Iandrandrana Ny ho Avy
Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.
Hodinihana mandritry ny herinandro : Sal. 100.3 ; Asa. 17.26 ; Gen 2.7, 18-25 ; Gen 1.28,29 ; Gen 3.15.
Tsianjery : "Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany.Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy." Gen. 1: 26,27.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 9:15; Isa. 54:9; Gen. 12:1-3; Gal. 3:6-9, 29; Eks. 6:1-8; Jer. 31:33,34.
Tsianjery: "Koa ankehitriny, raha hihaino ny feoko kokoa hianareo ka hitandrina ny fanekeko, dia ho rakitra soa ho Ahy mihoatra noho ny firenena rehetra hianareo; fa Ahy ny tany rehetra."- Eks. 19:5.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 3:6; Gen. 6:5,11; Gen. 6:18; Gen. 9:12-17; Isa. 4:3, Apok. 12:17.
Tsianjery: "Fa Noa kosa nahita fitia teo imason'i Jehôvah." - Gen. 6:8.
Hodinihina mandritra herinandro: Gen. 15:1-3, Isa. 25:8, 1 Kôr, 2:9, Apôk. 22:1-5, 1 Pet. 2:9, Gen. 11:4, Gen. 12:2.
Tsianjery: "Indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao." - Mat. 28:20.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Deo. 1:29-31; Hos. 11:1; Apôk. 5:9; Deo. 29:10-13; Eks. 19:5,6; Rôm. 6:1,2; Apôk. 14:12; Rom. 10:3.
Tsianjery: Hianareo efa nahita izay nataoko tamin'ny Egyptiana sy izay nitondrako anareo tamin'ny elatry ny voromahery ary ny nampankanesako anareo ho aty amiko. '" - Eks. 19:4.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Eks. 19:6; Isa. 56:7; Heb. 2:9; Deo. 4:13; Deo. 10:13; Amo. 3:3; Gen. 18:19.
Tsianjery: "Koa aoka ho fantatrao fa Jehôvah Andriamanitrao ihany no Andriamanitra, dia Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindrampo amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny, hatramin'ny taranaka arivo mandimby."- Deo. 7:9.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 2:2, 3; Eks. 20:11; Eks. 16; Heb. 4:1-4; Eks. 31:12-17; Deo. 5:14.
Tsianjery: "Dia hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Sabata hankatoavany azy hatramin'ny taranany fara mandimby, dia fanekena mandrakizay izany."- Eks. 31:16.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Jer. 31:31-34; Mat. 5:17-28; Hos. 2:18-20; Isa. 56:6,7; Heb. 8:7,8; Heb. 10:4; Mat. 27:51.
Tsianjery: "Indro, avy ny andro, hoy Jehôvah , izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda."- Jer. 31:31.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Eks. 25:8; Isa. 53:4-12; Heb. 10:4; Heb. 9:14; Heb. 8:1-6; 1 Tim. 2:5,6.
Tsianjery: "Ary noho izany dia Mpanalalana amin'izay fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana fahotana natao tamin'ny fanekena voalohany, mba hahazoan'izay voantso ny teny fikasana, dia ny lova mandrakizay." - Heb. 9:15.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gal. 6:14; Rom. 6:23; 1 Jak. 5:11,13; Rom. 4:1-7; Lev. 7:18; Lev. 17:1-4; Rom. 5:1
Tsianjery: "Ary hita marimarina fa amin'ny lalàna dia tsy misy olona hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra; fa ny marina amin'ny finoana no ho velona." Gal. 3:11.
Hodinihina mandritra ity herinandro ity: 1 Jao. 1:4; Jao. 5:24; Rom. 3:24,25; 2 Kor. 5:21; 1 Jao. 4:16; Apok. 2:11; Apok. 20:6, 14; Apok. 21:8.
Tsianjery: "Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be." - Jao. 10:10.