine 22 année 2006
Semaine 21 année 2006
Semaine 20 année 2006
Semaine 19 année 2006
Semaine 18 année 2006
Semaine 17 année 2006
Semaine 16 année 2006
Semaine 15 année 2006
Semaine 14 année 2006
Semaine 13 année 2006
Semaine 12 année 2006
Semaine 11 année 2006
Semaine 10 année 2006
Semaine 09 année 2006
Semaine 08 année 2006
Semaine 07 année 2006
Semaine 06 année 2006
Semaine 05 année 2006
Semaine 04 année 2006
Semaine 03 année 2006
Semaine 02 année 2006
Semaine 01 année 2006