I Mosesy dia anankiray amin'ireo olona fantatra tsara indrindra ao amin'ny TT manontolo; i Zipôra vadiny kosa dia anankiray amin'ireo tsy dia fantatra loatra. Avy amin'ny firenena vahiny nankahalaina mantsy izy, koa hita miharihary fa, araka izay azony natao dia tsy nisehoseho firy izy. Na teo aza izany, dia ho hitantsika tsy ho ela fa hay izy dia vady mahatoky izay nitoetra tamin'i Mosesy nandritra ireo fitsapana tamin'ny fotoanan'ny Dia be nialana tany Egipta. Etsy an-danin'izany, ny nanambadian'i Mosesy azy dia nampiditra an'i Jetro ho ao amin'ny fianakavian'i Mosesy, ary niharihary fa fitahiana lehibe tokoa izany, tsy ho an'i Mosesy ihany fa ho an'ny Zanak'isiraely manontolo mihitsy. Misy lesona maro azontsika sintonina avy amin'ny tantaran'izy ireo, fa ity angamba no anankiray lehibe indrindra: Rehefa ara-dalàna ny fifandraisana ao amin'ny fianakaviana dia mety hahafinaritra; fa rehefa ratsy kosa dia mampalahelo fa mety hiteraka vokatra mahatsiravina.
Indray mitopy maso:
Rehefa nanambady an'i Mosesy i Zipora, dia tsy azony an-tsaina velively hoe hanao ahoana ny fiainany. Nanampy be dia be an'i Mosesy teo amin'ny asa nanirahan'Andriamanitra azy anefa izy sy ny fianakaviany. Ho hitantsika amin'ity herinandro ity ireo fitahiana mety horaisina rehefa tsara ny vady, tsara ny rafozana ary tsara ny fianakaviambady.
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 3ème TRIMESTRE
|
|
|
Etude de la semaine : Ex. 2-4 ; 18 : 1-27 ; Nb 12 : 1-4 Versets à mémoriser: "C'est par la foi que, devenu grand, Moïse renonçait à être appelé fils de la fille du pharaon, préférant être maltraité avec le peuple de Dieu que d'avoir la jouissance éphémère du péché." (Heb.24, 25) Pensée centrale: Quand Séphora a épousé Moïse, elle ne se doutait pas de ce qui l'attendait! Pourtant, elle et sa famille ont été d'un grand secours pour Moïse, l'aidant dans sa mission divine. Nous examinerons cette semaine les bienfaits apportés par une bonne épouse et de bans beaux-parents. |
Moïse est l'un des personnages les plus connus de l'Ancien Testament et Séphora, sa femme, l'un des moins connus. Etrangère issue d'une nation méprisée, elle restait, semble-t-il, le plus possible dans l'ombre. Cependant, comme nous l'étudierons, elle s'est comportée en épouse fidèle, demeurant auprès de Moïse lors des épreuves de l'exode. D'autre part, le fait que Moïse se soit marié avec elle a introduit Jéthro dans sa famille, ce qui s'est avéré être un grand bienfait, pas seulement pour lui, mais aussi pour l'ensemble des enfants d'Israël. S'il est possible de tirer de nombreuses leçons de leur histoire, la plus importante est sans doute celle-ci ; les bonnes relations familiales sont merveilleuses, les mauvaises peuvent malheureusement entraîner des résultats désastreux.
3rd Quarter 2007 For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples
(Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour
Tahaka an'i Jakôba, taonjato maro talohan'izao, dia tonga teo amin'ny toby iray tany an'efitra nanodidina lavaka fantsakana iray, i Mosesy, rehefa nandena dia an-tongotra kilômetatra an-jatony maromaro. Samy nandositra hamonjy ny ainy izy ireo – i Jakôba nandositra an'i Esao rahalahiny, ary i Mosesy kosa nandositra an'i Farao. Tena samy hafa mihitsy anefa ny antony nahatonga azy ireo handosîtra!
Nobe (jesin'î Regoela – anarana iray hafa iantsoana an'i Jetro – (jer. Eks. 2:18; 3:1) ireto zanany vavy noho ny t5y nanasan'izy ireo ilay mahety font' hisakafo. Nampanantenaina ho vadin'i Mosesy i Zipora - ilay zokiny ïndrindra angamba - ary ho setrin'izany dia hïandraikitra ny fikarakarana ny andîan'ondry aman'osin'ny rafozany izy, toy izay nataon'i Jakôba ho an'i Labàna taonjato maromaro talohan'izao (Eks. 3:1).
Dimanche 5.MOÏSE ET SEPHORA: RELATIONS FAMILIALES
ACTE DE GALANTERIE AUTOUR D'UN PUITS
Pourquoi Moïse fuyait-il? Ex 2 :11-15. Que révélait cet incident sur son caractère? Sur son engagement envers son propre peuple, malgré les grands privilèges dont il jouissait dans la maison royale d'une autre nation?
Comme Jacob des siècles plus tôt, Moise, après avoir marché pendant plusieurs centaines de kilomètres, est arrivé à un campement dans le désert, installé autour d'un puits. Tous deux s'étaient enfuis pour sauver leur vie - Jacob avait fui son frère Esaü et Moïse le pharaon. Leurs motivations étaient bien différentes, cependant!
Assis près du puits, Moise a remarqué que des rudes bergers avaient non seulement chassé les filles de Jéthro, mais avaient attendu qu'elles aient tiré de l'eau avant pour en abreuver leurs propres moutons (Ex 2 :17. Il semble que Moïse ne supportait pas l'injustice. C'était la raison de ses ennuis en Egypte.
Lisez Gn 2 :15-17 ; voir aussi Ac 3 :23-29. D'après ce que nous savons du caractère de Moïse, pourquoi son comportement au puits ne nous surprend-il pas?
Réouel, autre nom de Jéthro (voir Ex 2 :18), a réprimandé ses filles parce qu'elles n'avaient pas invité leur héros à partager leur repas. Séphora, l'ainée, sans doute, a été promise à Moise en mariage et, en retour, Moïse s'est chargé des troupeaux de son beau-père, tout comme Jacob l'avait fait pour Laban des siècles plus tôt (Ex 3 :1).
For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples 5.MOÏSE ET SÉPHORA:RELATIONS FAMILIALES
(Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour
Anarana anankiroa, fara-fahakeliny, no ahatantarana ny rafozan'i Mosesy: Regoela (Eks, 2:18) sy Jetro (Eks. 3:1). "Sakaizan'Andriamanîtra" no hevitry ny anarana hoe Regoela ary mety ho anaram-boninahitra nentiny izany amin'ny rnaha-rnpisorona azy. Misy olona maromaro ao amin'ny TT manana anarana mihoatra ny iray (ohatra: 1 Esao/Edôma, i Jakôba/isiraely).
Vak. tsara ny tenin'i Mosesy tamin'ny rafozany mikasika ny fiverenany ho any Egipta (Eks. 4:18). Inona no nolazamy fa ailtorilzany fikasany izany; ary inona ireo antony tsy nolazainy? Tsy marina ve izy tamin'izany?
Mahaliana fa ny rafozan'i Mosesy, izay tsy taovany tsy volovolony, izay olona hita fa mbola nino andriamanitra maro, no moine azy tord hevitra tsara toy izany eo amin'ny fitondrana ireo vahoaka ireo. Miharihaiy fa nino i Mosesy hoe izay no sitrapon'Andriaïnanitra, maton-izy nanaîky hanaraka ilay toro hevitra.
Ho mora tamin'i Mosesy ny tsy nanaraka ny toro hevitr'ity "mpanompo sampy" ity. Tsy izany anefa no nataony, fa nihaino izy. Inona no lesona ho antsika eto? Moa ve ianao malala-tsaina, vonona ny handray toro hevitra tsara, na dia avy amin'olona tsy ampoizinao fa afaka hanampy anao aza?
Lundi 5.MOÏSE ET SEPHORA: RELATIONS FAMILIALES
La réaction immédiate de Jéthro à la courtoisie de Moïse a été de réprimander ses filles pour l'avoir laissé en arrière. Il leur a demandé de l'inviter à un repas. Moïse, de son coté, a été heureux de résider chez cet homme. En fait, il a passé quarante années paisibles dans sa maison.
Lisez attentivement les paroles que Moïse a adressées à son beau-père au sujet de son retour en Egypte (Ex 4 :18). Quelles raisons a-t-il données? N'a-t-il pas données? Pourquoi ce manque de franchise?
Jéthro n'apparait plus dans la Bible avant Ex 18 :1-12 Imaginez sa surprise! Son gendre, parti faire ce qui était suppose être une visite de famille, est revenu a la tête de plusieurs millions de gens'! Jéthro, de toute évidence, a été impressionné par ce qui se passait. Il a rendu gloire et offert des sacrifices au Seigneur (Ex 18 :10-12). Nous ignorons ce que Jéthro connaissait du Seigneur; quoique impressionné, il semble avoir continué de croire en 1'existence d'autres dieux (18 :11).
Lisez Ex 18. A quels signes évidents constatons-nous que Moise portait un grand respect à son beau-père, en dépit des éventuelles faiblesses théologiques qui étaient les siennes? Comment la grande sagesse de Jéthro s'est-elle révélée ici?
Il est intéressant de noter que c'est son beau-père, une personne qui n'était même pas de son sang et encore (apparemment) polythéiste, qui a donné a Moïse de si bons conseils pour gouverner le peuple. Selon toute apparence, Moïse a pensé que ces conseils correspondaient à la volonté de Dieu, sinon il n'y aurait pas adhéré.
II aurait été facile pour Moïse de ne pas tenir compte des conseils de ce païen. Au contraire, il l'a écouté. Quelle est la leçon, ici? Etes-vous ouverts aux conseils, même lorsqu'ils viennent d'une source inattendue?
|
For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples 5.MOÏSE ET SÉPHORA:RELATIONS FAMILIALES |
(Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour
Vak. Eks. 4:19-26. Inona no mitranga eto? Nahoana i Zipora no nanana ny zavatra nataony?
Fomba fanaon'ny firenena maro tany amin'iny Faritra Atsinanana akaiky (Proche Orient) tamin'ny andro fahiny iny ny fora. Noho izany dia tsy fomba vaovao noforonin'Andriamanitra ho an'ny vahoakany tsy akory izany. Nomeny hevi-baovao fotsiny izany. Ho an'ny maro dia marika famantarana ny fanambadiana izany, tanterahin-dralehilahy rehefa vita ny raharaha, fa Andriamanitra kosa nampiasa azy ho famantarana ny fifandraisany manokana amin'ny vahoaka nofidiny. Nobaikoin'Andriamanitra i Abrahàma hamora ny lehilahy rehetra ao amin'ny ankohonany amin'ny andro fahavalo [aorian'ny nahaterahany] (Gen. 17:9-14). 99 taona i Abrahàma rehefa notanterahina izany.
1. Fantatr'i Mosesy ve fa tokony hoforana ny zazalahy isiraelita?
2. Fantatri Mosesy ve ny hevitra fonosin'ny famorana?
3. Ahoana re no mety ho fihetsiky ny Isiraelita raha fantatr'izy ireo fa tsy noforan'i Mosesy ny zanany lahy?
4. Toa Inona ny mety ho fihetseham-pon'Andriamanitra manoloana ny irany tsy mankatô an-kitsirano izao ny baikony?
Efa mby hanatanteraka ny asa nanirahina azy i Mosesy, asa izay iankinan'ny ain'ny Egiptianina, ary iankinan'ny ain'ny Isiraelita ihany koa. Mety hifofo ny ainy na ny Egiptianina, na ny Isiraelita raha toa ka tsy mahomby ny famonjena azy ireo. Eo am-pelatanan'Andriamanitra tanteraka ny toky ho an'i Mosesy ho voaaro amin'ny loza. Tsy azo atao tsirambina ny tsipiriany amin'ny toro-marika omen'Andriamanitra ho an'ny fiainana manokana.
Tsy voalaza ny antony niantsoan'i Zipora an'i Mosesy hoe "vady azoko amin'ny fandatsahan-dra " (Eks. 4:25). Inoana marimarina fa ho an'i Zipora dia fombafomba fandatsahan-dra naharikoriko azy ny famorana. Nety ho izy no tsy nanaiky ny hamorana ny zanany lahy, koa nahatsiaro tena ho tompon'andraikitra amin'ny zava-nitranga izy. Na izany na tsy izany, rehefa tsapany fa tsy faly Andriamanitra, dia izy mihitsy no niditra an-tsehatra nanatanteraka ny zavatra tokony ho notanterahin'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra.
Mardi 5.MOÏSE ET SEPHORA: RELATIONS FAMILIALES
Lisez Ex 4.19-26. Que s'est-il passé ici? Pourquoi Séphora-t-elle agi ainsi?
Plusieurs peuples du Proche-Orient pratiquaient la circoncision. Ce n'était pas une coutume nouvelle, inventée par Dieu pour son peuple. II lui a seulement donné une signification nouvelle. Pour beaucoup de gens, c'était le signe qu'on était marié, car il était pratiqué au moment du mariage. Mais Dieu en a fait la marque du lien spécial qu'il avait établi avec son peuple. Dieu a demandé à Abraham de circoncire tous les garçons de sa maison le huitième jour de leur naissance (Gn 17 :9-14). Abraham avait quatre-vingt dix-neuf ans quand cet ordre a été exécuté.
Ce contexte explique la gravité de la négligence de Moïse qui n'avait pas circoncis son fils. Dieu a enjoint à Moïse de demander au pharaon de libérer Israël, son "premier-né" (Ex 4 :22). Si ce dernier ne s'exécutait pas, Dieu menaçait de tuer le fils premier-né du pharaon (Ex 4 :23). Au verset suivant (4 :24), nous apprenons que Dieu voulait tuer Moïse pour n'avoir pas circoncis son fils, notamment son premier-né (Ex 2 :22).
En répondant aux questions suivantes, cherchez à considérer les choses du point de vue divin:
1) Moïse savait-il que tous les garçons israélites devaient être circoncis? 2) Connaissait-il la signification de ce rituel?
3) Comment les Israelites risquaient-ils de réagir s'ils apprenaient que Moïse n'avait pas fait circoncire son fils?
4) Que penserait Dieu de son messager si celui-ci désobéissait ouvertement à ses ordres?
Moïse était sur le point d'accomplir une mission qui était une question de vie ou de mort pour les Egyptiens comme pour les Israelites. Sa propre vie serait menacée par les uns ou les autres s'il ne parvenait pas à libérer son peuple. Sa survie était entièrement entre les mains de Dieu. Aucun détail des instructions divines concernant la vie intime ne devait être négligé.
On ne nous dit pas pourquoi Séphora a dit de Moïse qu'il était " un époux de sang" (Ex 4 :25). II est possible que la circoncision était pour elle un rituel sanglant. Sans doute lui répugnait-elle. Peut-être avait-elle objecté à ce que son fils soit circoncis et se sentait-elle responsable de ce qui arrivait. Quoi qu'il en soit, elle a compris que Dieu était mécontent et a pris sur elle de faire ce que Moïse, l'homme de Dieu, aurait dû accomplir lui-même.
|
For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples 5.MOÏSE ET SÉPHORA:RELATIONS FAMILIALES |
(Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour
.
Vak. Nom. 12:1-3. Misy soso-kevitra hoe tsy i Zipora io vehivavy Kosita io, satria Midianita i Zipora, fa mety ho vady vaovao nampakarin'i Mosesy taorian'ny nahafatesan'i Zipora. Tsy misy porofo ara-Baiboly anefa milaza fa nanambady fanindroany i Mosesy; tokony ho toe-javatra lehibe tokoa mantsy izany raha nisy. Ankoatra izany, azo lazaina fa Kosita i Zipora Midianita (Hab. 3:7). Ny teny hoe Kosana dia mitovy amiey teny hoe Midiana, ary mety ho teny tranainy kokoa fampiasan'ny mpanoratra tononkalo ilazana ny teny hoe Midiana mihitsy aza izany.
Vak. Eks. 2:1-9;15:20, 21; Ma 6:4. Inona no fantatsika momba ny to«ra sy ny fanomezam-pahasoavana ary ny tombontsoa ananan'i Miriama avy amin'ireo toko sy andininy ireo? Vak. koa PM, t. 394.
Inona ireo toetra mahatsiravina hita ao, amin'i Miriama sy i Arôna miseho ao amin'ny Nom. 12:1?
Ny fitsarana an-tendrony mibahana mialoha ao an-tsaina ao dia m4oetra ho anankiray amin'ireo voka-dratsy mahatsiravina sy maharitra nateraky ny fahaiavoana tamin'ny fahotana. Na dia ny olona manana fanomezampahasoavana sy haja ary nandray fitahiana toa an'i Miriama sy i Arôna aza dia tsy voaaro tamin'izany. Ny nanampy trotraka an'izany dia i Zipora hita fa naneho toetra mahatoky sy marina tamin'ny Isiraely tamin'ny fotoana namakivakiana ireo fitsapana rehetra nianjady tamin'ny firenena Isiraelita
Araka ny voalaza ao amin'ny Eks. 4:20 dia niverina tany Egipta niaraka tamin'i Mosesy izy sy ny zanany. Ary izy no namonjy ny ain'i Mosesy (and. 26). Iza no mahalala izay ho nanjo ny Isiraely raha maty teo i Mosesy. Vao mainka naharatsy ny toe-javatra dia ity, avy amin'ireo mpitarika ny vahoaka mihitsy no nipoitra io hevitra fitsaratsarana mialoha io, nefs ireo mpitarika ireo dia nambanimbanian'ny firenena hafa.
Araka ny hita dia toa nahatsapa i Miriama sy i Arôna fa nihanihena ny fahefan'izy ireo. Ka ny vadin'i Mosesy, amin'ny lafiny iray, no noheverin'izy ireo ho fototr'izany fironana izany. Ny rainy tokoa mantsy no nitaona an'i Mosesy hanendry mpitarika maromaro, ka ny raharaha sarotra tsy voavahan'izy ireo ihany no hoentin'izy ireo eo amin'i Mosesy. Mety tsy fanalana baraka an'i Mosesy fotsiny no anton'izao famelezana an'i Zipora izao, fa nisy hevitra ambadika tao: nety ho tsy ho tena nandray mihitsy an'ity zaobavin'izy ireo ity i Miriama sy i Arôna, koa rehefa nahita ny fianakavian'i Zipora tany an'efitra izy ireo dia izay no van mainka nahatonga azy ireo hanap tsinontsinona azy (an'i Zipora).
Inona no tena plana tamin'izao famelezana ny vadin'i Mosesy izao? Nom. 12:2.
Nahoana no tena maharikoriko ny mahita ao amin'ireo mllaza azy ho mpanara-dia an'i Kristy hevkra fitsaratsarana mialoha ara-pirazanana na ara-poko? Inona ireo dingana azo tsapain-tanana azonao atao mba hamongorana tanteraka tsy hisy intsony ao am-ponao na dia kely aza io aretim-pahotana io?
Mercredi 5.MOÏSE ET SEPHORA: RELATIONS FAMILIALES
Lisez Nb 12 :1-3. On pourrait penser que cette femme koushite n'était pas Séphora, parce que celle-ci venait de Madian. La femme citée dans le texte serait une nouvelle femme que Moïse aurait sans doute épousée après la mort éventuelle de Séphora. Mais il n'existe aucune preuve biblique que Moïse se soit remarié, ce qui n'aurait pas manque d'être un grand événement. En outre, Séphora la madianite pouvait être considérée comme une Koushite (Ha 3 :7). Le nom Koushan est utilisé en parallèle avec Madian ; c'était peut-être un vieux terme poé- tique pour designer Madian.
Lisez Ex 2 :1_9 ; Ex 15 , 20, 21 ; Mi 6 :4. Que nous indiquent ces textes sur le caractère les talents et les privilèges de Miriam? Voir aussi Ellen WHITE, Patriarches et prophètes. p. 359-360.
Quels affreux traits de caractère nous sont révélés chez Miriam comme chez Aaron dans Nb 12 :1?
Les préjugés humains restent l'une des conséquences les plus durables et les plus condamnables de la chute. Même des personnes aussi talentueuses, respectées et bénies que Miriam et Aaron n'en étaient pas exempts. Ce qui a rendu les choses pires était que Séphora s'était montrée loyale et fidele envers Israël durant toutes les épreuves traversées par la nation israélite. D'après Ex 4 :20, elle-même et leurs enfants étaient retournés avec Moïse en Egypte. Et elle a sauvé la vie de son époux (4 :26). Qui sait ce qui serait arrivé à Israël si Moïse était mort? Pire encore, ces préjugés venaient des dirigeants d'un peuple qui, lui-même, était un sujet de mépris pour une autre nation. Quelle était la véritable raison de ces attaques contre la femme de Moïse? Nb 12 :2.
Il semble que Miriam et Aaron aient senti leur autorité décliner, fait qu'ils ont associé, d'une manière ou d'une autre, à la femme de Moise. Son père avait incité Moise à se choisir, parmi le peuple, des responsables qui venaient lui rapporter les cas difficiles. L'attaque contre Séphora n'était sans doute pas un prétexte innocent pour discréditer Moïse. Aaron et Miriam avaient peut-être mal accepté la femme de leur frère et, après avoir rencontré sa famille dans le désert, l'avaient sans doute encore davantage méprisée.
|
For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples 5.MOÏSE ET SÉPHORA:RELATIONS FAMILIALES |
Voalaza fa rehefa manambady ny olona iray, dia tsy ny vadiny ihany no vadiny, fa raisiny ihany koa ny fianakaviam-badiny. Tsy naningana tamin'izany i Mosesy.
Vak. Nom. 10:29,30. Inona no zavatra mitranga eo? Nahoana no nanao io soso-kevitra io i Mosesy?
Araka ny voalazan'i Mosesy, dia hanana anjara amin'ny fitahian'Andriamanitra izay nampanantenaina ho an'i Isiraely i Hobaba sy ny fianakaviany, raha nanaiky ny handeha izy. Amin'izay koa i Hobaba dia mba eo, ho fianakavian'i Zipora, vadin'i Mosesy.
Inona no sary an'ohatra hita ao amin'io hevitra io, dia ny amin'ny jentilisa manana anjara amin'ny fitahiana ho an'i Isiraely? Isa. 56:1.7; Rôm. 11:17-19.
Mazava avy amin'ireo tantaran'i Mosesy ireo fa nomba ny Isiraelita Andriamanitra. Nisy fanantenana lehibe tokoa ho an'ny hoavy. Mafy anefa ny fiainan'ny olona mandeha mifindrafindra toerana. Marina fa zaodahiny i Mosesy mpitarika azy ireo, kanefa tsy mora taminy ny handray fanapahankevitra handao ny mpiray firenena aminy ka hiombona anjara amin'ny firenena iray hafa. Izany angamba no antony nahatonga an'i Hobaba hamaly hoe tsia, tamin'io fotoana io aloha.
Inona no lazain'i Mosesy ao amin'ny Nom. 10:31, 32, izay mampiseho ireo eritreritra tsy miloaka ('arrière-pensées') sasany nanosika an'i Mosesy hanasa an'i Hobaba?
Tsy tena mazava amintsika ny antony mahatonga an'i Mosesy nanao izany fihetsika izany kanefa efa teo ny andry rahona. Rehefa vita sy tafatsangana mantsy ny tabernakely dia nipetraka teo amboniny ny rahona (jer. Nom. 9). Ny rahona no nanome ny famantarana ny fotoana tokony hampiatoana ny dia sy ny fotoana tokony hanohizana izany. lnoana marimarina fa tsy afaka hifaninana amin'ilay rahona i Hobaba eo amin'ny fahalalana ireo toerana tokony hitobiana, sa tsy izany? Sa angamba ny fahalalan'i Hobaba ilay faritra dia natao fotsiny hanampy ny fitarihan'i Jehôvah; izany hoe, hampiseho amin'izy ireo ireo zavatra sasantsasany mikasika io faritra io izay mety hahasoa azy ireo eo am-panarahana ilay rahona.
Inona ireo fanapahan-kevitra sasantsasany ilaina horaisinao, atsy ho atsy? Eo am-pamolavolana ny fikasanao, anontanio ny tenanao hoe, Inona no antony manosika ahy? Rehefa avy nieritrerkra ireo antony manosika anao ireo, ianao, moa ve mety hilainao ny manova ny fikasanao? Moa ve ny fanaovana ny zavatra tsara tokony hatao amin'ny antony diso mbola fanaovana ny zavatra "tsara" tokony hatao ihany?
Jeudi 5.MOÏSE ET SEPHORA: RELATIONS FAMILIALES
On dit qu'en se mariant, on n'épouse pas seulement une femme, mais également sa famille. Moise ne fait pas exception à cet égard.
Lisez Nb 10 :29,30. Que s'est-il passé ici? Pourquoi Moïse a-t-il fait cette offre?
D'après Moise, si Hobab acceptait de venir, lui et sa famille bénéficieraient des bénédictions divines promises à Israël.
En même temps, la présence d'Hobab offrirait à Séphora, femme de Moise, un semblant de famille.
Que représentait symboliquement la notion selon laquelle les païens pouvaient prendre part aux bénédictions d'Israël? Es 56 :1-7 ; Rm 11 : 17-19.
D'après l'histoire de Moise, il est clair que Dieu avait sa main protectrice sur les Israelites. L'avenir était chargé de promesses magnifiques. Mais il était dur d'être constamment en déplacement. Si Moise, le dirigeant des Israelites, était le beau-frère d'Hobab, il n'était pas facile à ce dernier de prendre la décision de quitter les siens et de lier son sort à un autre peuple. Peut-être était-ce la raison pour laquelle, à ce stade, Hobab a répondu négativement.
Qu'a dit Moïse, dans Nb 10 :31,32, montrant ainsi qu'il avait d'autres raisons encore d'inviter Hobab?
L'attitude de Moise, demandant à Hobab de servir de guide, n'était pas totalement justifiée étant donné la présence de la nuée. Le jour où le tabernacle a été termine et dresse, la nuée s'est installée au-dessus (voir Nb 9). Celle-ci indiquait quand il fallait s'arrêter et repartir. Il était certain que Hobab ne pouvait rivaliser avec la nuée dans la connaissance des lieux ou camper. Mais ce qu'il savait de la région compléterait sans doute les indications divines, c'est-a-dire qu'il leur montrerait des choses qui leur seraient utiles tandis qu'ils suivaient la nuée.
Avez-vous des décisions à prendre bientôt? En les mettant au point, demandez-vous quelles sont vos motivations. Et quand vous y aurez réfléchi, peut-être aurez-vous à changer vos plans. Faire la chose juste pour de mauvaises raisons, est-ce bien agir?
|
For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples 5.MOÏSE ET SÉPHORA:RELATIONS FAMILIALES |
(Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour
Vak. ny toko " The Aged Parents," AH,tt. 360-364
Mpivavaka tamin'Andriamanitra marina i Zipora, na dia tsy Isiraelita aza. Saro-tahotra sy maotona, ary malefaka sy tia olona izy, ka mora vonton'alahelo. Koa tsy sitrak'i Mosesy ny ahitany ny zava-miseho mampivarahontsana, dia ny kapoka hamelezana ny Egyptiana, ka izany no antony nandidiany ny vadiny hiverina any aminy tany Midiana, fony izy ho any Egypta.
Rehefa nody tany amin'ny vadiny tany an-efîtra Zipora, ka nanatri-maso ny fahasahiranan-tsaina sy ny fahasasarana be nanjo azy, dia nolazainy an'i Jetro izany, ka natorony azy ny fepetra hanamaivanana azy. Ary izany no antony lehibe nahatonga an'i Miriama hankahala ny zaobaviny. Nanafintohina azy mafy ny tsy firaharahana noheveriny fa natao taminy sy Arona; Zipora no noendrikendrehany ho nahatonga izany, ka noraisiny ho famporisihana nataony ny tsy nakan'i Mosesy torohevitra taminy.- PM, t. 395,396.
FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:
FAMINTINANA:
Rehefa nanarnbady an'! Mosesy i Zipora dia tsy azony antsaina akory hoe inona. no zavatra miandry azy. Hitantsika anefa avy amin'izay kely voalaza momba azy fa fitahiana ho an'i Mosesy izy sy ny fianakaviany, nanampy azy indrindra tarnin'ny asa nanirahan'Andriamanitra azy.
Vendredi 5.MOÏSE ET SEPHORA: RELATIONS FAMILIALES
POUR ALLER PLUS LOIN
|
A lire |
Ellen WHITE, Le foyer chrétien, "Les parents âgés", p. 346-349.
"Sans être Israelite, Séphora adorait le vrai Dieu. Timide, modeste, douce et affectueuse, elle se montrait très sensible à la souffrance. C'était la raison pour laquelle Moïse, en route pour l'Egypte, avait exigé son retour au pays de Madian, afin de lui épargner le spectacle des châtiments qui devaient frapper les Égyptiens.
Quand Séphora rejoignit son mari dans le désert, elle fut témoin de son surmenage et de sa fatigue. Elle en fit part à Jéthro qui, pour le soulager, suggéra les mesures que l'on sait. Là était la principale raison de l'antipathie de Marie pour sa belle-sœur. Blessée à vif par la négligence dont elle s'imaginait être l'objet, ainsi qu'Aaron, elle en attribuait la cause à Séphora et pensait que l'influence de celle-ci l'avait exclue des conseils de son frère. " - Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Du Sinaï à Kadès ", p. 361.
|
A méditer |
1. Quels préjugés règnent-ils autour de vous? Préjugés ethniques, religieux, nationaux, sexuels, économiques? Quels en sont les résultats funestes? Comment reconnaître nos propres préjugés? Comment les chasser de la société, de l'Eglise et de notre cœur? Comment les membres de l'Ecole du sabbat soulageront-ils les souffrances dues à ces préjugés?
2. Comme nous l'avons vu précédemment, les filles de Jéthro ont cru à l'origine que Moïse était égyptien. Cela montre combien la culture influence notre vie. Quelle est votre culture? Quel en est l'impact sur votre foi? Que les membres de l'Ecole du sabbat parlent de ce qui, dans leur culture, s'accorde bien avec leur foi et de ce qui s'y oppose. Identifiez ensemble les domaines délicats, puis discutez de ce qu'il est possible de faire pour que vous-même et les autres membres d'église y remédient.
|
For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples 5.MOÏSE ET SÉPHORA:RELATIONS FAMILIALES |
(Standard Edition), Cliquer sur la leçon du jour