| lesona 12 | 13-09-2008 au 19-09-2008 | |
|---|---|---|
| NAHAZO FANOMEZAM-PAHASOAVANA HOENTI-MANOMPO: I FILIPO | ||
| ( Asa.6:3; Asa.8; Rôm. 12:6-8; 1Kôr.12:1-11, 37-31; 1Tim.3:8-12. ) | ||
| Sabotsy | Alahady | Alatsinainy | Talata | Alarobia | Alakamisy | Zoma |
|---|
Tsianjery : "
Ary ny vahoaka betsaka dia niray hevitra nihaino izay nolazain'i Filipo, raha nandre azy sy nahita ny fahagagana nataony Asa.8:6 "
|
Hodinihina mandritra ny herinandro: Asa. 6:3; Asa. 8, Rôm. 12.6-8; 1 Kôr. 12:1-11,27-31; 1 Tim. 3:8-12. Tsianjery: "Ary ny vahoaka betsaka dia niray hevirra nihamo izay nolazain 7 Filipo. ralw nandrc azy sy nahita ny fahagagcma nataony " -Asa. 8:6 HEVI-DEHIBE: Tamin'ny alalan'ny asa fitoriana nataon'i Filipo dia nohozongozonin'ny vaovao mahafaly, natsimbadiny ambony ambany, i Samaria, ary nanatona an'i Jesôsy ny jentilisa etiôpianina manam-pahefana iray. Rehefa atolotsika tanteraka an'Andrimanitra ny fiainantsika, dia tsy misy fetra ny zavatra mety hofidiny hatao -amin'ny alalantsika ho fampandrosoana ny fanjakany. Inona no azontsika ianarana avy amin'ny tantarany? |
| Nampiditra : josias |
Nos partenaires : Annuaire RSS | iDago (hébergement gratuit) | echangedelien.net