"Andriamanitra Izay nanao izao tontolo izao sy ny eo aminy rehetra, Izy no Tompon'ny lanitra sy ny tany ka tsy mba mitoetra ao anaty tempoly nataon-tànana." - Asa. 17:24. Izao no nosoratan'i Lioka raha nanoritsoritra izay nataon'i Paoly tany Atena: "Ary izy niady hevitra tamin'ny Jiosy sy ny proselyta tao amin'ny synagoga sy tamin'izay tafavory tany an- tsena isan-andro." - Asa. 17:17.