Faly miarahaba anao
Fanandramana lehibe irarianay ataonao ny fiarahana aminy Kristy. Ireo pejy maro eto amin'ny site dia natao hanampy anao amin'izany dingana izany. Ho hitanao eto : Hira sy sary, toriteny sy fianarana baiboly isan'andro, Filazana samihafa sy zava-mahasoa isan-karazany. Koa mirary anao hahita fifaliana sy fandresena miaraka amin'i Kristy. Malina.
Fiambenana maraina anio
MITENY AMIN’IZAY MIHAINO AZY IZY
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin 'ny fiangonana. Apôkalipsy 2:29
Leson'ny herinandro
Lesona faha 5 : NY FAHAMASINAN'ANDRIAMANITRA
(Mat. 11:10; Mar. 1:2; Gen. 2:3; Jôba 42:5, 6; Lio. 5:1-11; Lio. 4:31-36; Isa. 6:1-3; Apôk. 4:8,9.)
Tsianjery: Asa.ndra.to Jehovah Andriamanitsika, ary miankohofa eo anatrehany amin'ny fihobiana. Sal. 99:9.
Filazana samihafa
| Malina : fivoriana mahazatra isam-bolana Sabata 28/01/2012, 9 ora - 6 ora hariva ao amin'ny :
CCO : 39 rue Georges Courtelin - 69 100 Villeurbanne
Bus : 69, 37, C 17, C 26 arrêt "Antonins" à 140 mètres
Tram : Ligne 1 arrêt "Insa-Einstein" à 400 mètres Tél. : 04 78 93 41 44
|
| Hafa kely : CD Lesona Sekoly Sabata vokarin'ny AWR Azonao atao ankehitriny ny mianatra ny Lesona Sekoly Sabata amin'ny alalan'ny CD. 1500 Ariary ny vidiny eny amin'ny Union, Soamanandrariny. |
| No events |
| Malina : Fivoriana isaky ny Alarobia |