Vaovao Madagasikara

    Actualités mondiales

    Fil d'actualité introuvable

    Telovolana 3: Mitsahatra ao amin’i Kristy

    Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.

    Sous-catégories

    Hodinihana mandritra ity henrinandro ity Gen 2.1-3 ; Jer 45.1-5 ; Eks. 20.11 ; 2 Sam. 7.12; Mar. 6:30-32; Gen. 4.1-17.

    Tsianjery: "Manina sy vonton'alahelo ny kianjan'ny Jehôvah ny fanahiko; ny foko sy ny nofoko mihoby an'Andriamanitra velona." Salamo 84:2.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Nom. 11:1-33, Nom. 12:1-13, Nom. 13:27-33, Nom. 14:1-23, 1 Kor. 10:1-11, Nom. 14:39-45. 
    Tsianjery: "Ary izany dia nanjo azy rehetra mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan'ny faran'izao tontolo izao." - 1 Kôr. 10:11. 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Mat. 10:34-39; Lio. 12:13-21; Fil. 2:5-8; Lio. 22:14-30; Mat. 23:1-13. 
    Tsianjery: "Fa izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin'izay asa ratsy rehetra. "- Jak. 3:16. 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: 2 Sam. 11:1-27, 2 Sam. 12:1-23, Gen. 3:1-8, 1 Jao. 1:9.

    Tsianjery: "Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô ; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko." - Sal. 51:10.

    Hodinihina mandritra herinandro: Mat. 11:20-30; Mat. 5:5; Deo. 18:15; Gal. 5:1; Eks. 18:13-22; Gal. 6:2.
    Tsianjery: "Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana."- Mat. 11:28. 

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 34; Heb. 11:17-22; Deo. 4:29; 1 Jao. 3:1,2; Gen. 39; Efes. 6:1-13.
    Tsianjery: "Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy hianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo; fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'i Jesôsy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena." - 2 Pet. 3:17,18.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 42:7-20; Mat. 25:41-46; Gen. 42:21-24; Gen.45:1-15; Lio. 23:34; Gen. 50:15-21.

    Tsianjery: "Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho aty; fa hamonjy aina no nampandehanan'Andriamanitra ahy hialoha anareo aty"- Gen. 45:5.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Mar. 2:1-12, 1 Mpanj.18, 1 Mpanj. 19:1-8, Mat. 5:1-3, Isa. 53:4-6, 2 Mpanj. 2:11.

    Tsianjery: "Jehôvah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehôvah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?" - Sal. 27:1

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 1; Eks. 20:8-11; Eks. 16:14-31; Deo. 5:12-15; Sal. 92; Isa. 58:13.
    Tsianjery: "Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin'izany no nitsaharan'Andriamanitra tamin'ny asany rehetra izay noforoniny tamin'ny nanaouany azy."- Gen. 2:3.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 1:26,27; Gen. 9:6; 2 Pet. 2:19; Rom. 6:1-7; Eks. 19:6; Jao. 5:7-16.
    Tsianjery: "Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masina; aza manao raharaha akory hianareo, fa Sabata ho an'i Jehôvah eny amin'izay fonenanareo rehetra izany. - Lev. 23:3.

    Hodinihana mandritry ny herinandro: 1 Kor. 10:1-11; Lev. 4:32-35; Jao. 1:29; Heb. 4:1-11; Sal. 95:8-11.

    Tsianjery: "Ary izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika, mba tsy ho mpila zava-dratsy isika toy ny nilan'ireny."- 1 Kôr. 10:6.

    Hodinihina mandritra ny herinandro: Jôna 1,2,3,4, Jer. 25:5, Ezek. 14:6, Apôk. 2:5, Lio. 9:51-56, Joda 1-25.

    Tsianjery: "Ka moa Izaho tsy mba halahelo an'i Ninive, ilay tanàna lehibe va, izay misy olona tsy omby roa alina sy iray hetsy, izay tsy mahafantatra ny havanany sy ny haviany, sady be biby fiompy koa?" - Jônà 4:11.

    Hodinihina mandritra ity herinandro ity: Apok. 1:9-19; Mat. 24:4-8, 23-31; Apôk. 14:6-12; Heb. 11:13-16; Fil. 4:4-6.

    Tsianjery: "Fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy." - 1 Kôr. 2:9.

    Please publish modules in offcanvas position.