Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil
  2. Archive mensuelle

novembre 2023

Fampidirana

Isika rehetra dia samy mahalala ilay andalan- teny hoe: "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra"- Lio. 10:27. Manjary ivelambelany ihany anefa ny fitiavantsika an' Andriamanitra raha milaza isika fa tia Azy kanefa tsy mankato Azy. Mihevitra isika fa tia an'Andriamanitra, amin'ny fomba ahoana anefa no anehoantsika izany fitiavana izany eo amin'ny flainana andavanandro? Mitaky fanolorana feno ny fo sy ny fanahy ary ny vatana sy ny saintsika isan'andro ny fitiavana an'Andriamanitra.

Mamita ny iraka amin'ny namako

Fianarana fanampiny

Ny asa fanatanterahantsika ny iraka dia tokony ho vokatry ny fitiavana lalina sy ny fankasitrahana ny zavatra nataon'i Jesosy sy mbola ataony eo amin'ny flaintsika. Tsy araka ny tokony ho izy ny antony manosika antsika ankoatra ireo. Ny fandinihana lalina ny Tenin' Andriamanitra sy ny fifandraisana ety amin'izany no tsiambaratelon'ny fanatrarana ny hafa sy ny fitoriana ny filazantsara mahomby.

Sary maneho ny fiangonana voalohany

Vakio ny Asa. 2:41-47. Inona ny sary maneho ny flangonana voalohany hita eto?

Sary mahafinaritra no namaranan'ny Asa. 2 ny endriky ny fiangonana voalohany. Ambaran'ny Asa. 2:41 fa ireo izay natao batisa dia "nanampy ho isany". Rehefa mamaky izany isika dia mahita fa nisy olona nanao asamarika ka nanampy ny isan'ny mpino vaovao tamin'ny isan'ireo mpino efa tao ary namoaka ny tôntalin'ny mambra rehetra. Fahatakarana ivelambelany ihany anefa izany, fa miafina ao ambadik'ireo teny ireo izao hevitra izao: tonga isan'ilay vondrona ireo mpino vaovao.

Ilay "nohomboanareo" tamin'ny hazo fijaliana

Mirakitra ny tantaran'ny firotsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny Pentekosta ny Asa. 2. Rehefa nivavaka ireo mpanara dia an'i Jesôsy, dia nisy lela mitarchin'afo teo ambonin'ny lohan'izy ireo. Fantany tamin'izay fa efa nomena azy ilay herin'ny Fanahy Masina izay nampanantenaina.

Vakio ny Asa. 2:1-41. Inona no nitranga tamin'ireo mpianatra vokatry ny fandraisana ny Fanahy Masina tamin'ny Pentekôsta?

Miandry ary miasa

Mifarana amin'ny flakaran'i Jesôsy tany an- danitra ny Lio. 24 (Lio. 24:50-53), kanefa tsy eo no mifarana ny tantara. Nanohy nanoratra ny bokin'ny Asan'ny Apôstôly ny mpanoratra (Lioka). Nialoha indrindra ny niakaran'i Jesosy nankany an-danitra dia nanome iraka ho an'ny mpianatra Izy, ary koa nanome azy ireo teny fikasana sy toromarika mba hiandry ny "hery avy any amin'ny avo" any Jerosalema (Lio. 24:49; jereo ihany koa Asa. 1:4-8).

Fanorenana ara-paminaniana

Vakio ny Lio. 24:36-49. Inona no nitranga teto, ary nahoana izany no fanandramana manan-danja ho an'ireo apôstôly?

Mahaliana tokoa ny tsy ninoan'ireo mpianatra noho ny tahotra. Rehefa nahita an'i Jesosy anefa izy ireo ary nahazo antoka fa velona tokoa Izy, dia tsy nino indray "noho my hafaliana" (Lio. 24:41). Efa nisy fotoana ve nahatsapanao fa tsara loatra ny zavatra iray ka tsy mampino hoe misy marina? Izany no fanandraman'ireo mpianatra sy ireo hafa tao amin'ny efitrano ambony.

Hizara ny vaovao mahafaly

Vakio ny Lio. 24:1-12. Inona no nataon'ireo izay nandre ny amin'i Kristy nitsangana tamin'ny maty?

Fampidirana

Izao no nosoratan'i Paoly ho an'ireo Filipianina: "Fialonana sy fifandirana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy, ary fifaliana kosa ny an'ny sasany; fitiavana ny an'ny sasany, satria fantany fa voatendry ho mpanafa-tsiny ny filazantsara aho; fifampiandaniana kosa no itorian'ny sasany an'i Kristy, fa tsy mba fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako. Ahoana ary no izy, afa-tsy izao? Amin'ny atao rehetra, na amin'ny fihatsaram-belatsihy, na amin'ny marina, dia Kristy no torina, ary mifaly amin'izany aho; eny, mbola hifaly ihany aho."- Fil. 1:15-18.

Antsoina mazava ho azy sy fiofanana ho amin'ny iraka.

Pagination

  • Page précédente
  • 4

Ecole Sabbat Semaine

sam 18 Juil 2026
Le péché dans l’Église
dim 19 Juil 2026
Dissonance entre la foi et la pratique
lun 20 Juil 2026
Faire face aux scandales
mar 21 Juil 2026
Protéger l’identité de l’Église
mer 22 Juil 2026
Antidote contre l’immoralité sexuelle
jeu 23 Juil 2026
Mariage et célibat
ven 24 Juil 2026
Réflexion avancée
sam 25 Juil 2026
Tout pour la gloire de Dieu

Ecole Sabbat S. dernière

sam 11 Juil 2026
L’unité en Christ
dim 12 Juil 2026
Le problème des clans dans l’Église
lun 13 Juil 2026
Centrés sur Jésus
mar 14 Juil 2026
Sagesse et maturité
mer 15 Juil 2026
Un esprit de service à l’image du Christ
jeu 16 Juil 2026
Un style de vie qui reflète la croix
ven 17 Juil 2026
Réflexion avancée
sam 18 Juil 2026
Le péché dans l’Église

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • avril 2026 (51)
  • mai 2026 (58)
  • juin 2026 (51)
  • juillet 2026 (49)

Pagination

  • Page précédente
  • 4
Propulsé par Drupal