Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 14 octobre 2023

Indraindray mety hafindran’Andriamanitra hiala amin’ny toerana mahazatra sy mampilamina antsika isika mba ho vavolombelony. Indraindray ampiasainy hanatanterahany ny fikasany izany fiovana izany, toy ny tamin’ny nampielezany ireo vahoakan’ny tilikambon’i Babela. “‘Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin’ny tany rehetra’. Ny fomba izay nokendren'ny olona hisakanana ny fikasan’Andriamanitra ihany no nampiasain’ny Tompo hanatanterahana izany fikasany izany. ” — PM, t. 101. I Abrahama indray dia niala tamin’ny taniny ho any an-tany hafa mba ho tonga vavolombelona (Gen. 12). Niala tamin’ny fiasana teo anivon’ny mpiray monina taminy ny mpianatr’i Kristy (Asa. 3) ary niasa ho an’ny olona hafa (Asa. 8:1-4). Nametraka ny fomba hanatanterahana ny fitoriana ny filazantsara i Kristy ao amin’ny Asa. 1:8: manomboka eo an-toerana izany, eo Jerosalema sy Jodia, avy eo dia miitatra hatrany Samaria, ary farany, tonga hatrany amin’ny faran’ny tany.

Kanefa na tsy miala amin’ny tanintsika aza isika dia mbola asain’Andriamanitra manatratra ireo olona manodidina antsika hatrany. Rehefa nanomboka afa-po sy nilamina ny fiangonan’i Jerosalema dia nampielezina ny mambra tao aminy. Na tonga aza ny fanenjehana ka nianjadian’ny fahoriana ny olona, ireny toe-javatra mampalahelo ireny dia manjary fomba ampielezana ny vaovao mahafaly manerana izao tontolo izao.

Ecole Sabbat Semaine

sam 25 Juil 2026
Tout pour la gloire de Dieu
dim 26 Juil 2026
La connaissance face à l’amour

Ecole Sabbat S. dernière

sam 18 Juil 2026
Le péché dans l’Église
dim 19 Juil 2026
Dissonance entre la foi et la pratique
lun 20 Juil 2026
Faire face aux scandales
mar 21 Juil 2026
Protéger l’identité de l’Église
mer 22 Juil 2026
Antidote contre l’immoralité sexuelle
jeu 23 Juil 2026
Mariage et célibat
ven 24 Juil 2026
Réflexion avancée
sam 25 Juil 2026
Tout pour la gloire de Dieu

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • avril 2026 (51)
  • mai 2026 (58)
  • juin 2026 (51)
  • juillet 2026 (51)

Pagination

  • Page précédente
  • 4
Propulsé par Drupal