Tsy fandrentsika matetika ny fampiasana ny teny hoe “malemy fanahy”, afa-tsy amin’ny fotoana amakiana ny amin’ny Mosesy na ianarana ny Fahasambarana. Tsy sarotra koa anefa ny mahalala ny antonym. Ny teny famaritana ny fahalemem-panahy dia “fiaretana ratram-po amim-paharetana kanefa tsy misy tora-po”. Tsy mahagaga raha tsy mandre matetika ny momba azy isika . Io dia toetra zara aza raha hajaina amin’ny kolontsaina misy antsika ankehitriny. Indraindray ny Baiboly dia mampiasa ny teny hoe “manetry tena” handikana azy. Eto indray, ny fanetren-tena dia tsy toetra irin’ny ankamaroan’ny kolontsaina ankehitriny.
INDRAY MITOPY MASO:
Ahoana no hahatonga ny fahalemem-panahy ho tena hery ho an’ny kristiana, fa tsy fahalemena ho azy?
GUIDE DE L'ETUDE DE LA BIBLE 4ème TRIMESTRE
LE FEU DE L’AFFINEUR
|
10. "HUMBLE" ET "DOUX" DANS L' ÉPREUVE |
|
Etude de la semaine : Ex 32.1-14; Ps 62.2-9; Ez 24.15-27; Mt 5.43-48; 1 P 2.18-25
Versets à mémoriser: " Heureux ceux qui sont humbles, car Dieu leur donnera la terre en héritage." (Mt 5.5, La Bible du Semeur) Questions clefs: Quelle est la relation entre la souffrance et l'humilité ? Comment témoigner alors que nous sommes humbles et brisés ? En quoi l'humilité et la douceur représentent-elles une force plutôt qu'une faiblesse pour le chrétien? |
"Doux", "humbles", ce sont des termes que nous utilisons peu, sauf peut-être lorsque nous lisons des passages sur Moïse ou étudions les Béatitudes. Comprendre pourquoi n'est pas difficile. Se montrer humble et doux revient à supporter les offenses avec patience et sans esprit de vengeance. II n'est pas surprenant qu'on n'en parle pas beaucoup! Ce sont des traits de caractère peu respectes dans notre culture actuelle [...] ni dans la plupart des cultures.
Pourtant, l'humilité et la douceur c'est-à-dire, savoir supporter les offenses avec patience et sans esprit de vengeance - faisaient partie des qualités les plus essentielles de Jésus et de ses disciples. Elles ne sont cependant pas une fin en soi, mais une arme puissante entre les mains de ceux qui souffrent. Et certes, l'épreuve est un moyen propice d'apprendre l'humilité et la douceur, car c'est en étant humbles et brises que nous devenons de puissants témoins.
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html
Nilaza I Oswald Chambers fa isika dia tokony ho “mofo voatorotoro sy divay raraka an-tany” ho an’ny hafa. Inona no heverinao fa tiany hambara amin’izany?
Misy ohatra maro ao amin’ny Baiboly maneho ny amin’ny olona “voatorotoro”mba hahafahany manompo ny hafa. Nantsoina I Mosesy hiaritra fifosana sy tsikera tsy misy farany raha nitondra ny vahoakan’Andriamanitra ho amin’nt tany nampanantenaina azy. Nantsoina I Josefa hamakivaky lalana feno famadihana sy fampidirana am-ponja fony izy nentina ho any amin’ny toeram-panompona tany Egipta. Amin’ny tsirairay amin’ireo, dia navelan’Andriamanitra ny toe-javatra mba hahatonga ny fiainan’ny vahoakany ho kianjan’ny fahasoavany sy fiahiana, tsy hoe ho azy ireo fotsiny fa ho an’ny hafa koa. Mety hampiasa antsika amin’ny fomba toy izany koa Andriamanitra. Mora ny misafoaka na maratra am-po amin’ny toe-javatra toy izany. Kanefa araka ny efa hitantsika omaly, ny fahalemem-panahy dia dia fahafah-manao izay nomen’Andriamanitra antsika hiaritra ny toy izany amim-paharetana sy tsy misy fanaovana am-po.
Vakio Ezek 24: 15-27. Inona no mitranga eto? Nahoana I Ezekiela no nampidirina tamin’izany memy izany?
Hoy ny Tompo ao and. 24: “ Ary Ezekiela dia ho famantarana mahagaga ho anareo; koa araka izay rehetra nataony no mba hataonareo; ary rehefa
|
Dimanche 02.12.2007 |
|
10. "HUMBLE" ET "DOUX" DANS L'ÉPREUVE |
|
Un pain brisé et du vin versé |
Oswald Chambers a déclaré que nous devions être semblables, pour autrui, à " du pain brisé et du vin versé ". Que voulait-il dire, à votre avis?
Nous trouvons, dans toute la Bible, des exemples de gens " brisés" au service d'autrui. Moïse a été appelé à supporter d'incessantes vagues de commérages et de critiques tandis qu'il conduisait son peuple vers la terre promise. Joseph a été appelé à un faire un voyage au cours duquel Il a connu la trahison et la prison au service de l'Égypte. Dans chaque cas, Dieu a permis certaines situations, faisant de la vie des siens le théâtre de sa grâce et de sa sollicitude, non seulement pour ces derniers, mais aussi pour le bien d'autrui. Dieu fait de même avec nous. En de telles circonstances, il est facile de se sentir furieux et blessé. Mais comme nous l'avons noté hier, l'humilité et la douceur sont des qualités accordées par Dieu. Elles permettent de supporter tout avec patience et sans esprit de rancune.
Lisez Ez. 24.15-27. Que se passait-il? Pourquoi Ézéchiel a-t-il traversé une telle épreuve?
Au verset 24, Dieu a dit : "Ézéchiel sera pour vous un présage. Vous ferez exactement ce qu'il a fait. Ainsi, quand cela arrivera, vous saurez que je suis le Seigneur DIEU (YHWH). " Grace à l'exemple d'Ézéchiel, les Israelites seraient convaincus de l'identité véritable de Dieu, le souverain Seigneur, en voyant s'accomplir la prophétie que la vie du prophète symbolisait. Mais ce ne serait possible que parce qu'Ézéchiel acceptait d'être brisé par la main de Dieu, pour ce peuple. Qui sait combien de gens découvriront également " le Seigneur DIEU" chaque fois que notre vie sera brisée ?
Tôt ou tard, tous, nous nous retrouvons brisés. Quelle a été votre expérience a cet égard? Quelles leçons avez-vous apprises? Comment le Seigneur se sert-il de votre âme brisée pour venir en aide à autrui?
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html
Vakio Eks 32 : 1-14 . Inona no anjara raisin’I Mosesy araka ny hitantsika eto?
Taorian’ny nanombohan’ny olona niankohoka tamin’ny ombilahikely volamena dia nihevitra Andriamanitra fa lasa lavitra loatra izy ireo, ary nambarany fa haringany ny olona ary hataony ho firenena lehibe Mosesy. Kanefa raha tokony handray izay natolotr’Andriamanitra I Mosesy, dia ny nitalaho tamin’Andriamanitra haneho famindrampo tamin’ny vahoakany no nataony. Ary dia nilefitra Andriamanitra.
Misy olana lehibe roa mivoitra avy amin’ny Eks 32:1-14. Voalohany, ny tolotr’Andriamanitra handringana ny vahoaka mpikomy sy hitahy an’I Mosesy fia fitsapana ho azy. Tian’Andriamanitra I Mosesy haneho hoe hatraiza ny famindrampo tsapany ho an’ity vahoaka mafy loha efa tsy misy fanefitra intsony ity. Nahomby I Mosesy. Tahaka an’I Jesôsy, dia nitalaho famindrampo ho an’ny mpanota izy. Izany dia maneho zavatra iray izay tena mahaliana tokoa: indraindray Andriamanitra dia mety hamely antsika hiatrika fanoherana, mety hamela antsika ho ao amin’ny memy Izy, hahafahany, sy hahafahantsika hahita ny fetran’ny famindrampo ananantsika ho an’ireo mpania, ary manara-manao izany zava-mitranga izany izao tontolo izao.
Inona ireo antony naroson’I Mosesy tamin’ny fangatahany an’Andriamanitra tsy handrava an’Israely?
Faharoa, maneho ity andalan-teny fa ny fanoherana sy ny tsy fankatoavana dia antso hanambarana ny fahasoavana. Ilaina ny fahasoavana amin’ny fotoana tsy ananan’ny olona fahamendrehana ho amin’izany. Kanefa amin’ny fotoana tsy ananany fahamendrehana ho amin’izany ihany koa no fotoana hahatsapantsika fa tsy misy liana ny hanomezana izany. Saingy rehefa nitsikera an’I Mosesy Miriama anabaviny, dia niangavy mafy an’Andriamanitra izy ny hanasitrana azy amin’ny fahabokana (Nom. 12). Rehefa tezitra tamin’I Kora sy ny mpanara-dia azy Andriamanitra ary nilaza ny handrava azy rehetra, I Mosesy kosa niankohoka tamin’ny tany nitalaho ny hahavelona azy ireo. Ny ampitso, rehefa nimonomonona tamin’I Mosesy ny Israely noho ny fahafatesan’ny mpikomy ary Andriamanitra mbola nandrahona ny handrava azy rehetra ireo indray, dia niankohoka tamin’ny tavany indray koa I Mosesy ary nangataka an’I Arona hanao fifonana ho azy rehetra (Nom 16). Tamin’ny fahalemem-panahiny, tamin’ny fandavan-tenany teo anivon’izany memy izany, dia nitady famindrampo ho an’izay tsy mendrika izany izy.
Iza no olona manodidina anao izay heverina fa tsy mendrika hahazo famindrampo mihitsy? Ahoana no hahafahanao ho tonga fitaovana isehoan’ny fahasoavan’Andriamanitra amin’izy ireo, ao anatin’ny fahalemem-panahy sy ny fanetren-tena feno fandavan-tena?
|
Lundi 03.12.2007 |
|
10.HUMBLES ET DOUX DANS L'ÉPREUVE |
|
|
Lisez Ex 32.1-14. Quel rôle Moise a-t-il joué en ces circonstances?
Le texte d'Ex 32.1-14 soulève deux points importants. Premièrement, la proposition divine de détruire son peuple rebelle et de bénir Moïse était un test. Dieu voulait évaluer la compassion que Moïse éprouvait envers ce peuple si désespérément désobéissant. Moïse a passe victorieusement le test. Comme Jésus, il a plaidé pour que Dieu se montre miséricordieux envers ces pécheurs. Cela révèle quelque chose de très intéressant : Dieu i permet parfois que nous affront ions des circonstances adverses et que nous traversions une épreuve pour tester notre compassion envers les hommes égarés, pour que nous en prenions conscience et que celle-ci se dévoile aux regards de l'univers.
Pour quelles raisons Moise a-t-il supplié le Seigneur de ne pas détruire Israël?
Ce passage montre que les circonstances adverses et la désobéissance appellent à une manifestation de grâce. C'est quand les hommes le méritent le moins qu'ils ont besoin de la grâce. Mais c'est aussi quand ils le méritent le moins que nous éprouvons le moins le désir de l'offrir. Or, quand Miriam, la sœur de Moïse, l'a critique, ce dernier a supplié le Seigneur de la guérir de la lèpre (Nb 12). Quand Dieu était en colère contre Coré et ses partisans, quand il a menacé de les détruire tous, Moïse est tombé face contre terre pour le supplier de laisser la vie sauve au peuple (Nb 16). Le lendemain, quand Israël a protesté contre Moïse a causé de la mort des rebelles, Dieu a menacé une nouvelle fois de le détruire, et Moïse est tombé face contre terre et a exhorté Aaron à faire rapidement une expiation en sa faveur (Nb 17). Avec humilité, avec désintéressement au milieu de toute cette épreuve, Moïse a recherché la grâce divine en faveur de ceux qui ne la méritaient pas.
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html
Indray mandeha dia nisy olona iray nanao hoe : “ny hoe tia ny fahavalontsika , dia tsy midika hoe:tsy maintsy tia ny loto mamono ny perila isika; fa hoe tiavintsika ilay perila izay voafono ao amin’ny loto (…) Tsy hoe tia antsika Andriamanitra satria amin’ny natiorantsika dia azo tiavina isika. Fa lasa olon-tiavina isika satria tia antsika Izy.
Rehefa nandinika ny “fahavalonao” ianao, inona no hitanao: ny perila sa ny loto manodidina azy?
Vakio Mat 5:41-48. Miantso antsika ho tia sy hivavaka ho an’ny fahavalontsika Andriamanitra. Ohatra inona avy amin’ny zava-boary no omen’i Jesôsy antsika eto izay hanampy antsika hahatakatra ny antonym hitiavantsika ny fahavalontsika? Inona no ampianariny antsika eto?
Amin’ny and. 45 I Jesôsy dia manao ny Rainy any an-danitra ho môdely hanehoany an-tsary ny fomba tokony ataontsika amin’ireo ozay nandratra antsika, izay, angamba nampiditra antsika tamin’ny memy ratsy indrindra. Milaza I Jesôsy fa fa ny Rainy dia mandefa ny ranonoram-pitahianay amin’ny olo-marina sy raatsy fanahy; raha Andriamanitra manome ranonorana nadia amin’ny ratsy fanahy aza, dia hanao ahoana no tokony ataontsika amin’izy ireny ihany koa?
Tsy milaza Jesôsy hoe: isika dia tokony hanana fahatsapana mafana na mibonoka mandrakariva amin’ny olona nitondra fahavoazana ho antsika, na dia mety hitranga aza izany. Ara-pototra, ny fiatiavana ny fahavalontsika dia tsy midika ho fahatsapana ao anatintsika ho azy ireo fa asa manokana atao amin’izy ireo izay maneho fa miahy sy mihevitra azy ireo isika.
Faranan’I Jesôsy amin’ny teny izay matetika mampivohitra adihevitra tsy hita lany ity andalan-teny ity : “Koa amin’izany aoka ho tanteraka ianareo, toy ny fahatanterahan’ny Rainareo izay any an-danitra” (and.48). Kanefa ny hevitra izany dia mazava mihitsy amin’ny tontolo manodidina azy. Izay olona te-ho tanteraka tahaka an’Andriamanitra dia tsy maintsy maneho fitiavana amin’ny fahavalony tahaka Azy maneho fitiavana amin’ny fahavalony. Ary mila fahalemem-panahy izany, izay Andriamanitra irery ihany no afaka manome azy.
Ataovy an-tsaina ny famaritantsika ny hoe fahalemem-panahy “maritra ratra amin’ny faharetana tsy misy tora-po”, ary tanisao ireo fihovana tsy maintsy ataonao ahafahanao mamela ny Tompo manome anao ny karazam-palemem-panahy izay hanampy anao hanana fihetsika mahitsy manoloana ny “fahavalonao”.
|
Mardi 04.12.2007 |
|
10.HUMBLES ET DOUX DANS L'ÉPREUVE |
|
Aimer ceux qui nous offensent |
Quelqu'un a dit : "Aimer nos ennemis ne signifie pas que nous devons aimer la saleté dans laquelle la perle se trouve blottie, mais que nous devons aimer la perle cachée dans la saleté. [...] Dieu nous aime non parce que nous serions aimables ; en fait, nous le devenons parce qu'il nous aime."
Quand vous regardez vos " ennemis ", que voyez-vous généralement : la perle ou la saleté autour?
Lisez Mt 5.43-48. Jésus nous invite à aimer nos ennemis et à prier pour eux. Quel exemple tire de la nature Jésus nous donne-t-il pour nous aider à comprendre pourquoi nous devons aimer nos ennemis? Qu'enseigne-t-il ici?
Dans Mt 5.45, Jésus fait appel a l'exemple de son Père céleste pour illustrer comment nous devons traiter ceux qui nous offensent et nous plongent peut-être dans la pire des épreuves. Jésus dit que son Père envoie la pluie bénir à la fois les justes et les méchants. Si Dieu envoie la pluie même aux hommes injustes, comment nous-mêmes les traiterons-nous?
Jésus n'essaie pas de dire que nous devons éprouver à tout instant de vagues sentiments chaleureux envers tous ceux qui nous causent des ennuis, même si cela arrive. Il ne s'agit pas, en aimant nos ennemis, d'éprouver quelque chose pour eux, mais d'agir de façon à leur révéler notre sollicitude et notre considération.
Jésus conclut ce passage par un verset qui a souvent suscite des débats : " Vous serez donc parfaits, comme votre Père céleste est parfait. " (Mt 5.48) Le sens, pourtant, est clair par rapport au contexte: ceux qui désirent être parfaits à l'image de Dieu doivent témoigner de l'amour à leurs ennemis, tout comme Dieu en témoigne aux siens. Etre parfait aux yeux de Dieu revient à aimer ceux qui s'opposent à nous pour y parvenir, il est nécessaire d'avoir un cœur humble et doux, ce que seul Dieu procure.
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html
Vakio I Pet. 2 : 18-25. Manome toro hevitra mahazendana ho an’ny mpanompo i Petera. Soritsoritany ny fomba niantrehan’i Jesôsy ny famelezana maharary sy tsy ara-drariny Azy. Ary milaza izy fa i Jesôsy dia namela ohatra ho azy ireo, « mba hanarahanareo ny diany » (I Pet.2 : 21). Filamatra inona momba ny fahalemem-panahy sy fanetren-tena no azontsika raisina avy amin’ny ohatra navelan’i Jesôsy, araka izay voambara eto ?
Mahatsiravina ny mahita olona iray mampijaly olona tsy ara-drariny. Ary vao mainka aza mampahory mafy rehefa isika no tratran’izany fampijaliana izany. Satria isika dia manana hevitra makadiry mikasika ny rariny, koa rehefa mitranga ny tsy fahamarinana, ny fironantsika dia hamerina amin’ny laoniny ny zava-drehetra (izany heo mamalifaty) sady mitondra izay inoantsika fa fahatezarana marina sy mahitsy.
Tsy mora ny miaina tahaka izany. Angamba tsy hety io raha tsy isika mihitsy no mitana fahamarinana manan-danja lehibe iray – fa amin’ny toe-javatra tsy an-drariny rehetra, dia tsy maintsy mino isika fa Andriamanitra any an-danitra dia mifehy ny zavatra rehetra, ary hiditra an-tsehatra amin’ny fiainantsika Izy rehefa izany no mifanaraka amin’ny sitra-pony. Midika koa izany fa tsy maintsy misokatra amin’ny zava-pitranga isika, fa tahaka an’i Jesôsy, dia tsy hoe ho voavonjy amin’ny tsy rariny hatrany isika. Kanefa dia tokony hotsaroantsika mandrakariva fa ny Raintsika any an-danitra dia mbola momba antsika ary mifehy ny zavatra rehetra.
Fony i Jesôsy nalain’i Kaiàfa sy Pilato am-bavany, dia afaka nilaza zavatra marobe Izy hanitsiana ny toe-javatra sy hanamarinany ny tenany, kanefa tsy nataony izany – Ny fahanginana dia vavolombelon’ny falemem-panahiny.
Ahoana no hiantrehanao ny toe-javatra izay nanaovana tsy rariny taminao ? Ahoana no fomba hampiharanao tsaratsara kokoa ny filamatra hitantsika androany amin’ny fiainanao manokana ?
|
Mercredi 05.12.2007 |
|
10.HUMBLES ET DOUX DANS L'ÉPREUVE |
|
Garder la bouche fermée |
Jésus nous a donné l'un des plus grands exemples de douceur et d'humilité que l'on puisse manifester au sein d'une épreuve. Il nous a invités à venir à lui et à nous laisser "instruire" par lui, "car je suis doux et humble de cœur" (Mt 11.29), suggérant quelque chose que nous avons sans doute du mal à imaginer.
Il est affreux d'observer quelqu'un se montrer injuste. Il est encore plus douloureux d'être la personne maltraitée. Parce que nous avons normalement un fort sens de la justice, quand survient l'injustice, nous avons instinctivement envie de remettre les choses à leur place, tout en ressentant ce que nous pensons être une juste et saine colère.
L'opinion de Pierre, façonnée par la vie de Jésus, est surprenante parce qu'il semble que garder le silence face à des souffrances injustes revient à rendre davantage témoignage de la gloire de Dieu que remettre les choses à leur place. Quand il a été interrogé par Caïphe et Pilate, Jésus aurait eu beaucoup de choses à dire pour redresser la situation et se justifier, ce qu'il n'a pas fait. Son silence témoignait de sa douceur et de son humilité.
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html
Matetika dia ny olona be rehareha, mpieboebo, no mijaly amin’ny fihevera ny tenany ho ambany. Ny avonavony sy ny reharehany - ary ny tsy fisian’ny fahalemem-panahy na fanetren-tena ao aminy – dia natao ho rakotra fotsiny (angamba aza tsy tsapany akory izany !), ny zavatra tsy ampy ao anatiny ao. Ny ilainy dia izay ilaintsika rehetra : fiadanam-po, fahalemem-panahy, fanekena, indrindra amin’ny fotoan-tsarotra sy fotoam-pahoriana. Ao amin’ny Tompo ihany no ahitantsika izany. Raha hafohezina, ny fahalemem-pahany sy ny fanetren-tena, matetika dia endrika lehibe asehon’ny fanahy iray izay mifototra tsy mihozongozona ambony vatolampy.
Vakio Sal. 62 : 1-8. Inona no mety ho ambadik’io Sal. Io ? Inona no tian’i Davida hambara ? Inona ireo filamatra ara-panahy azonao ianarana amin’izany lazainy ? Ambonin’izany, ahoana no ahafahanao mampihatra ireo filamatra ireo amin’ny fiainanao manokana ?
« Amin’ny zavatra tsy misy dikany akory dia hanjary fahavalontsika ny olona. Ny antony manosika ny vahoakan’Andriamanitra hanao zavatra dia adika vilana, tsy izao tontolo izao ihany, fa ny rahalahy koa aza. Apetraka amin’ny toeran-tsarotra ny mpanompon’Andriamanitra. Atao toy ny tendrombohitra ny havoana kely, hanamarinana ny olona amin’ny fanatanterahana zavatra feno fitiavan-tena sy tsy an-drariny… Amin’ny alalan’ny tsy fanehoana ny tena izy marina, ireny olona ireny koa dia horakofana, ao amin’ny haizina, akanjom-pamitahana satria ny toe-javatra tsy voafehin’izy ireo dia mahatonga ny asany hampiahiahy. Izy ireo dia hotondroina ho toy ny olona tsy itokisana. Ary izany dia atao amin’ny mambran’ny fiangonana. Tsy maintsy mitondra ny fiandian’ny toentsaina ao amin’i Kristy ny mpanompon’Andriamanitra. Aoka izy ireo tsy hanantena ho afaka amin’ny eso sy ny tondro-molotra. Hantsoina hoe feno fahazotoana diso toerana izy ireo. Kanefa aoka izy ireo tsy ho kivy. Ao ambony kodiaran’ny fitantanany ny tanan’Andriamanitra, izay mitarika ny asany ho amin’ny voninahitry ny anarany » - SMC, t. 370).
Hatraiza ny fanefitra anoheranao ny fanomezan-tsiny sy fanamavoana ataon’ny hafa ? Angamba tsy misy fanefitra mihitsy, tsy izany ve ? Inona no azonao atao hifikirana amin’ny Tompo, hampifantohana ny tombam-bidinao amin’Ilay tia anao loatra ka nanolorany ny ainy ho amin’ny fahotananao, ary izany dia hanampy hiaro anao amin’ny famelezan’ny hafa ?
|
Jeudi 06.12.2007 |
|
10.HUMBLES ET DOUX DANS L'ÉPREUVE |
|
Notre rocher et notre refuge |
Les personnes les plus orgueilleuses, les plus arrogantes et les plus ambitieuses, ont souvent un sentiment d'infériorité. Leur arrogance et leur orgueil - leur absence totale de douceur et d'humilité - cachent, parfois inconsciemment, un vide intérieur. Elles ont besoin, comme chacun de nous, de se sentir en sécurité, d'être valorisées et acceptées, notamment en période de détresse et de douleur. Or nous ne trouverons cela que dans le Seigneur. La douceur et l'humilité, loin d'être des signes de faiblesse, sont souvent la puissante manifestation d'une âme fermement ancrée dans le Seigneur, notre Rocher.
Lisez Ps 62.2-9. Quel contexte ce psaume semble-t-il avoir? Quels points David souligne-t-il? Quels principes spirituels ses paroles vous enseignent-elles? Comment appliquer ces principes dans votre vie?
"Sans raison aucune, les gens deviendront vos ennemis. Les motivations du peuple de Dieu seront faussement comprises, non seulement par le monde, mais par certains frères eux-mêmes. Les serviteurs du Seigneur seront durement traités. On fera une montagne d'une taupinière pour prétendre qu'ils poursuivent des objectifs égoïstes et injustes. [...] En donnant une fausse image d'eux, on revêtira ces hommes des sombres habits de la malhonnêteté, parce que des circonstances les dépassant feront de leur travail un sujet de perplexité. On les accusera d'être des personnes sur lesquelles on ne peut compter. Et ce sera le fait de membres d'église! Les serviteurs de Dieu doivent s'armer de la pensée du Christ. Qu'ils ne s'attendent pas à éviter les insultes et les jugements erronés. Ils seront traités d'excites et de fanatiques. Mais qu'ils ne se découragent pas. Les mains de Dieu guident la roue de la providence, dirigeant son œuvre à la gloire de son nom. " Ellen WHITE, Spalding and Magan Collection, p.370.
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html
« Mety ho hamaivanin’ny fahalemem-panahy izay miafina ao amin’i Kristy ny fotoan-tsarotra tsy maintsy atrehintsika. Raha ananantsika ny fanetren-tenan’ny Tompotsika, dia ho azontsika atao ny mandresy ny fanarantsiana, fanamavoana, ary ny fanelingelenana, izay amelezana antsika isan’andro, ary hitsahatra tsy hanaloka ny fanahintsika intsony ireo. Ny porofo ambony indrindran’ny fananan-kaja ao amin’ny Kristianina iray dia ny fifehezan-tena. Ny olona izay tsy afaka mitana fihetsika milamina sy matoky rehefa mitranga amin’ny tafahoatra sy ny herisetra dia mandroba an’Andriamanitra ny zony haneho aminy ny fahatanterahan’ny toetrany. Ny tsy fiavonam-po no hery manome fandresena ny mpanara-dia an’i Kristy ; io no mariky ny fifandraisany amin’ny kianjan’Andriamanitra any ambony. » - DA, t.301
FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA :
|
Vendredi 07.12.2007 |
|
10.HUMBLES ET DOUX DANS L'ÉPREUVE |
|
Pour aller plus loin |
A lire
Ellen WHITE, Le ministère de la guérison, "L'importance de la véritable connaissance ", p. 389, 390; Jésus-Christ, "Le sermon sur la montagne ", p.287-304; Evangéliser, "L'ouvrier, ses compétences", p. 563.
"Les difficultés que nous rencontrons peuvent être considérablement amoindries par cette douceur qui se cache en Christ. Si nous possédons l'humilité du Maitre, nous nous mettrons au-dessus du mépris, des reproches et des ennuis auxquels nous sommes exposés tous les jours, et ces choses cesseront d'attrister notre esprit. La maitrise de soi-même est le meilleur titre de noblesse d'un chrétien. Celui a qui les injures et les mauvais traitements font perdre le calme et la confiance prive Dieu du droit de se révéler en lui dans sa perfection. C'est l'humilité du cœur, marque de leur relation avec les cours célestes, qui assure la victoire aux disciples du Christ. " - Ellen WHITE, Jésus-Christ, "Le sermon sur la montagne ", p. 291.
|
A méditer...
1.En quoi l'humilité nous aide-t-elle à nous mettre " au-dessus " des offenses et des ennuis? Quelle caractéristique propre à l'humilité nous fait agir ainsi? 2.Comment votre culture particulière envisage-t-elle les caractéristiques propres à l'humilité et à la douceur? Sont-elles respectées, méprisées, etc.? Quelles pressions dues a votre culture vous empêchent-elles de les cultiver? 3.Qui donne aujourd'hui l'exemple d'une grande douceur et d'une grande humilité? Comment ces caractéristiques sont-elles exprimées et quelles leçons en tirez-vous? 4.Pourquoi considérons-nous si souvent la douceur et l'humilité comme de la faiblesse? 5.Nous avons vu David se refugier dans le Seigneur. Mais qu'en est-il concrètement, comment créer un refuge constamment disponible? En d'autres termes, comment notre Eglise peut-elle être un refuge pour ceux qui en ont besoin? Quelle sorte de refuge votre église locale est-elle? Comment participer à en faire un lieu de refuge pour ceux qui en ont besoin? |
|
4th Quarter 2007 THE REFINER’S FIRE |
10- MEEKNESS IN THE CRUCIBLE
http://www.absg.adventist.org/2007/4Q/TE/ETQ407_10.pdf
http://www.ssnet.org/qrtrly/eng/07d/less10.html