Trimestre 4 : Commencements et appartenance. Le livre de la Genèse
Leçon 6 : MITOLONA AMIN'NY HERY REHETRA
Date : 03-11-2007 au 09-11-2007. Etude : Gen. 32; Mat. 5:29; Jao. 16:5-15; Kôl. 1:18; 1 Pet. 1:13.Verset à mémoriser : Ary ny hanatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny herin'Ilay miasa mahery ato anatiko.Kol.1:29
Niara-nipetraka hanao resadresaka tamin’ny fampisehoana ny lehilahy sy vehivavy iray. Samy niaina tamin’ny fanandramana ny amin’ny famonoana zaza iray izy roa ireo. Ny zanakalahin’ilay ramatoa dia nisy namono 20 taona lasa izay, ary ny fahatezerany sy ny fangidiany dia tsy niova mihitsy ny fahalehibiazany. Ilay lehilahy kosa dia hafa mihitsy. Novonoin’ny mpampihorohoro ny zananivavy taona vitsivitsy lasa izay. Niresaka ny amin’ny famelan-keloka ho an’ireo mpamono olona sy ny fomba namadihan’Andriamanitra ny ratram-pony izy. Na dia mahatsiravina aza ny fanaintainana, ity lehilahy ity dia nanjary ho ohatra fanehoana ny maizina indrindra amin’ny fiainantsika.
Nahoana no mamaly ny amin’ny fahasamihafana tanteraka toy izany ireo olona roa? Ahoana no hisehoan’ny fiovana ara-panahy amin’ny fiainan’ny Kristianina, izay hanampy antsika ho matotra amin’ny famakivakiana ny memy fa tsy tokony ho resin’ireny?
INDRAY MITOPY MASO:
Inona no anjara toeran’ny sitrapontsika, sy ny herin-tsitrapo, amin’ny ady atao amin’ny tena sy ny fahotana? Ahoana no ahafahantsika miala amin’ny fandrika hamelana ny fihetseham-pontsika hanjaka amin’ny fanapahan-kevitra raisintsika? Nahoana isika no mila maharitra hatramin’ny farany fa tsy tokony handao rehefa mitranga amintsika ny fitsapana mahamay?
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 4ème TRIMESTRE
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC FORCE
|
|
Etude de la semaine : Gn 32; Mt 5.29; Jn 16.5-15; Col 1.28, 29; 1 P 1.13
Versets à mémoriser: "C'est le but de mon labeur, du combat mené avec sa force qui agit puissamment en moi." (Col 1.29, TOB)
Questions clefs: Quel est le rôle de la volonté dans le combat contre le moi et le péché ? Comment éviter de laisser nos émotions contrôler nos décisions? Pourquoi devons-nous persévérer au sein de l'épreuve ?
|
Un homme et une femme participaient à une émission télévisée. Chacun d'eux avait vécu le meurtre d'un enfant. Le fils de la femme avait été tué vingt ans auparavant; sa colère et son amertume étaient toujours aussi intenses. L'homme réagissait de manière totalement différente. Sa fille avait été assassinée par des terroristes quelques années plus tôt. Il parlait de pardon envers les meurtriers, ainsi que de la façon dont Dieu avait transformé sa douleur. Si profond que fut son chagrin, cet homme illustrait comment Dieu pouvait apporter une guérison dans les moments les plus sombres de la vie.
Comment deux personnes pouvaient-elles réagir aussi différemment? Comment le chrétien se transforme-t-il spirituellement, comment les épreuves de la vie nous rendent elles plus matures au lieu de nous submerger?
|
4th Quarter 2007
THE REFINER’S FIRE
|
|
06 -Struggling With All Energy
|
- ( Ho an'ny mpampianatra )
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_06.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less06.html
Moa ve ianao efa nivavaka hoe: “Tompo ô, ovay ho tsara aho!” kanefa toa kely ny fiovana mitranga? Mety hisy ve ny hoe mivavaka amin’Andriamanaitra isika hahazoana ny hery manova hiasa ao anatintsika, kanefa ny fiainantsika toa ny omaly tsy miova ihany? Fantantsika fa Andriamanitra dia manana ny hoenti-manana mahagaga izay tiany homena antsika maimaimpoana: Irintsika tokoa ny hanararaotra izany rehetra izany, kanefa, ny fiainantsika toa tsy miova ho amin’ny fomba izay mifanaraka amin’izay atolotr’Andriamanitra akory.
Nahoana? Ny antony iray dia tsotra fotsiny; Raha manana hery tsy hita lany hanova antsika ny Fanahy, dia mety hitranga ny hametra izay azon'Andriama nitra azon’Andriamanitra atao amin’ny alalan’ny safidintsika.
Vakio Jao. 16:5-15. Amin’io andalan-teny io, i Jesôsy dia miantso ny Fanahy Masina hoe “Fanahin’ny Fahamarinana” (and. 13). Inona no ifandraisan’izany amin’izay azon’ny Fanahy Masina atao ho antsika?
Azon’ny Fanahy Masina atao ny mitondra antsika ho amin’ny fahamarinana momba ny fahotantsika, saingy tsy azony atao kosa ny mampibebaka antsika. Azony atao koa ny maneho amintsika ny fahamarinana lehibe momba an’Andriamanitra, fa tsy afaka ny hanery antsika hino na hankato izany Izy. Raha toa ka nanery antsika na dia amin’ny zavatra kely fotsiny aza Andriamanitra, dia ho very ny fahazoantsika misafidy, ary I Satana dia hanameloka an’Andriamanitra fa mampivily ny saintsika sy ny fontsika Izy, ary I Satana dia ho afaka hilaza fa Andriamanitra dia mangalatra ao anatin’ny hery mifanandrina lehibe. Tamin’ny fotoana nipoahan’ny hery mifanandrina tany an-danitra, ny Raintsika dia tsy nanery an’i Satana na ny anjely hino fa Izy dia tsara ary mahitsy na nanery ireo anjely ireo hibebaka. Tao amin’ny zaridaina Edena, raha be ihany koa ny zavatra nihevaheva, dia nanambara ny amin’ny fahamarinana mazava momba ny hazo teo afovoan’ny zaridaina Andriamanitra, kanefa Izy tsy nanakana an’I Eva sy Adama tsy hampiasa ny fahafaha-misafidy tao aminy hanaiky na tsia. Tsy hanao zavatra samihafa amin’izany amintsika Andriamanitra ankehitriny. Noho izany, ny Fanahy dia maneho ny fahamarinana momba an’Andriamanitra sy ny fahotana, ary milaza hoe: “Eo anatrehan’ireo izay nambarako taminao dia inona no hataonao izao?”
Mitovy amin’izany ny mitranga rehefa ao anatin’ny memy isika. Indraindray ny fitsapana dia mitranga satria isika dia tsy hankato na nibebaka tamin’ny fahotantsika. Mba hahafahan’ny Raintsika miditra an-tsehatra amin’ny toy izany, dia tsy maintsy misafidy ny hanokatra ny varavaran’ny fibebahana sy ny fankatoavana isika mba hahafahan’ny herin’Andriamanitra miditra sy manova antsika.
|
Dimanche 04.11.2007
|
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC SA FORCE
|
|
L'ésprit de la Vérité
|
Vous est-il arrivé de prier ainsi : "S'il te plaît, mon Dieu, fais de moi quelqu'un de bien! " et puis rien ne changeait? Comment notre vie peut-elle rester inchangée lorsque nous prions pour que la puissance transformatrice de Dieu œuvre en nous? Nous savons pourtant que les ressources divines sont infinies et qu'il nous les offre gratuitement et avec empressement. Nous souhaitons en bénéficier et pourtant, rien ne bouge en ce sens dans notre vie.
Pourquoi? Notamment, pour une raison d'une simplicité désarmante : alors que l'Esprit possède à l'infini le pou-voir de nous transformer, par nos propres choix, nous limitons l'œuvre de Dieu en nous.
Lisez Jn 16.5-1 5. Dans ce passage. Jésus appelle le Saint-Esprit " l'Esprit de la vérité " (16.13). Qu'est-ce que cela implique? Que fait le Saint-Esprit pour nous?
Si le Saint-Esprit nous révèle la vérité sur notre péché, il ne nous oblige pas à nous repentir. Si grande que soit la vérité qu'il nous révèle sur Dieu, il ne nous contraint pas à y croire ni à obéir. Si Dieu exerçait sur nous la moindre pression, nous perdrions notre libre arbitre et Satan accuserait Dieu de manipuler notre esprit et notre cœur, et ainsi, de tricher au sein du grand conflit cosmique. Quand celui-ci a éclaté au ciel, le Père n'a contraint ni Satan ni aucun des anges à croire qu'il était juste et bon, pas plus qu'il n'a obligé ces derniers à se repentir. Dans le jardin d'Éden, alors que tant de choses étaient en jeu, Dieu a clairement souligné la vérité au sujet de l'arbre au milieu du jardin, mais il n'a pas empêché Adam et Eve d'exercer leur liberté de choix en désobéissant. Dieu agit de même avec nous aujourd'hui. L'Esprit nous présente la vérité sur Dieu et le péché, puis il nous dit : "Etant donné ce que je vous ai révélé, qu'allez-vous faire maintenant?" Il en est de même quand nous sommes dans l'épreuve. Il arrive que nous le soyons précisément parce que nous avons désobéi et ne nous sommes pas repentis. Pour que le Père puisse œuvrer dans ce cas, il est nécessaire que nous décidions d'ouvrir toutes grandes les portes de la repentance et de l'obéissance afin que sa puissance pénètre en nous et nous transforme.
De quoi " l'Esprit de la vérité " vous a-t-il convaincu récemment? Ecoutez-vous sa voix? Plus important encore, comment utilisez-vous votre liberté de choix?
|
06 -Struggling with all energy
|
- ( Ho an'ny mpampianatra )
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_06.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less06.html
Inona no fandresen-dahatra nentin’ny “Fanahin’ny Fahamarinana” taminao tsy ela izay? Manao ahoana ny fihainoanao ny feony? Ary ny lehibe indrindra: inona no safidy ataonao amin’ny fahafaha-misafidy anananao?
Inona no zava-bitanao lehibe indrindra? Izay vitanao dia tsy nitrangatranga ho azy tamin'ny alalan'ny fivadibadihana teo am-pandriana tamin'ny maraina. Raha tiantsika ny hahatontosa zavatra iray izay mendrika ny ho vita tokoa amin'ity fiainana ity, dia mila fotoana sy ezaka izany. Ny fanarahantsika an'i Kristy dia tsy samihafa amin'izany.
Vakio ny Kôl. 1:28,29. Na dia miresaka ny amin'Andriamanitra izay miasa aminy aza i Paoly, dia amin'ny fomba ahoana no anehoany fa ilaina koa ny ezak'olombelona? Jereo koa Deo. 4:4; Lio. 13:24; 1 Kôr. 9:25; Heb. 12:4
Ao amin'ny Kôl. 1:29 dia misy tsilon-tsaina lehibe tokoa ny amin'ny fomba ahitan'i Paoly ny fifandraisany amin'Andriamanitra amin'ity asa ity. Milaza izy fa mitolona - kanefa amin'ny herin'Andriamanitra.
Ny teny hoe "mikely aina" dia midika hoe manao ezaka mandra-pahavizana tanteraka. Io teny io dia nampiasaina manokana ho an'ireo atleta izay mandray ny fiofanan'izy ireo. Ny teny hoe "tolona" ("fiezahana fatratra") dia midika amin'ny fiteny sasany hoe "milofo". Izany hoe, eto isika dia mahita sary atleta iray izay milofo amin'ny zavatra rehetra mba handreseny. Kanefa i Paoly eto dia manisy fanamarihana kely ny amin'io hevitra io, satria izy dia tsy milofo amin'ny zavatra rehetra ananany fa amin'ny zavatra rehetra izay omen'Andriamanitra azy. Ary dia tsoa-kevitra tsotra iray noraisintsika momba ny asa fanompoan'i Paoly: io dia asa fanompoana izay natao tamin'ny ezaky ny tena manokana sy fifehezan-tena, kanefa natao tamin'ny alalan'ny herin'Andriamanitra. Io fifandraisana io dia mitovy fiasa amin'ny fikatsahantsika ny fivelaran'ny toetran'i Kristy ao amintsika.
Zava-dehibe ny mahatsiahy izany satria isika dia miaina ao anatin'ny tontolo ikatsahantsika ny bebe kokoa hatrany kanefa amin'ny fanaovana ezaka kelikely hatrany koa. Izany hevitra izany dia nitsofoka tamin'ny fiangonana kristianina, ihany koa. Misy evanjelistra kristianina mampanantena fa rehefa mino fotsiny ianao, dia hilatsaka aminao ny Fanahy Masina ary hanao fahagagana lehibe. Kanefa izany dia mety ho fahamarinana tapany ihany ka mampidi-doza, satria izany dia mety hitarika ny olona nihevitra fa ny hany ilaintsika dia ny miandry ny herin'Andriamanitra hilatsaka kanefa isika mipetraka amim-pilaminana ambony sezantsika fotsiny!
Inona ho fanandramana niainanao araka ny karazan'ny ny tolona izay resahin'i Paoly? Inona no zavatra izay napetrak'Andriamanitra amin'ny fonao izay mampitolona anao mafy? Ahoana no hianaranao milefitra amin'ny sitrapon'Andriamanitra?
|
Lundi 05.11.2007
|
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC SA FORCE
|
|
La collaboration de l'humain avec le Divin
|
Quel a été votre plus bel exploit? Quel qu'il soit, vous n'y êtes certainement pas parvenu en sortant simplement de votre lit le matin. Si l'on veut accomplir, en cette vie, quelque chose de valable, il faut y consacrer du temps et des efforts. La vie de disciple n'échappe pas à cette loi.
Lisez Col 1.28, 29. Si Paul parle de l'épreuve de Dieu en lui, en quels termes évoque-t-il les efforts qu'il doit également fournir? Voir aussi Dt 4.4; Lc 13.24; 1 Co 9.25; He 12.4.
Le passage de Col 1.29 nous donne un aperçu particulièrement intéressant sur la façon dont Paul envisage sa relation avec Dieu au sein d'une telle œuvre. Il dit qu'il lutte, mais avec la puissance de Dieu.
Le mot traduit par "peine" ou "labeur" (TOB) signifie "s'affaiblir ", "travailler jusqu'à épuisement". Il était notamment utilisé en relation avec l'entraînement d'athlètes. Le terme qui suit, traduit par "en combattant", "combat" (TOB) peut avoir le sens d'" agoniser". Paul nous donne donc ici l'image d'un athlète qui fait appel à toutes les ressources dont il dispose pour gagner, mais il y ajoute la puissance que Dieu lui procure. Il est donc suggéré, sur le ministère de Paul, cette simple conclusion: il l'accomplissait avec beaucoup d'efforts et de discipline personnels, mais aussi avec la puissance de Dieu. C'est cette même relation que nous devons avoir en cherchant à développer en nous-mêmes le caractère du Christ.
Il est important de ne pas l'oublier, parce que nous vivons dans un monde où les hommes en veulent toujours plus avec le moins d'efforts possible. C'est une idée qui s'est également introduite dans le christianisme. Certains évangélistes assurent qu'il suffit de croire pour que le Saint-Esprit descende sur vous avec une puissance surnaturelle et vous fasse accomplir de grands miracles. C'est là une semi-vérité dangereuse, les gens risquant d'en conclure qu'il suffit d'attendre que se manifeste la puissance de Dieu en restant confortablement assis dans un fauteuil!
Connaissez-vous le type d'effort dont parle Paul? Expliquez. Contre quelles vérités, placées par Dieu dans votre cœur, luttez-vous? Comment parvenir à vous abandonner à sa volonté?
|
06 -Struggling With All Energy
|
- ( Ho an'ny mpampianatra )
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_06.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less06.html
Iray amin'ireo fahavalo lehibe indrindran'ny sitrapontsika ny fihetseham-pontsika. Isika mantsy dia miaina ao anatin'ny kolon-tsaina feno sary sy mozika izay mahasarika avy hatrany ny vavahadin-tsaintsika (sens), manaitra ny fihetseham-po sy fahatezerana, tahotra, na fitsiriritana ara-nofo - na dia mety ho tsy fantatsika akory aza izany. Impiry isika no misaina amin'ny zavatra toy ny hoe: "Inona no tiako hohanina hariva?" "Inona no tiako hatao anio?" Tsara ve ny hividianako an'io?" Ny fihetseham-po araka izany dia lasa mifamikitra akaiky tokoa amin'ny fandraisantsika fanapahan-kevitra. Tsy hoe ratsy hatrany tsy akory ny fihetseham-po, fa ny fihetseham-poko ny amin'ny zavatra iray dia mety tsy hisy hifandraisany betsaka amin'izay mahitsy sy tsara indrindra. Marina fa ny fihetseham-pontsika dia mety handainga amintsika ("Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra" (Jer 17:9) ary afaka mamorona sary tsy araka ny zava-misy marina, ary mitarika antsika ho amin'ny safidy ratsy, ary dia tonga ny memy izay isika ihany no nanao azy.
Inona no ohatra hitanao avy amin'ny Baiboly izay maneho olona nanao safidy mifototra tamin'ny fihetseham-po fa tsy tamin'ny tenin'Andriamanitra? Inona no vokatr'izany? Jereo ohatra Gen. 3:6; 2 Sam. 11:3,4; Gal. 2:11,12.
Vakio ny 1 Pet. 1:13. Inona no mahasahirana ny sain'i Pétera eto ary inona no tiany hataon'ny mpamaky azy?
Fantatr'i Peétera fa ny saina no familiana ho an'ny vatana izay fehezintsika. Esory ange ny fifehezana ny saina, dia hofehezin'izay tian'ny fihetseham-po hitondrana antsika isika. Alaivo sary an-tsaina fa mandeha amin'ny lalan-tery aho any amin'ny tranon'ny mpiandry ondry isika. Eny an-dalana dia misy lalankely marobe mitondra ho amin'ny toerana samihafa. Ny sasany amin'ireo lalankely ireo mankany amin'ny toerana izay tsy tiantsika handalovana akory. Ny sasany toa maka fanahy; mahasarika ny fihetsaham-pontsika sy ny faniriantsika. Raha toa ka ny iray amin'ireo no andehanantsika, dia hibirioaka tsy ho amin'ny tena lalana isika ary mandeha amin'ny toerana izay mety ho sarotra mihitsy ny miala aminy.
Inona no fanapahan-kevitra lehibe izay atrehinao? Anontanio ny tenanao: "ahoana no ahafantarako fa mifototra amin'ny fihetsaham-po sy faniriana, izay mifanohitra amin'ny Tenin'Andriamanitra ny safidy ataoko?"
|
Mardi 06.11.2007
|
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC SA FORCE
|
|
Une volonté bien disciplinée
|
L'émotion est l'un des plus grands ennemis de la volonté. Nous vivons de plus en plus dans une culture qui nous bombarde d'images et de musiques s'adressant directement à nos sens et jouant sur nos émotions - colère, peur ou volupté - sans que nous en ayons conscience. Combien de fois pensons-nous: "Qu'est-ce que j'ai envie de manger ce soir" "Qu'est-ce que j'ai envie de faire aujourd'hui ?" " Est-ce que j'ai vraiment envie de m'acheter ceci ?" Envies et sensations interviennent dans nos choix. Elles ne sont pas nécessairement mauvaises, mais elles n'ont pas forcément quelque chose à voir avec ce qu'il est juste ou bon de faire. Elles peuvent même nous mentir (" Le cœur est tortueux par-dessus tout" - Jr 17.9) et nous donner une idée fausse de la réalité, nous entrainant à faire de mauvais choix et à traverser une épreuve suscitée par nous-mêmes.
Citez des exemples bibliques de personnages faisant des choix en fonction de leurs émotions et sentiments au lieu de la Parole de Dieu. Quelles en ont été les conséquences?
Voir par exemple : Gn 3.6;2S 11.3,4; Ga2.11,12.
Pierre comprenait que l'esprit jouait un rôle de gouvernail vis-à-vis du corps. Si notre esprit ne contrôle plus rien, nous serons dirigés par le premier sentiment croisant notre chemin. Imaginez que vous marchiez le long d'un sentier étroit conduisant à la maison du Berger. De ce sentier partent de nombreux autres chemins dans des directions diverses. Certains d'entre eux mènent à des endroits où nous n'aimerions pas nous rendre. D'autres sont tentants; ils plaisent à nos sentiments, suscitent l'émotion ou le désir. Mais si nous suivons l'un d'entre eux, nous quittons le droit chemin, nous engageant sur une voie que nous risquons d'avoir beaucoup de mal à quitter.
Lisez 1P1.13. Quelle est la préoccupation de Pierre? Que nous conseille-t-il ?
A quelles décisions importantes êtes-vous confrontés? Demandez-vous honnêtement : "Comment savoir si je fais ou non mes choix en fonction de mes sentiments, émotions ou désirs, en opposition avec la Parole de Dieu?
|
06 -Struggling With All Energy
|
- ( Ho an'ny mpampianatra )
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_06.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less06.html
Mijanŏna amin'ny teny izay nambaran'i Jesôsy amin'io andininy io. Moa antsoinao hoe hatramin'ny farany izany? Raha eny, nahoana?
Ny fanapahan-kevitra «hatramin'ny farany» dia ilaina, tsy hoe akory ataon'Andriamanitra izay hahasarotra ny fiainana kristianina, fa satria isika sy ny kolontsaintsika dia nihataka lavitra tamin'ny drafitr’Andriamanitra ho antsika. Matetika ny olona no mifoha amin'ny torimasony ary manontany tena hoe: "Ahoana no nahafahako nihataka lavitra be toy izany tamin'Andriamanitra?" Ny valiny dia mitovy hatrany: dingana iray fotsiny isaky nymandeha!
Vakio Mat. 5:29,30. Miteny ao anatin'ny tontolon'ny fahotana ara-piraisana ara-nofo i Jesôsy, Kanefa, ny filamatra mivoatra eto dia mihatra koa amin'ny fahotana hafa. Ary marina fa ny filamatra dia afaka mihatra amin'ny fitomboantsika ao amin'i Kristy amin'ny kapobeny.
Inona no lesona lehibe izay ambaran'i Jesôsy amintsika amin'ny alalan'ireo teny ireo? Moa ve isika antsoina hahasampona ny tenantsika ara-bakiteny?
Tsy miantso antsika i Kristy hanimba ny tenantsika, tsy izany mihitsy! Fa Izy dia miantso antsika hifehy ny saintsika, dia ny tenantsika izany, na inona na inona sandan'izany. Jereo fa ity andininy ity dia tsy milaza fa tokony hivavaka isika dia hoesorin'Andriamanitra amin'ny fiainantsika avy hatrany ny fironana ara-pahotana misy ao amintsika. Indraindray Andriamanitra dia manao izany maimaimpoana ho antsika, fa matetika dia antsoiny isika hanao fanoloran-tena hatramin'ny farany mihitsy handaozana zavatra iray, na hanombohana zavatra iray, izay mety tsy ho tiantsika akory ny hanao azy. Memy manao ahoana izany! Araka ny fahatetehan'ny fanaovantsika ny safidy tsara, no hananantsika hery bebe kokoa, ary hahakely ny herin'ny fakam-panahy ao amin'ny fiainantsika.
Indraindray dia ampiasain'Andriamanitra ny memy hisarihana ny saintsika rehefa be ireo tabataba manodidina antsika izay mampibirioka ny saina. Ao anatin'ny memy no hahatsapantsika fa lasa nihataka tamin'Andriamanitra lavitra isika. Izany dia mety ho antson'Andriamanitra atao handray fanapahan-kevitra lehibe hiverenana amin'ny drafitry ny Ray ho antsika.
|
Mercredi 07.11.2007
|
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC SA FORCE
|
|
Un engagement radical
|
|
06 -Struggling With All Energy
|
- ( Ho an'ny mpampianatra )
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_06.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less06.html
Vakio ny tantaran'i Jakôba nitolona tamin'Andriamanira (Gen. 32). Inona no ambaran'io tantara io ny amin'ny fiaretana, eny, na dia eo anivon'ny fahakiviana aza? (Tazony an-tsaina ny tontolon'ny toe-javatra nisy an'i Jakôba manoloana ny valin-teninao).
Azontsika atao ny mahafantatra ny marina ary mampiasa ny safidintsika hanao ny zava-mahitsy; kanefa rehefa eo ambany tsindry isika, dia mety ho sarotra ny hifikirana amin'Andriamanitra sy ny teny fikasany. Mitranga izany satria isika malemy sy saro-tahotra. Noho izany, iray amin'ireo hery lehibe ho an'ny Kristianina ny fiaretana, ny fahafahana manohy ny dia, na dia eo aza ny faniriana handao ny laharana.
Iray amin'ireo ohatra lehibe indrindra amin'ny fiaretana ao amin'ny Baiboly i Jakôba. Taona maro talohan'izao, dia nisoloky ny rahalahiny sy ny rainy i Jakôba hanome azy ny zo maha-lahy matoa azy (Gen. 27). Ary hatramin'izay dia nandositra tamin-tahotra ny fikasan’i Esao hamono azy izy. Na dia nomena teny fikasana mahafinaritra ny amin'ny fitarihan'Andriamanitra sy ny tso-drano tamin'ny nofy momba ny tohatra nahatakatra ny lanitra aza izy (Gen. 28), dia mbola natahotra ihany. Naniry fatratra ny fahazoana antoka avy amin'Andriamanitra i Jakôba fa efa nekena izy ary ny teny fikasana nomena azy taona maro lasa izay dia mbola mitoetra ihany. Raha teo am-pitolomana tamin'ny olona iray izay tsy iza fa i Jesôsy ihany izy, dia nitolitsika ny feny. Hatramin'izay, dia tsy afaka ny hitolona intsony izy, satria hihamafy tsy azo hiaretana ny fanaintainana. Tsy maintsy nisy tao ny fiovana avy amin'ny tolona ho amin'ny fisaviliana fotsiny ihany. Nifampitolona tamin'i Jesôsy i Jakôba tao anatin'ny fanaintainana tsy zaka mandra-pahazoany ny antoka ny fitahiana ho azy. Koa dia nilaza taminy i Jesôsy hoe: "avelao Aho handeha, fa efa ho mazavaratsy ny andro " (Gen. 32:26).
Tonga tamin'i Jakôba ny fitahiana satria nihazona Azy tao anatin'ny fanaintainany izy. Dia. toy izany koa ny amintsika. Mety hatolotsika an'Andriamanitra ny "fentsika" ary avy eo dia asainy isika mihazona Azy ao anatin'ny fanaintainana. Marina fa Andriamanitra dia mamela ny holatra hanaintaina hitohy - mbola nandringa i Jakôba tamin'ny fotoana nihaonany tamin'ny rahalahiny. Amin'ny fijery ivelany dia fahalemena izany, fa ho an'i Jakôba dia fanambarana ny maha-mahery azy izany.
Inona no sasany amin'ireo safidy andavanandro ataonao (fifandraisana, fomba fiaina, vakiteny, fahazarana ara-pahasalamana, fiainana ara-panahy) izay hanampy anao haharitra tsara kokoa amin'ny Tompo eo anivon'ny fakam-panahy sy ny fahakiviana?
|
Jeudi 08.11.2007
|
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC SA FORCE
|
|
La nécessité de persévérer
|
|
06 -Struggling With All Energy
|
- ( Ho an'ny mpampianatra )
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_06.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less06.html
PP, tt. 195-203; SC, tt. 43-48.
Io sitra-po io, izay zava-dehibe iray amin'ny fanamboarana ny toetry ny olona, no nomena ho eo ambany fifehezan'i Satana tamin'ny fotoana nahalavoan'ireo razantsika. Ary hatramin'izay i Satana dia niasa tamin'olona haniry sy hanao izay tiany hatao, kanefa niafara tamin'ny fahavoazana tanteraka sy ny fahantran'ny olombelona izany." - TFC, b. 5, t. 515.
"Mba hahazoana ny fanampian'Andriamanitra, dia tsy maintsy mahatsapa ny fahalemeny sy ny tsy fahampiany ny olona. Tsy maintsy ahatrany amin'ny fiovana lehibe izay hoentina aminy ny sainy. Tsy maintsy fohazina ho amin'ny vavaka sy ezaka mafana sy maharitra izy. Ny fahazaran-dratsy sy ny fomba dia tsy maintsy ariana. Ary amin'ny alalan'ny ezaka mitombina tsara hanitsiana ireo fahadisoana ireo sy hanarahana ny filamatra mahitsy ihany no ahazoana ny fandresena. Maro no tsy mahatratra mihitsy ny toerana izay tokony hisy azy, satria izy ireo dia miandry an'Andriamanitra hanao izay efa nanomezany hery azy hanaovany izany ho azy ireo ihany. Ireo izay natao hilaina dia tsy maintsy hofanina amin'ny alalan'ny fifehezan-tena ara-tsaina sy ara-moraly, ary Andriamanitra dia hanampy azy ireo amin'ny alalan'ny fampiraisana ny herin'Andriamanitra amin'ny ezak'olombelona." -PP. t. 248.
FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:
1. Hatraiza no iheveranao fa ankasitrahantsika ny hoe ny sitrapontsika dia "nomena ho eo ambany fifehezan'i Satana tamin'ny fotoana nahalavoana"? Ahoana, amin'ny fifantohana amin'ny toetran'i Jesôsy, no ahafahantsika mankasitraka bebe kokoa ny maha-lavo antsika kanefa maha-lehibe ny famindrapon'Andriamanitra amintsika?
2. Vakio ny tantaran'i Jesôsy tao Getsemane (Mat. 26:36-43). Inona no fihetseham-pon'i Jesôsy sy ny faniriany, amin'ny fifanoherany amin'ny sitrapon'Andriamanitra? Inona no azontsika ianarana avy amin'io ohatra io?
3. Amin'ny maha-kilasy, miresaha ny amin'ny zavatra miavaka amin'ny kolontsainao izay mety hiasa hampianjera ny fiarovantsika ary hamela antsika ho mora voa amin'ny fanafihan'i Satana. Inona no azontsika atao hanampiana ny mambran'ny fiangonana hafa mba hahafantarany izany loza izany, ary hanampiana ihany koa ireo izay mila fanampiana?
4. Moa va ianao mahafantatra olona iray ao am-piangonanao izay tsy tonga nandritra ny fotoana maharitra, izay mety ho vonona handao ny laharana na efa nandao mihitsy aza? Inona no azonareo atao hampaherezana io olona io, hanampy azy tsy hivadika amin'i Jesôsy? Inona no zavatra azonareo atao hanampiana azy?
|
Vendredi 09.11.2007
|
|
6. UN COMBAT MENÉ AVEC SA FORCE
|
|
Pour aller plus loin
|