Trimestre 4 : Commencements et appartenance. Le livre de la Genèse

Leçon 5 : HAFANANA BE

Date : 27-10-2007 au 02-11-2007. Etude : Gen.22;Jôba 1:6-2:10; Isa.431-7; Hôs 2:1-12;2Kor 11:23-29.

Verset à mémoriser : Nefa sitrak'i Jehôvah ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy.Rehefa nanolotra fanati-panonerana Izy, dia hahita taranaka sady maro andro, ary ny sitrapon'i Jehovah dia hambinina eo an-tanany. Isa.53:10

Sabotsy 27-10-2007 : Fampidirana

 

Raha teo am-pialana aina ny vadin'ny mpanoratra kristianina malaza iray atao hoe C S Lewis, dia izao no nosoratan'ity farany: "Tsy hoe izaho (na mihevitra aho fa) miseha-doza amin'ny fiatoana tsy hino an'Andriamanitra intsony. Ny tena loza dia fahatongavana amin'ny finoana amin'ny zava- mahatsiravina toy izany momba Azy. Ny tsoa-kevitra atahorako dia tsy hoe « Tsy misy Andriamanitra mihitsy izany » fa ny hoe « Toa izao mihitsy izany Andriamanitra ». (G O, tt, 6,7).

Rehefa mampahory tokoa ny zavatra rehetra, dia misy amintsika ny mandà an'Andriamanitra tanteraka. Ho an'ny hafa tahaka an'i Lewis, dia misy ny fakam-panahy hanova ny fijerintsika an'Andriamanitra ary hanaovantsika sary an-tsaina zava-dratsy marobe momba Azy. Ny fanontaniana dia hoe: hatraiza ny hafanana hahatongavan'izany? Hafanana maharitra hafiriana no sitrak'Andriamanitra hatao handalovan'ny vahoakany hahatrarany ny tanjona faratampony amin'ny famolavolana antsika ho amin'ny endriky ny Zanany? (Rôm. 8:29).

INDRAY MITOPY MASO:

 Nahoana no mihevitra ianao fa Andriamanitra dia vonona ny handika vilana ireo   izay tiany hahalala sy hitia Azy? Hafiriana hoy ianao ny fahavononan'Andriamanitra ny hadika villana hahatrarany ny tanjona amin'ny famolavolana ianao ho amin'ny endriky ny Zanany?

   

 

GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 4ème TRIMESTRE


LE FEU DE L’AFFINEUR

 

 5.LE FEU DE L'ÉPREUVE  

  

Etude de la semaine : Gn 22; Jb 1.6 à 2.10; Es 43.1, 7; Os 2.3 -14; 2 Co 11.23-29.

 

Versets à mémoriser: Mais il a plu à Dieu de le briser par la souffrance. Bien que toi, Dieu, tu aies livré sa vie en sacrifice de réparation, il verra une descendance. Il vivra de longs jours et il accomplira avec succès ce que désire l'Eternel." (Es 53.10)

Questions clefs: Pourquoi Dieu prend-il le risque d'être mal compris par ceux dont il veut se faire connaître et aimer? Jusqu'à quel point pensez-vous qu'il acceptera d'être mal compris pour pouvoir vous façonner "à l'image de son Fils" (Rm 8.29)?

 

Alors que la femme du célèbre écrivain C. S. Lewis était mourante, ce dernier écrivait : "Non que je sois en danger (je pense) de cesser de croire en Dieu. Le vrai danger serait de croire de terribles choses à son sujet. La conclusion que je redoute n'est pas: "Finalement, Dieu n'existe pas", mais : "Voilà donc à quoi ressemble Dieu !" " - A Grief Observed, HarperColiins Publishers, Inc., New York, 1961, p. 6,7.

A trop souffrir, certains d'entre nous rejettent Dieu complètement. D'autres, comme Lewis, sont tentés de changer leur vision de Dieu et d'imaginer toutes sortes de mauvaises choses à son sujet. La question qui se pose est la suivante : Jusqu'où Dieu ira-t-il? Dans quelle épreuve extrême Dieu se risquera-t-il à plonger son peuple pour parvenir à son ultime dessein, le façonner "à l'image de son Fils" ? (Romains 8.29)

 

 

 

4th Quarter 2007

THE REFINER’S FIRE

05 - Extreme Heat

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

               http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.html

 

 

Alahady 28-10-2007 : Abrahama tao amin'ny memy

 

Vakio ny Gen. 22. Tsy nampoizina, tsy nisy fanazavana akory, dia niantso tampoka' an'i Abrahama hanolotra ny zanany ho fanatitra donna Andriamanitra. Azonao alaina sary an-tsaina ve izay fihetseham-pon'i

Abrahàma? Amin'ny fijerin'olombelona, tia tena mampikomy tokoa ny mahalala fa ilay Andriamanitra masina no mangataka anao hanao sorona ny zanakao lahy tokana. Amin'ny lafiny ara-panahy indray, na dia noheverin'i Abrahàma fa azo ekena aza izany, dia ahoana ny amin'ny teny fikasan'Andriamanitra ny lova? Raha tsy misy ny zanany lahy, dia hanjavona ny teny fikasan'Andriamanitra.

 
Nahoana Andriamanitra no nangataka an'i Abrahàma hanao izany fanatitra izany? Raha mahafantatra ny zavatra rehetra Andriamanitra, dia inona izany no tiany hotsoahina?

Ny fangatahan'Andriamanitra, sy ny fotoana nanaovana izany dia tsy kisendrasendra akory, Marina fa nokajikajiana izany mba hampisy tebitebin­tsaina be araks izay azo atao, satria "Andriamanitra nitahiry ho amin'ny farany ny fitsapana mivaivay indrindra ho an'i Abrahàma mandra-pahatongan'ny fotoana izay nampahavesatra ny taonan'ny fahanterana taminy, ary efa nitady fitsaharana izy," (PP, t. 147). Moa ve izany fitsapana avy amin'Andriamanitra efa tsy mihevitra intsony? Tsy izany mihitsy, satria "ny tebitebin-tsaina izay niaretany nandritra ny andro maizina tamin'izany fitsapana mahatahotra izany dia navels hitranga mba hahafahany mahafantatra avy amin'ny fanandramany zavatra iray tahaka ny fahalehibiazan'ny fanatitra ataon'Andriamanitra tsy manam-petra ho famonjena ny olona," (t. 154).

Fitsapana ihany io — tsy nikasa ny hamonoan'i Abrahama ny zanany lahy mihisy Andriamanitra. Izany dia mampivoitra zava-dehibe iray ny amin'Andriamanitra. Andriamanitra dia mety hangataka antsika hanao zavatra izay tsy nokasainy hotanterahantsika na oviana na oviana. Mety hangataka antsika Izy handeha amin'ny toerana izay tsy nokasainy hahatongavantsika na oviana na oviana. Ny zava-dehibe amin'Andriamanitra dia tsy voatery ho ny fiafarany tsy akory, fa izay azontsika hianarana raha eo am-pamolavolana antsika ny dlhgana ho amin'izany.

Mety ho nieritredtra ny amin'ny fanandraman'i Abrahàma i Jesôsy raha nilaza tamin'ny Jiosy hoe: "Abrahama  rainareo ravoravo hahita ny 'androko; ary nabisizy, ka faly'" (Jao. 8:56). Mety ho tsy tao an-tsain'i Abrahàma izany hevitra izany, ka holazainy fa avy amin'i Satàna ny toro lalana. Ny tsiambaratelo amin'ny fijoroan'i Abrahama sy ny fianarany tamin'ny famakivakiana ireo dingana ireo dia ny fahafantarany ny feon'Andriamanitra.

Ahoana no ahalalanap ny feon'Andriamanitra?. Ahoana no ahalalanao fa miteny aminao Izy? Inona ireo fomba hampitany aminao ny sitrapony?

 

 


  

   Dimanche                              28.10.2007

5. LE FEU DE L'ÉPREUVE

 ABRAHAM dans le feu de l'épreuve

  

Lisez Gn 22. Soudainement et sans explications, Dieu a appelé Abraham à sacrifier son fils sur le bûcher. Vous est-il possible d'imaginer ce qu'il a ressenti? D'un point de vue humain, qu'un Dieu saint lui ait demandé de sacrifier son fils était révoltant. D'un point de vue spirituel, même si Abraham pensait qu'une telle offrande était acceptable, qu'en était-il des promesses divines concernant sa descendance? Elles disparaîtraient avec Isaac.

Pourquoi Dieu a-t-il demandé à Abraham un tel sacrifice? Si Dieu connait toutes choses, quel sens cela avait-il?

 

Cette requête et le moment choisi n'etaient pas anodins. Ils semblent avoir été calculés de façon à créer l'an-goisse la plus profonde possible, car "Dieu avait réservé la dernière, la suprême épreuve de sa vie pour le moment où, courbé sous le poids des ans, rassasié de labeurs et de soucis, le patriarche soupirait après le repos." - Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Le sacrifice d'Isaac ", p. 128. Etait-ce un test proposé par un Dieu fou? Pas du tout, car "les sombres jours d'agonie qu'il traversa alors devaient l'aider à comprendre, par son expérience personnelle, la grandeur du sacrifice consenti par le Dieu infini en faveur de la rédemption de l'homme." - Idem, p. 132, 133.

 

C'était juste un test: Dieu n'a jamais voulu qu'Abraham tue son fils, mais cet incident met en lumière un point très important sur la façon dont Dieu œuvre parfois. Il lui arrive de nous demander de faire quelque chose qu'il n'est pas dans son intention de nous voir achever - comme par exemple nous demander de partir pour un lieu qu'il ne sera pas nécessaire d'atteindre. Ce n'est pas nécessairement la fin en soi qui importe pour Dieu, mais ce que nous apprenons au cours du façonnement qui s'ensuit alors.

Jésus avait sans doute à l'esprit l'expérience d'Abraham quand il a déclaré aux Juifs : "Abraham, votre père, a été transporté d'allégresse à la perspective de voir mon jour: il l'a vu, et il s'est réjoui." Jn 8.56) Abra-ham aurait pu passer à coté de cette révélation en repoussant les instructions divines comme si elles venaient de Satan. Savoir reconnaître la voix de Dieu, telle était la clef de la survie et de l'apprentissage d'Abraham.
 

 A quoi reconnaissez-vous la voix de Dieu? Comment savez-vous que c'est lui qui s'adresse à vous? Comment vous communique-t-il sa volonté?

 

  


 

05 -Extreme  Heat

 

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

                 http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.html

Alatsinainy 29-10-2007 : Isiraely mpisintaka

 

Ny tantaran'i Hôseà dia misy lesona lehibe ampianarina antsika. Misintona ny maso avy hatrany ny toe-javatra niainan'i Hôseà. Ny vadiny, Gômera, dia nisintaka ary nitoe-jaza tamin'ny alalan'ny lehiiahy hafa. Raha mbola niala mandry tany amin'ny rehetra tany izy, Andriamanitra kosa miantso an'i Hôseà hamerina ny vadiny ary haneho aminy ny fftlavany azy indray. Ity tantara ity dia naîao ho toy ny faiiûharana ny amin'Andriamanitra sy ny_ Isiraely. Nandao an'Andriamanitra Isiraely ary nandeha nivaro-tena ara-panahy tamin'andriamani-kafa, kanefa Andriamanitra dia mbola tia azy ihany ary naniry ny haneho ny fitiavany azy. Kanefa jereo ny tomba fiasan'Andriamanitra!

Vakio Hôseà 2:1-12. Inona ireo fomba fiasa lazain'Andriamanitra hampiasainy hisintonana ny Isiraely hiverina Aminy ihany? Hanao ahoana ny fahatsapana ireto fanandramana ireto: and. 2,3; and. 5-7; and. 8,9.
 

lo tantara io dia mampivoitra olana lehibe roa ny amin'ny fomba anandramantsika an'Andriamanitra rehefa mitondra antsika ho amin'ny fibebahana Izy. Voalohany, mety hitranga amintsika ny tsy fahalaiana fa am-perin'asa Andriamanitra. Fony Isiraely namakivaky izany fanandramana nampahory sy mafy izany, dia nety ho mafy tamin'izy ireo koa ny nahafantatra fa ny Andriamaniny dia am-perin'asa ho amin'ny famonjena azy. Rehefa voasakan'ny tslio marartitra ny lalantsika, na voatery arïeianeian'ny rindrina ka tsy mahita izay haleha intsony isika (and. 6) - dia ahoana ny amin'Andriamaniira? Rehefa manjavony izay filana fototra ilaintsika na mahatsiaro ho nohamavotna isika (and. 9,10) - dia moa ve ao anatin'izany rehetra izany ny Raintsika? Ny marina dia na inona na inona ianjerantsika, Andriamanitra kosa dia miasa mandrakariva hitondra antsika fto amin'ny fibebahana, satria tena iia antsika Izy.

 

Faharoa, mety hitranga amintsika ny mandika vilana an'Andriamanitra eq», am-perin'asa. Mety ho tsapantsika fa miasa Andriamanitra, kanefa tsy tiantsika izay ataony. Raha eo am-pahatsapana fa maratra am-po na nohamavoina isika, dia mora ny manome tsiny an'Andriamanitra fa olon-doza lzy,ka tsy ntdrtra an-îsefiatra, na tsy nikarakara akory. Nefa Andriamanitra dia miasa mandrakariva hanavao antsika amin'ny alalan'ny fanekana amim-pitiavana ataony.

  

Vakio Hôseà 2:14-23. Inona no ambaran'io andaian-teny io ny a min'Andriamanitra? Mangataha ny Fanahy Masina haneho aminao fa nandao an'Andriamanitra ianao amin'ny lafiny sasantsany tamin'ny fiainanao. Raha diso ianao tokoa, dia nahoana no miandry ka miditra amin'ny memy avy hatrany? Inona no manakana anao tsy hanolotra ny zavatra rehetra amin'Andriamanitra?

 
 


    

   Lundi                              29.10.2007

5. LE FEU DE L'ÉPREUVE

 L'égarement d'Israël

 

L'histoire d'Osée nous enseigne d'importantes leçons. Ses circonstances sont surprenantes. Sa femme, Gomer, s'est enfuie et a conçu des enfants avec d'autres hommes. Alors qu'elle était infidèle, Dieu a demandé à Osée de reprendre sa femme et de lui témoigner pleinement son amour pour elle. Cette histoire devait servir de parabole illustrant la relation entre Dieu et Israël. Ce dernier s'était écarté de Dieu et se prostituait spirituellement à d'autres dieux, pourtant l'Eternel continuait de l'aimer et souhaitait le lui montrer. Voyez un peu comment il s'y prenait pour y parvenir!

Lisez Os 2.3-14. Quelles sont les méthodes de Dieu pour faire revenir Israël à lui? Comment Israël l'a-t-il sans doute vécu?

Os 2.4, 5

Os 2.7-9

Os 2.10, 11

Os 2.12

Cette histoire soulève deux questions importantes sur la façon dont nous percevons Dieu quand il nous conduit à la repentance.

Premièrement, nous risquons de ne pas savoir reconnaître que Dieu est à l'œuvre. Quand Israël a traversé ces dures et douloureuses épreuves, il lui a peut-être été difficile d'admettre que Dieu œuvrait pour son salut. Quand le chemin est obstrue par des épines acérées, ou quand nous sommes emmurés de toutes parts, de sorte que nous ne savons plus où aller (Os 2.8), Dieu peut-il en être la cause? Quand nos besoins essentiels ne sont plus combles, quand la honte nous envahit (Os 2.11, 12), le Père en est-il l'auteur? La vérité, c'est qu'indépendamment de ce que nous pensons ou ressentons, Dieu œuvre constamment pour nous amener à la repentance parce qu'il nous aime.

Deuxièmement, nous risquons de mal interpréter la façon dont Dieu agit. Peut-être savons-nous reconnaître qu'il est à l'œuvre, mais nous n'apprécions pas ce qu'il fait. Quand nous sommes blessés et honteux, il est facile de reprocher à Dieu d'être cruel, de ne pas intervenir ou de ne pas prendre soin de nous. Mais Dieu œuvre constamment pour nous renouveler au sein de son alliance d'amour.

Lisez Os 2.16-25. Que révèle ce passage sur Dieu? Demandez au Saint-Esprit de vous montrer si vous vous êtes enfui loin de Dieu dans l'un des domaines de votre vie. S'il vous en convainc, pourquoi attendre de passer par l'épreuve? Qu'est-ce qui vous empêche de vous abandonner totalement au Seigneur?

   


 

05 -Extreme  Heat

 

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

                 http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.html

Talata 30-10-2007 : Mijoro amin'ny alalan'ny fanompo- pivavahana

Vakio Jôba 1:6-2:10. Inona no fototry ny fahorian'i Jôba?

Misy zavatra mahatalanjona eto.Tonga nitady an'Andriamanitra ireo anjely, tonga niaraka tamin'izy ireo i Satana. Dia nanontany an'i Satana Andriamanitra hoe taiza izy, ary namaly i Satana fa "avy nizahazaha teny amin'ny tany aho ka nivezivezy teny" (1:7). Dia nametraka ity fanontaniana ity Andriamanitra, "Efa nandinika an'i Jôba mpanompoko va ianao?" (1:8). Raha ilay fanontaniana fotsiny dia tsy mahasarika ny saina akory; ny mahaliana dia Izy izay nametraka izany. Tsy i Satana no nanondro an'i Jôba ho anton'ny fitsapana, fa Andriamanitra. Tamin'ny fahafantarany feno izay hitranga ato aoriana, dia nantsoin'Andriamanitra ho ao an-tsain'i Satana i Jôba. Ety an-tany, i Jôba tsy mahalala na inona na inona ny amin'ny hamaivain'izany memy hitranga aminy izany. Ary na dia mazava mihitsy aza fa i Satana, fa tsy Andriamanitra, no nitondra fahoriana tamin'i Jôba, dia mazava ihany koa fa Andriamanitra no nanome alalana mazava an'i Satana hanimba ny fananan'i Jôba, ny zanany, ary ny fahasalamany ara-batana. Raha manome alalana hampahoriana an'i Jôba Andriamanitra, dia inona no fahasamihafana ho hita amin'izany na Andriamanitra na i Satana no mampitondra fahoriana? Ahoana no maha-marina an'Andriamanira sady masina kanefa Izy mihitsy no manome alalana an'i Satana hampahory an'i Jôba? Moa ve ity toe-javatra manokana, sa izary dia efa ralkiira amin'ny fomba fiasan'Andriamanitra amintsika na ankehitriny koa aza?

Ao amin'ny Jôba 1:20,21, ahoana no fomba  niatrehan'i Jôba  ny fitsapana?

Mety ho amin'ny fomba roa no iatrehana ny fahoriana toy izany. Mety hangidy sy ho tezitra isika, ary manome lamosina an'Andriamanitra izay heverintsika ho lozabe na tsy misy, na mety vao mainka hiantoraka tanteraka amin'Andriamanitra isika. Ny nataon'i Jôba nandritra ity zava-doza ity dia ny nijoro tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra sy nanompo Azy.

 

Ao amin'ny Jôba 1:20,21, dia hitantsika ny toetra telo amin'ny fanompoam-pivavahana izay mety hanampy antsika ao anatin'ny tebitebin-tsaina. Voalohany. i Jôba dia nanaiky ny tsy fahafahany manao na inona na inona ary nahatsapa fa tsy misy azony iantorahana, "nitanjaka no nivohahako avy tao an-kibon-dreniko, ary mikinjaka no hialako" (and. 21). Faharoa, nahatsapa i Jôba fa Andriamanitra dia mbola mifehy ny toe-javatra mandrakariva. "Ny Tompo no nanome ary Izy no naka " (and, 21). Fahatelo, nandray tsoa-kevitra i Jôba tamin'ny alalan'ny fanambarana indray ny finoany amin'ny fahamarinan'Andriamanitra, "Hodèraina anie ny anaran'ny Tompo" (and. 21).

Moa   mamakivaky   fitsapana   va   ianao?   Araho   ny   dingana izay nampiasain'i Jôba. Ahoana no hanampian'ireny anao koa?

 

 


 

   Mardi                              30.10.2007

5. LE FEU DE L'ÉPREUVE

 Survivre en adorant

 

Lisez Jb 1.6 à 2.10. Quelle est la cause des souffrances de Job?

Ce passage est surprenant. Les anges viennent voir Dieu, Satan les accompagné. Dieu demande à Satan d'où il vient et celui-ci répond: "Je viens de parcourir la terre et de la sillonner.As-tu remarqué Job, mon serviteur?" (Jb 1.8) La question en soit n'a rien de surprenant ; qui surprend, c'est la Personne qui la pose. Ce n'est pas Satan qui désigne Job, mais Dieu. Sachant exactement ce qui va suivre, Dieu attire l'attention de Satan sur Job. Sur terre, Job n'a aucune idée de l'intensité de l'épreuve qui se prépare. Et s'il est certain que c'est Satan, et non Dieu, qui provoque les souffrances de Job, il est également clair que Dieu autorise explicitement Satan à détruire ses biens, ses enfants et sa santé. Si c'est Dieu qui permet que Job souffre, cela fait-il une différence que ce soit lui ou Satan qui accable personnellement ce dernier ? Dieu est-il juste et saint alors qu'il permet activement à Satan de faire ainsi souffrir Job? Cette situation est-elle un cas particulier ou est-elle caractéristique de la façon dont Dieu agit encore avec nous aujourd'hui ? " (Jb 1.7, La Bible du Semeur) Dieu pose alors cette question: "
 

Dans Jb 1.20, 21, comment Job réagit-il à ses épreuves?

Il est possible de réagir à de telles souffrances de deux façons. Soit nous devenons amers et furieux et nous nous détournons d'un Dieu que nous estimons cruel ou inexistant, ou nous nous accrochons à lui plus fortement. Job affronte la catastrophe en demeurant dans la présence de Dieu et en l'adorant.
 Jb 1.20, 21 met en valeur trois aspects du culte qui peuvent nous venir en aide quand nous sommes dans l'angoisse. Premièrement, Job accepte son impuissance et reconnait que rien ne lui est dû : "Nu je suis sorti du ventre de ma mère, et nu j'y retournerai." (1.21) Deuxièmement, Job reconnait que Dieu est toujours le maitre des événements : "Le SEIGNEUR a donné, le SEIGNEUR a ôté" (1.21). Troisièmement, Job conclut en réaffirmant sa foi dans la justice divine: "Que le nom du SEIGNEUR soit béni!" (1.21)
  
 Vous traversez une épreuve? En quoi l'expérience de Job peut-elle vous aider? 

 


 

05 -Extreme  Heat

 

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

                 http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.html

 

Alarobia 31-10-2007 : Mijoro aminsy alalan'ny fanantenana. (2 kôr., 1:8,9)

 

Amin'ny maha-apôstôly nofidin 'Andriamanitra azy, dia niaritra mihoatra izay niaretan'ny ankamaroan'ny olona i Paoly. Kanefa, tsy nilofika izy, fa vao mainka nitombo tamin'ny fiderany an'Andriamanitra. Vakio ny lisitry ny zavatsarotra nandalovany ao amin'ny 2 Kôr. 11:231-29; avy eo  dia vakio ny 2 Kôr.

 

Ao amin'ny and. 4, dia ambaran'i Paoly fa ny antony handraisana ny famindrampon'Andriamanitra sy ny fiononana dia ny lhahaizany mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, amin'ny fampiononana iay ampiononanAndriamanitra anay". Hatraiza no hahafahantsika miantso ny fahoriana ho fanompoana? Ahoana no hahafahantsika hahalala bebe kokoa ny amin'izany?

 

 Tian'Andriamanitra ny manompo ny, vahoakany ao anatin'ny ratram-pà. Midika izany fa mety havelany hanandrana karazanà ratram po toy izany aloha isika, Rehefa izany dia hampahery ny hafa isika, tsy amin'ny resaka ambony latabatra fotsiny, fa amin'ny fanandramana azontsika tamin'ny famindrampo sy fiononana avy tamin'Andriamanitra. Izany dia filamatra tamin'ny fiainàn'i Jesôsy (jereo Heb. 415).
Ny fanoritsoritana miavaka ataon'i Paoly ny amin'ny zava4sarotra nandalovany dia tsy natac, hilazantsika fa mampalahelo izy. Iseo dia nàtaô ho antsika hahalala fa na dia ao anatin'ny lalina aza isika, ny Ray dia mbola afaka miditra an-tsehatra hatrany hitondra famindrampo sy fiononana;.Mety ho rera-po amin'ny fiainantsika isika, aty mety ho vonoina mihitsy aza, kanefa aza 'matahotra, Andriamanitra dia mampianatra antsika hiankina Aminy. Azontsika atao ny matoky Azy, satria Andriamanitsika dia "manangana ny mate "-(2 Kôr, 1:9).
Eo am-panohizana ny fampifantobana ny masony amin'ny fitoriana ny filazantsara i Paoly, dia mahafantatra ihany koa izy fa Andriamanitra dia hanavotra azy koa any aoriana. Ny fahafahan'i Paoly mijoro tsy hihozongozona, dia porofoin'ireo zavatra telo ambarany amin'ny 2 Kôr. 1:10,11. Voalohany, ny zavatra nataon'Andriamanitra izay voarakitra, "Izy no nanafaka anay tamin'izao fahafatesana lehibe izao' (and. 10). Faharoa, ny fitozoan'i Paoly hampifantoka ny fisainany tamin'Andriamanitra ihany, "Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay ihany. " Fahatelo, ny tolona amim-bavaka ataon'ireo olo-marina` ho azy, "hianareo koa miara-miasa ho anay amin'ny fivavahanareo
'',(and. 11).
 

Inona no azonao tsoahina avy amin'i Paoly izay afaka manampy anao tsy hianjera amin'ny fahalahelovana ny tenanao ihany ao anatin'ny tolona atrehinao?

 


 

   Mercredi                              31.10.2007

5. LE FEU DE L'ÉPREUVE

 Suivre en éspérant

 

" Nous avons été accablés à l'extrême au-delà de nos forces; nous désespérions même de rester en vie. En nous-mêmes, nous avions accepté notre arrêt de mort; c'était pour que nous ne mettions pas notre confiance en nous-mêmes, mais dans le Dieu qui réveille les morts." (2 Co 1.8, 9)

 

Apôtre choisi par Dieu, Paul avait enduré plus d'épreuves que la plupart des gens. Au lieu de se sentir écrasé, il n'en a loué Dieu que davantage. Lisez la liste de ses épreuves dans 2 Co 11.23-29. Lisez maintenant 2 Co 1.3-11.

 

Au verset 4, Paul déclare que nous recevons compassion et réconfort de Dieu "afin qu'à notre tour nous soyons capables de réconforter ceux qui passent par toutes sortes de détresses, en leur apportant le réconfort que Dieu nous a apporté. " (La Bible du Semeur) Dans quelle mesure la souffrance peut-elle conduire au ministère? Comment être davantage à l'écoute d'une telle éventualité?

 

Dieu désire exercer un ministère auprès des hommes souffrants par notre intermédiaire. Cela signifie qu'il permettra tout d'abord que nous fassions l'expérience des mêmes souffrances. Nous offrirons alors nos encouragements, non pas de façon théorique, mais en transmettant la compassion et le réconfort dont nous-mêmes avons fait l'expérience avec Dieu. C'est la un principe tiré de la vie de Jésus (voir He 4.15).

 

Paul ne décrit pas ses épreuves de façon aussi saisissante pour que nous le plaignions. Il le fait pour que nous sachions que, même au fond de l'abîme, le Père communique sa compassion et son réconfort. Même si l'espoir semble perdu, même si la mort menace, ne craignons rien. Dieu nous enseigne à nous appuyer sur lui. Plaçons notre confiance en lui, car Dieu " réveille les morts" (2 Co 1.9).

 

Tout en continuant de proclamer l'Evangile, Paul sait que Dieu lui viendra en aide aussi dans le futur. Il demeure ferme pour les trois raisons qu'il mentionne dans 2 Co 1.10, 11. Premièrement, le souvenir des interventions manifestes de Dieu : " C'est lui qui nous a délivré et nous délivrera d'une telle mort. " (1.10) Deuxièmement, la détermination de Paul à garder sa concentration fixée sur Dieu lui-même : " Nous avons mis en lui notre espérance, et nous espérons qu'il nous délivrera encore." (1.10) Troisièmement, l'intercession constante des saints: "Vous y contribuerez vous-mêmes en priant pour nous. " (1.11)

Quelle leçon vous aidant à ne pas vous apitoyer sur vous-même dans vos combats Paul vous apprend-il?

   


 

05 -Extreme  Heat

 

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

                 http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.htm

Alakamisy 01-11-2007 : Hafanana ambony indrindra

 

Hatreto, tamin'ity telovolana ity isika dia nijery ireo ohatra marobe ny amin'ny memy mivaivay,ampisain'Andriamanitra hitondra fahadiovana sy fitoviana amin'i Kristy eo amin'ny fiainantsika Kanefa, misy olona mety hijery koa ireo ohatra ireo ary hilaza fa Andriamanitra dia henjana ary,tompo mila voatsiary. Azo antoka fa hisy ny hilaza hoe: lantatray fa zavatra tsara no irin'Andriamanitra ho antsika, kanefa ireo ohatra ireo dia tsy maneho fiahiana na fitiavana akory. Ny mifanohitra amin'izany: Andriamanitra dia toa ohatra ny mpampitahotra fotsiny. Mizotra amin'ny tanjona izay miteraka fotoan-tsarotra ho antsika Izy, ary tsy misy azontsiha atao ny amin'izany."
Marina fa raha mbola velona amin'ity tany feno fahotana ity isika, dia kely fotsiny ihany no takatsika ny amin'ny anton'ny mahatonga ny fitranganjavatra'samihafa. Any an-danitra no'hahazoantsika bebe kokoa (1 Kôr. 4:5; 13:12), fa ankehitriny dia velona mitebiteby amim-pinoana isika fa Andriamanitra dia eo mandrakariva.ary miahy antsika, na dia toa tsy tsara mandrakariva aza ny fandehan-javatra.- Manoritsoritra tsara ny amin'io tebiteby io i lsaià,

Valdo Isaia 43:1-7. Amin'ny and. 2 sy 3, dia milaza Andriamanitra fa hamakivaky rang sy afo ny vahoakany. lreo dia maneho an-tsary ny zava-doza, kanefa koa angamba manondro ny fiampitana ny Ranomasina Mena sy ny Jôrdàna, izy roa samy fotoana roa mampatahotra izay mitondra ho amin'ny fiainam-baovao. Mety ho niandry an'Andriamanitra hilaza ianao fa hoe hiaro ny vahoakany amin'ireo loza ireo lzy, àry hitondra azy ireo amin'ny lalana moramora, kokoa. Kanefa tahaka ny mpiandry ondry ao amin'ny Sal,- 23, dia aleony milaza fa rehefa tonga ny fotoan-tsarotra, ny vahoakan'And daman itra dia tsy tokony hiraviravy tanana – satria momba azy Izy.

Jereo indray ny Isa. 43:1-7. Soraty ny fomba samihafa izay anomezan'Andriamanitra fampanantenam-piononana ny vahoakany mandritra ny fotoan-tsarotry ny rano sy ny afo. Sari n'Andria manitra inona no tonga ao an-tsainao? Teny fikasana inona no antsoinao ho anao manokana?

Azontsika atao ny mamintina izay nianarantsika momba ny memin'Andriamanitra, amin'ny fomba telo. Voalohàny, ny hafanana,émbony indrindra alefan'Andriamanitra dia tsy natao hanapotika antsika fa ny fahotantsika. Faharoa, ny hafanana ambony indrindra alefanAnd daman itra dia tsy natao hampahory antsika fa ny hahadio antsika, araka izay nahariana antsika. Fahatelo, ny fiahian'Andriamanitra ho antsika amin'ny famakivakiana ny zavatra rehetra dia tsy miova ary malemy paika – tsy hamela antsika ho irery na oviana na oviana Izy, na inona na inona mitranga amintsika.

Inona no ampianarin'ireto andininy Ireto, anao ny amin'ny asa sy ny toetran'Andriamanitra? Sal. 103:13,14; Mat. 28:20; 1 Kôr. 10:13; 1 Pet. 1:7. Ahoana no nanandramanao-ny mahà-tena misy marina ireo andininy ireo tamin'ny flainanao?

   
 

  
 
 

 

   Jeudi                              01.11.2007

5. LE FEU DE L'ÉPREUVE

 Caractère et Communauté

 

Telles sont les paroles d'une chanson : " Je suis un rocher, une île." Avez-vous déjà eu ce sentiment? Le désir de vous retrouver seul ? Peut-être même avez-vous entendu dire: "Mon cheminement avec Dieu est une affaire privée. Je ne désire pas en parler. "

 

Lisez Ep 4.11-16. Quel est le point souligné par Paul? Quel rôle attribue-t-il à la communauté?

Quand il écrit aux Éphésiens, Paul compare l'Eglise à un corps, dont Jésus serait la tête et son peuple le reste du corps. Il est indiqué au verset 13 le but ultime de la vie au sein d'une telle communauté : parvenir au "stade où se manifeste toute la plénitude qui nous vient du Christ" (La Bible du Semeur). Et, pour cela, nous avons besoin les uns des autres !

Il est certainement possible d'être un chrétien solitaire. En fait, comme pour de nombreux croyants qui, au cours des siècles, ayant été ridiculisés ou persécutés, il est souvent inévitable de se résister seul. Que des hommes et des femmes n'aient pas cédé aux pressions de leur environnement a rendu temoignage de la puissance de Dieu. Toutefois, si cela est vrai, Paul cherche à souligner une vérité essentielle : la plénitude du Christ ne s'exprime et ne se révèle que lorsque les chrétiens ouvrent ensemble en communion les uns avec les autres.

D'après Paul, dans le texte d'aujourd'hui, que doit-il se passer avant que la plénitude du Christ se révèle au sein de la communauté chrétienne?

En quoi le témoignage d'une communauté révélant la plénitude du Christ diffère-t-il de celui de l'individu révélant cette même plénitude? Quelles en sont les implications au sein du grand conflit cosmique? (Voir Ep 3.10).

Il est facile d'être agréable quand on se retrouve seul ou avec des étrangers, mais il est beaucoup plus difficile d'être agréable avec des gens que l'on connaît bien ou que l'on n'aime pas. Cela signifie qu'en témoignant a ces derniers tact et bonté, nous rendons un témoignage irrésistible à la vérité divine.

   


 

05 -Extreme  Heat

 

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

                 http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.html

 

Zoma 02-11-2007 : Fianarana fanampiny pp, tt. 145-155; tfq b. 5, 9.315-319

 

"Nitsapa ny vahoakany hatrany tao anatin'ny lafaorin'ny fijaliana Andriamanitra. Ao amin'ny hafanan'ny lafaoro misy afo mirehitra no anavahana izay tsy izy amin'ny tena volamenan'ny toetra kristianina. Manaramaso izany fitsapana izany i Jesôsy,, fantany izay ilaina amin'ny fanadiovana ny metaly saro-bidy, hahatonga izany haneho taratra ny famirapiratry ny fitiavany.  Amin'ny fitsapana akaiky no ifehezan'Andriamanitra ny mpanompony. Hitany fa ny sasany dia manana hery izay azo hampiasaina amin'ny fampandrosoana ny asany, ary ampidiriny anaty fitsapana ireny olona ireny. Amin'ny fitarihany dia entiny izy ireo ho amin'ny toerana izay   manaporofo ny toetrany (...) Asehony azy - ireo ny fahalemeny, ary ampianariny ny tokony hiankinany Aminy (...) Amin'izay no ahatrarany ny tanjony. lreo.,dia nampianarina sy nofanina ary nofehezina hovonona hanatanteraka ny tanjona lehibe izay nanomezana ny hery ho azy ireo." PP, tt. 129,130.

"Raha amin'ny fitondranrAndriamanitra, no antsoina isika hiahtra fitsapana, dia aoka isika hanaiky ny hazo fijaliana ary hisotro, ny kaopy mangidy, mahatsiaro mandrakariva fa ny tanan'Andriamanitra no mitans izany ho eo imolotsika. Aoka isika hatoky, Azy ao anatin'ny haizina sy amin'ny m azava, Tsy azontsika atao ve ny mino fa homeny antsika ny zava-drehetra mahatsara. antsika? ( ... ) Na dia amin',ny alin'ny fijaliana aza, dia ahoana no hahazoan tsika. manda. ny hampiakatra'.ny fo sy ny feontsika amin'ny fiderana feno fisaorana, rehefa tsaroantsika ny fitiavana nomena antsika izay naseho tamin'ny hazo, fijaliana tao Kalvary?" - TFC, b. 5, t. 316.


 FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA :

1. Ao amin'ny kilasy,aoka hisy olona iray hitantara ny fitsapana ny finoany tahaka, izay nahazo an'i Abrahàma. Inonai no azonao ianarana avy amin'ny fanandraman'izy ireo, avy amin'ny fahombiazana na ny fahalavoan'izy ireo?
2. Jereo indray ny 24 ora farany niainan'i Jesôsy. lnona ireo tendro roa natrehiny? -Ahoana no niaretany?!., Inona no filamatra azontsika raisina avy amin'ny modely nasehony, azontsika ampiharina ho antsika rehefa tafiditra anatin'ny memintsika ihany koa isika?
3, lfanakalozy hevitra izay nianarantsika tamin'ity herinandro ity, ny amin'ny fomba, hanompoantsika ny hafa, eo am-pijaliana amin'ny alalan'ny fijaliana nianjady tamintsika. Na dia marina aza izany, inona ireo olana mety hatrehintsika amin'ny fanatanterahana izany hevitra izany?

4. Ellen White dia nilaza hoe: "Aoka isika hatoky Azy ao amin'ny haizina sy amin'ny hazavan'ny andro," Mora ny milaza izany noho ny manatanteraka azy. Ahoana no ahazoantsika mifanampy hampivelatra ny karazam-pinoana izay hanampy antsika hanao ny toy izany mihitsy? Nahoana moa no zava-dehibe ny matoky an'Andriamanitra amin'ny fotoan-tsarotra?

 
 


  

   Vendredi              02.11.2007                              

5. LE FEU DE L'ÉPREUVE

 Pour aller plus loin

A lire

  

 

 

 Ellen WHITE, Les paraboles de Jésus, "A la rencontre de l'Epoux", p. 357 -369 ; La tragédie des siècles, "Le temps de détresse ", p. 665-688 ; Sons and Daughters of God, p. 100.

"Former le caractère! Jamais œuvre plus importante n'a été confiée aux hommes. Jamais il n'a été aussi essentiel qu'aujourd'hui de s'y consacrer avec soin. Jamais aucune des générations passées n'a été placée devant des problèmes aussi considérables, jamais les jeunes gens, les jeunes femmes n'ont été confrontés à des dangers aussi grands qu'aujourd'hui." - Ellen WHITE, Education, "Education et caractère", p. 255, 256.
"Les vierges folles de la parabole demandent de l'huile et n'en reçoivent pas. Elles symbolisent ceux qui ne se seront pas préparés en se forgeant un caractère capable de tenir bon en temps de crise. On pourrait tout aussi bien dire que les vierges folles vont trouver leurs voisines en leur disant : "Donnez-moi votre caractère, sinon nous sommes perdues." Les vierges avisées ne peuvent mettre de l'huile dans les lampes presque éteintes des vierges folles. Un caractère ne se communique pas, ne s'achète pas, ne se vend pas. Il est nécessaire de l'acquérir. Le Seigneur donne à chacun la possibilité de développer un caractère juste grâce au temps de probation; mais il n'a pas prévu que l'on puisse transmettre son caractère à quelqu'un d'autre. [...J" - Ellen WHITE, dans The Youth's Instructor, 16 janvier 1896.

 

 

A méditer...

_________________________________________________________________________________

 

1.Que signifie "la formation du caractère "? Comment y parvenir? Est-ce une priorité manifeste dans votre vie et celle de votre église?

2.La leçon de jeudi évoquait le rôle important, dans notre vie, de notre communauté chrétienne. Dans quelle mesure votre communauté locale fonctionne-t-elle comme le corps du Christ? Dans quelle mesure représente-t-elle le Seigneur? Que les membres de la classe discutent des façons de mieux y parvenir.
 
 3.Discutez avec les membres de l'importance de la construction du caractère, même si seule la foi en Jésus sauve. Si nous sommes sauvés par sa justice et son caractère parfait, alors pourquoi est-il nécessaire de développer le nôtre?
 
4.Helen Keller, qui était sourde et muette, écrivait : " On ne développe pas son caractère dans la facilité et la paix. Seule l'expérience et les épreuves fortifient l'âme, éclaircissent le regard, inspirent de l'ambition et favorisent le succès." Leadership, vol. 17, n° 4. Etes-vous d'accord? Discutez de la relation entre le caractère, la souffrance et le grand confli

   

   


 

05 -Extreme  Heat

 

 

           http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_05.pdf

                 http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less05.html

www.advantistalyon.com
Semaine 51 année 2008
Semaine 50 année 2008
Semaine 49 année 2008
Semaine 48 année 2008
Semaine 47 année 2008
Semaine 46 année 2008
Semaine 45 année 2008
Semaine 44 année 2008
Semaine 43 année 2008
Semaine 42 année 2008
Semaine 41 année 2008
Semaine 40 année 2008
Semaine 39 année 2008
Semaine 38 année 2008
Semaine 37 année 2008
Semaine 36 année 2008
Semaine 35 année 2008
Semaine 34 année 2008
Semaine 33 année 2008
Semaine 32 année 2008
Semaine 31 année 2008
Semaine 30 année 2008
Semaine 29 année 2008
Semaine 28 année 2008
Semaine 27 année 2008
Semaine 26 année 2008
Semaine 25 année 2008
Semaine 24 année 2008
Semaine 23 année 2008
Semaine 22 année 2008
Semaine 21 année 2008
Semaine 20 année 2008
Semaine 19 année 2008
Semaine 18 année 2008
Semaine 17 année 2008
Semaine 16 année 2008
Semaine 15 année 2008
Semaine 14 année 2008
Semaine 13 année 2008
Semaine 12 année 2008
Semaine 11 année 2008
Semaine 10 année 2008
Semaine 09 année 2008
Semaine 08 année 2008
Semaine 07 année 2008
Semaine 06 année 2008
Semaine 05 année 2008
Semaine 04 année 2008
Semaine 03 année 2008
Semaine 02 année 2008
Semaine 01 année 2008
Semaine 52 année 2007
Semaine 51 année 2007
Semaine 50 année 2007
Semaine 49 année 2007
Semaine 48 année 2007
Semaine 47 année 2007
Semaine 46 année 2007
Semaine 45 année 2007
Semaine 44 année 2007
Semaine 43 année 2007
Semaine 42 année 2007
Semaine 41 année 2007
Semaine 40 année 2007
Semaine 39 année 2007
Semaine 38 année 2007
Semaine 37 année 2007
Semaine 36 année 2007
Semaine 35 année 2007
Semaine 34 année 2007
Semaine 33 année 2007
Semaine 32 année 2007
Semaine 31 année 2007
Semaine 30 année 2007
Semaine 29 année 2007
Semaine 28 année 2007
Semaine 27 année 2007
Semaine 26 année 2007
Semaine 25 année 2007
Semaine 24 année 2007
Semaine 23 année 2007
Semaine 22 année 2007
Semaine 21 année 2007
Semaine 20 année 2007
Semaine 19 année 2007
Semaine 18 année 2007
Semaine 17 année 2007
Semaine 16 année 2007
Semaine 15 année 2007
Semaine 14 année 2007
Semaine 13 année 2007
Semaine 12 année 2007
Semaine 11 année 2007
Semaine 10 année 2007
Semaine 09 année 2007
Semaine 08 année 2007
Semaine 07 année 2007
Semaine 06 année 2007
Semaine 05 année 2007
Semaine 04 année 2007
Semaine 03 année 2007
Semaine 02 année 2007
Semaine 01 année 2007
Semaine 00 année 2007
Semaine 52 année 2006
Semaine 51 année 2006
Semaine 50 année 2006
Semaine 49 année 2006
Semaine 48 année 2006
Semaine 47 année 2006
Semaine 46 année 2006
Semaine 45 année 2006
Semaine 44 année 2006
Semaine 43 année 2006
Semaine 42 année 2006
Semaine 41 année 2006
Semaine 40 année 2006
Semaine 39 année 2006
Semaine 38 année 2006
Semaine 37 année 2006
Semaine 36 année 2006
Semaine 35 année 2006
Semaine 34 année 2006
Semaine 33 année 2006
Semaine 32 année 2006
Semaine 31 année 2006
Semaine 30 année 2006
Semaine 29 année 2006
Semaine 28 année 2006
Semaine 27 année 2006
Semaine 26 année 2006
Semaine 25 année 2006
Semaine 24 année 2006
Semaine 23 année 2006
Semaine 22 année 2006
Semaine 21 année 2006
Semaine 20 année 2006
Semaine 19 année 2006
Semaine 18 année 2006
Semaine 17 année 2006
Semaine 16 année 2006
Semaine 15 année 2006
Semaine 14 année 2006
Semaine 13 année 2006
Semaine 12 année 2006
Semaine 11 année 2006
Semaine 10 année 2006
Semaine 09 année 2006
Semaine 08 année 2006
Semaine 07 année 2006
Semaine 06 année 2006
Semaine 05 année 2006
Semaine 04 année 2006
Semaine 03 année 2006
Semaine 02 année 2006
Semaine 01 année 2006