Telovolana 2 : Ny fomba hahatakarana ny Soratra Masina

    Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.

    Sous-catégories

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Deo. 32:45-47; Amô. 7:14; Gen. 49:8-12; 1 Kor. 15:3-5, 51-55.
    Tsianjery: "Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny làlako ny teninao" - Sal. 119:105.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: 2 Pet. 1:19-21; 2 Tim. 3:16; Eks. 34:27; Lio. 1:14; Heb. 11:3,6.

    Tsianjery: "Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an'Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin'Andriamanitra izay notorinay hianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin'olona, fa araka izay marina, dia ny tenin'Andriamanitra, izay miasa ao anatinareo izay mino koa." - 1 Tes. 2:13. 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Mat. 4:1-11; Mat. 5:17-20; Lio. 24:13-15, 44; Mat. 12:3,4; Gal. 3:8.
    Tsianjery: "Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra." - Mat. 4:4. 

    Hodinihana mandritry ny herinandro: 1 Kôr 4:1-6; Tit. .2:9; Mat. 21:42; Lio. 24:44,45; Isa. 8:20.

    Tsianjery: "Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay rnamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo."- Heb. 4:12,

    Hodinihina mandritra ny herinandro : 2 Tim. 3:16,17; Deot.32:46,47; 1 Mpanj.3:6; Gen. 1:26,27; Gen. 2:7; Gen. 15:1-5.

    Tsianjery: "Raiso ity bokin'ny lalàna ity, ka apetraho eo anilan'ny fiaran'ny faneken'i Jehôvah Andriamanitrareo mba ho vavolombelona aminao." - Deo. 31:26.

    Hodinihina mandritra ny herinandro : Gen. 1:1; Gen. 1:3-5; Gen. 2:1-3; Gen. 1:26-28; Gen. 1:31.

    Tsianjery: "Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra. Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany. Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia Iray aza. Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona." - Jao. 1:1-4.

    Hodinihina mandritra ny herinandro :   Apôk. 7:1;Apôk. 20:7,8; Gen. 1:1-31; 2:1-4; Gen. 5; Gen. 11. 

    Tsianjery: "Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriamanitra; ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tanany," - Sal. 19:1. 

     

    Hodinihina mandritra ny herinandro :  1Sam. 17; Isa. 36:1-3; Dan. 1; Dan. 5; Mat. 26:57-67; Heb. 11:1-40. 

    Tsianjery: "Izaho no Jehôvah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta." - Eks. 20:2

    Hodinihina mandritra ny herinandro:  Dan. 2: 27-45; Nom. 14:34; Dan. 7:1-25; Dan. 8:14; 1 Kôr. 10:1-13.

    Tsianjery: "Ary hoy izy tamiko: Telon-jato sy roa arivo andro; ary nony afaka izany, dia amin'izay vao hodiovina ny fitoerana masina." - 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: 2 Tim. 2:10-15; 1 Tant. 29:17; Jak. 4:6-10; Gal. 6:9; Asa. 17:11. 

    Tsianjery: "Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy, tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo dia misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany." - 2 Pet. 3:15,16. 

    Hodinihina mandritra ny herinandro:   Fil. 2:12-16; Lio. 4:4-8, 10-12; Jao. 5:45-47; Mat. 3:2,8; Sal. 119:11. 

    Tsianjery: "Fa aoka ho mpankato ny teny hianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo." - Jak. 1:22, 

    Please publish modules in offcanvas position.