Ny fankatoavana: fisedrana ny fivavahana marina «Fa samy fantatra amin'ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavy amin 'ny tsilo, na voaloboka amin'ny voaroy.» - Lio. 6:44.
Manorina eo amin'i Kristy «Dia izao no lazain'i Jehôvah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino.» - Isa. 28:16.
Ohatra ho antsika «Fa ho amin 'izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany; Izay tsy nanota akory, sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.» - 1 Pet. 2:21,22.