Ny tantaran'i Samsôna dia maneho fihaikana maro ho an'ny mpamaky môderina. Misy zavatra maro toa sarotra takarina, izay tsy manao afa-tsy ny manamafy ny voalazan'i Paoly hoe "mizaha ao amin'ny fitaratra" isika "ka tsy mahita marina" (1 Kôr. 13:12). Rehefa miverina i Jesôsy vao hazava amintsika ny zavatra rehetra tsy azontsika tety.
Na dia mijery amin'ny fitaratra manjavozavo toy izany aza isika dia ahafahantsika misintona lesona tsara vitsivitsy ihany ity tantaran'i Samsôna sy ny vadiny ary i Delila ity, izay tantara azo lazaina fa maharikoriko.
Tsy nanambady an'i Delila mihitsy i Samsôna, nefa misy itovizany maro ny fanandramana niainan'i Samsôna niaraka tamin'ilay vehivavy novadiny voalohany sy ny fanandramana niainany niaraka tamin'i Delila, ilay vehivavy niraiketan'ny fitiavany taty aoriana:
1)Samy Filistina ireo vehivavy naharaikipitia azy ireo.
2) Samy nohatonin'ireo mpitarika filistina izy ireo hamandrihana an'i Samsôna,. ary nahomby ny tetik'ireo mpitarika ireo tamin'izany.
3) Samy notoherin'i Samsôna ny fiezahan'ireo vehivavy roa ireo hanangoly azy tamin'ny voalohany, nefa nilefîtra tamin'ny fitambezoan'izy ireo ihany izy nony farany. Na dia tsy nanambady an'i Delila aza i Samsôna, dia ny anaran'i Delila fa tsy ny anaran'ilay vadiny voalohany, izay tsy voalaza mihitsy ao amin'ny tantara, no tsaroana rehefa miresaka momba an'i Samsôna.
Indray mitopy maso: Lehilahy nahazo fanomezam-pahasoavana lehibe sy antso avy tamin'i Jehôvah i Samsôna. Lehilahy nanana fahamaimaizana amin'ny filàna ihany koa izy.Tantara mampalahelo ny amin'ny fifanoheran'ireo lafin-javatra ireo ny tantarany.
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 3ème TRIMESTRE
|
|
|
Etude de la semaine : Jg 14-16 Versets à mémoriser: Car tout ce qui est dans le monde, le désir de la chair, le désir des yeux et la confiance présomptueuse en ses ressources, tout cela n'est pas du Père, mais du monde." (1 Jn 2.16) Pensée centrale: Samson était un homme à qui le Seigneur avait accordé de grands dons et dont il avait reçu l'appel. Mais c'était aussi un homme voué aux passions. Ces deux tendances se sont tragiquement heurtées. |
L'histoire de Samson soulève, pour le lecteur moderne, de grands défis. Il est difficile d'en comprendre de nombreux aspects, ce qui montre, comme l'a déclaré Paul, que nous voyons "au moyen d'un miroir, d'une manière confuse" (1 Co 13.12). Nous ne comprendrons pleinement qu'au retour de Jésus.
Néanmoins, même si nous ne voyons que "d'une manière confuse", il y a quelques bonnes leçons à tirer de l'histoire assez sordide de Samson, de sa femme et de Dalila.
Dalila n'a jamais été la femme de Samson, mais il existe de nombreuses similitudes entre ce qu'il a vécu avec sa première femme, puis avec elle, dont il est tombé amoureux.
1) Toutes deux étaient philistines. 2) Toutes deux ont été abordées avec succès par les princes des Philistins pour le piéger. 3) Samson leur a résisté à toutes deux au début, puis il leur a cédé à la fin. 4) Même s'il n'a pas épousé Dalila, c'est son nom et non celui de sa femme que l'on a associé à Samson.
3rd Quarter 2007 For Better or for Worse: Lessons From Old Testament Couples Lesson 6 TUESDAY—AUGUST 7 SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION
(Ho an'ny mpampianatra S.S. )
(Ho an'ny mpianatra S.S.), Cliquer sur la leçon du jour
Dimanche 6.SAMSON ET SA FEMME: LA FOLIE DE LA PASSION 05.08.07
L'APPEL FAIT A SAMSON
Lisez Jg 13. Qu'est-ce qui indique que Manoah et sa femme ont été spécialement choisis par Dieu.? Quelles conditions ont-elles accompagné cet appel?
Lisez Jg 13 :23,24. Que dit ce texte sur Samson?
Lisez Jg 14 1-3. Que nous apprennent ces versets sur Samson?
Malgré le grand appel reçu, Samson a fait preuve de dangereuses faiblesses de caractère. Ses émotions n'é- taient guidées que par l'apparence physique. La première fois, il a déclaré à ses parents: "J'ai vu à Timna une femme d'entre les filles des Philistins; prenez-la-moi maintenant pour femme." (Jg 14 :1,2) Par la suite, il a vu une prostituée à Gaza et a passé la nuit avec elle (Jg 16 :1). Au moment où il aurait dû se concentrer sur sa mission spéciale et se montrer loyal envers Dieu, il a laissé ses passions l'emporter en se liant de façon intime avec les ennemis d'Israël. Quelle ironie! Il était appelé à "sauver" Israël des Philistins et le voila épousant l'une des leurs!
|
Lesson 6 SUNDAY—AUGUST 5 |
|
SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION |
|
The Call Of Samson |
( Ho an'ny mpampianatra)
( Ho an'ny rehetra )
Vak. Mpit. 14. Inona ireo fahadisoana hitantsika nataon'i Samsôna?
Araka ny hita dia nandeha matetika tany amin'ireo tanànan'ny Filistinina ao andrefan'ny fonenany i Samsôna. Toa tsy nampisalasala azy akory na dia kely aza ny hanambady ireo vehivavy nambabo ny fony tao amin'ireny tanàna ireny. Nambanimbanian'ny Isiraelita mantsy ny Filistinina ka ny teny hoe tsy mifora, izay midika hoe mpanompo sampy, no nampiasain'izy ireo hilazana ny Filistinina (1 Sam. 14:6), na dia nanapaka azy ireo aza ny Filistinina tamin'izany fotoana izany (Mpit. 14:4). Tsy isalasalana fa nahavelona ahiahy fatratra ny ray aman-drenin'i Samsôna ny hanambadiany vehivavy tsy Isiraelita, indrindra moa raha heverina ireo fisehoan-javatra manokana tamin'ny nahaterahany sy mikasika ny fiantsoana azy (and. 3, 4).
Hatramin'ny andro talohan'ny safo-drano koa, dia voasariky ny hatsarantarehin'ny vehivavy tsy mino an'Andriamanitra ny lehilahy mino an'Andriamanitra ka latsaka tao anatin'ny faharatsiana (Gen. 6:1-5). I Sôlômôna koa dia nanambady vehivavy hafa firenena maro izay nivavaka tamin'ny andriamanitra hafa. Efa nisy fampitandremana voafaritra mazava nataon'Andriamanitra mikasika ireo firenena niavian'ireo vehivavy ireo (1 Mpanj. 11:1, 2). Tsy resaka pôlitika fotsiny no anton'ireny fifanambadiana ireny: voasoratra fa "tamin'ireo no niraiketan'ny fitiavan'i Solomona" (and. 2). Nampivily ny fon'i Sôlômôna hanaraka andriamani-kafa ireny vadiny ireny, izy anefa mbola nivavaka tamin'i Jehôvah ihany, saingy tsy tamin'ny fony rehetra (1 Mpanj. 11:4-6).
Manambara inona mikasika ny toetran'ireo firenena nikarnbanan'! Samsôna ireo ny zavatra nataon'ny Filistinina?
Ny zavatra hitantsika eto dia ohatra iray mampiseho fa mampidi-doza tokoa ny hery miasa mangina ratsy. Makà olona manana fahalemena efa toetra raikitra ao anatiny ao ka apetraho eo anivon'ny tontolo iray ratsy izy tsy jerena ny fiantsoan'Andriamanitra azy – fa mety tena hampalahelo ny rehetra ny vokany.
Jereo tsara sy ento amim-bavaka ireo hery miasa mangina manodidina anao, fara faharatsiny ireo azonao, fehezina. Manampy anao eo amin'ny fiainanao, ara-panahy ve izy ireo, sa miasa manohitra ny fiainanao arapanahy? Inona ireo fanovana tsy maintsy tanterahinao?
Lundi 6.SAMSON ET SA FEMME: LA FOLIE DE LA PASSION 06.08.07
LE JOUR DE NOCES DE SAMSON
Lisez Jg 14. Quelles erreurs Samson a-t-il commises?
Samson, apparemment, fréquentait les villes philistines à l'ouest de sa maison. Il semble également qu'il ne se posait pas de questions lorsqu'il formait des alliances avec les femmes qui lui plaisaient en ce lieu. Les Israélites méprisaient les Philistins, utilisant le mot incirconcis comme synonyme de paien (1S 14 :6), même si ces derniers étaient leurs dirigeants à l'époque (Jg 14 :4). Les alliances de Samson avec des femmes étrangères ont certainement donne beaucoup de soucis à ses parents, étant donné les circonstances spéciales de sa naissance et de son appel (14 :3,4).
Avant le déluge, d'autres hommes saints avaient été attirés par de belles femmes non saintes, commettant le mal. Salomon, lui aussi, a épousé de nombreuses femmes étrangères qui adoraient d'autres dieux. Elles venaient de nations que Dieu avait spécifiquement bannies (1R 11 :1,2). Ces alliances n'étaient pas seulement politiques : il est rapporté que Salomon leur était attaché, "entraîné par l'amour" (11 :2). Ces femmes l'ont incliné vers d'autres dieux; Salomon a continue d'adorer Dieu, mais pas de tout son cœur (1 R 11 :4-6).
Qu'indique le comportement des Philistins sur ces femmes avec lesquelles Samson s'est uni?
Nous avons ici un exemple du danger des mauvaises influences. Indépendamment de l'appel divin qui lui a été fait, placez une personne affligée d'une certaine faiblesse dans un environnement néfaste : les conséquences seront probablement très douloureuses pour tout le monde.
|
Lesson 6 MONDAY—AUGUST 6 |
|
SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION |
|
Samson’s Wedding Day |
( Ho an'ny mpampianatra)
( Ho an'ny rehetra )
Inona no antony voalaza fa nahatonga an'i Samsôna hiverina tamin'ny vadiny? Mpit. 15:1, Inona no ambaran'izany amintsika momba an'i Samsôna?
MARDI 6.SAMSON ET SA FEMME: LA FOLIE DE LA PASSION 07.08.07
LA REVANCHE DE SAMSON
Ce mariage est allé de mal en pis. Même si la femme de Samson l'a trahi, il n'est pas difficile de comprendre sa peur. Après tout, réfléchissez à ce que ses compatriotes avaient menace de lui faire, à elle et à sa famille (Jg 14 :15). Peut-être aurait-elle dû en parler à Samson et lui demander son aide et sa protection. De toute façon, ce mariage mal avisé n'a pas duré longtemps. La colère de Samson et l'abandon subséquent de sa femme a préparé la voie aux souffrances à venir.
Quelle était la raison du retour de Samson auprès de sa femme? Jg 15 :1 Qu'est-ce que cela nous indique sur Samson?
Même en cherchant à voir la motivation de Samson sous son meilleur jour, le texte semble indiquer qu'il a da-vantage été poussé par sa passion charnelle que par un désir de réconciliation conjugale. Quelle qu'ait été sa motivation, il n'a guère été content de découvrir que sa femme avait été donnée en mariage à un autre homme. Il semble que l'institution du mariage était aussi corrompue qu'aujourd'hui!
Que nous apprennent les réactions de Samson sur son caractère? Jg 15.
Il est clair, d'après son comportement en apprenant le remariage de sa femme, que Samson avait un caractère violent. Peut-être également aimait-il réellement sa femme et était-il en colère qu'elle ait été donnée à un autre homme. Il est possible qu'il ait tué des Philistins ensuite pour les mêmes raisons. Ou bien il a agi pousse par un sentiment de culpabilité, estimant que les Philistins avaient commis ce meurtre parce qu'il avait brûlé leurs champs. Quelles qu'en soient les raisons, des souffrances qui auraient pu être évitées sont survenues parce que Samson, au lieu de réagir plus sagement, a permis à ses émotions et à ses passions de le dominer.
Samson, furieux après sa femme, s'en est allé aussitôt. Imaginez ce qui se serait passé s'il avait fait preuve de miséricorde, s'il lui avait fait grâce et pardonné. Comme les choses auraient été différentes! Passez du temps au pied de la croix, en essayant de comprendre le pardon que vous offre Jésus. Puis faites preuve d'un pardon semblable la prochaine fois que l'on vous offense.
|
Lesson 6 TUESDAY—AUGUST 7 |
|
SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION |
|
Samson’s Revenges |
( Ho an'ny mpampianatra)
Mifarana amin'ny fitantarana ny namonoan'i Samsôna Filistinina arivo lahy ny Mpitsara 15. Izao no nosoratan'i Ellen White: "Notendren'ny Isiraelita ho mpitsara i Samsôna taorian'ny fandresena azony, ary nataony nandritra ny roapolo taona io asa io. " — PM, t. 594. Tsy isalasalana fa hitantsika taratra eto ny fomba hanatanterahan'i Samsôna ilay teny hoe "hanomboka hamonjy ny Isiraely" (Mpit. 13:5).
Vak. Mpit. 16:1-3. lza koa no mpitarilka hafa ao amin'ny Baiboly izay, na dia nanana tombon-tsoa lehibe aza, dia nampiseho fahalemena toa an'i Samsôna? Inona no sandan'izany?
Ny fankanesany tany amin'ny vehivavy janga dia efa ratsy rahateo, kanefa loza fa vao mainka aza izy nankany amin'ny vehivavy janga teo anivon'ny fahavalony? Tsy isalasalana fa tena fianjonanjonana ny azy. "Na dia nanao tsinontsinona ny maha-nazirita azy aza izy, dia tsy nafoin'Andriamanitra. " — PM, 1. 594. Afa-nandositra, tsy namoy ny ainy, i Samsôna. Kanefa moa ve voarainy ny lesona?
Vak. Mpit 16:4-6. Inona no ambaran'izany amintsika mikasika ny karazam-pifandraisana nidirany indray?
Tamin'ny fiarahan'i Samsôna tamin'ireo vehivavy hafa, anisan'ireny ny vadiny (ilay voalaza ao amin'ny Soratra Masina fa vadiny aloha e) dia tsy mba nisy fanambarana toy izay hita eto hoe tia an'i Delila izy. Toa tsy mba fitia mifamaly anefa ny azy sy i Delila.
Vak. Mpit. 16:5-20. Inona no ambaran'io tantara io amintsika mikasika ny herin'ny fitiavany hanajamba ny maso? Inona no tokony ho nazava tamin'i Samsôna hatramin'ny voalohany? Nahoana no tsy hitany izany?
Tena adala tokoa i Samsôna mbola niaraka tamin'ny vehivavy filistina hafa indray. Tokony ho tsinjony hatramin'ny voalohany fa tsy mikendry izay hahasoa azy ity vehivavy ity. Mahery loatra anefa ny herin'ny fitiavana sy ny fahamaimaizana amin'ny filàna tao aminy ka nikiry biby tamin'izany fifandraisana izany ihany izy, na dia niharihary aza fa tokony ho niala avy hatrany izy hatramin'ny voalohany.
Moa miambina fatratra ny fihetseham-ponao sy ny fahamaimaizana amin'ny filàna ao anatinao ao ve ianao? Firifiry akory moa ireo olona "tsara" nanimba ny fiainany sy ny fiainan'ireo olon-tiany noho ny tsy fifehezan'izy ireny ny fihetseham-pony? Inona no fomba tsara indrindra hiarovanao tena tsy ho latsaka ao amin'io fandrika io?
Mercredi 6.SAMSON ET SA FEMME: LA FOLIE DE LA PASSION 07.08.07
LA TRISTE SAGA SE POURSUIT
Jg 15 se termine sur Samson tuant mille Philistins. "Après sa victoire, Samson, établi juge par les Israélites, exerça cette fonction pendant vingt ans. " – Ellen White, Patriarches et prophètes, "Samson", p. 551. Nous comprenons ici comment Samson devait "commencer" à délivrer Israël (Jg 13 :5).
Lisez Jg 16 :1-3. Quels autres dirigeants bibliques malgré leurs grands privilèges ont fait preuve de faiblesses semblables? Quel en a été le prix?
Qu'il couche avec une prostituée était déjà suffisamment grave sans qu'il la choisisse, en plus, parmi ses enne-mis! C'était là, nul doute, un acte d'arrogance de sa part. "Quoiqu'il ait violé son naziréat, Dieu ne l'abandonne pas." - Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Samson ", p. 552. Samson s'en est sorti. Mais la leçon allait-elle porter?
Lisez Jg 16 :4-6 Qu'apprenons-nous sur le type de relation qu'il a eue a nouveau?
Contrairement à ses autres femmes, y compris sa femme (du moins, celle mentionnée dans les Écritures), il ai-mait Dalila. Il ne semble pas, cependant, que cet amour ait été réciproque.
Lisez Jg 16 :5-20. Que nous révèle ce récit sur la façon dont l'amour rend aveugle? De quoi Samson aurait-il dû prendre conscience dès le départ? Pourquoi ne 1'a-t-il pas fait?
Si insensé qu'il ait été de s'engager avec une autre Philistine, il aurait dû rapidement réaliser que cette femme ne lui voulait aucun bien. Mais sa passion et son "amour" étaient si grands qu'il a persisté dans sa relation avec elle, malgré le fait qu'il aurait dû de toute évidence, la fuir dès le début.
Contrôlez-vous avec soin vos émotions et vos passions? Combien de personnes intègres détruit leur vie et celles de leurs proches parce qu'elles ne savent pas contrôler leurs émotions! Quelle est la meilleure façon de vous protéger de ce piège?
|
Lesson 6 WEDNESDAY—AUGUST 8 |
|
SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION |
|
The Sad Saga Continues |
( Ho an'ny mpampianatra)
( Ho an'ny rehetra )
Vak. Mpit. 16:16-31. Raha misy anatra azonao sintonina avy amin'io tantara io, anatra izay sahaza ho antsika ankehitriny, inona re izany e, ary nahoana no izany no anatra tsoahina?
Namorona lehilahy sy vehivavy araka izao toetra namoronany azy ireo izao Andriamanitra, ary notendreny hivady izy ireo mba ho ohatra maneho ny firaisana sy ny fifandraisana ety tiany hisy eo Aminy sy ny fiangonany (Apôk. 21:2). Izany fifandraisana filamatra izany dia tokony hitondra azy ireo tsirairay irairay ho eo akaikin'Andriamanitra bebe kokoa, fa tsy hisarika ny andaniny na ny ankilany hanalavitra Azy. Hitantsika miharihary loatra eo amin'ny zava-miseho eto amin'ity tantara ity fa ny fifandraisana tsy araka ny tokony ho izy dia mety hahatonga ny olona iray ho tafasaraka amin'Andriamanitra.
"Akory ny fionganana nahazo ity mpitsara sy tompon-daka teo amin'ny Isiraely!"Indro izy lasa osa sy jamba, voagadra ary voatery hanao asa ambany sy mandreraka. Tsikelikely no nandikany ireo fepetra tamin'ny fiantsoana marina niantsoana azy, ary izao izy dia rendrika tanteraka ao amin'ny herin'ny ota ka nanambara ny tsiambaratelony! Nahafoy azy Andriamanitra! Raha ny volony lava fotsiny no jerena, dia tsy misy asany na dia kely akory aza; natao ho famantarana ny fahatokiany an' Andriamanitra fotsiny izany — Natakalon'i Samsona ny fahafinaretan'ny nofo ilay marika ambony, ka veriny niaraka tamin'izay koa ireo, tombontsoa izay tokony ho azy. PM, t 596
Inona no fanesoana hita ao amin'ny hoe nohajambaina i Samsôna?
Rehefa mamaky ny tantara isika dia hitantsika fa na teo aza ny fahadisoana vitan'i Samsôna, dia tsy nanary ny finoany izy tsy akory, na dia tsy tanteraka aza izany finoany izany. Ary mbola afaka nampiasa an'i Samsôna foana Andriamanitra hanatanterahana ireo tanjona nokendreny. Tsara kokoa anefa raha toa ka nahatoky tamin'ny fahamarinana fantany izy. Ny hoe afaka nanatanteraka ny fikasany foana Andriamanitra na dia teo aza ny tsy fahombiazan'i Samsôna dia tsy manamarina ireny tsy fahombiazana ireny tsy akory. Mampiseho fotsiny izany fa manatanteraka ny sitrapony Andriamanitra na dia tsy miara-miasa aminy amin'izany aza isika; tsara lavitra anefa raha amin'ny alalantsika no hanatanterahany ny sitrapony.
Anisan'ireo olona mahatoky mpanara-dia ny Tompo, voalaza anarana ao amin'ny Heb. 11:32, i Samsona, lnona no ambaran'izany amintsika mikasika ny fahasoavan'Andriamanitra? lnona no fanantenana azonao avy amin'izany ho an'ny tenanao?
Jeudi 6.SAMSON ET SA FEMME: LA FOLIE DE LA PASSION 09.08.07
AVEUGLÉ PAR L'AMOUR
Dieu a créé l'homme et la femme, leur enjoignant de se marier pour symboliser l'unité et l'intimité qu'il recherchait avec son Eglise (Ap 21 :2). Une relation idéale devrait rapprocher davantage chaque partenaire de Dieu et non l'éloigner de lui. Ce cas nous montre clairement comment une mauvaise relation peut éloigner du Seigneur.
Lisez Jg 16 :16-31. Si l'on voulait tirer une leçon de morale de cette histoire, une leçon qui serait pertinente pour nous aujourd'hui, laquelle serait-ce et pourquoi?
"Quelle déchéance pour le juge et champion d'Israël! Le voila impuissant, aveugle, enchaîné et assujetti à d'abjectes et pénibles besognes. Petit à petit, il a violé les conditions de sa sainte vocation, et maintenant le voila tombé au point de trahir son secret! Dieu l'a abandonné! A elle seule, sa longue chevelure n'avait aucune vertu; elle n'était que le signe de sa fidélité envers Dieu. Ce symbole sacrifié aux passions des sens, Samson perd en même temps les avantages dont il est le gage." – Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, " Samson ", p. 553.
Que Samson soit devenu aveugle ne manque pas d'ironie. Pourquoi?
Quand on lit ce récit, on constate que Samson, en dépit de ses erreurs, n'avait pas perdu sa foi, si imparfaite qu'elle fut. Dieu a malgré tout accompli ses plans. Combien tout serait allé mieux, si Samson était reste fidèle à la vérité qu'il connaissait! Le fait que Dieu ait réalisé ses projets malgré les échecs de Samson ne justifie pas ceux-ci. Cela montre seulement que Dieu accomplit sa volonté malgré nous. Comme ce serait mieux s'il le faisait avec nous!
Samson est cité dans He 11 :32 comme l'un des fidèles disciples du Seigneur. Qu'est-ce que cela nous indique sur la grâce de Dieu? Quelle espérance cela nous donne-t-il?
Lesson 6 THURSDAY—AUGUST 9 SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION Blinded By Love
( Ho an'ny mpampianatra)
( Ho an'ny rehetra )
Vakio ny toko
FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:
Vendredi 6. SAMSON ET SA FEMME: LA FOLIE DE LA PASSION 10.08.07
POUR ALLER PLUS LOIN
|
A lire |
Ellen WHITE, Le foyer chrétien, "Amour vrai ou emballement", p. 49-53.
"Le récit donne l'impression que Samson fait preuve d'une incroyable stupidité. A n'importe quel moment, il aurait pu mettre un terme au harcèlement de Dalila en la laissant et en retournant chez lui. Mais le principal défaut de Samson n'était pas tant la stupidité qu'une infatuation des sens. La morale de cette histoire réside principalement dans la mine et la honte dans lesquelles ses appétits sexuels l'ont plongé et dans la façon dont, pas à pas, ceux-ci l'ont conduit à rejeter sa force surnaturelle, don miraculeux de Dieu." - Seventh-day adventist Bible Commentary, vol. 2, p. 398.
"Le fils de Manoah fut entouré de soins providentiels qui le préparèrent pour l'œuvre à laquelle il était destiné. Il avait grandi dans des conditions propres à développer la force physique, la vigueur intellectuelle et la pureté morale. Mais sous l'influence de mauvaises compagnies, il s'était peu à peu détourné de Dieu, sa seule sauvegarde, et il avait été emporte par le torrent du mal. Les hommes qui rencontrent des épreuves dans l'accomplissement de leur devoir peuvent être assurés de la protection divine. Mais ceux qui suivent volontairement le sentier de la tentation y tombent un jour ou l'autre." – Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Samson", p. 555.
|
A méditer |
1. Comment aider quelqu'un qui semble laisser ses passions dominer son discernement spirituel?
2. Comment vous-mêmes et les membres de votre église donnerez-vous à des personnes confrontées à des tentations l'aide et les encouragements typiques d'une congrégation forte, aimante et compréhensive? Quels changements amener dans votre église pour que ces personnes trouvent l'aide dont elles ont besoin auprès de membres qui les aiment et les comprennent au lieu de les condamner et de les juger?
3. Que les membres de la classe prennent le temps de prier pour les responsables de votre église, pour tous ceux qui assument de grandes responsabilités, afin que ceux-ci ne tombent pas dans les mêmes erreurs que Samson.
|
Lesson 6 FRIDAY—AUGUST 10 |
|
SAMSON AND HIS WOMEN: THE FOLLY PASSION |
|
Further Study |
( Ho an'ny mpampianatra)