Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 8 : NY SAFIDY MALALAKA, NY FITIAVANA, ARY NY FITANTANAN'ANDRIAMANITRA - Ny sitrapon’Andriamanitra idealy sy ho fanarenana.

Daty
Alarobia 19 February 2025

Vakio ny Efes. 1:9-11. Inona no ambaran’ireo andalan-teny ireo momba ny famaritana mialoha ny anjaran'ny olona? Moa ve efa nofendrena ho voavonjy ny olona sasany ary ho very ny hata?

Ny teny grika nadika hoe "fanendrena" eto sy any amin'ny andalan-teny hafa (prohorizo) dia tsy mampianatra tsy akory fa mamaritra ny tantara amin'ny fomba iray manokana Andriamanitra. Ny hevitr'io teny grika lo dia hoe "manapa-kevitra mialoha".

Mazava loatra fa azon'ny olona iray atao ny manapa-kevitra mialoha sarmirery; azorny atao koa anefa ny manapa-kevitra mialoha nefa mihevitra momba ny fahalalahan'ny hafa manapa-kevitra. Ampianarin'ny Soratra Masina antsika fa ity farany ity no ataon’Andriamanitra.

Ny teny nadika eto sy any amin'ny andalan-teny hafa (ny Rôm. 8:29,30 ohatra) hoe "notendrena dia manondro ny drafitr'Andriamanitra ho an'ny hoavy noho ny fahafantarany mialoha ireo fanapahan-kevitra horaisin'ny voariny amin-kalalahana. Araka izany, dia azony atao ny mitantana ny tantara ho amin'ny fiafarana tsara araka ny fikasany ho an'ny rehetra; ao anatin'izany anefa dia manaja ny fahalalahana ananan'ny voary Izy, izay fepetra takin'ny fifandraisana misy fitiavana marina.

Ambaran'ny Efes. 1:11 fa Andriamanitra dia "mahefa ny zavatra rehetra araka ny ankasitrahan'ny fony." "araka izay ankasitrahan'ny fony" ny zavatra rehetra? Raha ny Efes. 1:9-11 ihany no vakina dia toa manamafy izany fomba fijery izany. Manohitra ireo andalan-teny maro izay efa hitantsika teo aloha anefa izany fandraisan-kevitra izany, dia ireo andalan-teny izay milaza fa manda ny "sitrapon'Andriamanitra" ny olona indraindray (Lio. 7:30; ampitahao amin'ny Lio. 13:34; Sal. 81:11-14). Raha toa tsy mifanohitra ireo hevitra ambaran'ny Baiboly, ahoana áry no ahafahana manakatra ny tian'ireo andalan-teny ireo hambara amin'ny fomba izay mampifanaraka ny heviny?

Mitombina tsara ny hevitra voalazan'ireo andalan-teny ireo raha ekentsika ny fiavahana misy eo amin'izay antsoina hoe "idealy sitrapon'Andriamanitra sy ny "sitrapon’Andriamanitra ho fanarenana." Ny "idealy sitrapon'Andriamanitra" dia izay tian’Andriamanitra hitranga na izay tokony hitranga raha toa ny rehetra nanao araka izay nirin’Andriamanitra. Ny "sitrapon'Andriamanitra ho fanarenana" kosa dia ny sitrapony izay nampifanarahana tamin'ny toe-javatra hafa, anisan'izany ny fanapahan-kevitra noraisin'ny voary tamin-kalalahana, izay matetika miala amin'ny fanirian'Andriamanitra sy ny fikasany. Raha izany dia hita fa manondro ny "sitrapon'Andriamanitra ho fanarenana ny Efes. 1:11". 

Lehibe tokoa ny fahalalan'Andriamanitra mialoha ny hoavy ka na dia fantany aza ny safidy rehetra hataon'ny olona (anisan'izany ny safidy ratsy), dia mbola ataony "miara-miasa hahasoa" ihany ny zavatra rehetra (Rôm. 8:28). Inona ny fampaherezana azonao avy amin'izany fahamarinana izany?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fisaorana.
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fahanasinana sy fahadiovam-po.
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Manova drafitra noho ny fitiavana.
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Famelan-keloka sy fanamafisana ny fitiavana.
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fandresena ao amin’i Kristy.
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana
Sun 16 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Mitory ny fisanganan’i Kristy tamin’ny maty.
Mon 17 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - I Kristy nitsangana tamin’ny maty, Ilay hany fanantenantsika .
Tue 18 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Kristy no santatra.
Wed 19 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Ny vatana hatsangana amin’i maty.
Thu 20 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Horesena ny fahafatesana.
Fri 21 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fianarana fanampiny.
Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.
Sun 30 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Mon 31 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Tue 01 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Wed 02 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Thu 03 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Fri 04 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA -

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (51)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal