Pejy fandraisana


Klip gasy voaray farany

Kapiteny (Telonohorefy)

Kapiteny (Telonohorefy)

Film voaray farany

Rohim-pitiavana

Rohim-pitiavana

Reportage voaray farany

Mafa 2008 : Jour J  (4/10)

Mafa 2008 : Jour J (4/10)

Sary notsongaina

Atoa Andriatsalama Paul, Myriam, Naina ary Pr Paul Henriot

Ireo sary rehetra

Faly miarahaba anao

Fanandramana lehibe irarianay ataonao ny fiarahana aminy Kristy. Ireo pejy maro eto amin'ny site dia natao hanampy anao amin'izany dingana izany. Ho hitanao eto : Hira sy sary, toriteny sy fianarana baiboly isan'andro, Filazana samihafa sy zava-mahasoa isan-karazany. Koa mirary anao hahita fifaliana sy fandresena miaraka amin'i Kristy. Malina.

Lesona SS herinandro

Lesona amin'ny teny malagasy Lohateny : NY FANAMARINANA SY NY LALANA . Tsianjery : Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika?Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika!" Rom. 3:31

Lesona androany | RSS flux rss

Lesona amin'ny teny frantsay Titre : LA JUSTIFICATION ET LA LOI . Verset : Alors, au moyen de la foi, réduisons-nous à rien la loi ? Jamais de la vie! Au contraire, nous confirmons la loi.(Rm 3.31)

Leçon du jour | RSS flux rss

Hira azonao henoina

Ray ô ifonako
Rohama
écouter
Mila Anao
Rohama
écouter
Je frappe à la porte
ZAKA Rajaonia (ny Ambasadôra)
écouter

Ireo Hira rehetra >>

Fiambenana maraina anio

MPITANTANA: MAMERINA NY AMPAHAFOLONY : «Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohàko ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo.» . Malakia 3:10 . ( VM, tt. 295.3-296.1 )

Mofon'aina >>

Filazana voaray farany

filazana n° : 165 ny : 25-07-2010

"NOUVEAU PRÉSIDENT A LA CONFÉRENCE GÉNÉRALE"

" Le 25 juin, Ted N. C. Wilson,élu président de l'église adventiste du septième jour mondiale Fils d'un ancien président et l'un des vice-présidents en service pour cinq ans .

"NOUVEAU PRÉSIDENT A LA FÉDÉRATION FRANCE SUD"

" Après proposition de la commission de nominations, l'assemblée a élu le pasteur Jacques TRUJILLO

comme Président de la Fédération des Églises adventistes du septième jour et de la FACSA du Sud de la France pour la mandature 2010-2014.
hoy : ranaina , ratsimaitoarivo@yahoo.fr



Filazana rehetra >>

.

Nos partenaires : Annuaire RSS | iDago (hébergement gratuit) | echangedelien.net