| lesona 5 | 25-04-2009 au 01-05-2009 | |
|---|---|---|
| FANAMBARANA | ||
| ( Eks. 7:1-6; Sal. 19:1-4; Rôm. 1:18-20; 2 Tim. 3:14-16; Heb, 1: 1 -3. Tsianjery: ) | ||
| Sabotsy | Alahady | Alatsinainy | Talata | Alarobia | Alakamisy | Zoma |
|---|
Tsianjery : "
Rehefa nampitenenin'andriamanitra tamin'ny razana fahiny ny mpaminany tamin'ny andro samy hafa sy ny fanao samy hafa; dia amin'izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendry ho mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao" "
|
Ho an'ny olona sasany, Andriamanitra dia hery lavitra dia lavitra azy tokoa, izay mampihetsika izao tontolo izao hatramin'ny taloha elabe ary tsy miraharaha intsony izay zava-mitranga ety. Tsy io mazava loatra ilay Andriamanitra ambaran'ny Baiboly, izay aseho mandrakariva ho Ray be fitiavana, Mpamorona tsy mitsahatra ny miahy amin'ny fomba akaiky dia akaiky ny zava-boariny, Indray mitopy maso: Ilay Andriamanitra izay niteny mba hampisy izao tontolo izao dia mbola miteny ihany ho an'izay vonona ny hihaino Azy. |
| Nampiditra : ranaina, MYRIAM |
Nos partenaires : Annuaire RSS | iDago (hébergement gratuit) | echangedelien.net