Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 29 May 2026

Tsy tokony ho gaga isika raha toa saro-takarina sy mahadiso hevitra ny olona ny lohahevitra mikasika ny lalana satria izany no antony lehibe indrindra nahatonga an'i Satana niady tamin'Andriamanitra. 
Nisy olona tamin'ny andron'i Jesôsy nihevitra fa tonga Izy hanafoana ny lalana, nefa tsy izany mihitsy no marina. Nanazava ny kalana sy ny toetra kanton'Andriamanitra Izy, ary tonga mba hanatanteraka ny lalana (Mat. 5:17,18). "Fa amin'ny fanajana tsara ny Teny Masin’ Andriamanitra ihany no nety ho nahazoan'ny lsiraelita nanantena hahita ny fahatanterahan'ny fikasanAndriamanitra. Ny fanajana ny lalanAndriamanitra no nanome hely ny Isiraely tamin'ny andro nanjakan7 Davida sy tamin'ireo taona niandohan'ny fanjakan'i Solomona. Tamin'ny finoana ny TeninAndriamanitra no nampisy ny fanavaozana tamin'ny andron’i Elia sy Josia. Ary tamin'io Tenin'ny fahamarinana io ihany koa, izay lova sarobidy nananan'ny lsiraely, no nitokisan'i Jeremia teo amin'ny faniriany hanao fanavaozana." - MM, t. 380. 

FANO NTANIANA hifanakalozan-kevitra :

1. Manao ahoana ny fijerin'ny kolontsain'ny besinimaro ny fahotana? Ahoana no tokony ho valintenin'ny fiangonantsika manoloana izany?

2. Oviana ianao no nahita mivantana ny fanimban'ny fahotana ny fifandraisan'ny olona amin'Andriamanitra sy amin'ny hafa?

3. Mora sa sarotra ny nankatò ny lalàn'Andriamanitra teo amin'ny fiainanao? Inona avy ireo antony nahatonga izany?

4.Amin'ny maha Advantista antsika, izay mitondra anarana maneho ny fandraisantsika amim-pahamatorana ny lalàna, ahoana no ahafahantsika miaia amin'ny fandriky ny fandalana ny lalana amin'ny fomba hentitra nefa ivelambelany ihany, izany hoe ny fianteherana amin'ny fitandreman-dalàna mba hahazoam-pamonjena? (Alao sary an-tsaina, amin'ny andro fitsarana, inona no hianteheranao rehefa hoentina eo amininyfitsaran'ilay Andriamanitra masina sy tonga lafatra ny fahotanao rehetra: ny fitandremanao ny lalàna sa ny fahamarinana tonga Iafatr'i Jesôsy Ilay nisolo anao?)

5. Inona no mety ho fiantraikaniny fahampian'ny fahalalan’ny olona iray (na ny tsy fahalalany) eo amin'ny fifandraisany amin'Andriamanitra? (Vakio ny Ohab. 24:3,13,14.) 
 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)
  • September 2026 (21)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal