Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil
  2. Archive mensuelle

décembre 2023

Mamita hiraka any amin'ny faritra hafa

Araka ny hitantsika ao amin'ny Baiboly dia nitondra ireo mpianany avy any Genesareta (Mat. 14:34) i Jesôsy "ka nankany amin'ny fari-tanin'i Tyro sy Sidona" Mat. 15:21. Nahoana no nentiny avy any Galilia ho any amin'ny toerana jentilisa izy ireo? Nentiny ho ao amin'io saha io izy ireo, dia teo amin'ny toerana manamorona ireo faritra vahiny ireo, mba hahafahan'izy ireo mianatra eny an- toerana, izay tsy azon'izy ireo nianarana mora foana tany Galilia.

Fampidirana

Hatramin'ny voalohany dia nitady ireo zanany very llay Andriamanitra fitiavana (Gen. 3:9); ary hatramin'izao androntsika izao dia mbola mitady ny very hatrany io Andriamanitra fitiavana io (jereo ny Apok. 14:6-12); anisan'izany ireo very any amin'ny tanan-dehibe. Ny isa farany navoakan'ny Firenena Mikambana tamin'ny taona 2018 dia milaza fa ny 55 isan-jaton'ny olona eto ambonin'ny tany dia monina amin'ny tanan-dehibe, ary hitombo hatramin'ny 68 isan-jato izany (raha mbola maharitra ny andron'ny tany) amin'ny taona 2050.

Mamita hiraka amin'ireo tsy mbola nandre ny hafatra : fizarana 2

Pagination

  • Page précédente
  • 4

Ecole Sabbat Semaine

sam 05 Sep 2026
Économat chrétien et mission
dim 06 Sep 2026
L’exemple de Jésus
lun 07 Sep 2026
La motivation
mar 08 Sep 2026
La planification
mer 09 Sep 2026
L’attitude
jeu 10 Sep 2026
L’unité

Ecole Sabbat S. dernière

sam 29 Aoû 2026
Un ministère chrétien authentique
dim 30 Aoû 2026
Les fruits d’un ministère authentique
lun 31 Aoû 2026
Souffrance et gloire
mar 01 Sep 2026
Un ministère de réconciliation centré sur Christ
mer 02 Sep 2026
Appel à la sainteté
jeu 03 Sep 2026
Consolation et joie
ven 04 Sep 2026
Réflexion avancée
sam 05 Sep 2026
Économat chrétien et mission

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • avril 2026 (51)
  • mai 2026 (58)
  • juin 2026 (51)
  • juillet 2026 (61)
  • August 2026 (52)
  • septembre 2026 (21)

Pagination

  • Page précédente
  • 4
Propulsé par Drupal