Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 04 novembre 2023

Izao no nosoratan'i Paoly ho an'ireo Filipianina: "Fialonana sy fifandirana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy, ary fifaliana kosa ny an'ny sasany; fitiavana ny an'ny sasany, satria fantany fa voatendry ho mpanafa-tsiny ny filazantsara aho; fifampiandaniana kosa no itorian'ny sasany an'i Kristy, fa tsy mba fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako. Ahoana ary no izy, afa-tsy izao? Amin'ny atao rehetra, na amin'ny fihatsaram-belatsihy, na amin'ny marina, dia Kristy no torina, ary mifaly amin'izany aho; eny, mbola hifaly ihany aho."- Fil. 1:15-18.

Miezinezina tokoa izany teny izany! "na amin'ny fihatsaram-belatsihy, na amin'ny marina," dia torina i Kristy, izay ihany no zava-dehibe ho an'i Paoly. Izao anefa no tsara indrindra: ny fitiavana sy ny fahamarinana no tokony hanosika antsika hitory an'i Kristy sy hanatanteraka ny iraka ho fanatrarana ny hafa amin'ny vaovao mahafaly, fa tsy noho ny hambom-po feno fitiavan-tena na koa ny fialonana na ny fifandirana.

Inona àry ireo antony manosika antsika mba hitory an'i Kristy, ary inona avy ireo fomba azontsika omanina mba hanaovana izany?

Hojerentsika amin'ity herinandro ity ireo toe-javatra sasany niseho teo amin'ny fiangonana voalohany izay manome taridalana antsika mikasika ireo teboka manan- danja ao amin'ny iraka.

Ecole Sabbat Semaine

sam 20 juin 2026
Dans l’éternité
dim 21 juin 2026
Vivre aujourd’hui
lun 22 juin 2026
Enfin, face à face
mar 23 juin 2026
L’épouse
mer 24 juin 2026
Suivre l’Agneau

Ecole Sabbat S. dernière

sam 13 juin 2026
Le faire connaitre
dim 14 juin 2026
Ce qui déborde du cœur
lun 15 juin 2026
Sans contrainte mais avec puissance
mer 17 juin 2026
Un enfant égaré
jeu 18 juin 2026
Ramenez-les
ven 19 juin 2026
Réflexion avancée
sam 20 juin 2026
Dans l’éternité

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • octobre 2023 (40)
  • novembre 2023 (40)
  • décembre 2023 (33)
  • janvier 2024 (27)
  • février 2024 (57)
  • mars 2024 (60)
  • avril 2024 (55)
  • mai 2024 (63)
  • juin 2024 (57)
  • juillet 2024 (63)

Pagination

  • 1
  • Page suivante
Propulsé par Drupal