| lesona 8 | 15-11-2008 au 21-11-2008 | |
|---|---|---|
| NATERAKY NY VEHIVAVY - FANAVOTANA SY FAHATONGAVANA HO NOFO | ||
| ( Mat. 1:18-25; 3:13-17; 4:1-11; 9:35; Mar. 1:12,13; Jao. 1:1,2,14; Kôl 2:9; Heb. 1:3. ) | ||
| Sabotsy | Alahady | Alatsinainy | Talata | Alarobia | Alakamisy | Zoma |
|---|
|
FIANARANA FANAMPINY: Ny zava-kendren'ny Fahatongavana ho nofo: "Natao hampihavana ny olona amin'Andriamanitra ny asan'i Kristy tamin'ny alalan'ny maha-oiombelona Azy, ary hampihavana an'Andriamanitra amin'ny olona tamin'ny alalan'ny maha-Andriamanitra Azy." — C, t. 38, Vavaka taorian'ny Batisa: "Nataon'i Jaona batisa Izy ary niankohoka teo amoron'ny onin'ny Jôrdana rehefa avy tao anaty rano, nanandratra vavaka ho any an-danitra izy avy eo (...) Neken'ny Lanitra ho solotenan'ny taranak'olombelona i Jesôsy. Tsy voaiiikilika tahaka ny tsy misy ilàna antsika intsony isika noho ireo fahotana sy fahalementsika; nekena ao amin'llay Malala isika satria nosokafana handray ny fangatahantsika amin'ny alalan'ny Zanak'Andriamanitra ny lanitra. Mivoha ny vavahady ka indro hamirapiratra eo amin'ireo izay nahatongavan'i Jesôsy hovonjena ny fahazavan'ny lanitra, raha toa ka ho avy hiditra ao amin'ny faribolan'ireo tara-masoandron'ny Fahamarinana izy; tahiry lehibe no efa nomanina ho famonjena ny fanahy rehetra." — ST, 28 Jol., 1890. FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA
• Manomeza valiny betsaka araka izay vitanao àmin'ity fanontaniana ity: Nahoana no tena nilaina tokoa ny Fahatongavana ho nofo eo amin'ny asam-panavotana ataon'i Kristy? FAMINTINANA
Hitantsika ao amin'ny fahatongavan'i Jesôsy ho nofo ny hany olombelona tokana teraka teto àmin'ity planeta ity ka niray tanteraka sy tamin'ny fomba tsy misy tomika tamin'Andriamanitra. Nitoetra ho mahatoky tamin'ny Ray i Jesôsy.na dia nalain'ny fahavalo fanahy tamin'ny fomba tsy mbola nanjo na hanjo ny olombelona aza. Nandresy tamin'izay mety ho nahalavo an'i Adama. anefa Izy, ka tamin'izany no nanomanany ny lalana hitondrana ny famonjena ho an'izay rehetra manolo-tena ho Azy amin'ny finoana syny fankatoavana. FOTOAN-TSAROTRA FISEDRANA NY FAHATOKIANA Tari-dalana 3/2001 Voalaza ombieny pmbieny Tsarovy ihany koa fa ny andro fivavahana
FILETEHAN'NY MASOANDRO Zoma 21.11.2008 : 6ora 11mn Sabotsy 22.11.2008 : 6ora 11mn
|
| Nampiditra : MYRIAM, josias |
Nos partenaires : Annuaire RSS | iDago (hébergement gratuit) | echangedelien.net