Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 11 novembre 2023

Isika rehetra dia samy mahalala ilay andalan- teny hoe: "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra"- Lio. 10:27. Manjary ivelambelany ihany anefa ny fitiavantsika an' Andriamanitra raha milaza isika fa tia Azy kanefa tsy mankato Azy. Mihevitra isika fa tia an'Andriamanitra, amin'ny fomba ahoana anefa no anehoantsika izany fitiavana izany eo amin'ny flainana andavanandro? Mitaky fanolorana feno ny fo sy ny fanahy ary ny vatana sy ny saintsika isan'andro ny fitiavana an'Andriamanitra. Afaka milaza ny olon-drehetra fa tia an'Andriamanitra, fa ny fanaovana izany kosa dia mitaky ezaka ombam- pisainana.

Na dia tsara sy manan-danja aza ny mitia an' Andriamanitra dia iriny koa ny itiavantsika ny hafa, satria maneho taratra ny fitiavantsika an'Andriamanitra amin'ny fitiavana tena izy sy lehibe izany. Hoy ny 1 Jao. 4:20: "Raha misy manao hoe: Tia an 'Andriamanitra aho nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an 'Andriamanitra Izay tsy hitany?" Hoy koa i Paoly ao amin'ny Gal. 5:14: "Fa tanteraka amin'ny teny iray ihany ny lalana rehetra, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao."

Mandritra ity herinandro ity isika dia hianatra ny fomba hampiharana izany lesona izany eo amin'ny flainantsika.

Ecole Sabbat Semaine

sam 18 avr 2026
Le rôle de la Bible
dim 19 avr 2026
L’arme la plus puissante
lun 20 avr 2026
L’Écriture, l’autorité
mar 21 avr 2026
La vérité biblique

Ecole Sabbat S. dernière

sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité
dim 12 avr 2026
Les doigts serrés de l’orgueil
lun 13 avr 2026
Connais-toi toi-même
mar 14 avr 2026
Moïse, humble serviteur
mer 15 avr 2026
La plus grande offense
jeu 16 avr 2026
Contemplez-Le
ven 17 avr 2026
Réflexion avancée
sam 18 avr 2026
Le rôle de la Bible

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • avril 2026 (36)

Pagination

  • Page précédente
  • 4
Propulsé par Drupal