Iandrandrana Ny ho Avy
Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.
Hodinihana mandritry ny herinandro: Sal.100:1-3; Eks. 20:8-11; Eks. 40:33; Mat. 25:14-30; Mat.19:7-9.
Tsianjery : "Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany". Gen.1:1.
Hodinihana mandritry ny herinandro : Gen.3:1; 2 Kôr. 11:3; Apôk. 12:7-9; Jao.8:44; Rôm.16:20; Heb.2:14; 1Tim. 2:14-15.
Tsianjery: "Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany : izy hanorotoro ny lohanao, ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony". Gen.3:15.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 4; Heb.11:4; Mika 6:7; Isa. 1:11; 1Kôr: 10:13; 1 Jao.3:12; Gen.5: Gen.6:1-5.
Tsianjery: Raha tsara toetra hianao, moa tsy ho miramirana va? Fa raha tsy tsara toetra kosa hianao, dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota; ary hianao no kendren'ny faniriany, kanefa hianao no tokony hanapaka azy. Gen. 4:7.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 6: 13-22; 7:1-10; 2 Pet. 2:5-9; Gen. 7; Rom. 6:1-6; Sal. 106:4; Gen. 8; Gen. 9:1-17.
Tsianjery: "Fa tahaka ny andron'i Noa, dia ho tahaka izany koa ny fihavian'ny Zanak'olona." - Mat. 24:37.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 9:18-29; 10:1-32; 11:1-9; Lio. 10:1; Mat. 1:1-17; Lio. 1:26-33; Sal. 139:7-12; Gen. 1:28; Gen. 9:1.
Tsianjery: "Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehôvah no nanorokoro ny fitenin'ny tany rehetra; ary tao no nampielezan'i Jehôvah ny olona ho eny ambonin'ny tany rehetra." - Gen. 11:9.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 12; Isa. 48:20; Isa. 36:6,9; Jer 2:18; Gen. 13; Gen. 14; Heb. 7:1-10.
Tsianjery: "Finoana no naneken'i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin'izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany." - Heb. 11:8.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 15-19:29; Rom. 4:3,4,9,22; Gal. 4:21-31; Rom 4:11; Rom. 9:9; Amo. 4:11.
Tsianjery: "Ary hoy Abrama: Jehôvah Tompo ô, inona no homenao ahy? Fa izaho mandroso fahanterana nefa tsy manan-janaka, ary ny ho tompon'ny ahy dia ilay Eliezera avy any Damaskosy." – Gen. 15:2.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 22; Heb. 11:17; Lev. 18:21; Jao. 1:1-3; Rom. 5:6-8; Gen. 23; 24; 25; Rom. 4:1-12.
Tsianjery: "Ary Abrahama dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana; ary Jehôvah efa nitahy an'i Abrahama tamin'ny zavatra rehetra."- Gen. 24:1.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 25:21-34; Gen. 28:10-22; Gen. 11:1-9; Gen. 29:1-30; Gen. 30:25-43; 31 ; 32.
Tsianjery: "Dia hoy Esao: Moa tsy mandia va ny anarany hoe Jakôba? Fa efa namingana ahy indroa izy izao: ny fizokiako efa nalainy; ary indro, ankehitriny lasany koa ny tso-dranoko. Ary hoy kola izy: Tsy mba nitahiry tso-drano ho ahy va hianao?" — Gen. 27:36.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 32:22-31; Hos. 12:3,4; Jer 30:5-7; Gen.33; Gen.34:30,31;35:1-29.
Tsianjery: "Ary hoy indray Izy, tsy atao hoe Jakôba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona hianao ka nahery." - Gen. 32:29.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 37; Mat. 20:26,27; Asa. 7:9; Gen. 38; Gen. 39; Gen. 40:1-23; 41:1-36.
Tsianjery: "Dia niresaka hoe izy: Indro, tamy ilay mpanonofy" — Gen. 37:19.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 41:37-46; 1 Mpanj. 3:12; Gen. 42; Rom. 5:7-11; Gen. 43; Gen. 44; Gen. 45.
Tsianjery: "Ary hoy indray Farao tamin'i Josefa: Indro, efa nanendry anao hanapaka ny tany Egypta rehetra aho."- Gen. 41:41.
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 46; Rôm. 10:12,13; Gen. 47; Gen. 48; Asa. 3:25,26; Gen. 49; Fil. 2:10; Gen. 49:29-33;50:1-21.
Tsianjery: "Ary nonina tao amin'ny tany Egypta ny Isiraely, dia tao amin'ny tany Gosena; ary nahazo zara-tany tao izy, dia nihamaro anaka ka nihabetsaka indrindra." - Gen. 47:27.