Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 18 novembre 2023

Ahitana ohatra marobe momba ny fanampian' Andriamanitra ireo sahirana ao amin'ny Lio. 5:17-26. Misy fotoana ampiasan' Andriamanitra ny hafa mba hanampiana antsika, na koa ampiasany antsika mba hanampiana ny hafa. Mety ho sarotra izany asa izany kanefa valisoa lehibe no azo avy aminy. Maneho ny ohatry ny asa fanompoan'i Jesosy Kristy isika rehefa manampy ireo sahirana. Mora indraindray ny milaza hoe iza no mila fanampiana; amin'ny fotoana hafa anefa dia sarotra ny hahalalana izany. Ao anatin'ny toe-javatra rehetra, dia antsoina isika mba ho mpiara-miasa amin'Andriamanitra ka hanampy ireo sahirana na inona na inona toerana misy azy ireo.

Mampirisika antsika ny Baiboly mba hanakaiky ireo vahiny, ary rehefa azontsika ny fitokian'izy ireo dia ho haintsika ny fomba tsara kokoa hanampiana azy hahalala an'i Jesosy.

Ao amin'ny lesona amin'ity herinandro ity, ny lohahevitsika, "Mamita ny iraka amin'ireo mila fanampiana", dia maneho fa manana drafitra marobe Andriamanitra mba hanatrarana ireo olona mety mila fanampiana, Mety ho ara-batana, ara-pihetsehampo, ara- bola na koa ara-piarahamonina ny fanampiana ilain'izy ireo: mety voailikilika tsy ho isan'ny fiaraha-monina na ny fianakaviana ny sasany amin'izy ireo. Na inona na inona ilain' ireny olona ireny dia tokony ho vonona hanao To izay azontsika atao mba hanampiana azy isika. Izany no nampahany lehibe indrindra amin'ny maha-Kristianina ary koa ivon'ny iraka ampanaovina antsika.

Ecole Sabbat Semaine

sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité
dim 12 avr 2026
Les doigts serrés de l’orgueil
lun 13 avr 2026
Connais-toi toi-même
mar 14 avr 2026
Moïse, humble serviteur
mer 15 avr 2026
La plus grande offense
jeu 16 avr 2026
Contemplez-Le

Ecole Sabbat S. dernière

sam 04 avr 2026
Connaitre Dieu
dim 05 avr 2026
Une image plus claire de Dieu
lun 06 avr 2026
Dieu est saint
mar 07 avr 2026
Dieu est amour
mer 08 avr 2026
Dieu dans la création
jeu 09 avr 2026
Emmanuel, Dieu avec nous
ven 10 avr 2026
Réflexion avancée
sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • avril 2026 (26)

Pagination

  • Page précédente
  • 4
Propulsé par Drupal