Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 02 décembre 2023

Izao no nosoratan'i Lioka raha nanoritsoritra izay nataon'i Paoly tany Atena: "Ary izy niady hevitra tamin'ny Jiosy sy ny proselyta tao amin'ny synagoga sy tamin'izay tafavory tany an- tsena isan-andro." - Asa. 17:17.

Mazava loatra fa ho nahazo aina kokoa i Paoly raha niasa teo amin'ny Jiosy, izay nofony sy rany. Nanda ny hianina amin'ny fiasana eo amin'ny azy ihany anefa i Paoly. Nantsoina hanatratra olona hafa koa izy.

Na koa azon'i Paoly natao ny niasa tamin'ireo Jentilisa "matahotra an'Andriamanitra» fotsiny ihany, izay manana fomba fijery voaova amin'ny ampahany lehibe. Efa nanana fototra ara- Baiboly izy ireo, izay azon'i Paoly nanorenana na dia mbola nilain'izy ireo aza ny hahafantatra an'llay Andriamanitra izay «natahorany" -dia Jesôsy, ilay Mesia.

Tsy izany anefa fa nitady hanatratra ny olona tao Atena koa i Paoly, izay tanána malaza ny amin'ny filozófiany. Maro tamin'izy ireo no nandray fanabeazana sy nanana fomba fijery hafa tanteraka amin'ny an'ny Hebreo sy ny tantarany masina, izay misy ny fototry ny finoana tian'i Paoly ampianarina ny Atenianina.

Ahoana no nanatraran'i Paoly ireo olona ireo ary inona no azontsika ianarana avy amin'ny fiezahany?

Ecole Sabbat Semaine

sam 31 jan 2026
La foi en Christ seul
dim 01 fév 2026
Se réjouir dans le Seigneur

Ecole Sabbat S. dernière

sam 24 jan 2026
Briller comme des flambeaux dans la nuit
dim 25 jan 2026
Nous coopérons à l’œuvre de Dieu
lun 26 jan 2026
Une lumière dans un monde obscur
mar 27 jan 2026
Un sacrifice vivant
mer 28 jan 2026
Le caractère éprouvé
ven 30 jan 2026
Réflexion avancée
sam 31 jan 2026
La foi en Christ seul

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • octobre 2023 (40)
  • novembre 2023 (40)
  • décembre 2023 (33)
  • janvier 2024 (27)
  • février 2024 (57)
  • mars 2024 (60)
  • avril 2024 (55)
  • mai 2024 (63)
  • juin 2024 (57)
  • juillet 2024 (63)

Pagination

  • 1
  • Page suivante
Propulsé par Drupal