Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 09 décembre 2023

Hatramin'ny voalohany dia nitady ireo zanany very llay Andriamanitra fitiavana (Gen. 3:9); ary hatramin'izao androntsika izao dia mbola mitady ny very hatrany io Andriamanitra fitiavana io (jereo ny Apok. 14:6-12); anisan'izany ireo very any amin'ny tanan-dehibe. Ny isa farany navoakan'ny Firenena Mikambana tamin'ny taona 2018 dia milaza fa ny 55 isan-jaton'ny olona eto ambonin'ny tany dia monina amin'ny tanan-dehibe, ary hitombo hatramin'ny 68 isan-jato izany (raha mbola maharitra ny andron'ny tany) amin'ny taona 2050. Tsy manan- tsafidy isika fa tsy maintsy mitory any amin'ny tanȧn-dehibe.

Maro amin'ny vahoakan'Andriamanitra anefa no manao tahaka an'i Jônà rehefa antsoina hitory any amin'ny tanan-dehibe iray: mandositra tsy hanao izany asa izany izy ireo noho ny antony samihafa. "Fa izay rehetra voasoratra fahiny dia nosoratana ho fianarantsika hananantsika ny fanantenana ny amin'ny faharetana sy ny fiononana avy amin'ny Soratra Masina."- Róm. 15:4. Anisan'izany koa izay voasoratra momba an'i Jónȧ.

Fony i Jesosy teto an-tany dia tsy ny mponina teo amin'ny tananan'ny Isiraely ihany no nanaovany asa fanompoana fa ny mponina tany amin'ny faritra hafa koa; izany hoe, ireo izay ivelan'ny firenena jiosy sy ny vahoaka voafidy.
Amin'ity herinandro ity isika dia handinika momba ny asa notanterahin'i Kristy tao Tyrosy Sidona ary hanatsoaka lesona avy amin'izany tantara izany, mba hampiharintsika eo amin'ny fiainantsika ankehitriny.

Ecole Sabbat Semaine

sam 14 Mar 2026
Vivre ensemble
lun 16 Mar 2026
Parents et enfants

Ecole Sabbat S. dernière

sam 07 Mar 2026
Vivre avec Christ
dim 08 Mar 2026
La pensée vers les choses célestes
lun 09 Mar 2026
Mettre fin à l’amour des choses terrestres
mar 10 Mar 2026
Renouvelé dans la connaissance
mer 11 Mar 2026
Le caractère de la vie nouvelle
jeu 12 Mar 2026
Vivre la nouvelle vie
ven 13 Mar 2026
Réflexion avancée
sam 14 Mar 2026
Vivre ensemble

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • octobre 2023 (40)
  • novembre 2023 (40)
  • décembre 2023 (33)
  • janvier 2024 (27)
  • février 2024 (57)
  • mars 2024 (60)
  • avril 2024 (55)
  • mai 2024 (63)
  • juin 2024 (57)
  • juillet 2024 (63)

Pagination

  • 1
  • Page suivante
Propulsé par Drupal