Ny fanambadian'i Davida sy i Batseba dia ohatra iray ny amin'ny hahatonga ny zavatra rehetra tsy handeha araka ny tokony ho izy. Izany dia teraka avy tamin'ny raharaha feno fijangajangana, avy eo dia nihasarotra noho ny famitahana sy vonoan'olona,tantara maharikoriko ny amin'ny fiafaran'ny taranak'olombelona lavo tokoa izany.
Tamin'io raharaha niaraka tamin'i Batseba io dia nandika ny didy fahenina i Davida: "Aza mamono olona",:ny didy fahafito: "Aza mijangajanga"; ny fahasivy: "Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao "; ary ny didy fahafolo: "Aza mitsiriritra - (Eks. 20:1-17). Na inona na inona anefa fanerena nataon'i Davida taminy dia tsy tokony ho nanaiky ity lehilahy mpanao an-tery setra ity izy; noho izany dia tsy maintsy meloka ihany koa izy.
Ho hitantsika mandritra ity herinandro ity fa ny tantaran'i Davida sy i Batseba dia vavolombelona mandrakariva ny amin'ny fomba mety hahalavo ny olona ao anatin'ny fahotana ratsy indrindra, eny, fa na dia ny mpivavaka indrindra aza, raha tsy mitandrina. Endrey izany hasambarantsika noho ny fananantsika Andriamanitra izay mamela heloka ny tsy azo avela intsony.
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 3ème TRIMESTRE
|
10.
|
|
Etude de la semaine : 2 S 11,12 Versets à mémoriser: O Dieu! Crée en moi un cœur pur, renouvelle en moi un esprit bien disposé. " (Ps 51.12, Second révisée a la Colombe) Pensée centrale: L'histoire de David et Bethsabée témoigne pour toujours de la façon dont même les êtres les plus saints, s'ils ne prennent garde, risquent de tomber dans le pire des péchés. Comme nous avons de la chance d'avoir un Dieu qui pardonne l'impardonnable ! |
Dans ses relations avec Bethsabée, David a transgressé le
Même si David a sans doute fait pression sur elle, Bethsabée elle-même n'aurait pas dû céder à un pareil débauché. Elle portait une part de responsabilité.
Le fait que David ait finalement été pardonné témoigne puissamment de la grâce divine envers les péchés les plus inexcusables et les crimes. Si nous nous étonnons de constater à quel point David était tombé bas, le fait que la grâce divine soit allée toucher le fond de la dépravation humaine nous étonne encore plus.
|
3rd Quarter 2007 For Better or for Worse: |
|
Lessons From Old Testament Couples |
|
10-DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
http://www.absg.adventist.org/2007/3Q/TE/PDFs/ETQ307_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07c/less10.html
Vakio 2 Sam. 3:1-5 sy ny 2 Sam. 5:13. Inona ao amin'ireo andininy ireo no manampy antsika hahatakatra ny antony nanaovan'! Davida izay nataony tamin'i Batseba, ary koa etsy andanin'izany manampy antsika hahatakatra fa vao mainka mamohehatra mihitsy aza ny fijangajangana nataony?
Vakio Jak. 1:12-15. Inona no fampitandremana omen'ny Tompo antsika eto?
|
Dimanche 02.09.07 |
|
10. DAVID ET BETHSABÉE : L'ADULTÈRE ET APRÈS ? |
|
SIGNES AVANT-COURREURS D'UNE CHUTE |
Lisez 2 S 3 :1-5 ; 2 S 5 :13. Ces textes ne nous aident-ils pas à comprendre pourquoi David a agi ainsi avec Bethsabée et pourquoi son adultère était encore plus détestable? Expliquez.
Le livre des Proverbes dit: "Les yeux de l'homme ne peuvent être rassasiés." (Pr 27 :20) Comme c'était vrai dans le cas de David! A l'époque où il a convoite Bethsabée, il avait au moins six femmes et qui sait combien de concubines! Ce n'était donc pas assez? Plus grave encore, pour satisfaire ses appétits sexuels, il a pris la femme d'un autre homme !
Ne passons pas, ici, à coté de ce principe essentiel: toute déviation de la volonté divine conduit à davantage de folie et de tromperie. En transgressant la volonté divine, David s'est trouvé confronté à de nouvelles tentations. Le fait de céder à la passion ne calme pas celle-ci, mais la rend de plus en plus forte. Si David avait suivi l'idéal divin - un homme et une femme - il n'aurait pas été aussi sensible aux tentations de Satan. Mais il a ouvert les vannes et il a été balayé par les flots.
Lisez Jc 1 :12-15 Quel avertissement le Seigneur donne-t-il ici?
Ceux qui se sont battus contre la dépendance, qui ont éprouvé des désirs incontrôlables savent que le péché ne satisfait jamais. Plus vous cédez, plus vous en voulez, et plus il est facile de trouver des excuses, au point de devenir esclave. Comme Jésus l'a déclaré: "Quiconque commet le péché est esclave du péché. " (Jn 8 :34)
Avez-vous connu des tentations irrésistibles, des dépendances et des désirs qui vous dominaient? Expliquez. Quelles promesses de victoire possédons-nous? Quels choix devez-vous faire pour les concrétiser dans votre vie?
|
LESSON 10 SUNDAY— SEPTEMBER 02 |
|
DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
|
PRECURSOR TO A FALL |
http://www.absg.adventist.org/2007/3Q/TE/PDFs/ETQ307_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07c/less10.html
Vakio indray 2 Sam. 11:4. Inona no azontsika lazaina mikasika an'i Batseba sy ny navaliny teo anatrehan'ny fanangollen'! Davida?
Mety ho mafy dia mafy tokoa ny fironana eo amin'ny resaka firaisana ara-nofo. Manao ahoana no tokony ho fitandremantsika mba tsy hanararaotra ny fahalemena eo amin'ny hafa ka hampiasa azy ho amin'ny fahafaham-po na tombontsoan'ny tena manokana? Inona no karazana hafatra alefanao amin'ny alalan'ny fiteninao sy ny fitafinao ary ny fomba fanehoanao ny maha-izy anao eo amin'ny vatanao?
|
Lundi 03.09.07 |
|
10. DAVID ET BETHSABÉE : L'ADULTÈRE ET APRÈS ? |
|
LA CHUTE |
Nous sommes tous sujets à la tentation initiale, celle de "voir". Elle peut être involontaire et n'est pas un péché. L'étape suivante consiste à s'arrêter pour s'informer, ce qui peut s'avérer être un terrain très glissant : nous péchons déjà en esprit. Il se peut alors qu'il soit très difficile de ne pas passer à l'étape suivante: l'étape finale, le passage à l'acte.
Il est clair, cependant, que dès le départ, David savait exactement ce qu'il faisait. Il s'est informé sur l'identité de Bethsabée et, apprenant qu'elle était la femme d'un autre homme, il l'a tout de même fait venir auprès de lui pour satisfaire ses appétits sexuels. Sinon, pourquoi aurait-il agi ainsi? Bethsabée était déjà mariée, aussi ne désirait-il pas en faire sa femme. Tomber amoureux ne l'intéressait pas. Il semble qu'il ait été uniquement poussé par la passion.
Et puis, n'était-il pas le roi? N'avait-il pas l'habitude d'obtenir tout ce qu'il voulait? Alors, pourquoi pas cette femme aussi?
Relisez 2 S 11 :4 Que penser de Bethsabée et de la façon dont elle a accepte d'être séduite par David?
A-t-elle essayé de résister à ses avances, ou s'est-elle sentie flattée d'avoir été remarquée par le roi ? S'est-elle baignée exprès sous son regard? Son mari était parti depuis assez longtemps, et elle se sentait sans doute solitaire. Quoi qu'il en soit, le texte ne dit nullement que David l'a contrainte, comme lors du viol de Tamar par Amnon (2 S 13 :14). Indépendamment des détails, ce point demeurait : David, qui aurait dû être plus avisé, lui qui avait tant reçu, a profité de cette jeune femme, l'entraînant avec lui dans le péché.
|
LESSON 10 MONDAY— SEPTEMBER 03 |
|
DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
|
THE FALL |
http://www.absg.adventist.org/2007/3Q/TE/PDFs/ETQ307_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07c/less10.html
Nilaza tamin'i Davida i Batseba ao amin'ny 2 Sam. 11:5 fa nanana anaka izy. Ny filazany fa i Davida no rain-janany dia manambara fa mety ho tsy mbola niaraka tamin'olon-kafa izy, ankoatra ny vadiny. Io fiarahany tamin'ny mpanjaka io ihany no hany mety ho raharaha feno fijangajangana nataony; na izany aza anefa dia efa mihoatra ny mety izany. Nahameloka azy ihany, na izany na tsy izany, ny niraisany petsapetsa taminy, na dia tsy nampalahelo teo imason'Andriamanitra mihoatra ny an'i Davida aza ny otany.
Vakio 2 Sam. 11:6-25. Inona no anjara asan'i Batseba teo amin'ny fanafenana ny heloka tsy ho fantatry ny vadiny.
Tsy misy mihitsy ny filazana fa fantatr'i Batseba ny tetik'i Davida ho an'ny vadiny. Mety ho izany mihitsy no nikendren'ity mpanjaka ity azy. Na izany na tsy izany anefa, ny niezahan'i Davida hampody an'i Oria any amin'ny vadiny dia manondro fa azon'i Davida antoka fa tsy hilaza velively amin'ny vadiny mihitsy i Batseba fa manana anaka tamin'ny mpanjaka izy.
Inona no anton'izany? Jereo Lev. 20:10.
Nisy fanerena an-kolaka nataon'i Davida taminy. Raha toa ka namboraka ny marina izy, dia mety ho nanjo azy ny fahafatesana. Ary raha tonga tamin'izany tokoa, dia ho azon'i Davida natao ny ho afa-maina amin'ny zavatra rehetra (namono olona rahateo moa izy mba hialana tamin'izany rehetra izany). Mora dia mora taminy tokoa ny tsy hanao afa-tsy ny mandainga! Nahoana moa no mbola haka ny vadin'ny anankiray amin'ireo, miaramilako izay atokisako sady mahery fo indrindra aho, kanefa efa ananako avokoa na vady na vadikely maromaro? Ary i Batseba, izay nanana anaka tamin'ny lehilahy hafa dia tsy hanaporofo velively koa ny fahamelohan'ny mpanjaka. lza no hino ny teniny izay hiampanga ity mpanjaka mamy hoditra sy mahery ity, miaraka amin'ireo vehivavy maro eo ambanin'ny fahefany? Tena tsy afa-nanoatra tanteraka izy.
Raha ny amin'i Batseba indray, inona moa no soa ho azony raha toa izy ka hilaza ny marina? Toa fantatr'i Davida izany, ary izany rahateo moa no tsy natahorany hampody an'i Oria any amin'ny vadiny. Nivadika anefa ny raharaha fa tsy nitranga velively izany.
|
Mardi 04.09.07 |
|
10. DAVID ET BETHSABÉE : L'ADULTÈRE ET APRÈS ? |
|
UN STRATAGÈME |
Dans 2 S 11:15, Bethsabée a annoncé à David qu'elle était enceinte. Le fait qu'elle présumait que David était le père de l'enfant indiquait qu'elle n'avait sans doute eu de relations sexuelles avec personne, pas même avec son mari. Même si son péché n'était pas aussi grave, aux yeux du Seigneur, que celui de David, sa complicité la rendait coupable.
Lisez 2S 11:6-25. Quel stratagème David a-t-il mis en place pour cacher son péché ?
Rien n'indique que Bethsabée connaissait les plans conçus par David à l'encontre de son mari. Le roi le voulait sans doute ainsi. Cependant, le fait qu'il ait incité Urie à retourner auprès de sa femme indiquait probablement qu'il était certain que Bethsabée ne lui dirait pas qu'elle était enceinte du roi.
Pourquoi David était-il certain que Bethsabée ne dirait pas à son mari qu'elle était enceinte du roi ? Voir Lv 20:10
David savait qu'elle ne le pouvait pas. En avouant, elle risquait la mort. Mais dans ce cas, David aurait nié (après tout, il a commis un meurtre pour se sortir de cette situation). Le plus facile n'était-il pas de mentir? Pourquoi, moi qui possède tant de femmes et de concubines, prendrais-je la femme de l'un de mes plus loyaux et vaillants soldats? Bethsabée, enceinte du bébé d'un autre homme, n'avait aucun moyen de prouver la culpabilité du roi. Qui aurait accepté sa parole contre celle d'un roi puissant et bien-aimé, ayant toutes ces femmes à sa disposition? Elle était totalement impuissante.
Qu'aurait-elle donc gagné à se confesser? David en avait conscience, semble-t-il, c'est pourquoi il se sentait en sécurité en lui amenant Urie. Les circonstances montrent qu'en réalité, les choses ne se sont pas passées comme David l'aurait voulu.
Voyez avec quelle rapidité un moment de passion incontrôlée a entraîné un homme de Dieu dans une spirale de péchés et de crimes. Parvenez-vous à dominer vos passions et vos désirs ? Comment vous protéger des tentations risquant de vous entraîner sur ce terrible sentier ?
|
LESSON 10 TUESDAY— SEPTEMBER 04 |
|
DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
|
THE COVER-UP |
Vakio 2 Sam. 11:26. Inona no ambaran'izany amintsika mikasika an'i Davida sy i Batseba?
Nisaona ny vadiny maty i Batseba. Ny mety ho tena nampalahelo azy mihoatra ny zavatra rehetra dia ny fahalalana fa angamba nisy nidirany ihany koa ny fahafatesan'io vadiny io. Tsy fantatsika izay zavatra fantany tamin'izany fotoana izany mikasika ny nataon'i Davida, saingy nony farany dia nanomboka niely ny tsaho mikasika ny heloka nataon'i Davida. Ny hany zavatra mba "mendrika" nataon'i Davida nandritra izany dia ny naka azy ho vady. Andeha hatao hoe fara faharatsiny afaka iray volana vao fantatr'i Batseba fa nanana anaka izy; andeha hatao ihany koa hoe nisaona ny vadiny nandritra ny 30 andro izy (Nom. 20:29), Miankina amin'ny faharetan'ny fotoana nampamonoan'i Davida an'i Oria àry izany, dia mbola sarotra ihany ny mahita ny tsy fahafantaran'ny olona fa nisy zavatra hafahafa tao mikasika ny fahaterahan'ny zaza.
Vakio 2 Sam. 12: 13-23. Inona no fitsipika hitantsika mihatra eto?
Mafy ny miezaka hahatakatra ny antony hahazoan'ny zaza iry tsy manantsiny loza noho ny ota izay tsy nisy nidirany akory.Mitarika ho amin'ny fahorian'ny hafa izany, eny, na dia izy tsy nanana fifandraisana tamin'izany akory aza. Firifiry moa ny vady sy ny zanaka izay milanja ny mafy tokoa noho ny fijanganjangana ataon'ny ray na reny iray? Tsy nitranga samirery ny ota. Na ho ela na ho haingana dia mitranga foana ny vokany.Inona ihany koa no ohatra haf itanao ao amin'nyaiboly mikasika io fitsipika io?
Vakio 2 Sam. 12:24. Inona no ambaran'izany amintsika mikasika ny fifandraisan'i Davida sy i Batseba?
Efa hatrany am-boalohany ny fanambadian'izy ireo no teraka avy tamin'ny olana, fanambadiana izay tsy tokony ho nisy mihitsy. Na izany aza anefa dia naneho ny fangoraham-pony taminy ihany i Davida, ary nony farany dia nahazo zaza iray hafa indray ry zareo. Sarotrà ihany koa anefa ny mahazo an-tsaina ny karazam-pifandraisana feno fitiavana sy fifamenoana mety ho nananany (rangahy rahateo moa dia angamba mbola nanana vady hafa niisa ho roa ambin'ny folo tany ho any).
Mety hitarika voka-dratsy mahatsiravina ihany ny fahotana na dia efa voavela aza. Inona no lesona azonao tsoahina avy amin'io tantara io, eo am-piatrehana isan'andro ny fakam-panahy hanota?
|
Mercredi 05.09.07 |
|
10. DAVID ET BETHSABÉE : L'ADULTÈRE ET APRÈS ? |
|
LE SALAIRE DU PÉCHÉE |
Lisez 2 S 11 :26,27. Qu'est-ce que cela nous indique sur David et Bethsabée?
Bethsabée a pris le deuil de son mari. Qu'elle ait joué un rôle dans sa mort a peut-être rendu son chagrin plus grand. Nous ignorons ce qu'elle savait du comportement de David a l'époque, mais des rumeurs ont commencé à circuler au sujet des péchés de David. Entre-temps, le roi a fait la seule chose "honorable" possible, il l'a épousée. Supposons qu'il lui ait fallu un mois pour réaliser, qu'elle était enceinte, puis qu'elle ait observé le deuil de son mari trente jours (Nb 20 :29). Si l'on tient compte du temps qu'il a fallu à David pour obtenir la mort d'Urie, il était difficile de ne pas voir que quelque chose n'allait pas concernant la date de naissance de son fils.
Lisez 2S 12 :13-23. Quel principe est-il à l'œuvre ici?
Il est difficile de comprendre pourquoi un bébé innocent doit souffrir pour des péchés qui n'ont rien à voir avec lui. Mais telle est 1'affreuse nature du péché. Il entraîne la souffrance d'autrui, même de personnes innocentes. Combien d'épouses et d'enfants ont énormément souffert de l'adultère commis par un parent? Le péché ne se produit jamais de façon isolée. Tôt ou tard, d'une manière ou d'une autre, les conséquences apparaissent. Trouvez d'autres exemples de ce principe dans la Bible.
Lisez 2 S 12 :24 Que nous apprend ce verset sur la relation qui existait entre David et Bethsabée?
|
LESSON 10 WEDNESDAY— SEPTEMBER 05 |
|
DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
|
THE WAGES OF SIN |
http://www.absg.adventist.org/2007/3Q/TE/PDFs/ETQ307_10.pdf
Tsy hita intsony teo amin'ny takilan'ny Baiboly i Batseba taorian'ny nahaterahan'i Sôlômôna raha tsy taons maromaro taty aoriana, izany hoe tamin'ny fihafaran'ny fanjakan'i Davida. Raha tsy noho ny amin'i Sôlômôna zanak'izy ireo, izay voatendry ho mpanjakan'ny Isiraely manaraka, dia tonga iray ihany amin'ireo vadin'i Davida hafa izy. Ambaran'i Davida mazava ao amin'ny 1 Tant, 22:5-9 ny nilazan'Andri aman itra taminy fa i Sôlômôna no ho mpanjaka manaraka.
Vakio 1 Mpanj. 1:28-31. Mariho ny valin-tenin'i Batseba tamin'ny mpanjaka rehefa avy nilaza taminy izay tiany ho reny izy. Inona ihany koa no mety ambaran'izany mikasika ny fifandraisan'izy ireo?
Na inona mety ho antony na inona, dia nifidy an'i Sôlômôna Andriamanitra ho mpandova ny seza fiandrianana. Tsy niseho intsony i Batseba taorian'ny nahaterahan'i Sôlômôna, raha tsy tamin'ny fikomian'i Adônia, izay nampah afan tari n'izy sy i Natana an'i Davida. Fantatr'izy sy i Natana fa i Sôlômôna no safidin'ny Tompo fa tsy i Adônia.
Tsara ny manamarika ny fihetsik'i Davida voalohany rehefa niditra tao aminy i Batseba: "Inona no tadiavinao?" hoy izy fa tsy mba hoe "Manco ahoana ianao, ry tiako" na "Faly mahita anao indray aho, ry malalako." Toa hita teo amin'ny fifandraisan'izy ireo fa efa levons ela ilay fitiavana mety ho nisy teo aminy. Ny nametrahany io fanontaniana io dia toa milaza fa tsy dia nanokana fotoana firy intsony teo aminy i Batseba (fa i Abisaga no nasainy nikarakara azy). Fanambadiana, fifandraisana tsy nateraky ny fitiavana izany, fa avy tamin'ny firaisana petsapetsa. Kanefa izao dia tena mbola mils azy ihany i Batseba.Vakio 1 Mpanj. 1:1-27. Inona no mitranga eto? Nahoana i Adônia no nino fa tokony hahazo ny seza fiandrianana mialoha an'i Sôlômôna izy? Jereo 2 Sam. 3:4.
Fomba fiteny manaja ny mpanjaka ny filazana aminy ny mba ho velona mandrakizay, kanefa manjary fiteny maneso koa raha heverina io tontolonkevitra io. Mampiseho izany fa angamba nanjary hentitra sy mangatsiaka ny fifandraisan'izy ireo. Tsy mahagaga izany.
Mila kolokoloina izay mety ho fifandraisana tsara rehetra fanambadiana, fisakalzana, na ny an'ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Inona no karazam-pifandraisana misy eo aminao ka mila amboarina na kolokoloina? Inona no dingana azonao raisina mba hahatonga izany fifandraisana izany ho tsaratsara kokoa?
|
Jeudi 06.09.07 |
|
10. DAVID ET BETHSABÉE : L'ADULTÈRE ET APRÈS ? |
|
DAVID ET BETHSABÉ: DERNIERS JOURS |
Après la naissance de Salomon, Bethsabée disparaît des pages de la Bible jusque vers la fin du règne de David, des années plus tard. Elle serait simplement devenue l'une des femmes de David si leur deuxième fils, Salomon, n'avait été destiné à monter sur le trône d'Israël. Dans 1Ch 22 :5-9, David déclarait que le Seigneur l'avait informé que Salomon serait le prochain roi.
Lisez 1R 1 :1-27. Que s'est-il passé ici? Pourquoi Adonias croyait-il que le trône lui revenait à lui et non à Salomon? Voir 2 S 3 :4.
Quelle qu'en fût la raison, Dieu avait choisi Salomon comme héritier au trône. Bethsabée, après la naissance de Salomon, ne réapparaît pas avant la révolte d'Adonias, au cours de laquelle elle-même et Nathan ont informé David de ce qui se passait. Bethsabée comme Nathan savaient que Salomon et non Adonias avait été choisi par le Seigneur.
Il est intéressant de noter la première réaction de David envers Bethsabée quand celle-ci est entrée: "Qu'as-tu? " L'amour, s'il avait existé entre eux sous une forme ou une autre, semblait depuis longtemps éteint. Le fait même qu'il ait pose cette question semblait impliquer qu'elle ne passait guère de temps avec lui dans sa vieillesse (ceci dit, il avait auprès de lui Abishag, qui prenait soin de lui). Leur mariage ne se fondait pas sur l'amour, ils s'étaient simplement rendus service. Maintenant, plus que jamais, elle avait besoin de lui.
Lisez 1R :28 :31. Remarquez la réponse qu'elle a donnée au roi une fois qu'il lui a dit ce qu'elle désirait entendre. Qu'est-ce que cela indique également sur leur relation?
Souhaiter au roi de vivre pour toujours était une salutation rituelle, dont la teneur semble assez ironique quand on pense au contexte dans lequel elle était prononcée. Elle révèle sans doute à quel point leur relation était devenue froide et formelle. Est-ce surprenant?
Toute relation, qu'elle soit d'ordre conjugal, amical ou entre parents et enfants, a besoin d'être nourrie. Laquelle de vos relations a-t-elle besoin d'être réparée, nourrie, construite? Quelles démarches entreprendre pour l'améliorer?
|
LESSON 10 THURSDAY— SEPTEMBER 06 |
|
DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
|
DAVID AND BATHSHEBA: THE FINAL DAYS |
http://www.absg.adventist.org/2007/3Q/TE/PDFs/ETQ307_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07c/less10.html
. "Ny fanahy rehetra izay nanarin'Andriamanitra sy nahatsapa ny fahotana vitany ary nety hiaiky izany amim-panetren-tena dia mahazo mahatoky fa misy fanantenana ho azy. Hahazo famelan-keloka ny olona rehetra izay mandray amim-pinoana ny teny fikasan' Andriamanitra. Tsy mba laviny mihitsy ny fo tena mangorakoraka. Ity no teny fikasana navelany ho antsika: 'Ka hihavana Amiko, eny, aoka hihavana Amiko izy'. 'Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny: ary aoka hiverina ho amin'i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy IZy, eny ho amin' Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy. PM, tt. 760-761.
FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:
3. Inona ireo fahamarinana ara-panahy azontsika ianarana avy amin'ny tantaran'i Davida sy i Batseba izay afaka hanampy antsika hiala amin'ny karazana fahadisoana tahaka izany? Inona no azontsika atao mba hifanampiantsika tsy hilatsaka ao amin'ilay karazana fandrika nahavoa an'i Davida?
|
Vendredi 07.09.07 |
|
10. DAVID ET BETSABÉE : L'ADULTÈRE ET APRÈS ? |
|
POUR ALLER PLUS LOIN |
|
A lire |
Ellen WHITE, Le foyer chrétien, " Principes moraux", p. 314-326.
"Bien des gens ont murmuré contre ce qu'ils appellent l'injustice de Dieu pardonnant à David une faute énorme, alors qu'il avait rejeté Saul pour avoir commis ce qui leur parait des péchés moins graves. Ils oublient que David s'humilia et se confessa, tandis que Saul méprisa les réprimandes et s'endurcit dans l'impénitence. [...]
Toute âme qui, reprise par Dieu, reconnaît ses fautes et consent à les confesser humblement peut être assurée qu'il y a pour elle de l'espoir. Tout homme qui reçoit avec foi les promesses de Dieu trouvera le pardon. Le Seigneur ne repousse jamais une âme vraiment contrite. Il nous a laissé cette promesse : "Qu'on fasse la paix avec moi, oui, la paix avec moi." (Es 27 :5) "Que le méchant abandonne sa mauvaise voie, et l'homme injuste ses pensées. Qu'il revienne à l'Eternel, qui aura pitié de lui et à notre Dieu, qui pardonne abondamment" (Es 55 :7)." - Ellen WHITE, Patriarches et prophètes, "Péché et repentir de David", p. 703, 704.
|
A méditer |
1. Lisez l'histoire de Nathan et David (2 S 12 : 1-8). Il est certain que David aurait dû, dès le dé- part, comprendre que cette histoire était la sienne. Pourtant il est passe complètement à cote. Quelle leçon en tirer .sur la facilite avec laquelle nous nous illusionnons au sujet de nos péchés? Que les membres de la classe évoquent les précautions à prendre pour se protéger eux-mêmes et les uns les autres d'illusions aussi grossières.
2. Que les membres de l'école du sabbat lisent Ps 51 ensemble. Discutez des éléments propres à l'évangile de Jésus-Christ révélés par ce texte. Que nous enseignent-ils sur la puissance de la grâce divine?
3. Quelles vérités spirituelles très concrètes, pouvant nous aider à éviter les mêmes erreurs, l'histoire de David et Bethsabée nous enseigne-t-elle? Comment nous entraider à ne pas tomber dans le même piège que David?
|
LESSON 10 FRIDAY— SEPTEMBER 07 |
|
DAVID AND BATSHEBA: ADULTERY AND AFTER |
|
FURTHER STUDY |
http://www.absg.adventist.org/2007/3Q/TE/PDFs/ETQ307_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07c/less10.html