Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil

Fianarana fanampiny

Date
Vendredi 24 novembre 2023

Vakio ny "A Few Days at Long Point" nosoratan'i Arthur White; sy "The Australian Years: 1891-1900, b. 4, tt. 100-104, nosoratan'i Ellen G. White.

Ireo mpanoratra ny filazantsara dia nandrakitra ohatra maro mikasika ny fomba fanaon'i Jesosy tamin'ny fanorenana fifandraisana tamin'ny olona avy amin'ny kolontsaina hafa mba hamonjena azy ireo (Mat. 8:28-34; Mar. 5:1-20). Isika koa dia antsoina mba hanorina fisakaizana sy hiasa amin'ny olona avy amin'ny kolontsaina hafa. Ho an'ny olon-drehetra no nahafatesan'i Kristy, na inona na inona volon-koditr'izy ireo, na koa flaviany sy harenany ary tantarany. Teboka iray tokony hotsaroantsika mandrakariva izany. "Ary Izy no avotra noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho my an'izao tontolo izao koa."-1 Jao. 2:2.

"Tsy manatanterakany fikasan' Andriamanitra ny lehilahy sy ny vehivavy raha toa ireo izay Bo anatin'ny fianakaviany ihany no anehoany fitiavana, (...) ary ailiny tsy hahazo ny fitiavany kosa ireo olona azony ampaherezina sy itondrana fitahiana amin'ny fanamaivanana ny zavatra ilainy (...)"

"Rehefa mibaiko antsika mba hanao soa amin'ireo olona ivelan'ny tokantranontsika Andriamanitra, dia tsy midika izany fa tokony hihena ny fitiavantsika ny ankohonana na koa ny fitiavantsika ireo havana na ny firenentsika, noho ny faniriany ny hanehoantsika firaisam-po amin'ny hafa. Aoka tsy hanidy ny fitiavantsika sy ny firaisam-pontsika ao anatin'ny rindrina efatra isika, ka hamihina ny fitahiana izay nomen' Andriamanitra mba tsy handraisan'ny hafa sy hifaliany amin'izany tombontsoa izany." - ARSH, 15 Okt 1895.

Ny andraikitra nomena antsika ny ho tonga fitahiana ho an'ireo ivelan'ny sehatra mahazatra antsika, na ireo avy amin'ny kolontsaina hafa izany na ireo olona izay mila fanampiana fotsiny, dia baiko tsy azo iadian-kevitra izay Jesôsy Kristy mihitsy no nanome azy (Asa. 1:8; Mar. 11:17a).

FANONTANIANA HIFANAKALOZAN-KEVITRA:

  1. Inona ny faritra mahazatra sy mampahazo aina anao, ary nahoana ianao no tsy maintsy manaiky ny hiala amin'izany raha ilaina?
  2. Inona ny vokatry ny niantsoana an'i Jesôsy hoe: "olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota"- Mat. 11:19? Inona no nataon'! Jesôsy ka nahatonga izany fiampangana izany taminy, ary inona no ampianarin'izany antsika mikasika ny Iraka?
  3. Hatraiza no tokony hiarahan'ny Kristianina mankalaza lanonana miaraka amin'ireo mpino? Ahoana no hanaovan'ny Kristianina izany kanefa tsy hanitsakitsahany ireo fitsipiky ny Baiboly?

Ecole Sabbat Semaine

sam 07 fév 2026
Une citoyenneté céleste
dim 08 fév 2026
Des modèles
lun 09 fév 2026
«Demeurez fermes dans le Seigneur»
mar 10 fév 2026
Réjouissez-vous toujours dans le Seigneur

Ecole Sabbat S. dernière

sam 31 jan 2026
La foi en Christ seul
dim 01 fév 2026
Se réjouir dans le Seigneur
lun 02 fév 2026
La vie antérieure de Paul
mar 03 fév 2026
Les choses qui comptent
mer 04 fév 2026
La foi du Christ
jeu 05 fév 2026
Une seule chose: connaitre le Christ
ven 06 fév 2026
Réflexion avancée
sam 07 fév 2026
Une citoyenneté céleste

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • August 2024 (62)
  • septembre 2024 (57)
  • octobre 2024 (63)
  • novembre 2024 (60)
  • décembre 2024 (58)
  • janvier 2025 (60)
  • février 2025 (56)
  • mars 2025 (58)
  • avril 2025 (60)
  • mai 2025 (62)

Pagination

  • Page précédente
  • 2
  • Page suivante
Propulsé par Drupal