Trimestre 4 : Commencements et appartenance. Le livre de la Genèse

Leçon 4 : MAHITA NY TAVAN'NY MPANEFY VOLAMENA

Date : 20-10-2007 au 26-10-2007. Etude : Jôba 23:1-10; Mat 5:16; 25:1-2; 1 kor 4:9; Efes. 3:10; 4:11-16.

Verset à mémoriser : Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia nijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra , toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy. 2kor.3:18

Sabotsy 20-10-2007 : Mahita ny tavan'ny mpanefy volamena

 Nitondra andian'ankizy ho amin'ny mpanefy volafotsy iray tany India i Amy Carmichael. Tao anivon'ny afon-tsaribao dia nisy tafo tanimanga mibiloka iray. Teo ambonin'ny tanimanga kosa nisy fangaron-tsira, voamadilo, ary tany biriky. Volamena no voafôio tao anatin'io fangaro' io., Raha teo ampitelemana ny fangaro ny afo, nÿ volamena kosa nihanadio. Nalain'ilay mpanefy volamena tamin'ny alalan'ny volamena, ary, raha toa tsy nadio tsars ilay izy, dia naveriny indray tao anaty afo, niaraka tamin'ny fangaro vaovao iray indray. Kanefa, . isaky ny , namedna ilay volamena tamin'ny afo, dia nitombo ny hafanana. Dia nanontany ny andian'ankizy: "Ahoana no ahalalanao fa voadio ny voiamena?" Izao no navaliny: "Rehefa hitako ao aminy ny tavako!" . LG, t. 50.
Mangataka ny hanadio antsika,; hanatsara antsika ho toy ny volamena, ary hanova antsika ho amin'ny èndriny indray Andriamanitra. Tanjona mahavadana izany ary toa mbola mahavariana kokoa aza fa ny toetra mitovy amin'ny an'i Kristy dia mivoatra l ao amintsika amin'ny fotoana izay andalovantsika amin'ny memy ihany.
 

INDRAY MITOPY MASO:

 Inona no anjara toeran'ny fahoriana amin'ny ambaratongan'ny fanadiovana? Ahoana no hahazoantsika ,izany rehetra izany ao anatin'ny tontolon'ny hery mifanandrina lehibe?

 


 

GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 4ème TRIMESTRE


LE FEU DE L’AFFINEUR

 

 4.  CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRE

  

Etude de la semaine :  Jb 23.1-10; Dn 12.1-10; Mt 5.16; 25.1-12; 1 Co 4.9; Ep 3.10; 4.11-16

 

Versets à mémoriser: " Nous tous qui, le visage dévoilé, contemplons comme dans un miroir la gloire du Seigneur, nous sommes transfigurés en cette même image de gloire en gloire; telle est l'œuvre du Seigneur, qui, est l'Esprit. " (2 Co 3.18)

Questions clefs: Quel est le rôle de la souffrance dans l'œuvre de purification divine? Quelle place lui donner dans le contexte du grand conflit cosmique ?

 

" Amy Carmichael emmena, en Inde, un groupe d'enfants observer un forgeron traditionnel. Au milieu du feu de charbon de bois se trouvait une tuile arrondie. Sur celle-ci, il y avait un mélange de sel, de fruit du tamarin et de poussière de brique. De l'or était placé au sein de cette mixture. Tandis que les flammes dévoraient la mixture, l'or devenait plus pur. Le forgeron retirait l'or avec des pincettes et, s'il n'était pas suffisamment pur, le replaçait dans le feu avec une nouvelle mixture. Chaque fois que l'or était replacé, la chaleur augmentait.

Le groupe d'enfants demanda : "Quand savez-vous que l'or est suffisamment pur ?" Le forgeron répondit : "Quand mon visage s'y reflète."" Amy CARMICHAEL, Learning of God, Christian Literature Crusade, Fort Washington, Pa., 1989, p. 50. Dieu cherche à nous purifier, à nous affiner comme de l'or, à nous transformer à son image. C'est là un dessein incroyable, mais il est encore plus incroyable de penser que c'est seulement à force de passer par les épreuves que le caractère chrétien se développe.

  

 

4th Quarter 2007

THE REFINER’S FIRE

 


04 -Seeing the Goldsmith's Face

 

 

      
       http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

           http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

 

 

Alahady 21-10-2007 : Amin'ny endriny rom 8:29

  

"Satria izay fantany rahateo no notendreny koa hitovy endrika amin'ny Zanany mba ho Lahimatoa amin'ny rahalahy maro koa. (Rôm 8:29).

 
Tamin'ny voalohany, dia nataon'Andriamanitra araka ny endriny isika (Gen. 1:27), kanefa izany endrika izany dia noravan'ny fahotana.
 

Amin'ny fomba ahoana no ahitanao izany fandravana ny endrik'Andriamanitra eo amin'ny taranak'olombelona izany?

Mazava ho azy: Samy nosimban'ny fahotana avokoa isika rehetra (Rôm. 3:10-19),kanefa, ny fanirian'Andriamanitra dia hy hamerina amintsika amin'izay tokony ho nisy antsika hatrany am-boalohany. Eto no miditra ny tsianjerintsika androany. Io dia manambara ny drafitrAndriamanitra fa ireo izay manolotra ny fiainany amin'ny Fanahy Masina, dia mety hitovy endrika amin'ny Zanany (Rôm. 8:29).

Ambonin'izany anefa dia mbola misy fahamarinana iray hafa koa. "Ny endrik'Andriamanitra dia natao hipoitra indray amin'ny taranak'olombelona. Ny  hajan'Andriamanitra, ny hajan'i Kristy dia tafiditra amin'ny fanamboarana ho tonga lafatra ny toetran'ny vahoakany," - DA, t 671.

 Ahoana no fahalalanao izay ambaran'i Ellen White amin'io andalan-teny Io? Jereo koa Jôba 1; Mat, 5:16; 1 Kôr. 4ig; Efes, 3:10.
Amin'ny maha-Kristianina dia tsy tokony hanadino na oviana na oviana isika fa isika dia eo anivon'ny tantara mampitaintaina mahafaobe. Ny hery mifanandrina ifanovan'i Kristy sy Satana dia miseho manodidina antsika. Miseho amin'ny endriny maro ny ady. Ary na dia maro aza no miafina, dia azontsika atao ny mahalala fa, amin'ny maha-mpanaraka an'i Kristy antsika, dia misy anjara asa ho antsika amin'io tantara io ary azontsika atao ny mitondra hafa ho an'i Kristy amin'ny fiainantsika.
Alaivo sary an-tsaina fa eo an-tsehatra filalaovana ao anatin'ny kianjabe iray ianao. Mipetraka mampirisika eo an.-daniny ny anjelin'Andriamanitra izay manaraka ny Tompo; eo an-kilany kosa ny anjely izay nazera niaraka tamin'i Losifera. Raha toa ka haseho ao anatin'izany sehatra Izany ny fiainanao nandritra ny 24 ora farany, dia iza amin'ireo andaniny sy ankilany ireo no hihorakoraka bebe kokoa? Inona no ambaran'ny valin­teninao ny aminao manokana?

  


 

 

   Dimanche                             21.10.2007

4. CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRE

 En cette même image

  " Car ceux qu'il a connus d'avance, il les a aussi destinés d'avance à être configurés à l'image de son Fils, pour qu'il soit le premier-né d'une multitude de frères. " (Rm 8.29)

 A quoi reconnait-on que l'image de Dieu en l'homme est altérée?
Au commencement, Dieu nous a crées à son image (Gn 1.27), image que le péché a altérée.
C'est évident: nous avons tous été corrompus par le péché (Rm 3.10-19). Pourtant, Dieu désire que nous redevenions tels que nous étions à l'origine. C'est là que le verset d'aujourd'hui trouve sa place. Il révèle le plan de Dieu selon lequel ceux qui soumettent leur vie au Saint-Esprit sont "configurés à l'image de son Fils" (Rm 8.29). 

Mais il existe une autre dimension. "L'image de Dieu doit se reproduire au sein de l'humanité. L'honneur de Dieu et du Christ exige que son peuple atteigne la perfection divine. " - Ellen WHITE, Jésus-Christ, "Que votre cœur ne se trouble pas", p. 675. 

Selon vous, quelle est la signification de cette citation d'Ellen White? Voir aussi Jb 1; Mt 5.16; 1 Co 4.9; Ep 3.10. 

N'oublions jamais que les chrétiens se trouvent au cœur d'un drame cosmique. Le grand conflit entre le Christ et Satan se déroule tout autour de nous. Ce combat prend des formes diverses et se manifeste de multiples façons. Même si beaucoup de choses nous sont cachées, il nous est possible de comprendre qu'en tant que fidèles du Christ, nous avons un rôle à jouer dans ce combat et qu'il nous appartient d'honorer le Christ par notre vie.

  

 

  

04 -Seeing the Goldsmith's Face

 

      
       http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

           http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

Alatsinainy 22-10-2007 : Finoana ao anatin'ny afo fandiovana

 Zavatra iray ny hoe ao anatin'ny ady; zavatra iray hafa kosa ny mahita ireo hery aseho aminïzany ady izany. Izany hoe, io no atrehintsika Kristianina. Fantatsika fa any ivelany rehetra any ireo hery ireo, azontsika tsapaina amin'ny fiainantsika izany, kanefa, tsy maintsy mandroso amin'ny finoana isika, amim-pahatokisana Azy izay "tsy hita maso" (Heb, 11:27).

 

 Vakio Jôba 23:1-10. Inona no tena anton'ny tolona nataon'i Jôba? Inona no tsy hitany? Ao anatin'izany ihany koa, inona; no nataony tamim-pinoana, na dia teo aza izany fitsapana rehetra izany?

 

Na dia teo anivon'ny fitsapana mivaivay aza, dia natoky ny Tompo i Jôba. Na dia mafy aza ny zavatra rehetra, dia vonona ny hiaritra izy. Ary ny iray tàmin'ireo zavatra izay nanampy azy haharitra dia ny volamena. Tsy medaly volamena tsy akory; fa, ny fijereny ny hoavy, sy ny nahafantarany fa raha niankina tamin'Andriamanitra izy, dia hivoaka tsaratsara kokoa - hivoaka toy ny volamena! Hatraiza no nahafantaran'i Jôba izay nitranga tao ambadiky ny ridao, tsy haintsika izany. Na izany na tey izany, dia niaritra ny afo fandiovana azy hatrany izy.

 

Tsapanao ve ny afo? Moa ve ianao tratran'ny fanahiana ny amin'ny hafanana izay vokarin'ny toe-javatra maro samihafa? Angamba, tahaka ny an'i Jôba, ny hafanana avy amin'Andriamanitra toa tsy hay hazavaina. Angamba io fahasarotana amin'ny (anaovana as.a vaovao iray na ny fipetrahana amin'ny trano vaovao iray. Angamba fanaporetana any am-piasana, na fampijaliana ao anivon'ny fianakavianao ihany. Angamba aretina na fahavoazana ara-bola. Sarotra ny mahatakatra izany, kanefa Andriamanitra dia afaka mampiasa ireny fitsapana ireny hanamboatra anao ho tsara kokoa ary hanadio anao sy fiampivoitra ny endriny ao amin'ny toetranao.

 

Ny tsapaina ho tonga volamena dia toa fanoitra ho an'i Jôba eto, zavatra izay hampifantohany ny masony ary hisintona azy amin'ny famakivakiana ny zava-manjo azy. Izany dia fijoroana ho vavolombelona iehibe amin'ny toetrany sahady fa, eo anivon'ny fahoriana sy ny fanaintainana, dia afaka nahatsapa ny fisian'ny fanadiovana izy. Ary koa, na dia be aza ny tsy azony, dia fantany fa hahatsara azy kokoa ireo fitsapana ireo.

 

Araka ny fanandramana nolalovanao, amin'ny fomba ahoana no hanadiovana sy hanatsaran'ny fitsapana Anao? Amin'ny fomba hafa inona no mety hahatsara anao kokoa ankoatra ny fahoriana?

 

 


   

   Lundi                             22.10.2007

4. CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRE

  Garder la foi au milieu du feu de l'épreuve

C'est une chose de se retrouver au sein d'une guerre, une autre de discerner les forces en jeu. En un sens, c'est ce que nous, chrétiens, devons faire. Nous savons que ces forces existent, nous en sentons les effets dans notre vie et pourtant nous devons aller de l'avant par la foi, en plaçant notre confiance en celui "qui est invisible" (He 11. 27).

Lisez Jb  23.1-10. Quelle est la nature du combat de Job? Qu'est-ce qu'il ne voit pas? Qu'accepte-t-il par la foi malgré toutes ses épreuves?

Même au milieu de ses terribles épreuves, Job gardait confiance dans le Seigneur. En dépit de tout, Job était déterminé à résister. L'idée de l'or était l'une des choses qui lui permettait de persévérer - non pas le désir d'obtenir une médaille d'or; non, il regardait plutôt vers l'avenir, comprenant que s'il s'accrochait à Dieu, il en ressortirait meilleur - "pur comme de l'or". Nous ignorons ce que Job savait de ce qui se passait en coulisses. Indépendamment de ce qui lui était caché, il endurait le feu de l'épreuve.

Avez-vous peur du feu? Vous inquiétez-vous de la souffrance générée par les épreuves? Peut-être que, comme pour Job, le feu de Dieu vous semble inexplicable. Peut-être devez-vous vous adapter à un nouvel emploi ou à une nouvelle maison. Ou peut-être vous maltraite-t-on au travail ou dans votre famille. Ou bien peut-être avez-vous à subir la maladie ou une perte financière. Si difficile à comprendre que cela soit, Dieu utilise sans doute ces épreuves pour vous affiner et vous purifier, pour transformer votre caractère a son image.

L'idée de devenir "pur comme de l'or" semble être ici pour Job quelque chose de stimulant, une direction vers laquelle il fixait son regard, et qui l'aidait à traverser ses ennuis. Le fait qu'il était capable de réaliser la nature purificatrice de son chagrin et de ses souffrances témoigne puissamment de son caractère. Même s'il ne comprenait pas grand-chose, il savait que ces épreuves le modelaient.

D'après votre expérience, en quoi les épreuves sont-elles source de purification et d'affinement ? Par quels autres moyens que la souffrance êtes-vous affiné?

 


 

04 -Seeing the Goldsmith's Face

 

      
       http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

           http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

 

 

 

 

 

Talata 23-10-2007 : Ny teny farany naloaky ny vavan'i jesosy

 Tao Jerosalema i Jesôsy, akaiky ny fahafatesany. Araka ny voalazan'ny fiiazantsara nosoratan'i Matio, ny fampianarana tamin'ny ora farany talohan'ny Paska dia nolaniany tamin'ny fitantarana fanoharana tamin'ny mpianany, anisan'izany ny virjiny folo, ny ondry sy ny osy. Ireo tantara ireo dia mifandraika amin'ny fomba tokony hivelomantsika eo am-piandrasana an'i Jesôsy ho avy. Noho izany ny maha-zava-dehibe azy ho antsika ankehitriny miaraka amin'ny famantarana ny fiavian'i Jesôsy tsy ho ela izay hita eny rehetra eny dia tsy manan-tsahala amin'izay teo aloha,

 

Ao amin'ny fanoharana ny amin'ny virjiny folo (Mat. 25:1-12), dia maro ireo mpamakafaka no mino fa ny menaka dia maneho ny Fanahy Masina. Eken'i Ellen White izany, milaza ihany koa izy fa ny menaka dia maneho ny toetra ary izany dia zavatra izay tsy azon'ny olona hafa alaina ho antsika.

  

Vakio ny fanoharana. Amin'ny fomba ahoana no iovan'ny hevitry ny tantara, miankina amin'ny fahitanao ny menaka maneho ny Fanahy Masina na ny fananana toetra? inona no ifandraisain'io tantara io aminao raha maneho ny Fanahy Masina, na ny toetra kristianina ny menaka?

Vakio ny fanoharana ny amin'ny ondry sy ny osy ao amin'ny Mat 25:31-46. Inona no fepetra ampiasaina amin'ny fanavahana ny ondry sy ny osy?

 

Jereo fa ny mpanjaka dia manavaka ny ondry sy ny osy araka izay asa nataony, sy ny toetrany. Na dia tsy mampianatra famonjena amin'ny alalan'ny asa aza i Jesôsy eto; dia azontsika atao ny mahita fa zava-dehibe ny fivoaran-toetra ao anatin'ny drafi-pamonjena, ary ireo izay tena voavonjin'i Kristy tokoa dia haneho taratra io famonjena io amin'ny fiainany sy ny toetrany.

 Nambara fa "ny toetra dia ilay olona rehefa ao amin'ny maizina iny". Karazan'olona inona ianao rehefa tsy misy mahita anao? Inona ambaran'izany valin-teny izany aminao ny amin'ny fiovana tokony hataonao?

 
 


 

   Mardi                             23.10.2007

4. CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRE

 Les dernières paroles de Jésus

 

 Jésus se trouvait à Jérusalem, à la veille de sa mort. D'après l'évangile de Matthieu, il passa sa dernière heure avant la Pâque à enseigner des paraboles à ses disciples, dont celle des dix vierges et celle des moutons et des chèvres. Ces histoires ont un rapport avec la façon dont nous devons vivre en attendant le retour de Jésus. C'est pourquoi leur pertinence - avec les signes du proche retour de Jésus - n'a jamais été aussi forte qu'aujourd'hui.
 

Dans la parabole des dix vierges (Mt 25.1-12), de nombreux commentateurs soulignent que l'huile est l'un des symboles du Saint-Esprit. Ellen White ajoutait qu'elle symbolisait également le caractère, chose que personne ne pouvait acquérir à notre place.

Lisez la parabole. En quoi le sens de cette histoire change-t-il selon que l'on considère que l'huile symbolise le Saint-Esprit ou un caractère à l'image du Christ? Le  Saint-Esprit. Le  caractère.
 

Lisez la parabole des moutons et des chèvres dans Mt 25.31-46. Selon quels critères sont-ils séparés?

Remarquez que le roi sépare les moutons des chèvres en se basant sur leurs œuvres et leur caractère. Même si Jésus, ici, n'enseigne pas le salut par les œuvres, nous voyons l'importance d'un caractère à l'image du Christ. Nous voyons aussi que ceux qui seront véritablement sauvés auront reflété ce salut dans leur vie et leur caractère.

On a dit qu'"un caractère s'exprime avant tout dans l'obscurité ". Qui êtes-vous quand personne ne vous regarde? Que vous enseigne votre réponse sur les changements à faire?

 


 

 

04 -Seeing the Goldsmith's Face

 

 

      
       http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

           http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

 

 

 

Alarobia 24-10-2007 : Ny hendry

 Omaly isika dia nijery ny amin'ny maha-zava-dehibe ny toetra ho an'ireo izay miandry ny fiaviany fanindroany. Androany isika dia hijery akaiky kokoa ny maha-zava-dehibe ny toetra ho an'ireo izay mbola velona amin'ny fotoana iaviany indray.

 

Vakio Dan. 12:1-10. Inona no tontolo manodidina io an-dalan-teny io? Fotoana manahoana amin'ny tantaran'izao tontolo izao no ambara eto? Ambonin'izany, inona no azontsika ambara avy amin'ireo andininy ireo ny amin'ny toetran'ny vahoakan'Andriamanitra velona mandritra io fotoana io? Inona no toetra mampiavaka omena azy ireo, raha mitaha amin'ny ratsy fanahy? Jereo Apôk. 22:11

 

 

Nambara tamin'i Daniela fa mialoha kelin'ny fiavian’i Jesôsy, dia hisy fotoana fahoriana izay tsy manan-tsahala amin'izay niseho tamin'ny tantaran'ny tany hatrarnin'izay. Eo amin'ny and. 3 sy and. 10 dia omena antsika ny fanoritsoritana ny olo-marina sy ny ratsy fanahy mandritra io fotoana io. Jereo fa ny ratsy fanahy dia hiharatsy (and. 10) raha mitaha amin'ny olo-marina, izay mamirapiratra (and. 2), angamba noho izy ireo nodiovina, nofotsiana sy nozahan-toetra" (Dan. 12:10) mandritra io fotoana andro fahoriana io izay tsy nisy tahaka azy hatrizay nisian'ny firenena ka hatramin'izany andro izany (12:1). Ambonin'izany koa, ny ratsy fanahy dia tsy mahalala, fa ny olo-marina dia "Hendry" ary mahafantatra.

 

Mahafantatra inona? Matematika, siansa, kristisisma ambony? Hoy ny Ohabolana hoe "ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena " (1:7). Angamba. amin'io tontolo manodidina io, ny "Hendry" dia Hendry satria izy ireo dia manana fahalalana ny amin'ny andro farany, ny fotoam-pahoriana, araka izay fisehoany. Tsy tampoka tamin' ïzy ireo izany. Tamin'ny fianarany ny tenin'Andriamanîtra, dia fantany fa ho avy izany. Ary ambonin'izany, ny fahalalany dia ahafahany mamela ny fotoam-pahoriana hanadio sy hamotsy azy ireo; ny ratsy fanahy kosa, eo akilany, dia mihamafy loha amin'ny fikomiany ary mitohy amin'ny faharatsïany.

 

Ny zava-dehiba hambara dia hoe isika dia omena soritsoritra ny amin'ny oiona izay nandalo fanadiovana sy famotsiana.

 

Na dia nojerentsika tao anatin'ny tontolo manodidina azy mandritra ny andro farany aza ireo andininy ireo, dia Inona no filamatra hitantsika eto izay afaka manampy antsika hahafantatra tsaratsara kokoa ny amin'ny fanadiovana sy famotsiana, na dia ho antsika veiona ankehitriny aza.


 

   Mecredi                             24.10.2007

4. CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRE

 "Les sages" (DN 12:3 Darby)

 

Nous avons examiné hier l'importance du caractère pour ceux qui attendent le retour de Jésus. Aujourd'hui, nous verrons plus précisément l'importance du caractère pour ceux qui seront en vie à ce moment-là.

Lisez Dn 12.1-10. Quel est le contexte? A quelle époque historique est-il fait référence? Qu'indiquent ces versets sur le caractère des enfants de Dieu en vie à cette époque? Quelles caractéristiques leur sont attribuées, contrairement aux méchants? Voir aussi Ap 22.11.

Il est dit à Daniel que juste avant le retour de Jésus, il y aura "un temps de détresse" inégale dans l'histoire. Les versets 3 et 10 décrivent les justes et les méchants de l'époque. Remarquez que les méchants "agiront en méchants" (Dn 12.10), contrairement aux justes qui, au verset 3, "brilleront" avec éclat, sans doute parce que leur multitude aura été "purifiée, blanchie et épurée" (12.10) pendant ce "temps de détresse tel qu'il n'y en a pas eu depuis qu'il existe une nation jusqu' à ce temps-là. " (Dn 12.1) De façon contrastée également, les méchants ne comprendront rien, mais les justes auront "du discernement"; ils seront "sages" (DNS 12.3, Darby).

Que comprendront-ils donc ? Les mathématiques, les sciences, la haute critique? Les Proverbes disent que "la crainte du SEIGNEUR est le commencement de la connaissance" (Pr 1. 7). Peut-être que dans ce contexte, les sages le seront parce qu'ils auront connaissance des événements de la fin et du temps de détresse, tels qu'ils se dérouleront. Ils ne seront pas pris par surprise; ils auront étudié la Parole et sauront reconnaitre l'imminence du temps de détresse. Ils en sauront suffisamment pour laisser le temps de détresse les purifier et les affiner. En revanche, les méchants deviendront encore plus obstinés dans leur révolte, poursuivant leurs méchantes actions.

On nous décrit ici un peuple qui est passé par une purification et un affinement, c'est le point central de ce texte.

Même si nous avons examiné ces textes dans le contexte des derniers jours, quels principes en retirons-nous pour nous aider à mieux comprendre le sens d'une telle purification aujourd'hui ?

 


 

04 -Seeing the Goldsmith's Face

         http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

        http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

 

 

 

Alakamisy 25-10-2007 : Toetra sy fiaraha-monina

Misy hira iray milaza toy izao, "Izaho dia vatolampy, izaho dia nosy iray." Moa ve ianao efa nahatsapa toy izany koa? Te hijoro irery? Efa nandre aza ianao olona nilaza toy izao: "Eny, ny fiarahako amin'Andriamanitra dia raharahako manokana. Tsy zavatra tokony horesahiko aminao izany,"

 

Vakio Efes. 4:11-16. Inona no ambaran'i Paoly eto? Inona no andraikitra omeny ny fiaraha-monina eto?

 

Tamin'ny nanoratany tamin'ny Efesianina, dia nanoritsoritra ny amin'ny Fiangonana amin'ny maha-vatana azy i Paoly. I Jesôsy no loha, ary ny vahoakany no manao ny sisa rehetra. Raha jerena ny and. 13, dia ho hitanao ny tanjona fara tampony amin'ny fivelomana ara-piaraha-monina toy izany - natao hanadramana mba "hahatratra ny ohatry ny halehiben'ny fahafenoan'i Kristy". Ary hahafahana manatanteraka izany dia mila mifanampy isika!

 

Mety tokoa ny ho Kristianina irery. Ny marina mantsy, dia, tahaka ireo olona maty nandritra ny taonjato nifandimby izay notsinontsinoavina na nenjehina, ny mijoro irery dia tsy azo nialana. Izany dia vavolombelona mahery vaika ny amin'ny herin'Andriamanitra fa ny lehilahy sy vehivavy dia tsy mihemotra noho ny tsindry atao amin'izy ireo. Kanefa, na dia marina aza izany, dia tian'i Paoly ny hanindry fahamarinana lehibe iray: ny fahafenoan'i Kristy dia andramana sy aseho rehefa miara-miasa amim-pirahalahiana isika.

 

Amin'ny andininy androany, inona no lazain'i Paoly fa tsy maintsy miseho mialohan'ny hisehoan'ny fahafenoan'i Kristy ao amin'ny fiangonantsika?

 
Amin'ny lafïny inona no anehoan'ny fiangonana ny fahafenoan'i Kristy amin'ny fomba hafa noho ny fanehoan'ny tsirairay avy ny fahafenoan'i Kristy? Inona no ifandraisan'ity tontolo manodidina ity amin'ny hery mifanandrina lehibe? Jereo Efes. 3:10.

 
Mora ny halemy fanahy rehefa irery ianao na miaraka amin'ny vahiny, fa saingy sarotra kokoa ny halemy fanahy amin'ny izay fantatrao tsara na tsy tianao. Midika izany fa raha mbola maneho hatsaram-panahy amin'ireo olona ireo isika, dia efa manambara fijoroana ho vavolombelona tsy azo sakanana ny amin'ny fahamarinan'Andriamanitra izany.

 

  


 

   Jeudi                             25.10.2007

4. CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRE

 Caractère et Communauté

  

Telles sont les paroles d'une chanson : " Je suis un rocher, une île." Avez-vous déjà eu ce sentiment? Le désir de vous retrouver seul ? Peut-être même avez-vous entendu dire: "Mon cheminement avec Dieu est une affaire privée. Je ne désire pas en parler. "

Lisez Ep 4.11-16. Quel est le point souligné par Paul? Quel rôle attribue-t-il à la communauté?
 

Quand il écrit aux Éphésiens, Paul compare l'Eglise à un corps, dont Jésus serait la tête et son peuple le reste du corps. Il est indiqué au verset 13 le but ultime de la vie au sein d'une telle communauté : parvenir au "stade où se manifeste toute la plénitude qui nous vient du Christ" (La Bible du Semeur). Et, pour cela, nous avons besoin les uns des autres !

 Il est certainement possible d'être un chrétien solitaire. En fait, comme pour de nombreux croyants qui, au cours des siècles, ayant été ridiculisés ou persécutés, il est souvent inévitable de se résister seul. Que des hommes et des femmes n'aient pas cédé aux pressions de leur environnement a rendu témoignage de la puissance de Dieu. Toutefois, si cela est vrai, Paul cherche à souligner une vérité essentielle : la plénitude du Christ ne s'exprime et ne se révèle que lorsque les chrétiens ouvrent ensemble en communion les uns avec les autres.
 

D'après Paul, dans le texte d'aujourd'hui, que doit-il se passer avant que la plénitude du Christ se révèle au sein de la communauté chrétienne?

En quoi le témoignage d'une communauté révélant la plénitude du Christ diffère-t-il de celui de l'individu révélant cette même plénitude? Quelles en sont les implications au sein du grand conflit cosmique? (Voir Ep 3.10).
Il est facile d'être agréable quand on se retrouve seul ou avec des étrangers, mais il est beaucoup plus difficile d'être agréable avec des gens que l'on connaît bien ou que l'on n'aime pas. Cela signifie qu'en témoignant a ces derniers tact et bonté, nous rendons un témoignage irrésistible à la vérité divine.

 

 


 

 

04 -Seeing the Goldsmith's Face

 

 

      
       http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

           http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

 

Zoma 26-10-2007 : Fianarana fanampiny

 "Ny fanamboarana ny toetra no asa lehibe indrindra izay napetraka tamin'ny olombelona; ary ny maha-zava-dehibe ny fandalinana izay dia tsy manan-tsahala amin'izay nisy teo aloha. Tsy nisy taranaka teo aloha nantsoina hiatrika olana miezinezina; tsy nisy tanora lahy na vavy teo aloha niatrika loza mananontanona lehibe mihoatra noho izay atrehiny ankehitriny." Ed, t. 225.

"Ao amin'ny fanoharana, ireo virjiny adala dia ambara fa mangataka menaka, kanefa tsy nahazo izay notadiaviny. Izany dia maneho ireo izay tsy nanomana ny tenany tamin'ny alalan'ny fampivoarana ny toetrany hahafahany mijoro amin'ny fotoan-tsarotra. Ohatra ny hoe tsy maintsy mandeha any amin'ny namany izy ireo ka manao hoe: omeo ahy ny toetranao, raha tsy izany dia very aho. Ireo Hendry dia tsy afaka nanome ny menak'izy ireo ho an'ny jiro mitsipozipozin'ireo virjiny adala. Tsy azo afindra ny toetra. Tsy azo vidina na amidy izany. Natao halaina izany. Ny Tompo dia nanome ny tsirairay tombontsoa fanararaotra mba hahazoana toetra marina amin'ny alalan'ny oran'ny fitsapana; kanefa Izy dia tsy nanome tomba izay ahafahan'ny olona iray mamindra amin'ny olona iray hafa ny toetra izay novelariny amin'ny alalan'ny famakivakiany ny fanandramana maro, amin'ny alalan'ny fianarana ny lesona nomen'ny Mpampianatra lehibe, ka hahafahany maneho faharetana eo anivon'ny fitsapana, sy hampiasany ny finoany hanesorany ny tendrombohitra tsy azo nihoarana." - Yi, 16Jan., '1896.

 FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:

 

  1. Inona no dikan'ny hoe 'fanamboaran-toetra"? Ahoana no hanaovanao izany?. Ampahafirin'ny laharam-pahamehana hita maso ny fanamboaran-toetra amin'ny fiainanao sy eo anivon'ny fiangonanao?
  1. Ny lesona Talata dia miresaka ny amin'ny andraikitra lehiben'ny fiangonana eo amin'ny fiainan'ny kristianina. Manao ahoana ny fiasan'ny fiangonana misy anao amin'ny maha-tenan'i Kristy azy? Amin'ny maha-kilasy, resaho ny amin'izay azonao atao hanatsarana izany.
  1. Amin'ny maha-kilasy, mifanakaloza hevitra ny amin'ny antony mafia-zava-dehibe ny fampivoarana ny toetra, na dia efa voavonjy amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesôsy ihany aza isika. Raha ny fahamarinany, sy ny toetrany tonga lafatra, no mamonjy antsika, dia inona no ilaintsika hampivoatra ny toetrantsika? 
 
  1. I Hellen Kelier, izay marenina sy jamba hatramin'ny fahazazany, dia nanoratra hoe': "tsy afaka mivoatra amin'ny fahatsorana sy ny filaminana ny toetra. Amin'ny alalan'ny fanandramam-pitsapana sy fahoriana ihany no mampahazo hery ny fanahy, mampahazava ny fahitana, mampihetsika izay irin'ny fo ho tanteraka, ary mahatanteraka ny fahombiazana." (L, b. 17, lah. 4), Ekenao ve izany? Ifanakalozy hevitra ny fifandraisana misy eo amin'ny toetra sy ny fahoriana ary ny finandrinana lehibe.

 

    Vendredi                  26.10.2007                              

4. CONTEMPLER LE VISAGE DE L'ORFÈVRER

 Pour aller plus loin

A lire

  

 

 

Ellen WHITE, Les paraboles de Jésus, "A la rencontre de l'Epoux", p. 357-369 ; La tragédie des siècles, "Le temps de détresse ", p. 665-688 ; Sons and Daughters of God, p. 100.

"Former le caractère ! Jamais œuvre plus importante n'a été confiée aux hommes. Jamais il n'a été aussi essentiel qu'aujourd'hui de s'y consacrer avec soin. Jamais aucune des générations passées n'a été placée devant des problèmes aussi considérables, jamais les jeunes gens, les jeunes femmes n'ont été confrontés à des dangers aussi grands qu'aujourd'hui." - Ellen WHITE, Education, "Education et caractère", p. 255, 256.

"Les vierges folles de la parabole demandent de l'huile et n'en reçoivent pas. Elles symbolisent ceux qui ne se seront pas préparés en se forgeant un caractère capable de tenir bon en temps de crise. On pourrait tout aussi bien dire que les vierges folles vont trouver leurs voisines en leur disant : "Donnez-moi votre caractère, sinon nous sommes perdues." Les vierges avisées ne peuvent mettre de l'huile dans les lampes presque éteintes des vierges folles. Un caractère ne se communique pas, ne s'achète pas, ne se vend pas. Il est nécessaire de l'acquérir. Le Seigneur donne à chacun la possibilité de développer un caractère juste grâce au temps de probation; mais il n'a pas prévu que l'on puisse transmettre son caractère à quelqu'un d'autre. [...]" - Ellen WHITE, dans The Youth's Instructor, 16 janvier 1896.

 

 

 

A méditer...

 

 

1.Que signifie "la formation du caractère " ? Comment y parvenir ? Est-ce une priorité manifeste dans votre vie et celle de votre église ?

2.La leçon de jeudi évoquait le rôle important, dans notre vie, de notre communauté chrétienne. Dans quelle mesure votre communauté locale fonctionne-t-elle comme le corps du Christ ? Dans quelle mesure représente-t-elle le Seigneur ? Que les membres de la classe discutent des façons de mieux y parvenir.

3.Discutez avec les membres de l'importance de la construction du caractère, même si seule la foi en Jésus sauve. Si nous sommes sauvés par sa justice et son caractère parfait, alors pourquoi est-il nécessaire de développer le nôtre ?

4.Helen Keller, qui était sourde et muette, écrivait : " On ne développe pas son caractère dans la facilité et la paix. Seule l'expérience et les épreuves fortifient l'âme, éclaircissent le regard, inspirent de l'ambition et favorisent le succès." Leadership, vol. 17, n° 4.

 

   


 

 

04 -Seeing the Goldsmith's Face

 

 

      
       http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_04.pdf

    

           http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less04.html

 

 

www.advantistalyon.com
Semaine 51 année 2008
Semaine 50 année 2008
Semaine 49 année 2008
Semaine 48 année 2008
Semaine 47 année 2008
Semaine 46 année 2008
Semaine 45 année 2008
Semaine 44 année 2008
Semaine 43 année 2008
Semaine 42 année 2008
Semaine 41 année 2008
Semaine 40 année 2008
Semaine 39 année 2008
Semaine 38 année 2008
Semaine 37 année 2008
Semaine 36 année 2008
Semaine 35 année 2008
Semaine 34 année 2008
Semaine 33 année 2008
Semaine 32 année 2008
Semaine 31 année 2008
Semaine 30 année 2008
Semaine 29 année 2008
Semaine 28 année 2008
Semaine 27 année 2008
Semaine 26 année 2008
Semaine 25 année 2008
Semaine 24 année 2008
Semaine 23 année 2008
Semaine 22 année 2008
Semaine 21 année 2008
Semaine 20 année 2008
Semaine 19 année 2008
Semaine 18 année 2008
Semaine 17 année 2008
Semaine 16 année 2008
Semaine 15 année 2008
Semaine 14 année 2008
Semaine 13 année 2008
Semaine 12 année 2008
Semaine 11 année 2008
Semaine 10 année 2008
Semaine 09 année 2008
Semaine 08 année 2008
Semaine 07 année 2008
Semaine 06 année 2008
Semaine 05 année 2008
Semaine 04 année 2008
Semaine 03 année 2008
Semaine 02 année 2008
Semaine 01 année 2008
Semaine 52 année 2007
Semaine 51 année 2007
Semaine 50 année 2007
Semaine 49 année 2007
Semaine 48 année 2007
Semaine 47 année 2007
Semaine 46 année 2007
Semaine 45 année 2007
Semaine 44 année 2007
Semaine 43 année 2007
Semaine 42 année 2007
Semaine 41 année 2007
Semaine 40 année 2007
Semaine 39 année 2007
Semaine 38 année 2007
Semaine 37 année 2007
Semaine 36 année 2007
Semaine 35 année 2007
Semaine 34 année 2007
Semaine 33 année 2007
Semaine 32 année 2007
Semaine 31 année 2007
Semaine 30 année 2007
Semaine 29 année 2007
Semaine 28 année 2007
Semaine 27 année 2007
Semaine 26 année 2007
Semaine 25 année 2007
Semaine 24 année 2007
Semaine 23 année 2007
Semaine 22 année 2007
Semaine 21 année 2007
Semaine 20 année 2007
Semaine 19 année 2007
Semaine 18 année 2007
Semaine 17 année 2007
Semaine 16 année 2007
Semaine 15 année 2007
Semaine 14 année 2007
Semaine 13 année 2007
Semaine 12 année 2007
Semaine 11 année 2007
Semaine 10 année 2007
Semaine 09 année 2007
Semaine 08 année 2007
Semaine 07 année 2007
Semaine 06 année 2007
Semaine 05 année 2007
Semaine 04 année 2007
Semaine 03 année 2007
Semaine 02 année 2007
Semaine 01 année 2007
Semaine 00 année 2007
Semaine 52 année 2006
Semaine 51 année 2006
Semaine 50 année 2006
Semaine 49 année 2006
Semaine 48 année 2006
Semaine 47 année 2006
Semaine 46 année 2006
Semaine 45 année 2006
Semaine 44 année 2006
Semaine 43 année 2006
Semaine 42 année 2006
Semaine 41 année 2006
Semaine 40 année 2006
Semaine 39 année 2006
Semaine 38 année 2006
Semaine 37 année 2006
Semaine 36 année 2006
Semaine 35 année 2006
Semaine 34 année 2006
Semaine 33 année 2006
Semaine 32 année 2006
Semaine 31 année 2006
Semaine 30 année 2006
Semaine 29 année 2006
Semaine 28 année 2006
Semaine 27 année 2006
Semaine 26 année 2006
Semaine 25 année 2006
Semaine 24 année 2006
Semaine 23 année 2006
Semaine