Iandrandrana Ny ho Avy
Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.
Hodinihana mandritry ny herinandro: Gal.3:26,29; Sal. 50:10-12; 1Tant. 29:13,14; Fil. 4:19; 1 Jao.5:3; Mat.6:19-21.
Tsianjery: "Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra." - 1 Jao. 3:1.
Hodinihana mandritra ny herinandro : Mat.10:22; Jao.6:29; Deo. 28:1-14; Ohab.3:1-10; Mal.3:7-11; Mat.625-33.
Tsianjery: "Raha mihaino tsara ny feon'i Jehôvah Andriamanitrao hianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehôvah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany hianao; ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao." - Deo. 28:1,2.
Hodinihana mandritra ny herinandro :
Tsianjery: "Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehôvah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo." Mal. 3:10.
Hodinihana mandritra ny herinandro: 2 Kôr.9:6,7; Deo.16:17; Sal.116: 12-18; 1 Tant. 16:29; Mar.12:41-44; Mar.14:3-9.
Tsianjery: "Inona no havaliko an'i Jehôvah noho ny soa rehetra nataony tamiko? Handray ny kapoaky ny famonjena aho ka hiantso ny anaranao Jehôvah. Hanefa ny voadiko amin'i Jehôvah aho. Eny, eo anatrehan'ny olony rehetra." - Sal. 116:12-14.
Hodinihana mandritry ny herinandro : Deo. 28:1,2, 12; Mat.6:24; 1 Jao: 2:15; Ohab. 22:7; Ohab.6:1-5; Deo. 15:1-5.
Tsianjery: "Ny manan-karena dia manapaka ny malahelo, ary izay misambotra dia mpanompon'ny mampisambotra." - Ohab. 22:7.
Hodinihana mandritra ny herinandro : Gen. 6: 5-14; Heb. 11: 8-14; 2 Kôr. 4:18; Gen.13: 10-12; Gen.32: 22-31; Heb. 11: 24-29.
Tsianjery : "Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy? Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?" - Mar. 8:36,37.
Hodinihana mandritry ny herinandro : Lio. 4: 16-19, Isa. 62:1,2; Deo. 15:11; Mat. 19: 16-22; Lio. 19: 1-10; Joba 29: 12-16.
Tsianjery: "Ary amin'izany ny Mpanjaka dia hilaza amin'izay eo amin'ny ankavanany hoe: Avia hianareo izay notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana izay voavoatra ho anareo hatrizay nanorenana izao tontolo izao. - Mat. 25:34.
Hodinihana mandritry ny herinandro: Mpitt. 12:1; Gen. 2:15; 1Tim. 5:8; Kôl. 3:23,24; Gen.39:2-5; Ohab. 3:5-8.
Tsianjery: "Ary na inona na inona ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an'i Kristy Tompo hianareo." - Kôr. 3:23,24.
Hodinihana mandritry ny herinandro : Isa.14:12-14; Efes.5:5; Jos.7; Jao.12:1-8; Asa.5:1-11; 1Kôr. 10:13.
Tsianjery: "Ary hoy Izy tamin'ny olona : Mitandrema, ka miarova tena mba tsy ho azon'ny fieremana hianareo; fa ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny habetsahan'ny zavatra ananany." - Lio. 12 15.
Hodinihana mandritry ny herinandro: Lio. 12:16-21; Mpitt. 2:18-22; Ohab.27:23-27; 2 Kôr. 4:18; Mpitt. 5:10; Kôl.1:15-17.
Tsianjery: "Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy." - Apôk. 14:13.
Hodinihana mandritry ny herin'andro : 2 Tant. 20:1-22; 1 Tant. 21: 1-14; 2 Pet. 3: 3-12; 1Jao.2: 15-17; Apôk.13:11-17.
Tsianjery: "Manatera fanati-pisaorana ho an'Andriamanitra; ary efao amin'ny Avo Indrindra ny voadinao; Antsoy Aho amin'ny andro fahoriana dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao," Sal. 50:14,15.
Hodinihana mandritry ny herinandro : Heb. 11:6; Isa. 62:11; Rôm. 6:23; Jao.14:1-3; Apôk. 21; Mat.25: 20-23; Rôm. 8: 16-18.
Tsianjery: "Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely hianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao." - Mat. 25:21.