Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fianarana fanampiny

Date
Vendredi 03 novembre 2023

Manao fampitandremana lehibe i Ellen G. White ho an'ireo izay tsy mety mamaly ny antson'i Jesôsy mba ho tonga vavolombelona amin'ny manodidina azy.

"Ny fialantsiny omen'izay tsy manao io asa io dia tsy manafaka azy ireo amin'ny andraikiny tsy akory ary raha mifidy ny tsy hanao izany asa izany izy ireo, dia manao tsinontsinona ireo fanahy izay namoizan'i Kristy ny ainy, manao ankilabao ny andraikitra omen'i Kristy azy ireo, ary voarakitra ao amin'ny bokin'ny lanitra ho mpanompo ty mahatoky. Moa miasa tahaka Tompo ve ny mpitandrina ho hery sy fitahiana ho an'ny hafa, raha toa ka mihirimbelona amin'ireo izay mila ny fanampiany? Ireo izay tsy miraharaha ny fifandraisana manokana amin'ny olona dia manjary tsy mahita afatsy ny tenany, ka ilainy indrindra ny manao izany fanandramana izany, dia ny mifandray amin'ireo rahalahiny (anadahiny, anabaviny, rahavaviny), mba hahazoanay mahafantratra ny toe-panahiny ka hahaizany mamahana ny ondrin'Andriamanitra sy manome ny anjara hanin'ireo amin'ny fotoana. Izay manao tsinontsinona ny asa dia maneho miharihary fa mila fanontaniana ara-pitondrantena izy, ka dia ho hitany fa tsy mahafantratra velively ny fesatr'izany asa izany izy" -RH,30 Aogôsitra 1892

Teny henjana tokoa ireo, izay manasongadina ny lanja omen'Andriamanitra ny iraka. Na izany aza dia tsy avela tsy hanana fanantenana izy. "Andraikitra mavesatra ny iraka nampanaovina an'i Jona, kanefa afaka nanohana sy nanampy azy hahavita izany tamim-pahatokiana ilay naniraka azy. Raha nanaiky tsy tamim-pihambahambana ilay mpaminany, dia ho afaniala tamin'ny fitsapana maro sy ho nahazo fitahiana be dia be. Na izany aza anefa, dia tsy nahafoy an'i Jona ny Tompo tamin'ny fotoana nandresen'ny fahakivina azy. Raha niharan'ny fieahan-toetra mafy nitohitohy izy, dia narahin'ny fitahiana mahagaga koa izany, ka tokony ho nampahatanjaka azy itokisany amin'Andriamanitra sy ny herin'ny mahavonjy izany." - MM, t. 224.

Mety ho mora amintsika kokoa ny mitady fialan-tsiny, tahaka an'i Jônà, mba tsy hanatanterahana iraka. Mety ho iray ao anatin'ny maro ny antony mahatonga antsika hanao izany. Voafaritra mazava anefa, ary tsy latsaka noho ny an'i Jônà ny antso atao amintsika ho amin'ny iraka. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe: "Ahoana no hamalianao izany?"

Fanontaniana hifanakalozana hivitra

  1. Inona ny fialan-tsiny efa nataonao mba tsy hanatanterahanao ny iraka? Aiza ny Ninive nanirahana anao?
  2. Saino ny hasarobidin'ny fahamarinana ananantsika amin'ny maha Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito antsika. Saino ny fitahiana lehibe anananao noho ireo fahamarinana ireo. Inona no manakana anao tsy hiraza izany amin'ny hafa?
  3. Ahoana no hianaranao mandresy, amin'ny alalan'ny fahasoavan'i Kristy, izay rehetra mety ho tahotra mahazo anao ka tsy hijoroanao ho vavolombelona, sy tsy hamitanao iraka?

 

Ecole Sabbat Semaine

sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité
dim 12 avr 2026
Les doigts serrés de l’orgueil

Ecole Sabbat S. dernière

sam 04 avr 2026
Connaitre Dieu
dim 05 avr 2026
Une image plus claire de Dieu
lun 06 avr 2026
Dieu est saint
mar 07 avr 2026
Dieu est amour
mer 08 avr 2026
Dieu dans la création
jeu 09 avr 2026
Emmanuel, Dieu avec nous
ven 10 avr 2026
Réflexion avancée
sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • August 2024 (62)
  • septembre 2024 (57)
  • octobre 2024 (63)
  • novembre 2024 (60)
  • décembre 2024 (58)
  • janvier 2025 (60)
  • février 2025 (56)
  • mars 2025 (58)
  • avril 2025 (60)
  • mai 2025 (62)

Pagination

  • Page précédente
  • 2
  • Page suivante
Propulsé par Drupal