“Fa efa fanatatro rahateo izy rehetra, fantatro izy rehetra,fantatro ny takariva , ny maraina, ny tolaka andro,efa nafatrako @ sotrokelin-dite ny fiainako”
“The Love song of J.alfred Prufrock”
Noho izany antony izany angamba, dia lohahevitra lehibe ho antsika no ambaran’ny toko faha telo:dia ny momba ny fotoana izany.
Tononkalo anisann’ny kanto indrindra @iero tonokkalo nosoratanan no anombohan’i solomona ny fanehoanan lohahevitra samihafa, izay mifandray avokoa @ resaka fotoana:toa inona no lanjan’ny famaritana ny fotoana anatanterahantsika zavatra? Inona no dikan’ny hoe mandrakizay ho an’ny olombelona, dia ny olombelona izay, raha ny maha-izy azy , avelan’ny mandrakizay any aoriana any? Rahoviana no ho tsarain’atra ny ratsy sy ny leloka eo @ izao tontolo izao? Inona no fahasamihafana fara tampony eo @ taranak’olombelona sy ny biby raha toa @ farany ka toerana iray ihany no iafaran’izy rehetra?
Lohahevitra mavesa-danja tokoa ho an’ny toko iray fotsiny ireo. Nefa efa voalazantsika hatrany hatrany fa ny fijerentsika ireny andininy ireny ao anatin’ny tonolon-kevitry ny SM manontolo ihany no ahafahantsika mahatakatra ny hevitra fonosin’ireny lohahevitra ireny,ary ny SM dia manankambara betsaka mikasika ireny lohahevitra dia lehibe ireny.
°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°
"Car je les connais déjà, je les connais tous : je connais les soirs, les matins, les après-midi, j'ai mesuré ma vie au nombre de cuillères à café." T. S. ELIOT, "The love song of J. Alfred Prufrocb".
Peut-être que nous ne mesurons pas notre vie au nombre de cuillères à café, mais pourtant nous la mesurons. Pour la plupart d' entre nous, si nous sommes bénis, nous la mesurons au nombre d'années - trois fois vingt ans - plus dix! Et, si nous sommes particulièrement bénis, quatre fois vingt ans! Pour ceux qui ont déjà vu s'écouler une bonne partie de leur vie, ce n'est pas tant que ça. Le temps est précieux à l'être humain mortel.
C'est pourquoi, sans doute, le chapitre 3 s'ouvre sur ce thème qui nous est vital: le temps. En commençant par des vers exprimant l'une des plus belles poésies jamais écrites, Salomon aborde divers thèmes tous liés d'une façon ou d'une autre à la question du temps: faisons-nous telle chose au bon moment? Que signifie l'éternité pour l'être humain, alors qu'à la mort tout semble s'arrêter pour lui? Quand tout le mal et toute l'injustice du monde seront-ils jugés par Dieu? Quelle est la différence essentielle entre l'humanité et les animaux si, à la fin, tous retournent à la poussière?
Ce sont là de bien grands thèmes pour un seul chapitre. Mais, comme nous n'avons cessé de le dire, on ne peut les comprendre qu'en les replaçant dans le contexte de l'ensemble des Ecritures, qui en dit long sur ces sujets essentiels.
Toa inona ny fahamarinan’ny famantaranandronao? Angamba aloha tsy marina toy ny famantaranandro mandeha @ taratry ny “césium” ,izay mandrefy ny fotoan hatramin’ny 1/192.631.700 segôndra.Raha lazaina @ teny hafa dia izany no famaritana fotoana naorin’Atra to @izany singa @ zava-boary izany.Izany ka tena voatondro mazava tsara!
Ao @ Foiben’ny Fisidinan’ny Samobon-danitra Goddard an’ny nasa any Etazonia dia misy tabilao nanoratan’ireo manampahaizanan ny fanakona-masoandro rehetra hatramin’ny taona 2000 ka hatramin’ny taoana 3000 TrK.Raha lazaina @ teny hafa dia izao:voatondro mazava tsara ny famaritana ny fotoanan naorin’Atra tao @ io lafiny iray @ zavaboary io hany ka azontsika atao ny mahafantatra , tsy ny fanakonamasoandro niseho t@ lasa ohany fa ireo mbola hoa avy koa
Araka izany asehon’ny zava-boary izany dia mifehy ny fotoana i Jehovah.tsy magaga antsika Advantista izay vahoaka liana @ fomba manokana @ faminaniana izany. Rehfa dinihina tokoa dia izao:maro @ ireo faminanianan izay nanampy antsika sy ny asa anirahana antsika @ maha-fihetsehana antsika no mifamatotra @ fotoana
Misy toerana maro ao @ Baiboly iresahana mikasika ny anjara-toeran’ny fotoana ao @ drafitr’Atra. Niseho tany Galilia i Jesosy, nanambara fa efa tonga ny fotoana(Mar.1:15). Raha niresaka ny moba ny fiavian’i Jesosy i Paoly dia nanoratra fa”rehefa tonga ny fotoan’andro, dia nirahin’Atra ny zanany”( Gal.4:4); izao koa no nosoratany mikasika ny fiavian’i Jesosy fanindroany: “mandrapiavin’ny andro hisehoan’i JK Tompontsika , izay hotanterahiny (Atra) @ fotoana voatendriny” ( 1Tim.6:14, 15, dikt NKJV). Nisy anjely niseho t@ Jaona ka nanao taminy hoe: “ aza asiana tombokase ny tenin’ny faminaniana @ ity boky ity, fa antomotra ny andro”( apok.22:10). Hitantsika @ izany fa mampiasa ny fotoana Atra hanatanterahanan ny sotrapony
Misy olana manahirana nao ve mikasika ny famerana ny fotoana ahatanterahan’ny toe-javatra samy hafa? Raha misy izany dia tsy maintsy mandohalika ianao,manolotra ny sitraponao @ Jehovah, sy matoky azy izay efa nampiseho fa mifehy ny fotoana izy. Inona koa ny zavatra hafa azonao atao hianaranao mitoky @ fameran’i Jehovah ny fotoana ahatanterahan’ny toe-javatra samy hafa?
Votre montre est-elle précise? Sans doute pas autant qu'une horloge au césium qui mesure Le temps au 9192631 700ème de seconde -la fréquence à laquelle certains atomes absorbent et émettent des radiations. En d'autres termes, tel est le facteur temps que Dieu a introduit dans cet aspect de la nature. Peut-on être plus précis?
Au centre spatial de la Nasa-Goddard, aux États-Unis, les scientifiques possèdent un tableau sur lequel se trouvent inscrites toutes les dates des éclipses, depuis environ 2000 av J.-C. jusqu'en l'an 3000 après J.-C. En d'autres termes, l'agenda de Dieu concernant cet aspect de la nature est si précis que nous sommes capables non seulement de déterminer quand ont eu lieu les éclipses passées, mais aussi quand surviendront les prochaines.
Comme le montre la nature, le Seigneur est maitre du temps. Pour nous, adventistes, qui nous nous intéressons particulièrement aux prophéties, ce n'est pas une surprise. Après tout, un grand nombre des prophéties qui nous ont aidés à définir notre identité et notre mission ont un rapport avec le temps.
Souvent, la Bible évoque le rôle joué par le temps dans les desseins divins. Jésus est apparu en Galilée en déclarant: "Le temps est accompli" (Mc 1.15). Paul écrivait, au sujet de la première venue du Christ: "Lorsque les temps furent accomplis, Dieu a envoyé! son Fils" (Ga 4.4) et au sujet de son retour : "Jusqu'à la manifestation de notre Seigneur Jésus-Christ, que [Dieu] produira en son temps" (1 Tm 6.14,15). Un ange est apparu à Jean et lui a dit : "Ne tiens pas secrètes les paroles de la prophétie de ce livre, car le temps est proche." (Ap 22.10) Nous voyons que Dieu se sert du temps pour accomplir sa volonté.
Revoyez les prophéties chronologiques suivantes, prophéties qui ont beaucoup signifié pour nous en tant que peuple, et qui se sont accomplies : Dn 7.25 ; 8.14 ; 9.24-27 ; Ap 12.14. qu'indiquent-elles sur la puissance et la souveraineté de Dieu en ce qui concerne les affaires humaines ?
L'agenda de certains événements vous pose-t-il problème? Dans l'affirmative, agenouillez-vous, abandonnez votre volonté au Seigneur et placez votre confiance en lui. II nous a montré qu'il était le maitre du temps. Comment apprendre à faire davantage confiance à la façon dont il place les événements dans le temps?
Vak Mpit.T.: 3:1-8. Mariho ireo zavatra mifanohitra eo: fahatanteraha , fahafatesana , manangana, mandrava , mitia, mankahala, sns. Ny manampahaizana mpandinika Baiboly dia miady hevitra ny @ tena hevitr’ireo and;ireo, i Sôlômona anefa eo toa miresaka mikasika ireo lafiny samy hafa @ fiainan’ny olombelona, ka misy fotoana sasany mety @ zavatra sasany, ary misy fotoana hafa,ny zavatra mifanohitra @ ilay teo no mety aminy
Ny fiandohan’ny and.11 angamba no fanalahidy manampy hahafantarana ny hevitra tian’ireo and ireo hambara . Izao no nolazain’i Sôlômôna eo rehefa avy niresaka momba an’Atra izy:
“ Ny zavatar arehetra samy nataony ho mendrika @ fotoany avy”; izany hoe, ireny zavatra samy hafa ireny ,@ fotoana voatendry ho azy dia samy ara-dalana avokkoa. Tsy dia mikasika loatra ny fitondran’Atra manapaka ny zavatra rehetra loatra ireo and ireo, fa miresaka kokoa ny @ fahafahan’ny olombelona sy ny famerantsika ny fotoanan’ny toe-javatra
Ny tena manahirana dia ny hoe “andro amonoana”( and.3) .Maro ny fanazavana efa nomena momba, fa zava-dehibe ny mahatsiaro fa i Sôlômôna dia mpanjaka, ary nanapaka t@ firenena iray nampihatra ny fanamelohana ho faty izy (jer. Eks.22:18-20; Lev.20:2, 9-16; 24:14-16; Nom.15:35) Tsara koa ny manamarika fa ny matoanteny hebreo nadika hoe “mamono” (kill= mamono @ ankapobeny) eo @ mpit.t.3:3 dia tsy mitovy @ teny hebreo hita ao @ Eks.20:13, dia ny teny hoe “mamono” ( murder = mamono olona), izay no mahazatra ahafantarana azy
Ahoanana no anampian’ireto and manaraka ireto antsika hahatakatra ny mahazava-dehibe ny famerana ny fotoana eo @ fiainantsika? Sal.37:9; Mat.5:21-24. Mat.8:21,22; Rôm. 8:25; Rôm 12:19 , 1Kor. 4:5 . Jak.1:19
Misy fanapahan-kevitra na safidy lehibe tokony hataonao ve? Raha misy, ahoana no maha- zava-dehibe ny famerana fotoanan eo @ fanapahakevitra raisinao? Mety ho tsara tokoa ve raha ahemotra ny fandraisana fanapahan-kevitra? Sa mety ho fahadisoana izay fanemorana izay. Saintsaino indraindray ny maha-zava-dehibe ny teny hoe: “ Misy fotoanany sy androny ny zavatra rehetra” Ahoana no ahafahan’ny vavaka sy ny fianarana Baiboly ary ny filana hevitra @ hafa manampy anao handray ny fanapahan-kevitra mety @ fotoana mety?
Lisez Ec 3.1-8. Notez la façon dont sont soulignés les contraires : la naissance et la mort; bâtir et démolir; aimer et haïr, etc. Même si les exégètes continuent de débattre du sens exact de ces versets, Salomon semble évoquer différents aspects de la vie humaine, soulignant qua certains moments, certaines choses sont appropriées, tandis que leurs contraires le sont à d'autres moments.
La clef permettant de dévoiler le sens de ce passage se trouve peut-être au début du verset 11, dans lequel, après avoir parlé de Dieu, Salomon dit : " Tout ce qu'il a fait est beau en son temps", c'est-à-dire, que toutes ces choses sont justes en leur temps. Ces versets parlent davantage de la liberté humaine et des moments que nous choisissons pour accomplir les événements que de la prédominance de la providence divine.
Ps 37.9, Mt 5.21-24 , Mt 8.21,22 , Rm 8.25 , Rm 12.19 1, Co 4.5, Jc 1.19
Les versets suivants ne nous aident-ils pas à comprendre le rôle du temps dans notre vie? Expliquez.
Avez-vous une décision importante à prendre, un choix décisif à faire? Dans l'affirmative, quel rôle joue le temps dans votre décision? Serait-il bon de repousser le moment de la prendre? Ou est-ce justement ce qu'il ne faut pas faire? Réfléchissez a nouveau à l'importance de ces mots: "Il y a un moment pour tout, un temps pour chaque chose." la prière, l'étude de la Bible et le conseil d'autrui ne peuvent-ils vous aider à faire le bon choix au bon moment? Commentez.
Mpit 3:11-15 ,ny and 11 dia azo adika hoe “ ary ny mandrakizay dia efa nataony tao am-poko
Raha azonao tsara ireo and ireo, inona no tian’i Sôlômôna hanambara? Ny SM rehetra indray no ampiasao hanazavanao azy ireo
I Sôlômôna eto dia miaky ny herin’Atra sy ny fahefany,izay mifanohitra @ fahefan’olombelona sy ny hadalany.Izy akory tsy mandokadoka ny fiainana @ fahafinaretana ara-batana tsy misy fiheverana;fa @ fotoanany, ny vokatry ny asan’olombelona dia mety hijinja fahafinaretana ankahitriny, “aty ambanin’ny masoandro”,@ izao fiainana izao.Tsy ho takatry ny saintsika tanteraka ny asan’Atra sy ny fitondrany(ahatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, tsy ilaintsika ny mahatakatra izany.Izay nolazain’i Jesosy ao @ Mat6:34 ve no tian’i sôlômôna hambara @ izany” ary @ izany dia aza manahy ny @ ampitso hianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an’ny andro ny ratsy miseho ao aminy”
Ahoana ny fahazoanao ny hoe “ ny madrakizay” dia efa natoan’Atra taoam-pon’ny olombelona? Ao anatin’ny tontolon-kevitra manodidina ny fiainan’ni Sôlômôna @ maha-mpanjaka azy, izay tsy nisy fahasambarana sy tsy nisy fahafaham-po, no aoka hiverenanao ny valin-teninao. Jer koa heb.11:13-16 , 1Jao.2:15-17
Araka izao ho hitantsika ao @ fizaran-desona @ alakamisy dia mitovy ny anjara miandry ny olombelona sy ny biby aty ambanin’ny masoandro. Maty isika – toy izany koa ny osy sy ny voay ary ny jaboady.Ny maha-samy hafa azy anefa dia ity: efa nataon’atra ao ampontsika ny mandrakizay.Isika olombelona dia afaka maminavina fiainana ao ankoatra antsiak, tsapantsika fa na dia maty aza isika dia hithy foanan ny fotoana, mandritra ny mandrakizay mihintsy aza, fa isika kosa dia avela eo.Araka iazny dia miatrika fahafatesana isan’andro vaky izao isika eo @ fiainantsika, ary mahatonga tebiteby sy tahotra ary fahatsapana tsy fahafenoana ao anatintsika izany. Ary izany no tokony ho izy;tsy tokony hionona na tsy hiraika @ anjara miandry antsika isika,satria tsy natao ho faty na oviana na oviana isika. Asan’i Satana, niditra an-tsokosoko, ny fahafatesana( Heb.2:14 ; 1Jao.3:8) Izay no antony anankiray mahatonga ny fifalifaliana rehetra ao @ ara-nofo ho poaka aty sy foana (hebel), @ farany,satria izy ireny dia tsy afaka manome valiny asetry ny fisian’ny fahafatesana izay manambana mandrakariva ao ambony sorontsika ao ary tsy lavitra mihoatra ny fitepon’ny fo indray mandeha mihintsy no misy azy
Ny vaovao mahafaly, ny vaovao lehibe dia izao:Tonga Jesosy handringana ny fahafatesana,ka manafaka antsika ankehitriny @ tahotra izay mazàna entin’izany fahafatesna izany.
°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°
Salomon continue d'examiner la notion de temps dans Ec 3.11-15. En lisant ces textes difficiles, prenez note des diverses références au temps qui y sont faites (il est important de noter que Le verset 11 peut être ainsi traduit : "Il a placé l'éternité dans leur cœur".)
Salomon, ici, reconnait combien Dieu est puissant en comparaison de la faiblesse et de la folie de l'humanité. Là encore, il ne se fait pas l'avocat d'une vie consacrée au plaisir des sens, mais il dit qu'en leur temps, les fruits du labeur des hommes donnent du plaisir ici-bas, "sous le soleil". Nous ne pouvons pleinement comprendre les œuvres et la providence de Dieu " L'homme est incapable de saisir l'œuvre que Dieu accomplit du commencement à la fin." Ec 3.11, La Bible du Semeur); cela n'est pas nécessaire. Salomon exprime-t-il ici la même chose que Jésus dans Mt 6.34 : "Ne vous inquiétez donc pas du lendemain, car le lendemain s'inquiètera de lui-même. A chaque jour suffit sa peine. "?
Comme nous le verrons dans la leçon de jeudi, êtres humains et animaux ont un destin commun "sous le soleil". Il existe une différence, cependant: Dieu a placé l'éternité dans notre cœur. Nous, les hommes, nous sommes capables d'imaginer que la vie se poursuit après nous. Nous savons qu'une fois morts, le temps ne s'arrêtera pas, il ne cessera pas, tandis que nous restons en arrière. Ainsi, chaque jour de notre vie, nous sommes confrontés à la mort, ce qui suscite en nous l'inquiétude, la peur et un sentiment d'incomplétude. Or, il est normal que nous soyons insatisfaits de notre sort et qu'il ne nous indiffère pas, parce que nous n'étions pas destinés à mourir. La mort est une intruse, l'œuvre de Satan (He 2.14; 1 Jn 3.8). Bien sûr, la bonne nouvelle, la grande nouvelle, c'est que Jésus est venu détruire la mort et donc nous libérer de la peur que celle-ci suscite le plus souvent (He 2.15).
D' après ce que vous parvenez à comprendre de ces textes, précisez quel est le point souligné par Salomon. Interprétez- les en tenant compte du reste des Ecritures.
Comment compreniez-vous le fait que Dieu ait mis la pensée de l'éternité (Ec 3.11, Second révisée à la Colombe ; Bible du Semeur) dans le cœur de l'homme ? Replacez la réponse dans le contexte de la vie malheureuse et insatisfaite de Salomon en tant que roi. Voir aussi He 11.13-16 ; 1 Jn 2.15-17.
Vak. And 16. inpona no lazainy ao? Ahoana no isian’ny haratsiam-panahy eo @ “ fitoeran’ny rariny”? Ary faharatsiana eo @ fitoeran’ny fahamarinana? Inona no resahiny amin’izany? Aiza no efa nahitanao an dia @ izao andro ankehitriny izao aza, haratsiam-panahy eo @ izay tokony hisy rariny, ary faharatsiana eo @ izay tokony hisy fahamarinana? Ary koa, inona ny fihetseham-ponao eo anatrehan’ireny zavatra ireny? Inona ny fihetseham-pon’I Sôlômôna teo anatrehan’ireny zavatra ireny Jer. Koa Ohab.17:23 ; 21:27 ; Jao.2:14
Iza tokoa moa no tsy tafitohina eo antrehan’ny tsy rariny sy ny faharatsiana, indrindra @ toerana tokony hisian’ny rariny sy ny fahamarinana? Araka izany dia tahaka antsika I Sôlômôna, te hahita fitsarana vita izy , ary na dia eo azan y fangidiany mikasika zavatra maro, dia mbola nino ny fahamarinana farany izay hampiharin’Atra @ fotoanany ( fotoan’atra)izy, satria araka ny voalazany, dia samy manana ny androny avy “ ny zavatra rehatra sy ny asa rehetra” , indrindra indrindra fa ny asa fitsaran’Atra
Vak. Jao.12:31 , izay misy ny tenin’I Jesosy manao hoe: “ Tonga akehitriny ny fitsarana izao tontolo izao”. @ heviny manao ahoana no ahazoantsika milaza fa fitsarana ny marina sy ny ratsy fanahy ny hazo fijaliana?
Eo @ hazo fijaliana, izay toerana fitsarana, no ahitantsika ny tsy rariny tsy mampino: ilay Zanak’Atra tsy nanota maty noho ny otan’ny tontolo iray tsy mahay mankasitraka sy ratsy fanahy (Rôm. 5:6 ; 1Jao.2:2). Sady toeran’ny fahamarinana ihany koa izany , satria I jesosy, ilay manana ny “fahamarinan’Atra” (2Pet. 1:1) mihitsy no eo. Eo @ izany toeran’ny fahamarinanan izany anefa no ahitantsika faharatsiana - dia ny faharatsian’izao tontolo izao iray manontolo izay saziana ao @ tenan’I Jesosy , izay tonga ota hamonjy antsika (2Kor.5:21).Azo lazaina fa nitranga teo @ hazo fijaliana ny fitsarana ny marina, satria teo @ alalan’ny fahafatesan’I Jesosy, no azo antoka ny fanomezana rariny eo @ fitsarana(Rom.8:1); azo antoka miaraka @ izao ny fanamelohana ny very, satria, eo anatrehan’ny hazavana mitaratra avy @ hazo fijaliana dia tsy misy fialan-tsiny azon’izy ireo (Jao.3:19)
Raha misy olona mangataka anao mba hanazava ao anatin’ny paragrafy fohy , hoe inona no atolotry ny fahafatesan’I Kristy ho anao, dia inona no hosoratanao? Ento ary vakio @ iray kilasy izany paragrafy izany.
Salomon continue d'explorer la notion de temps. Puis il change complètement de sujet. Dans Ec 3.16, 17, il aborde un thème qui sera repris plusieurs fois dans le livre de l'Ecclésiaste : l'injustice humaine et le jugement de Dieu.
Qui, bien sur, n'est pas bouleversé par l'injustice et l'iniquité, surtout là où devraient régner le droit et la justice? Comme nous, Salomon voulait que justice soit faite, et malgré son amertume envers beaucoup de choses, il croyait néanmoins en la justice ultime que Dieu mettrait en œuvre en son temps (Ec 3.17). En effet, nous dit Salomon, il y a "un moment pour tout, un temps pour chaque chose sous le ciel" (Ec 3.1) et, notamment, pour l'exécution du jugement divin.
A la croix, lieu de jugement, il y a eu une invraisemblable injustice: le Fils de Dieu sans péché est mort pour les péchés d'un monde ingrat et méchant (Rm 5.6; 1 Jn 2.2). Mais la croix a aussi été un lieu de justice, parce que notre Dieu et Sauveur, Jésus, possédant" la justice", s'y trouvait. Or dans ce lieu, à la place de la justice, nous voyons l'iniquité, - l'iniquité du monde entier châtié en la personne de Jésus, qui s'est "fait pour nous péché" (2 Co 5.21). II est possible de dire que le jugement des justes s'est produit à la croix, parce qu'en ce lieu, par la mort de Jésus, ils ont reçu l'assurance d'être réhabilités au jugement (Rm 8.1). En même temps, les hommes perdus ont été condamnés. En effet, en vertu de la croix, ils n'ont aucune excuse (Jn 3.19).
Lisez le verset 16. que dit Salomon ? comment se fait-il qu' " à la place du droit ", il y ait de la méchanceté ? Et " à la place de la justice ", l'iniquité (KJV anglaise) ? De quoi parle donc Salomon ? Où voit-on, encore aujourd'hui, la méchanceté à la place du droit, l'iniquité à la place de la justice ? Comment y réagissez-vous ? Comment Salomon y réagissait-il ? Voir aussi Pr 17.2 ?
Lisez Jn 12.31, où Jésus dit : " C'est maintenant le jugement de ce monde ". Pourquoi pouvons-nous dire que la croix était un jugement concernant à la fois les justes et les méchants ?
Si quelqu'un vous demandait d'expliquer, dans un court paragraphe, ce que la mort du Christ vous offre, que rédigeriez-vous? Apportez ce que vous avez écrit à l'Ecole du sabbat pour en faire part aux autres.
Marina fa @ lafiny iray, inona tokoa moa ny maha-samy hafa ny olona iray maty sy ny alika iray maty? Ary arakaraka ny fahelan’ny fotoana nahafatesan’izy ireo dia vao mainka sareotra ny manavaka azy ireo, satria ny iafaran’izy roroa dia tsy inona fa taolana miparitaka etsy sy eroa.
Eto indray i Sôlômôna dia mijery ny mahatsinontsinona ny fiainana lavitra an’Atra, fiainana miaina fotsiny @ fahafianretan’izao tontolo izao eo no ho eo. Tsy maintsy ho tsinontsinona izany satria rehefa vita izany rehetra izany dia izao: “izy rehetra samy mankamin’ny fitoerena iray:avy t@ vovoka izy rehetra , ary hiverina ho @ vovoka indray izy rehetra”(and.20), na olombelona izy na biby. Rehefa mijery ao @ fizaran-desona t@ Talata isika dia fehin-kevitra izay hitan’ny ankamaroan’ny olombelona fa mampitebiteby izany, fehin-kavitra izay mahatonga ny zavatra rehetra mialoha ny fahatesana ho “hebel”(etona), ary tsy “hebel” fotsiny, fa zavatra ratsy kokoa noho izany mihintsy aza. Nisy mpanoratra iray , tys mino an’Atra, nanoratra mikasika ny hadalan’ny fiainana: vazivaziny @ fanantenana sy ny fampanantenana dikany isika, kanefa @ farany dia ao @ toerana iray tsy misy dikany toy ny an’ny biby ihany no iafarantsika rehetra.
Inona ireo toko sy and. mety ho hitanao, izay afaka hamaly ny tsirairay @ ireo and. Ao @ MpitT.3:18-22 ireo; and.18 (ohatra, Sal.8: 5-8) ; and.19 (ohatra,Jao.3:16); and.20 ; and.21, and.22
Ny fiainana mihitsy, na dia @ toe-javatra faran’izay tsara indrindra aza, no mety ho mafy. Samy miady isika rehetra, na @ fomba iray na @ fomba iray hafa. Akory ny tokony hahavelom-pisaorana antsika noho ny fanantenananizay miandry antsika antsika rehefa voaresaka sy vita avokoa izany rehetra iany.
Inona no toko sy and. tianao indrindra, izay miresaka mikasika ny fiainana ho an’ny voaavotra aorian’ny fiavian’i kristy fanindroany? Averimbereno vakina izany , ataovy antom-bavaka mandrakariva, ary avy eo soraty araka ny tena tiana hampiasaina izay lazain’io toko sy and.io aminao
Et certes, d'une certaine manière, quelle est la différence entre un homme mort et un chien mort ? Et s'ils sont morts depuis longtemps, il devient difficile de les reconnaître, car tous deux ne sont plus qu'un amas d'os.
Salomon, là encore, considère la vanité d'une vie vécue loin de Dieu, une vie vécue seulement en vue des plaisirs immédiats du monde. Cette vie est vaine, parce qu'à la fin, hommes et bêtes vont " dans un même lieu ; tout vient de la poussière, et tout retourne à la poussière " (Ec 3.20). Comme nous l'avons vu dans la leçon de mardi, c'est là une conclusion que la plupart des hommes trouvent troublante et qui rend tout ce qui se passe avant la mort non seulement hebel (vapeur), mais pire encore. Un écrivain athée parlait de " l'absurdité " de la vie ; l'espoir qu'elle ait un sens nous hante, alors qu'à la fin, nous finissons tous de la même façon que les bêtes.
Verset 18 ; (Ps 8.6-9, par exemple)
Verset 18 ; (Jn 3.16, par exemple)
Verset 20 :
Verset 21 :
Verset 22 :
La vie, même dans les circonstances les meilleures possibles, est parfois dure. Nous nous débattons tous d'une manière ou d'une autre. Ne nous sommes pas remplis de gratitude pour l'espérance qui nous attend une fois que tout sera dit et fait ?
Lisez Ec 3.18-22. En gardant à l'esprit le message d'ensemble des écritures, ainsi que le contexte dans lequel Salomon écrivait, précisez quel point important il souligne ici. A quel message donné ici devrions-nous tous prêter attention ?
Trouvez des textes bibliques vous permettant de donner une réponse à chacun des versets d'Ec 3.18-22 :
Quel est votre texte favori sur la vie qui attend les rachetés après le retour de Jésus ? Relisez-le, priez à ce sujet, puis écrivez dans vos propres termes ce que ce texte signifie pour vous.
“Ny tena fahaleovan-tena marina, madio mangarangaran, dia tsy mandà amin’avona na oviana na oviana ny hila hevitra @ ireo ela nietezana sy ireo hendry, fa amim-panajana tokoa no andraisany ny torohevitry ny hafa”
“ Ny fahaizana mandamina ny fotoana hanaova-javatra dia mety hilaza zavatra betsaka ho tombotsoan’ny fahamarinana. Matetika no tsy azo ny fandresena noho ny fahataram-potoana. Hisy toe-javatra manahirana noho izany antony izany. Ny asa tanterahina haingana tsy amim-pihambahambana @ fotoana mety dia hahazo fandresena be vononahitra , fa ny fahataram-potoana na fanemoram-potoana sy ny tsirambina kosa dia hiafara @ tsy fahombiazana lehibe sy ny fahafahambaraka azo antoka ho an’Atra
“Izay mendrika antsika no natao t@ Kristy, mba ho azo atao @ isika kosa izay mendrika Azy. Nomelohina noho ny fahotantsika izay tsy nananany anjara akory Izy, mba hahazoantsika hamarinina @ alalan’ny fahamarinany izay tsy nananatsika anjara akory. Niaritra ny fahahatesana izay anjarantsika Izy,mba hahazoantsika mandray ny fiainana izay Azy. Ny dian-lapoka taminy no nahasitranana antsika”
A lire: Ellen WHITE, La tragédie des siècles, " la fin de la tragédie ", p. 719-737 " L'indépendance, lorsqu'elle est noble et vraie, ne dédaigne pas le conseil des hommes sages et expérimentés. Elle traite les conseils d'autrui avec respect. " - Ellen WHITE, Testimonies for the Church, vol, 4, p. 240.
" La façon dont on gère son temps jouera ou non en faveur de la vérité. La victoire nous échappe souvent pour avoir trop attendu. Les crises ne manquent pas au service de notre cause. Des réactions promptes et décisives au bon moment nous feront remporter de glorieux triomphes, tandis que délais et négligences provoqueront de redoutables échecs et déshonoreront Dieu. " - Idem, vol. 3, p. 498.
Le Christ a été traité selon nos mérites afin que nous puissions être traités selon ses mérites. Il a été condamné pour nos péchés, auxquels il n'avait pas participé, afin que nous puissions être justifiés par sa justice, à laquelle nous n'avions pas participé. Il a souffert la mort qui était la notre, afin que nous puissions recevoir la vie qui est la sienne. " C'est par ses meurtrissures que nous avons la guérison. " (Ec 53.5) " - Ellen WHITE, Jésus-Christ, " Dieu avec nous ", p.15.
A Méditer
Que les membres de l'Ecole du sabbat discutent de leurs réponses à la question du mercredi. Qu'apprenez-vous les uns des autres ?
On a dit qu'il n'était pas bon de prendre une bonne décision au mauvais moment. Un membre de votre église est-il sur le point de prendre une décision importante ? Dans l'affirmative, et si cette personne est disposée à recevoir des conseils, comment les membres de l'école du sabbat l'aideront-ils non seulement à prendre la bonne décision, mais aussi à le faire au meilleur moment possible ?
Que les membres de l'école du sabbat discutent de la mort, de ce qu'elle signifie pour nous, chrétiens, de la façon dont il faut l'affronter, de l'espérance qui est la nôtre, et des raisons pour lesquelles elle demeure douloureuse en dépit des promesses divines.
A quelles grandes injustices avez-vous assisté dans votre vie ? Savoir que Dieu mettra en œuvre à la fin sa justice parfaite vous aide-t-il à affronter tant d'injustice ici-bas ? Discutez également de la question suivante : le fait que Dieu ait promis d'instaurer sa justice doit-il nous empêcher de nous battre pour la justice ici-bas ?