Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 21 octobre 2023

Hatrany am-boalohany dia naniry ny hampiasain'Andriamanitra hanatanteraka iraka i Abrahama. Hita tokoa ny fahamarinan'izany ao amin'ny Gen. 18 ohatra, rehefa nampahafantatra azy izay hanjo an'i Sôdôma sy Gômôra Andriamanitra. "Tsy manao na inona na inona tokoa Jehôvah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony. " — Amô. 3:7. Ary i Abrahama no "mpaminany mpanompony" ao amin'ny tantaran'i Sôdôma sy Gômôra.

Teo am-pialan-tsasatra i Abrahama, raha nafana ny andro, no nahita mpivahiny telo avy lavitra. "Abrahama, izay nihevitra fa mpivahiny tsotra reraky ny dia izy telo lahy, dia tsy nanampo akory fa ny anankiray taminy dia ambony azony nivavahana." — PM, t. 120, (ed. 2014). 

Tsy ela anefa i Abrahama dia nanjary nandray anjara manokana tamin'ny asan'Andriamanitra. Araka ny voalaza ao amin'io toko io, ny anjarany dia ny nivavaka sy nifona ho an'ireo mponin'i Sôdôma sy Gômôra. Izany hoe niriny ho fantatra raha misy fomba ihany azo amonjena ireo ireo olona ireo, izay tsy mahavonjy ny tenany. Amin'ny lafiny iray, tsy izany rahateo ve no votoatin'ny iraka? Sa inona ankoatra izany?

Hita manerana io toko io ireto toetra tsara telo lehibe ara-panahy nananan'i Abrahama ireto: ny fitiavana mampiantrano vahiny, ny fitiavana, ary ny fivavahana — toetra izay manampy be tokoa eo amin'ny fanatanterahana ny iraka. 

Ecole Sabbat Semaine

sam 29 Aoû 2026
Un ministère chrétien authentique
dim 30 Aoû 2026
Les fruits d’un ministère authentique
lun 31 Aoû 2026
Souffrance et gloire
mar 01 Sep 2026
Un ministère de réconciliation centré sur Christ

Ecole Sabbat S. dernière

dim 23 Aoû 2026
Actions de grâces
lun 24 Aoû 2026
Simplicité et sincérité
mar 25 Aoû 2026
Changer de plans par amour
mer 26 Aoû 2026
Le pardon et la réaffirmation de l’amour
jeu 27 Aoû 2026
Triomphe en Christ
ven 28 Aoû 2026
Réflexion avancée
sam 29 Aoû 2026
Un ministère chrétien authentique

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • octobre 2023 (40)
  • novembre 2023 (40)
  • décembre 2023 (33)
  • janvier 2024 (27)
  • février 2024 (57)
  • mars 2024 (60)
  • avril 2024 (55)
  • mai 2024 (63)
  • juin 2024 (57)
  • juillet 2024 (63)

Pagination

  • 1
  • Page suivante
Propulsé par Drupal