Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

FIANARANA FANAMPINY

Daty
Zoma 05 July 2024

Vakio ny IFM, toko 10: "llay feo tany an-efitra", sy ny VM, toko 17,ca Mpitondra hafatry ny filazantsara".

Mahavariana tokoa fa mifanindran-dalana ny hafatry ny anjely voalohany ao amin'ny Apôk 14:6,7 sy ny hafatry ny filazantsara nentin'i Jesôsy ao amin'ny Mar. 1:15.

Ny anjely voalohany dia nitondra ny filazantsara mandrakizay hotorina amin'izao tontolo izao amin'ny andro farany, ho fiomanana ho amin'ny flavian'i Jesôsy fanindroany. Tahaka ny hafatra nentin'i Jesôsy dia misy fizarana telo araka izao manaraka izao koa ny filazantsaran'ny andro farany nentin'ilay anjely:

Marka 1  fizarana  Apokalipsy 14

Tonga ny fotoana (Daniela 9)

Fotoana ara-pamina- niana

Andro fitsarana (Daniel 7, 8)

Akaiky ny fanjakana

Teny fikasan'ny fanekena

Filazantsara mandrakizay

Mibebaha, minoa

Antso ho tonga mpianatra

Matahora an'Andriamanitra, omeo voninahitra Izy, miankohofa Aminy

Manambara ny fanombohan'ny asa fitsarana mialoha ny fiavian'i Jesôsy fanindroany, iza voalaza mialoha ao amin'ny faminaniana momba ny 2300 andro ao amin'ny Dan. 8:14, ny hafatn ny anjely voalohany, izay nanomboka tamin'ny taona 1844. Mitondra ny fanjakan'Andriamanitr ho an'ny vahoakany voaenjika ny fitsarana (Dan. 7:22). Ny antso ataon'ilay anjely voalohany mbi hatahotra sy hanome voninahitra ary hiankohoka amin'Andriamanitra dia antso ho tonga mpianatra antso alefa amin'izao tontolo izao amin'ny andro farany satria ny fahefan'ny bibidia dia mampiseh andriamanitra sandoka izay asainy hatahorana sy homem-boninahitra ary hiankohofana.

Mifandray akaiky amin'ny faminanian'i Daniela ny hafatra notorin'i Jesôsy ao amin'ny Mar. 1 dia ny fiandohan'ny fitoriana ny filazantsara. Toy izany koa, mifandray amin'ny faminanian'i Daniel momba ny fiafaran'ny tantaran'ny tany ny hafatry ny anjely voalohany.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra

1. Ampitahao i Jaona mpanao batisa sy i Jesôsy ao amin'ny Mar. 1:1-13. Inona no mampitovy sy maha-samy hafa azy ireo? Inona ireo lesona voarainao avy amin'izan fomba nanehoana azy ireo izany?

2. Saino ny hevitry ny batisa. Vakio ny Rôm. 6:1-4 sy ny Jao. 3:1-8, ary ampitaha amin'ny batisan'l Jesôsy ao amin'ny Mar, 1:9-13. Inona no mampitovy sy maha-samyhafa ny voalaza ao? Ahoana no anampian'izany anao hahatakatra mazava koko ny atao hoe batisa?

3. Ampitahao ny Filazantsara notorin'i Jesôsy ao amin'ny Mar. 1:14,15 sy ny hafatry n anjely voalohany ao amin'ny Apôk. 14:6,7. Raha fantatrao ny hevitr'ireo hafatra ireo ahoana no anampian'izany anao hahatakatra mazava kokoa ny asa nanirahan anao ankehitriny?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)
  • September 2026 (52)
  • October 2026 (33)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal