Telovolana 2: Drafitr’Andriamanitra ho an’ny ankohonantsika

    Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.

    Sous-catégories

    Hodinihina mandritra ny herinandro : Gen.1:1Mpitt.3:2Jôba 1:13-19Gal.1:15-17Rôm. 15:7.

    Tsianjery: « Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra atỳ ambanin'ny lanitra. » - Mpitt. 3:1.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Efes. 1:1-4; 1 Tes. 5:17; Ohab. 12:26; Sal. 37:27; Mpitt. 2:1-11.

    Tsianjery: "Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an'i Jehôvah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny Ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin'ny tany onenanareo; fa raha, izaho sy ny ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehôvah izahay."

    Hodinihina mandritra ny herinandro: 1Kôr. 10:1-13Gen.2:24;1Kôr.13:4-81Sam.1:27Sal.71:11Kôr.15:24-261Mpanj.2:1-4

    Tsianjery: "Ny rariny no hialoha Azy, sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana." - Sal. 85:13.

    Hodinihina mandritra herinandro: Ohab. 5:3-14; Ohab. 14:26; Ohab. 13:24; Ohab. 21:9,19; Ohab. 31:10-31.

    Tsianjery: "Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, fa aza miankina amin'ny fahalalanao; maneke azy amin'ny alehanao rehetra, fa Izy handamina ny lalanao" - Ohab. 3:5,6.

    Hodinihina mandritra ny herinandro : Gen. 33:12-14; Rota 1:16-18; Jao. 17:21-26: Gal. 3:28; Efes. 2:11-22; Efes. 5:21-6:9.

    Tsianjery:  "Mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao Aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy"- Jao. 17:21.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 18:11; Jer. 31:25; Sal. 127; Gen. 18:18,19; Ohab. 22:6. 

    Tsianjery:  "Indro, lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro; tamby ny ateraky ny kibo."- Sal. 127:3.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Mar. 5:22-24; 1 Pet. 5:6,7; Gen. 37:17-28; Lio. 16:13; 1 Kor. 15:26. 

    Tsianjery:  "Eny tokoa, fa ataoko fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran'ny hatsaran'ny fahalalana an'i Kristy Jesôsy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an'i Kristy" - Fil. 3:8.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Mat. 7:5; Efes. 1:7; Efes. 4:26,27; 1 Jao. 4:7,8; Mat. 7:12.

    Tsianjery:  "Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo." - Efes. 4:26.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Asa. 10:1-28,34,35; Gen. 18:19; Gen. 12:1-5; Mpits. 2:7-13; Jao. 3:16. 

    Tsianjery: "Koa amin'izany, (...) aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao, mijery an'i Jesôsy, Tompon'ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra izy"- Heb 12:1-2. 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: 2 Tant.32:25,31: Rota 1:14-18:1 Kôr. 7:12-15; 1 Kôr. 4:16.

    Tsianjery: "Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjaka-mpisorona, firenena masina, olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran'llay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga"- 1 Pet. 2:9 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Mal. 3:23,24; 1 Mpanj. 16:29-34;17:1-24; 1 Mpanj.18:20-45: Mat. 3:2, 3:8; Lio. 1:17.

    Tsianjery:  "Indro, Izaho haniraka an'i Elia mpaminany ho aminareo, dieny tsy mbola tonga ny andron'i Jehôvah, ilay lehibe sady mahatahotra; ary izy hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny fon'ny zanaka ho amin'ny rainy, fandrao ho avy Aho hamely ny tany amin'ny fandringanana'" - Mal. 3:23-24 

    Please publish modules in offcanvas position.