Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 19 June 2026

"Ny fitiavana no fototry ny toe-panahy araka an'Andriamanitra. Na inona na inona fanekem-pinoana, tsy misy olona manana fitiavana madio anAndriamanitra raha tsy manam-pitiavana tsy ombam-pitiavan-tena ny rahalahiny izy. Nefa tsy ho azontsika na oviana na oviana io toe-tsaina io amin'ny fiezahantsika ho tia ny hafa. Ny ilaina dia ny fitiavan7 Kristy ao am-po. Rehefa levona ao aminy Kristy ny 'izaho', dia miposaka ho azy ny fitiavana." – HF, t. 400, ed. 2004. "ireo izay mazoto indrindra amin'ny fanatontosana amim-pahatokiana ny asa famaboana fanahy ataony ho an'i Jesôsy Kristy, no mandroso indrindra eo amin'ny fiainana ara-panahy sy feno fanoloran-tena indrindra."– Ev, t. 356, .

"Ny asa fanompoana manafika no ahazoana tsara indrindra ny hery hoenti-manohitra ny ratsy." - VM, t. 95.

"Mba hahazoana miditra ao amin'ny fifaliany, — dia ny fifaliana mahita fanahy voavotra noho ny sorona natao, dia tsy maintsy mandray anjara amin'ny asany isika ho fanavotana azy ireo."- IFM, t. 134. 
"Izay tsy manaiky hiara-miasa amin'i Kristy amin'ny fanompoana, dia manda ilay any fiofanana ahazoany anjara amin'ny voninahitr'Andriamanitra." - FK, t. 300. 

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra 
1.Nahoana ny fitiavana no zava-dehibe fototra mba hahombiazan'ny asa fitoriana rehetra na fijoroana ho vavolombelona? 
2. Oviana ianao no nahatsapa ny fahamarinan'ity manaraka ity: ny fahazoana 
fanahy ho an'ny Tompo dia mifamatotra amin'ny fiarahanao mandeha amim-pahavitrihana amin'Andriamanitra? 
3. Moa ve misy fahalalana fototra na fahalalana tsotra ilaina mba hitoriana an' Andriamanitra amin'ny hafa? Raha eny, inona izany? 
4. Raha hampianatra Baiboly olona tsy mpino ianao, aiza no hanombohanao? Inona no tanjonao voalohany: ny hanazava ireo foto-pinoana sasany sa ny hanasa flay olona hahafantatra an'i Jesôsy ? 
5. Hirao na henoy ny tonon'ilay hira hoe "Lazao ‘lay tantaran'ny vonjy"(ao amin'ny fihirana advantista, laharana faha-368), ary saintsaino ny fomba anambaranao izany. 
 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)
  • September 2026 (21)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal