Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fampidirana

Date
Samedi 28 octobre 2023

Tsy ny olona rehetra antsoina hamita iraka no manaiky mora foana toa an'i Abrahama. Ohatra amin'izany i Jônà (vakio Jona 1-4). Niantso an'i Jona Andriamanitra mba hiantso ny amin'ny hamelezana an' i Ninive, renivohitr' i Asiria. Io tanàna io, izay ao mandraka ankehitriny, dia teo amin'ny 885 kilaometatra teo miala an'i Jerosalema. Tsy vitan'ny nanda tsy handeha i Jona, fa nandositra tany amin'ny lalan-kafa nifanipaka tamin'izany mihitsy aza. Tonga tany Jopa izy ary nandoa vola handehanana sambo ho any Tarsisy, izay any atsimon'ny Espaina ankehitriny. Iray volana eo farafahafakeliny no ho nilaina raha hamakivaky eo amin'ny 3200 kilaometra an-tsambo eo hahatongavana any, arakaraka ny toetr'andro. Tsy te hifanatrika tamin'ny mpanjakan'i Asiria i Jônà ka ny iray volana tokony ho nahatongavany tany Ninive dia nolaniany handosirana azy. Nahoana re izy, izay lehilahin'Andriamanitra, no nanao izany e?

Olona tsy nifaditrovana tokoa ny Ninivita, vahoaka nalaza tamin'ny faharatsiana sy ny halozana ary efa nanafika ny Isiraely sy ny Joda. Na izany aza dia naniraka an'i Jônà ho any Ninive Andriamanitra mba hiantso ny amin'ny hamelezana azy noho ny faharatsiany (Jona 1:2). Misy itoviany betsaka amin'ny tenin'Andriamanitra tamin'i Abrahama momba an'i Sôdôma sy Gômôra ao amin'ny Gen. 18:20,21 ny teny ampiasain'Andriamanitra eto. Kanefa araka ny ho hitantsika dia tsy tahaka an'i Abrahama i Jônà  . 

Inona ny lesona azontsika tsoahina avy amin'ny fihetsika nasehon'i Jônà , mikasika ireo fialan-tsiny mety' hataontsika hialana amin'ny fanatanterahana ny iraka? 

Ecole Sabbat Semaine

sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité
dim 12 avr 2026
Les doigts serrés de l’orgueil
lun 13 avr 2026
Connais-toi toi-même

Ecole Sabbat S. dernière

sam 04 avr 2026
Connaitre Dieu
dim 05 avr 2026
Une image plus claire de Dieu
lun 06 avr 2026
Dieu est saint
mar 07 avr 2026
Dieu est amour
mer 08 avr 2026
Dieu dans la création
jeu 09 avr 2026
Emmanuel, Dieu avec nous
ven 10 avr 2026
Réflexion avancée
sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • octobre 2023 (40)
  • novembre 2023 (40)
  • décembre 2023 (33)
  • janvier 2024 (27)
  • février 2024 (57)
  • mars 2024 (60)
  • avril 2024 (55)
  • mai 2024 (63)
  • juin 2024 (57)
  • juillet 2024 (63)

Pagination

  • 1
  • Page suivante
Propulsé par Drupal