Mazàna no amin'ny alalan'ireo ray aman-dreniny no ahafantarana ny ankizy; ary matetika koa anefa no fantatra amin'ny alalan'ny zanany ny ray aman-dreny. Toy izany no nitranga tamin'i Elkana sy i Hana. Tsy nisy zavatra mahavariana nataon'ireto mpivady ireto ankoatra ny niterahany an'i Samoela. Tsy ry zareo akory no mpivady voalohany na farany, izay nahazo zanaka taorian'ny fotoam-bavaka naharitra sy feno ahiahy. Raha tsy noho izany zaza izany dia mety ho faty tao anatin'ny haizina ireto olona roa ireto, na dia nahatoky tamin'Andriamanitra aza izy, ary Andriamanitra sy ny anjely ihany no mahafantatra izany. Noho i Samoela zaza niavaka anefa no nahatonga ny fahatsiarovana an'i Elkana sy i Hana ho voatahiry ao anatin'ny SM, hany ka na dia efa maty aza ireo mpivady ireo dia mbola miteny amintsika ihany ankehitriny.
Patriarka na mpaminany, na mpanapaka, izay tsy dia misy amin'ny ankamaroany amintsika no lehilahy ao amin'ny ankamaroan'ireo mpivady izay hodinihintsika mandritra ity telovolana ity. Mety ho tahaka an'i Elkana sy i Hana avokoa anefa isika rehetra. Mety ho tsy manana zanaka miavaka angamba isika kanefa afaka maneho fanoloran-tena toa azy, kosa ary dia mety hitondra zava-mahagaga tsy fahita.
Ho hitantsika amin'ity herinandro ity, ao anatin'ny tantaran'i Elkana sy i Hana ny amin'ny mpivady mahatoky iray izay azon'ny Tompo nampiasaina tamin'ny fomba miavaka. lnona no azontsika hianarana avy amin'ny ohatra nasehon'izy ireo?
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 3ème TRIMESTRE
|
|
|
Etude de la semaine :1S 1 : 1 à 2 :26 Versets à mémoriser: "Nul n'est saint comme le SEIGNEUR: il n'y a pas d'autre que toi; il n'y a pas de rocher comme notre Dieu." (1 S 2:2) Pensée centrale: L'histoire d'Elqana et d'Anne nous présente un couple fidèle par l'intermédiaire de qui le Seigneur a œuvré de façon remarquable. Que nous apprend leur exemple? |
Généralement, les enfants profitent de la renommée de leurs parents, mais parfois ce sont les parents qui profitent de la renommée de leurs enfants ! C'est le cas d'Elqana et d'Anne. Ce couple n'a rien fait d'extraordinaire à part mettre au monde Samuel. Ils n'étaient ni les premiers ni les derniers à avoir un enfant après une longue période d'angoisse et de prières. Sans la présence de cet enfant, ce couple - aussi fidèle qu'il ait été envers le Seigneur - serait fort probablement resté dans l'ombre, seulement connu de Dieu et des anges. Mais Samuel a été un enfant si remarquable que la mémoire de ses parents a été préservée dans les Ecritures sacrées. C' est pourquoi ce couple nous parle encore aujourd'hui.
La plupart des couples étudiés ce trimestre étaient des patriarches, des prophètes ou des dirigeants, ce que nous ne sommes pas, mais il nous est possible de nous reconnaître en Elqana et Anne. Nos enfants ne sont sans doute pas aussi remarquables que Samuel, mais il nous est possible de faire preuve de la même consécration que ses parents et peut-être ainsi de rendre extraordinaire la vie ordinaire.
|
3rd Quarter 2007 For Better or for Worse: |
|
Lessons From Old Testament Couples |
( Ho an'ny rehetra)
Vak. 1 Sam. 1. lnona no azontsika raisina mikasika ny toetran'i Elkana, avy amin'izay hitantsika ao amin'io andininy io?
"Elkana no rain'i Samoela, Levita izy ary nonina tao Rama, any amin'ny tany havoan'i Efraima. Nanan-karena sy laza izy, vady nalemy fanahy ary lehilahy natahotra sy nanaja an'Andriamanitra." - ST, (27 Okt. 1881), b. 7, lah. 40.
Na dia, tsy betsaka aza no voalaza mikasika an'i Elkana sady tsy izy rahateo no anton-dresaka ao amin'ny tantara dia misy lafiny vitsivitsy ihany miseho. Hita ho tena tia an'i Hana tokoa izy ary nanao izay vitany mba hampitoniana azy tao anatin'ny fahoriany. Hita ho olona feno fandavan-tena ihany koa izy ka nikatsaka izay hankatoavana ny Tompo.
Na dia tsy nilaina tao amin'ny fitoerana masina aza ny fanompoany, tahaka ireo maro hafa, dia nanao tahaka ny Isiraelita tsotra i Elkana, Levita iay nandritra ny vanim-potoan'ny mpitsara (Mpits. 17:8,9) ka niakatra hitondra ny fanatiny mba hampirisihana ireo namany sy hanomezana ohatra tsara azy ireo. Niharihary ny fahambonian'ny ara-panahiny na dia niaina teo anivon'ny tontolo feno faharatsiana aza izy. Na dia ratsy toetra aza i Hofinia sy i Finehasa dia nahatoky teo amin'ny fanompoany sy ny fanolorany ny fanatiny kosa i Elkana.' –SDA BC, b. 2, t. 455.
Ny tena manaitra indrindra mikasika an'i Elkana angamba dia ny amin'ny voady nataon'i Hana. Ny zananilahy mihitsy moa no natolony ho an'i Jehovah. Azo antoka fa tsy zavatra mora ho an'ity ray ity mihitsy ihany koa ny nanao izany
Inona no navalin'i Elkana tamin'ny voady nataon'i Hana teo anatrehan'Andriamanitra? Azontsika atao ve ny tsy manatanteraka izany voady izany? Jer. Nom. 30:1-15.
Anontanio ny tenanao, lafiny inona eo amin'ny toetran'i Elkana no azoko alain-tahaka na ihoarana mihitsy aza eo amin'ny fifandraisako amin'ny hafa sy ny fifandraisako amin'ny Tompo?
|
Dimanche 19.08.07 |
|
8. ELQUANA ET ANNE : L'ACCOMPLISSEMENT D'UN VŒUX |
|
ELQUANA |
Lisez 1S1.. Qu'indiquent les éléments du texte sur le caractère d'Elqana?
"Le père de Samuel s'appelait Elqana. C'était un lévite, qui vivait à Rama, sur le mont Ephraïm. C'était un homme influent et riche, un mari rempli de bonté, un fidèle qui craignait et révérait Dieu." - Ellen WHITE, Signs of the Times, 27 octobre 1881, vol. 7, nº 40.
Même si nous ne savons pas grand-chose d'Elqana, qui se trouve en quelque sorte en arrière-plan du récit, quelques points sont à relever malgré tout. Il semblait aimer véritablement Anne et faisait ce qu'il pouvait pour la consoler. Il semblait également être un homme pieux, qui cherchait à obéir au Seigneur.
"Même s'il n'avait pas besoin de servir au sanctuaire, comme beaucoup d'autres lévites durant la période des juges (Jg 17 :8,9), Elqana apportait ses propres sacrifices comme tout un chacun pour encourager ses voisins et donner l'exemple. Malgré le fait qu'il vivait au sein d'un environnement hostile, sa spiritualité, de toute évidence, était profonde. Même si Hophni et Phinéas étaient corrompus, Elqana adorait et offrait fidèlement des sacrifices. " - Seventh-day Adventist Bible Commentary, vol. 2, p. 455.
Le plus impressionnant a sans doute été sa réaction au serment d'Anne. Apres tout, c'était son propre fils qu'elle offrait au Seigneur. Ce n'était sans doute pas facile à faire pour lui non plus.
Comment Elqana a-t-il réagi au serment fait par Anne au Seigneur? Avait-il le droit de l'annuler? Voir Nb 30 :1-15
Posez-vous la question suivante : Quels aspects du caractère d'Elqana puis-je le mieux imiter dans mes relations personnelles et dans ma relation avec le Seigneur?"
|
LESSON 8 SUNDAY— AUGUST 19 |
|
ELKANAH AND HANNAH: FULFILLING A VOW |
|
ELKANAH |
( Ho an'ny rehetra)
Araka ny hitantsika omaly dia mpanara-dia mahatoky an'Andriamanitra no nahafantarana an'i Elkana. Tsy nanakana azy tsy hiala tamin'ny tanjona tsara indrindra mikasika ny fanambadiana avy amin'Andriamanitra anefa izany fahatokiana izany, dia ny fanambadian'ny lehilahy iray vehivavy iray ihany. Ny famelana ny olona hampirafy dia tsy nahatonga azy io ho azo atao na ho zavatra mahasoa. Efa nomen'Andriamanitra tarigetra tonga lafatra isika satria fantany izay mahasoa indrindra antsika. Raha miala amin'izany isika dia tsy misy soa ho azontsika velively.
Araka ny voalazan'i Ellen White, dia i Hana no vadin'i Elkana voalohany indrindra. Momba i Hana ka dia naka vady hafa indray izy. "Tsy nitondra fahasarnbarana anefa io, dingana nateraky ny tsy finoana an'Andriamanitra io. Nanjary niampy ny zanakalahy sy ny zanakavavy tao an-tokantrano; simba anefa ny fifaliana sy hatsaran-tarehin'ilay fanorenana masina avy amin'Andriamanitra ary rava ihany koa ny fidanana tao an-tokantrano. Feno fialonana sady tsy nanana fahatsaran-toetra i Penina ilay vady vaovao, fa niavonavona izy sady mpidaondaom-bava. Toa tsy nisy intsony ny fanantenana ho an'i Hana ary enta-mavesatra mahatrotraka ny fiainana..
DG, t. 39.
Inona avy ireo ohatra fantatrao mikasika ny tsy fahampian'ny finoana sy ny fandanjalanjana tsara teo amin'ireo, "mahery fon'ny Baiboly hafa? Inona avy izany tsy fahampiana izany ary inona avy ny vokany?
Araka ny tokony ho fantatsika rehetra dia voavela avokoa na dia izay ratsy indrindra ataontsika aza, noho i Jesôsy izay ananantsika ny "famelana ny helotsika' (Kôl. 1:14, jereo koa ny Eks. 34:7; Sal. 130:4, Efes. 1:7). Mazàna anefa arakaraka ny maha-ratsy ny zavatra atao no maha-ratsy ny vokany. Mety ho nomena antsika ny teny fikasana mikasika ny famelana ny helotsika saingy ny Baiboly dia tsy mampanantena ny fahafahana amin'ny voka-dratsin'ireo fahotana ireo izay mihatra avy hatrany. Eny, fa na dia tamin'izay nanjo an'i Elkana aza, raha toa isika ka manao zavatra izay tsy voarara mazava tsara, dia mbola hojinjaintsika ihany ireo vokatra mangidy tamin'ny nialantsika tamin'ny lalàna. Aoka isika tsy hamita-tena araka izany, amin'izay mety ho maha-mpivavaka antsika na ny "fahatokiantsika". Eny, fa na dia izay efa mety sy tsara indrindra amintsika aza dia mety ho tratr'izany tsy fahampiam-pinoana sy fahaiza-mandanjalanja izany.
|
Lundi 20.08.07 |
|
8.ELQUANA ET ANNE:L'ACCOMPLISSEMENT DES VŒUX |
|
LE MARIAGE |
Comme nous l'avons vu hier, Elqana était apparemment un disciple fidèle du Seigneur. Pourtant, sa fidélité ne l'a pas empêché de dévier de l'idéal divin du mariage : un homme et une femme. La polygamie était certes autorisée, ce qui ne la rendait ni correcte ni bonne pour autant. Dieu nous a donne un certain idéal, car il sait ce qui est le mieux pour nous. Lorsque nous nous en éloignons, aucun bien ne peut survenir.
D'après Ellen White, Anne était la première femme d'Elqana. Celui-ci a pris une autre femme parce qu'Anne ne lui donnait pas d'héritier. "Mais ce choix, suscité par un manque de foi en Dieu, n'apporta pas le bonheur. Des fils et des filles s'ajoutèrent au foyer, mais la joie et la beauté de l'institution sacrée de Dieu avaient été souillées et la paix de la famille était brisée. Peninna, la nouvelle femme, était jalouse et étroite d'esprit, faisant preuve d'orgueil et d'insolence. Pour Anne, tout espoir semblait écrasé et la vie un fardeau épuisant." – Ellen WHITE, sons and Daughters of God. P. 39.
Quels exemples de manque de foi et de jugement peut-on trouver chez d'autres héros bibliques? De quoi s'agissait-il et quelles en ont été les conséquences?
Réfléchissez à quelques exemples pris dans votre proper vie où un manqué de foi ou un simple manqué de jugement a entraîné des choix aux pénibles conséquences. Quelques leçons vous aidant à ne pas refaire les mêmes erreurs en avez-vous retirées ?
|
LESSON 8 MONDAY— AUGUST 20 |
|
ELKANAH AND HANNAH: FULFILLING A VOW |
|
THE MARRIAGE |
(Ho an'ny rehetra)
Inona avy ireo olana roa natrehin'i Hana? (1 Sam. 1:1,6).
Ambaran'ny Baiboly mazava tsara fa niditra an-tsehatra Andriamanitra (1 Sam. 1:19), ka nanan-janaka i Hana. Miaraka amin'izay dia mety hahery vaika tokoa ny herin'ny fihetseham-po eo amin'ny vatana. Rehefa avy niresaka taminy i Ely dia nisy fiovana teo amin'ny fihetsiny iray manontolo. Raha nandà tsy hihinan-kanina izy teo aloha, ankehitriny kosa izy dia mazoto; raha nalahelo endrika izy teo aloha, izao kosa dia mirarnirana. Ambaran'ny andininy faha-19 mazava fa ny "izy ireo" izay midika fara fahakeliny hoe izy sy ny vadiny, dia nifoha maraina ka nivavaka teo anatrehan'i Jehôvah. Ny zavatra manaraka ambara amintsika dia ny nahazoany zanaka, ary tsy vitan'ny hoe zanaka fotsiny fa zazalahikely indray koa.
Mety tsy hahazo valim-bavaka mazava toy izany mandrakariva isika, saingy inona avy ireo teny fikasana ao amin'ny Baiboly azonao lanteherana ary hanampy anao hitoky amin'ny hatsaran'Andriamanitra sy ny fikarakarany, teny fikasana izay tokony hanome anao ilay karazana fiadanana nandraman'i Hana?
|
Mardi 21.08.07 |
|
8.ELQUANA ET ANNE:L'ACCOMPLISSEMENT DES VŒUX |
|
LE SERMENT D'ANNE |
Anne signifie "la gracieuse" et Peninna "la fertile". Comme certains noms s'avèrent prophétiques! La Bible ne dit pas qu'Elqana aimait davantage Anne, mais c'est l'impression donnée. Quoi qu'il en soit, c'était Peninna qui portait ses enfants. Le problème d'Anne n'était pas seulement lié au fait qu'elle n'avait pas de fils, mais que Peninna en avait plusieurs.
Elqana et sa famille faisaient annuellement le voyage jusqu'au sanctuaire (1S 1 :3). A quelles fêtes les hommes d'Israël étaient-ils tenus d'assister? Ex 23 :14-19
La plus belle des fêtes était celle des tabernacles, et c'était probablement à celle-là qu'Elqana emmenait sa famille. Mais même s'il s'agissait d'un pèlerinage familial prive, c'était certainement de joyeuses circonstances. Malgré toute la joie et la gaieté, ou peut-être, à cause d'elles, Anne se sentait découragée, d'autant plus que Peninna prenait plaisir à la provoquer (1S 1 :7).
De quelle nature était le serment d'Anne? Comment a-t-elle su que le Seigneur avait entendu sa prière?
La Bible dit clairement que Dieu est intervenu (1S1 :19) et Anne a conçu un fils. Il arrive que les émotions aient sur le corps une puissante influence. Après qu'Eli lui eut parlé (1 :17), Anne a change d'attitude. Alors qu'auparavant elle refusait la nourriture, maintenant elle mangeait. Elle avait perdu son air triste. Le verset 19 précise qu'elle et son mari se sont levés de bonne heure pour adorer le Seigneur. La prochaine nouvelle qui nous est rapportée est la naissance d'un enfant, d'un fils.
|
LESSON 8 TUESDAY— AUGUST 21 |
|
ELKANAH AND HANNAH: FULFILLING A VOW |
|
HANNAH'S VOW |
Vakio ny vavaka nataon'i Hana ao amin'ny 1 Sam.2:1-11. Inona no ambaran'izany amintsika mikasika ny toetran'Andriamanitra? Inona avy ireo lafin-javatra anokana izay manan-danja indrindra aminao izao ankehitriny izao, na inona toe-javatra manokana misy anao na inona? Ahoana no hanambaranao ireo teny ireo amin'ny fomba filazanao azy?
|
Mercredi 22.08.07 |
|
8. ELQUANA ET ANNE: L'ACCOMPLISSEMENT DES VŒUX |
|
ANNE, MÈRE EN ISRAËL |
"Dès ses premières lueurs d'intelligence, Samuel avait appris de sa mère à révérer Dieu et à se considérer comme lui étant consacré. Pour diriger ses pensées vers le Créateur, Anne n'avait rien négligé, et sa sollicitude ne se relâcha pas le jour de leur séparation. Le jeune garçon faisait tous les jours le sujet de ses prières. Chaque année, elle lui confectionnait une robe qu'elle lui apportait lorsqu'elle montait à Silo avec son mari. Dans ce petit costume, souvenir permanent de sa tendresse, chaque filament était entrelace de prières. Elle ne demandait pas pour lui la gloire de ce monde, mais qu'il fût pur, probe, compatissant. Elle désirait pour lui la véritable grandeur qui consiste à honorer Dieu et à faire du bien à ses semblables. " - Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Samuel enfant", p. 560.
Quelles excuses Anne aurait-elle pu invoquer pour ne pas tenir son serment?
Lisez la prière, d'Anne dans 1S 2 :1-11; Que révèle-t-elle sur la nature et le caractère de Dieu? À quels éléments de cette prière donnez-vous le plus d'importance en ce moment, quelles que soient les circonstances ? Comment faire vôtres, ces paroles?
|
LESSON 8 WEDNESDAY— AUGUST 22 |
|
ELKANAH AND HANNAH: FULFILLING A VOW |
|
HANNAH MOTHER IN ISRAEL |
(Ho an'ny rehetra)
Araka ny hitantsika tany aloha àry dia tsy nisy nitranga izany rehetra izany raha tsy nanaiky i Elkana. Mazava ho azy fa nitantara taminy ny voady nataony i Hana; vavolombelon'ilay fahagagana rahateo koa moa izy, ary amin'ny maha-olon'Andriamanitra azy dia nanaiky ny hanatanterahana izany. Porofon'ny fananany finoana ihany koa io.
Vakio indray 1 Sam. 1:23. Misy lafin-javatra telo ao anatin'ny tenin'i Elkana. Inona avy ireo teny mampiseho ny fahasahiranan-tsainy mikasika ny fahasambaran'ny vadiny? Inona avy ireo teny mampiseho ny fahasahiranan-tsainy mikasika ny zananilahy? Inona avy ireo teny mampiseho ny hetahetany ny mba hahatonga azy ireo ho mahatoky eo anatrehan'Andriamanitra?
Ao anatin'ny toe-javatra tsara indrindra tahaka izany dia mety tsy ho mora velively ny nisarahana tamin'ny zaza, nisy tranga iray hafa indray koa anefa nanampy trotraka, izay hahatonga ilay fanapahan-kevitra ho vao mainka sarotra tanterahina.
Vakio 1 Sam. 2:12-26. Karazana tontolo ara-pitondran-tena manao ahoana no hisy an'i Samoela? Fomba ahoana no nety ho nahatonga izany ho antony iray hafa tsy hanatanterahana ilay voady?
|
Jeudi 23.08.07 |
|
8.ELQUANA ET ANNE:L'ACCOMPLISSEMENT DES VŒUX |
|
L'ÉRITAGE FAMILIAL |
Relisez 1 S 1 :23 Les paroles d'Elqana comportent trois éléments. Lesquelles montrent qu'il se souciait du bonheur de sa femme? Qu'il se souciait de son fils? Qu'il espérait qu'ils seraient fidèles au Seigneur?
Offrir ainsi son fils aurait été difficile, même dans les meilleures circonstances. Mais un autre élément compliquait les choses, rendant la décision encore plus ardue à prendre.
Lisez 1 S 2 :12-26. A quelle ambiance morale Samuel allait-il être soumis? N'était-ce pas là une bonne raison de ne pas tenir le serment?
Sans se préoccuper du problème de la moralité des fils d'Eli, le couple fidèle a tenu parole et offert l'enfant. Il est clair qu'ils plaçaient leur confiance dans le Seigneur, même si cela s'est certainement avéré très dur par moments. Le Seigneur a récompensé leur fidélité (voir 1S 2 :20). Après avoir laissé Samuel au tabernacle, Anne a donné naissance à cinq autres enfants (1S2 :21). On ne parle plus de ce couple ensuite dans la Bible. En ce qui les concerne, l'histoire semble terminée. En réalité, elle ne l'est pas. Grâce à leur fidélité, un grand dirigeant s'est levé en Israël. Ce couple illustre le principe contenu dans ces mots rédigés longtemps après eux : "Heureux les morts, ceux qui meurent dans le Seigneur, dès maintenant! " car "leurs œuvres les suivent." (Ap. 14 :13)
Si vous deviez "mourir dans le Seigneur" aujourd'hui, quelles œuvres vous suivraient ? Qu'indique votre réponse sur la façon dont vous menez votre vie? Quels changements pensez-vous faire?
|
LESSON 8 THURSDAY— AUGUST 23 |
|
ELKANAH AND HANNAH: FULFILLING A VOW |
|
THE FAMILY LEGACY |
Heavens Estimate of Children, AH t. 279
"Lehibe ny valim-pitia azon'i Hana. Ary lehibe toy izany koa ny fampaherezana azon'ny renim-pianakaviana rehetra tovozina avy amin'ny ohatra nomeny, raha tiany ny mihevitra tsara ny asa ambony tamin'ny fotoana tena sarobidy napetraka taminy. Tokony horaisina ho andraikitra mendri-kaja sy be voninahitra ireo adidy madinidika ataon'ny vehivavy izay matetika heverina ho asa an-terivozona mahasorena ankehitriny. Manan-kery voatahy hanova izao tontolo izao ny renim-pianakaviana, ka ny akon'izany dia hampifaly ny fony indray andro. Tsy inona izany asa izany fa ny hamolavola ny toetran-janany hitovy amin'llay modely any an-danitra, sy hitantana ny diany hamakivaky ny anjara tsara sy ratsy, eo amin'ny lalana mizotra mankany amin'ny voninahitry ny lanitra, raha tahiny ka manaraka ny fampianaran'i Jesosy koa ny tenany.
|
Vendredi 24.08.07 |
|
8. ELQUANA ET ANNE: L'ACCOMPLISSEMENT DES VŒUX |
|
POUR ALLER PLUS LOIN |
|
A lire |
Ellen WHITE, Le foyer Chrétien, "Le ciel s’intéresse aux enfants ", p.269"
"La récompense d'Anne fut grande. Grand aussi est l'encouragement que peut puiser dans son exemple toute mère de famille qui réfléchit a la mission qui lui est confiée. Les humbles devoirs de la femme, si souvent considérés comme une corvée désagréable, pourraient être envisagés comme un rôle noble et glorieux. Une mère de famille peut exercer une influence bénie dont les répercussions réjouiront son cœur. Sa mission consiste à former le caractère de ses enfants sur le divin Modèle, à conduire leurs pas, à travers la bonne et la mauvaise fortune, dans le sentier qui mène aux gloires célestes, à condition de suivre elle-même les enseignements de Jésus.
Le monde pullule d'influences corruptrices. La mode et le milieu exercent un grand pouvoir sur la jeunesse. Toute mère qui néglige d'instruire, de diriger, de réprimer ses enfants les verra s'engager tout naturellement sur la pente du mal et se détourner du bien. Aussi doit-elle répéter fréquemment la prière de Manoah: "Quelle règle de conduite doit suivre l'enfant, et que devra-il faire ?"–
Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, " Samuel enfants", p560-561
|
A méditer |
l. Cette histoire est un bon exemple de couple fidèle récompensé sa loyauté; Que penser des cas où des personnes fidèles ne le sont pas, du moins en apparence? Que les membres de la classe en discutent. Quelles réponses proposez-vous?
2. Tant de gens ont été détruits par une mauvaise éducation! Quelles promesses et quelle espérance offrir a une personne qui se débat pour surmonter des dommages subis dans l'enfance?
3. Nous connaissons tous des parents fidèles qui après avoir cherché à éduquer leurs enfants de leur mieux, souffrent énormément quand ceux-ci s'éloignent la foi. Parlez franchement de ce cas; Quels encouragements et quels espoirs échanger entre vous?
|
LESSON 8 FRIDAY— AUGUST 24 |
|
ELKANAH AND HANNAH: FULFILLING A VOW |
|
FURTHER STUDY |