Niankina tamin'ny varavaran'ny efitrano fandriany i Sophie ary nitambotsotra teo amin'ny gorodona teo izy. Efa nanganohano ny masony ary tsy ela dia nifokofoko nitomany izy.Dia nahavita izany ve izy? Dia vitany tokoa re ny nanao izany ! " Vao naharay vaovao nahavaky fo i Sophie. Olona izay noheveriny fa namana, olona nohajainy sy nitokisany, no indro nanaparftaka resaka mahatsiravina fifosana azy mba hanimbana ny lazany sy ny asa nataony. Noraisiny avy t8o ambony fandriana ny Baiboliny ary tampoka teo dia indro fa nifantoka tamin'ny teny efa mahazatra azy loatra ny fijeriny: «Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy, amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy. Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho; fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy» (Sal. 23:3,4)
Loa-bolana izy niteny tamin'ny fénany nanao hoe: "Marina moa raha mba mety izany!" Toa tsy azo nialana anefa ny lôjika, Nitadka ny ondriny tamin'ny lalan'ny fahamarinana Ilay Mpiandry ondry ao amin'ny Salamo,nefa ireo lalana ireo ihany koa no toa miolakolaka manavatsava mitondra mankany amin'ny lohasaha aloky ny fahafatesana. Dia azo heverina ve fa ilay famadihana mankarary fo nataon'ny namany, eny, izay lohasaha maizina izay, no namplasain'Andriamanitra hanofanana azy ho amin'ny fahamarinana?
INDRAY MITOPY MASO:
Tamin'ny fotoana manao ahoana no nitomboanao kokoa teo amin'ny ara-panahy tamin'ny fotoana mora sa tamin'ny fotoantsarotra?
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 4ème TRIMESTRE
LE FEU DE L’AFFINEUR
|
01. LA PRESENCE DU BERGER |
|
Etude de la semaine : Ps 23; Rm 12.18-21
Versets à mémoriser: "Il restaure ma vie, il me conduit sur les sentiers de la justice, a cause de son nom." (Ps 23.3) Questions clefs: Est-ce au cours des périodes difficiles au faciles que vous avez le plus grandi spirituellement? |
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html
Nisy ankizy vitsivitsy nasaina nanao ny sarin'Andriamanitra. Samy nisy sary fo avokoa ny sary tsirairay nataon'izy ireo. Re hefa nanontaniana izy ireo hoe fa nahoana, dia tsotra ny valin-teny, nomen'izy rehetra: satria Andriamanitra dia fitiavana.
Mora ny manana fiheverana tsara momba an'Andriamanitra sy ny fikasany rehefa mandeha tsara ny zavatra rehetra. Fa rehefa mitombo mihalehibe kosa isika, ary mihasarotra sy mihamafy ny fiainana, dia,matetika no miova ny fahitantsika an'Andriamanitra. Mazava ho azy fa tsy Andriamanitra tsy akory no miova (Heb. 13:8, Jak. 1:17), fa isika.
Noho ny fiainan'ambanivohitra niainan'ireo olona tamin'ny andron'ny TT dia mampiasa ny sarin'ny mpiandry ondry ny Sal, 23 hanehoana ny fomba ikarakaran'Andriamanitra antsika. Ampiasaina atao sary an'ohatra anehoana an'Andriamanitra tokoa mantsy ny mpiandry ondry, na ao amin'ny TT izany na ao amin'ny TV Sary mahafinaritra tokoa izany ary sary izay tsy miova ihany koa. Alohan'ny hijerentsika ny Sal. 23, dia andeha hataontsika topy maso indray mijery ny fahafantaran'ireo mpanoratra samy hafa ao amin'ny Baiboly ny asa sy ny toetran'ny mpiandry ondry manerana ny Baiboly manontolo.
Inona no zavatra fantatrao mikasika ny. mpiandry ondry 'avy amin'ny toko sy and. tsirairay? Isa. 40:11; Jer. 23:3,4; Ezek. 34:12; Jao. 10:14-16; 1 Pet. 2:25.
Avadiho ao amin'ny Sol. 23 amin'izay àry ny Baibolinao. Inona no ataon'ilay Mpiandry ondry ho fikarakarana ny onddny? and. 2; and. 3; and. 4; and. 5; and. 6:
Midika Inona ho anao ny fahafantarana fa misy Anankiray toy izany mikarakara anao? Fomba ahoana no ahafahanao mampiasa Io sary Io hampaherezana olona iray izay lasa matroka ny sary ahafantarany an'Andriamanitra noho ny tolona atrehiny, na inona izany tolona izany na inona?
|
Dimanche 30.09.2007 |
|
1.LA PRESENCE DU BERGER |
|
LE BERGER,GUIDE SUR LE CHEMIN |
Il est facile d'avoir une bonne opinion de Dieu et de ses desseins quand tout va bien. Mais quand on prend de l'âge et que la vie devient plus dure et plus compliquée, il arrive souvent que notre vision de Dieu change. Bien sur, lui ne change pas (He 13.8; Jc 1.17); c'est nous qui changeons.
Etant donné le style de vie pastoral des hommes de l'Ancien Testament, il est fait usage, dans le Ps 23, de !'image du berger pour décrire la façon dont Dieu prend soin de nous. Ce symbole est utilisé pour Dieu à la fois dans l'Ancien et Le Nouveau Testament. C'est une magnifique image, une image immuable.
Que vous apprennent chacun de ces textes sur le Berger? Es 40.11; Jr 23.3, 4; Ez 34.1 2 ; Jn 10.14-16; 1 P 2.25
Voyons maintenant Ps 23. Que fait le Berger pour ses brebis? Ps 23.2; Ps 23.3; Ps 23.4;Ps 23.5; Ps 23.6
|
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE |
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_01.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html
Alaivo sary an-tsaina ny "lalan'ny fahamarinana" (and. 3) mivelatra eo anoloanao, ery lavidavitra ery. Tsy tazanao, ny faran'ny lalana, saingy fantatrao fa ny akany fodiana, ny tranon'Andriamanitra, no ho fiafaran'ny dia.
Raha mifantoka mijery akaikikaiky anao kokoa ianao, hitanao ve hoe mitondra mankaiza ilay lalana? Misy toerana sasany hitanao mazava tsara, fa misy kosa bahanan'ny sakana lehibe na mampidi-doza tanteraka. Indraindray tsy
hita ilay lalana fa takona ao ambadiky tendron-kavoana. Misy ampahany amin'ilay lalana mora aleha; fa misy sarotra. Tot' izany ny toe-javatra fony Isiraely nandeha . niala avy tant' Egipta ho any amin'ny Tant' nampanantenaina, ary toy izany koa no anehoana azy ao amin'ity salamo ity.
Fantaro avy ao amin'ny Sal. 23 ireo toerana hitan'i Davida fa lalovan'ny ondry eo am-panarahana ny lalan'ny fahamarinana raha iny izy ireo fa mizotra ho any an-tranon'i Jehôvah.
Fa nahoana moa ireo lalana irelo'no atao hoe "Ialanny fahamafinana" (dikan-tenin'ny Baiboly Prôtestanta) ria lala-marina" (dikan-tenin'ny Baiboly DIEM)? Misy Antony efatra lehibe iret,b: Voalohany, lala-marina izy ireo satria mitondra mankany amin'ilay toerana haleha marina – dia ny tranon'ilay Mpiandry ondry izany. Faharoa, lala-marina izy ireo satria mitahiry antsika hifandrindra amin'ilay olona tokony hifandrindrana – dia ilay Mpiandry ondry mihitsy izany. Fahatelo, lala-marina- izy ireo satria manofana antsika ho ilay vahoaka marina – tahaka ilay Mpiandry ondry. Ary fahefatra, lala-marina izy ireo satria manome antsika ny fijoroana ho vavolombelona marina – rehefa lasa ilay vahoaka marina isika, dia indro isika fa manome voninahitra ny Tompo. Lalana "marina" na lalana "tena izy" izy ireo na mora na sarotra ny dia.
Zava-dehibe ny mahazo an-tsaina fa rehefa mitarika antsika Andriamanitra, dia tsy resaka fanaterana fonosan'entana any amin'ny toerana tokony hanaterana azy fotsiny izany, fa mihoatra lavitra noho ny fitarihana sy ny fiarovana. Tahaka ireo ohatra maro manerana ny Baiboly izay ahitana an'Andriamanitra mitarika ny olony (na fitarihana affi Abrahams tamin'ny alalan'ireo teny fikasany izany na fitarihana ny, Isiraely tamin'ny alalan'ny andry afo sy andry rahona), rehefa mitarika Andriamanitra, mandrakariva dia resaka fanofanany ny olony amin'ny fahamarinana izany,
Tonga saina ve ianao fa ny fahamarinana no ataon'ilay Mpiandry ondry
|
Lundi 1.10.2007 |
|
1.LA PRESENCE DU BERGER |
|
LES DIFFERENTS LIEUX DU SENTIER |
"Pour l'honneur de son nom, il me mène pas à pas sur le droit chemin." (Ps 23.3,
Essayez de voir devant vous ces "sentiers de la justice ". Vous n'en voyez pas la fin, mais vous savez qu'un foyer vous attend au bout du voyage, la maison de Dieu. Vous regardez de plus prés. Voyez-vous par ou mènent ces sentiers ? Vous Le discernez clairement par moments, mais en certains endroits, ils sont complètement obstrues par de gros ou dangereux obstacles. Parfois, ils disparaissent derrière une crête. Ces sentiers sont tantôt faciles à parcourir, tantôt malaises. Tels étaient les sentiers foulés par Israël, de l'Egypte a
Identifiez, d'après Ps 23, les différents lieux par ou David voit les brebis passer tandis qu'elles suivent "les sentiers de la justice" en direction de la maison du Seigneur.
Mais pourquoi ces sentiers sont-ils appelés "sentiers de la justice" ou "droit chemin" (
Il est important de comprendre que lorsque Dieu nous guide, il ne s'agit pas, de sa part, de nous emmener jusqu'a destination comme il le ferait d'un paquet. Il fait bien plus que nous guider et nous protéger. Comme dans tous les exemples bibliques ou Dieu guide son peuple (qu'il s'agisse de guider Abraham par des promesses ou Israël à l'aide d'une colonne de feu ou d'une nuée), c'est toujours selon la justice qu'il le fait.
Réalisez-vous que le Berger a pour priorité la justice dans votre vie? En quoi les épreuves peuvent-elles changer votre vie de sorte que vous reflétiez davantage le caractère du Christ?
|
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE |
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_01.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html
Ho nahafinaritra raha teny amoron'ny rano mangatsiatsiaka ferro ahitra ihany no namakivaky ny lalan'ny fahamarinana. Tsy izany anefa no fomba anehoan'i Davida azy. Eny amin'ny sisin'ireny lalana ireny koa ny lohasaha aloky ny fahafatesana – tsy toerana mamparisika antsika loatra ny hitsidika azy izany! Misy fotoana ao anatin'ny taona, ireo ranotrambo sy badin-driaka hita any Isiraely dia vonona ny handefa tondra-drano izay mety ho tonga tampoka tsy ampoizina art' mety ho terra tsy hay tohaina. Araka ny toetrany dia tery koa. ireny toerana i eny, sady mideza ny sisiny misakana ny hazavana. Araka izany, ny hoe "aloky ny fahafatesana" dia sary mampiseho "aloka tena mainty" na "haizina mikitroka".
Eritrereto ireo fotoana naha-tao amin'ny "lohasaha aloky ny fahafatesana" anao. Toa inona izany? Natahotra ve ianao, na dia fantatrao aza fa teo ny Mpiandry ondry? lnona ireo toko sy and. tena sarobidy indrindra taminao tarniffizany fotoana izany? Fa nahoana?
Ahoana, araka ny hevitrao, ny niafaran'ireo ondry tao an-dohasaha tao? Heverinao ve fa nandeha tao tamin'ny nahim-pony ny ondry, sa ny Mpiandry ondry mihitsy no nitarika ny ondry tamin'izany lalana izany? Porofoy ny valin-teninao.
Nanoratra i Elisa.beth Elliot manao hoe: '"Ny ondry tonga ao amin'ny Lohasaha Aloky ny Fahafatesana dia mety hihevitra hoe voatarika ho amin'ny lalan-diso izy. Nilainy ny mandalo amin'izany haizina izany mba hianarany tsy hatahotra, Mbola miaraka aminy hatrany mantsy'ny Mpiandry ondry. – QL, t. 218.
Mba efa nahatsapa ve ianao fa voatarika ho amin'ny "Ialan-diso" ho ao amin'ilay lohasaha? Ahoana hot' ianao tamin'Andriamanitra nandritra izany fotoana izany? Nahoana, araka ny hevitrao, no vonona ilay Mpiandry ondry 'hiatrika ny mety ho fandraisan'ny olona vilana ny famelany antsika hiditra ao amin'ilay lohasaha maizina?
DETOUR INATTENDU N" 1 :
"Même si je marche dans la vallée de l'ombre de la mort, je ne crains aucun mal, car tu es avec moi : ta houlette et ton bâton, voila mon réconfort." (Ps 23.4) Ce serait agréable si les sentiers de la justice passaient uniquement Le long des rives verdoyantes de frais ruisseaux. Mais ce n'est pas ce que décrit David. Ces sentiers longent également " la vallée au règnent les ténèbres de la mort" ( Pensez aux fois ou vous avez traversé la vallée de l'ombre de la mort. Comment était-ce? Aviez-vous peur, alors même que vous saviez que le Berger était présent? Quels textes bibliques ont été particulièrement précieux pour vous a ce moment-la? Pourquoi? Comment, a votre avis, les brebis se sont-elles retrouvées dans cette vallée? Est-ce de leur propre chef ou conduites par Le Berger? Justifiez votre réponse. Elisabeth Elliot a écrit : "L'agneau qui se retrouve dans la vallée de l'ombre de la mort pensera peut-être qu'il a été mal conduit. Il avait pourtant besoin de traverser ces ténèbres pour apprendre à ne pas craindre. Le Berger est toujours auprès de lui." - Elisabeth ELLIOT, Quest for Love, Fleming H. Revell, Grand Rapids, Mich., 1996, p. 218. Vous est-il arrivé de penser que c'était par erreur que vous vous retrouviez dans cette vallée? Quelles ont été vos réactions vis-à-vis de Dieu? Pourquoi Le Berger prend-il Le risque d'être mal compris en vous laissant aller dans cette sombre vallée?
|
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE |
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_01.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html
Tsy azontsika ihodivirana fa eo amin'ny fiainantsika dia tsy maintsy misy fahavalo hifandona amintsika. Tomba ahoana no iatrehanao azy ireny? Mba efa nivadibadika teo am-pandriana, tsy nahita tory tamin'ny alina ve ianao, nieritreritra fomba hamaliana faty ireo izay mitady hanisy ratsy anao na hanimba ny asanao? Mety ho sarotra amin'ny Kristianina ny hahafantatra ny tokony hatao amin'ny fahavalo.
Toa inona ny fahavalo efa nanananao teo amin'ny fiainanao? Inona no nasetrinao. ireo izay nitady hanisy ratsy anao na ireo olona eo ambany flahianao? Narahinao tsara ve. ny tenin'i Kristy ho antsika ao amin'ny Mat 5:44, na ny an'i Paoly ao amin'ny Rôm. 12:18-21?
Misy fomba mahaliana'hitondrana ny fahavalo asehon'i Davida antsika ao amin'ny Sal. 23:5. Ataony takona ny fisian'izy ireo amin'ny fijerena ny zavatra ataon'Andriamanitra ho azy. Ary eo tokoa Andriamanitra manomana fanasam-be ho azy.
Ao amin'ny kolontsaina niainan'i Davida, rehefa misy olo-manan-kaja nasaina tonga hamonjy lanonana iray, dia hosoran'ny tompom-panasana diloilo ny lobant' raha miomana hiditra ao amin'ny efitrano fanasana iny izy. Diloilon'ôliva mifangaro-zava-manitra io diloilo io. Rehefa izany dia hipetraka eo anoloan'ny sakafo betsaka mihoatra noho izay mety ho laniny izy ireo.
Tomba ahoana no ahafahan'ireo zavatra telo (latabatra, diloilo, kapoaka) ao amin'ny Sal. 23:51reo manampy hampahatsiahy antsika fa manome izay ilaintsika Andriamanitra, eny fa na dia amin'ny fotoana maha-ao amin'ilay lohasaha antsika aza?
Araka ny fampahatsiahivan'i Paoly antsika, "isika tsy mitolona amin'ny nofoaman-dra,fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana y sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra" (Efes'. 6:12). Misy amin'ireo fahavalontsika ireo hitantsika maso ary misy izy ireo tsy hitantsika. Na tiantsika na tsy tiantsika àry, dia voahodidina isika. Kanefa,rehefa miaraka amin'ilay Mpiandry ondry isika, dia tsy misy fahavalo na4ray aza, na hita maso izy na tsy hita maso, afaka haka izay zavatra nome n'Andriaman itra antsika.
DETOUR INATTENDU No 2 :
Tu dresses devant moi une table, en face de mes adversaires; tu enduis ma tête d'huile, ma coupe déborde." [Ps 23.5)
Il est inévitable qu'au cours de notre vie nous nous heurtions à des ennemis. Comment réagissez-vous dans ce cas? Vous est-il arrivé, la nuit, de vous tourner et vous retourner dans votre lit en rêvant aux façons de vous venger de ceux qui vous ont blessé ou qui anéantissent votre travail ? Les chrétiens ont parfois du mal à comprendre comment réagir a ces situations.
Quelles sortes d'ennemis avez-vous rencontrés? Comment avez-vous réagi face à ceux qui cher-chaient à vous blesser ou à blesser ceux que vous aimiez? Dans quelle mesure avez-vous réussi à suivre les paroles du Christ dans Mt 5.44 ou de Paul dans Rm 12.18-21?
Dans Ps 23.5, David nous indique une manière intéressante de traiter nos ennemis. Il écarte leur présence de son esprit en s'attardant sur ce que Dieu fait pour lui. Or Dieu lui prépare un banquet!
A l'époque de David, quand un invité d'honneur venait à une fête, l'hôte enduisait sa tête d'huile au moment ou ce dernier s'apprêtait à entrer dans la salle du banquet. Cette huile était un mélange de parfum et d'huile d'olive. Puis l'invité était invité à s'asseoir devant des mets si abondants qu'il ne pouvait en venir à bout!
Expliquez en quoi ces trois éléments (la table. l'huile et la coupe), dans Ps 23.5. nous rappellent que Dieu pourvoit. même dans la vallée de la mort?
Comme Paul le fait remarquer : "Ce n'est pas contre le sang et la chair que nous luttons, mais contre les principats, contre les autorités, contre les pouvoirs de ce monde de ténèbres, contre les puissances spirituelles mauvaises qui sont dans les lieux célestes." (Ep 6.12) Nos ennemis sont soit visibles, soit invisibles. Que nous Le voulions ou non, nous en sommes environnes. Cependant, quand nous sommes avec Le Berger, pas un ennemi visible ou invisible ne peut nous dérober ce qu'il met à notre disposition.
Réfléchissez à la façon dont le Berger s'est comporté envers vous quand vous étiez environné d'ennemis. Même dans ces difficultés, ne voyiez-vous pas des choses pour lesquelles le remercier?
|
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE |
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_01.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html
Rehefa ao amin'ilay lohasaha isika na voahodidin'ny fahavalo, dia azon'ny fakam-panahy isika indraindray hino fa navels ho irery. Mandrakariva dia tsy tsapa hoe be ny vitan'Andriamanitra; mieritreritra mantsy isika hoe raha nanampy tokoa Izy, dia tsy ho toy izany alpha, voalohany indrindra, ny toe-javatra nisy antsika, Miharihary anefa fa tsy mitovy amin'izany ny fahitan'i Davida azy,
Na dia teo aza ireo fitsapana nihatra taminy, inona ireo zavatra anankiroa lazain'i Davida ao amin'ny and. 6 fa azony antoka? Jer. koa Efes. 1:4; 2 Pet. 1:10; Heb. 11:13-15.
Misy dikan-teny sasany milaza fa hatsaram-panahy sy fitiavana tsy mety ritra (fanoloran-tenan'Andriamanitra araks ny fanekena) no "hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako. Mahery lavitra noho izany anefa ny hevitra ambaran'ny matoanteny fototra, ka toy izao no and. toy ny Gen. 14:14, Jos, 10:19, ary ny 1 Sam. 25,29, izay ahitana mazava tsara io hevitra hoe "manenjika" io).
Inona no sary tonga ao an-tsainao raha eritreretinao hoe hatsarampanahy sy fitiavana tsy mety ritra no "manenjika" anao? Inona, araks ny hevitrao, no tian'i Davida hambara momba an'Andriamanitra amin'ny fanehoany ny fikarakarany antsika toy izany?
Na lalina toa inona aza ilay lohasaha, na tsy laitra akifika toa inona aza ny fahavalo, dtokony ho fivakin'io andininy io: hatsaram-panahy sy fitiavana tsy mety ritra no "hanenjika" ahy amin'ny andro rehetra hiainako. (Raha ny marina dia io endrika matoanteny io izany no ampiasaina ao amin'ny ia tsy misy isalasalana ny maha-azo antoka ny hatsarampanahin'Andriamanitra sy ny fitiavany tsy mety ritra, sy ny maha-azo antoka ny fitarihany antsika ho tody hatrany amin'ny faran'izao diantsika izao. Raha nanampy an'i Jesôsy ho afaka niaritra an'i Kalvary ireo eritreritra ireo, dia tokony hahery koa ny fontsika.
UNE PROMESSE POUR LE VOYAGE
Quand nous sommes dans la vallée ou environnés d'ennemis, nous pouvons penser que Dieu nous a abandonnés "Nous avons parfois l'impression qu'il ne fait pas grand-chose. Nous nous disons que nous n'en serions pas la s'il nous avait aides. Mais il est clair que David ne voit pas les choses ainsi. En dépit de ses épreuves, de quelles choses David est-il sur (verset 6)? Voir aussi Ep 1.4; 2 P 1.10; He 11.13-15. Certaines traductions déclarent que le bonheur et la fidélité "m'accompagneront" toute la vie. Le verbe original à un sens beaucoup plus fort, il veut dire que le bonheur et la fidélité "me poursuivront" toute la vie. (Il s'agit ici de la même forme verbale que celle utilisée dans Gn 14.14; Jos 10.19; 1 S 25.29, ou la notion de "poursuite" est évidente.) Quelle image vous vient-elle à l'esprit quand vous voyez le bonheur et la fidélité vous accompagner? Que veut nous dire David quand a il décrit ainsi le soin que Dieu prend de nous? Si profonde que soit la vallée, si tenaces que soient nos ennemis, la certitude de la bonté et de la fidélité de Dieu, et l'assurance qu'il nous guidera jusqu'au bout du voyage, ne peuvent être remises en cause. Si de telles pensées ont soutenu Jésus au calvaire, elles nous encourageront également. Il arrive cependant que nos bien-aimés ne cessent de nous questionner. Comme David, la meilleure façon de répondre a leurs inquiétudes n'est pas de donner une description théologique de ce que Dieu peut faire, mais plut6t, comme le montre David au verset 6, d'affirmer avec conviction la vérité sur lui. Votre propre connaissance de Dieu ne vous donne-t-elle pas l'assurance que sa bonté et sa fidélité vous accompagnent? Quelles autres preuves
|
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE |
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_01.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html
Jer. TFC, b. 4, t. 143; IFM,tt. 513-520.
"Handalo fotoan'ny fahaverezan-kevitra mafy sy sedra ao amin'ny fiainam-pivavahany ireo izay hahazo fandresena amin'ny farany; nefs tsy tokony hanary toky izy ireo, fa taranja ao amin'ny sekolin'i Kristy izany, ary tena ilaina hanadiovana ny loto rehetra. .Hiaritra amin-kery nyfanafi'hannyfahavalo ny mpanomponAndria1 manitra, dia ireo fihantsiana mandratra, ary tsy maintsy mandresy ny sakana izay apetrak'i Satana eo amin'ny lalany
"Kanefa tsy lavo an-dalana ianao raha toa ka manohy mijery any ambony, fa tsy ny fahorianao: habita an'i Jesosy manolotra ny tanany hanampy anao raha atolotrao Azy amin'ny fitokiana tsotra ny tananao ary avelanao Izy hitarika anao. Rehefa matoky ianao, dia ho ferro finoana(...
"Ao amin'i Kristy no hahitanao' .fanampiana ,hanananao toetra matanjaka, mirindra, tsara. Tsy hahavita na inona na inona amin'ny fahazavana mamirapiratra avy amin'ny toetra toy izany i Satana(...) Nomen'Andriamanitra antsika ny fanomezany tsara indrindra, dia ny Zanani-lahy tokana, hanandratra, hanome hasina, ary hanomana antsika honina ao amin'ny fanjakany aminnyfanomezana antsika ny fahatanterahan'ny toetrany. " — HHT, b. 1, ff. 46, 47.
FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:
1.Hatraiza ny fahatsapanao fa "ny fahaverezan-kevitra mafy sy ny sedra" tonga eo amin'ny fiainanao dia tsy inona tsy akory fa anisan'ny laranja [ianaranao] ao amin'ny sekolin'i Kristy'?
2. Ahoana no mety hahatonga ny fanampiana sy ny fampiononanà ary ny fampaherezana ataontsika amin'ireo izay ao amin'ilay lohasaha ho anisan'ny fomba ampiasain'ilay Mpiandry ondry hanafahana ny olona amin'ny fotoan-tsarotra lalovany? Inona no zavatra azonareo atao, amin'q maha-fiangonana anareo, mba hahazoanny Tompo mampiasa anareo tsara kokoa hanampiana ny olona sahirana?
3. Tetezo ny mpianatra tsirairay ao amin'ny kilasy ary asaivo miresaka ny amin'ny fomba "nanenjehan'ny" faKasoavana sy ny famindrampo azy izy ireo tsirairay. Inona no lesona azonareo tsoahina avy amin'ny fanandramana nataon'ny tsirairay?
4. Eritrereto ireo ors farany teo amin'ny- fiainan'i Kristy, raha niditra avy amin'ny memy mivaivay Izy, Avy amin'izay azonareo ambara, na avy ao amin'ny Baiboly izany na avy ao amin'ny bokin'ny Fanahin'ny Faminaniana nosoratan'i EGW (Loharanon-kevitra Iehibe tokoa ny /FM, tamin'ny fomba ahoana no nahazakan'i Jesôsy izany, tao amin'ny mahaolombelona Azy? Inona no azontsika raisins ho antsika avy amin'ny ohatra nomeny, na inona na inona memy mivaivay atrehintsika?
|
Vendredi 05.10.2007 |
|
1. LA PRESENCE DU BERGER |
|
Pour aller plus loin |
A lire
Ellen WHITE, Jésus-Christ, "Le divin Berger", p. 474-481; Testimonies for the Church, vol. 4, p. 143.
"Ceux qui remporteront la victoire finale auront eu des périodes de terrible anxiété et d'épreuve dans leur vie religieuse; qu'ils n'abandonnent pas leur assurance, car ces choses contribuent a leur éducation a l'école du Christ; elles sont indispensables pour les purifier de toutes scories. Le serviteur de Dieu doit soutenir avec fermeté les attaques de l'ennemi, ses plus terribles outrages, et surmonter les obstacles que Satan accumule sur son chemin. [...]
" Toutefois, si, au lieu de regarder à vos terrestres difficultés, vous dirigez les yeux en haut, vous ne succomberez pas; vous ne tarderez pas à voir Jésus vous tendant une main secourable; il vous suffira de lui tendre la votre avec une confiance enfantine, pour vous laisser conduire par lui. En devenant confiants, vous devenez heureux. [...]
" II vous aidera à former un caractère fort, équilibré, admirable. II n'est pas donné a Satan de neutraliser l'influence se dégageant d'un tel caractère. [...] Dieu nous a accorde ses meilleurs dons, y compris celui de son Fils unique, afin de nous élever, de nous ennoblir, et de nous qualifier en vue de son royaume en reproduisant les perfections de son caractère. " - Ellen WHITE, Messages à la jeunesse, "Force d'âme", p. 61, 62.
|
A méditer... A quel point avez-vous réalisé que les " périodes de terrible anxiété et d'épreuve" que vous traversez contribuent sans doute à votre "éducation A l'école du Christ "? L'aide, Le réconfort et les encouragements que nous prodiguons à ceux qui se trouvent dans la vallée ne font-ils pas partie du soutien apporté par Le Berger aux personnes. en difficulté? Expliquez. Comment vous mettre davantage, en tant qu'Eglise. au service du Seigneur en ce sens? Faites un tour de la classe pour savoir comment chaque membre pense être " poursuivi " par la bonté et la fidélité de Dieu. Qu'apprenez-vous les uns des autres? Réfléchissez aux dernières heures de la vie du Christ, au moment ou il passait par l'épreuve. D'après
|
|
01 - THE SEPHERD'S CRUCIBLE |
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_01.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less01.html