Efa sendra anao ve ny oe tapaka ny telefaonina eo am-piresahana? Ny mahamaika anao dia ny hamerina haingana ny antso mba hitohizan'ny fifandraisana.
Eny mety tapaka toa izany koa fifandraisanao amin'Andriamanitra. Nefa tahakan'ilay ray, araka ny ho hitanao ato amin'ito film ito dia mikatsaka mandrakariva Andriamanitra ny hamitrana izany fifandraisana tapaka izany.
Hainao ve oe nahoana? Satria tiany ianao, tiany tsy misy takalony.
Koa manasa anao ary aho hanaraka ny film mba hahitanao ny halehiben'ny fitiavany anao.
Nos partenaires : Annuaire RSS | iDago (hébergement gratuit) | echangedelien.net