Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mpanampy avy any an-danitra

Daty
Talata 12 May 2026

«Dia isika no nanambaran'Andriamanitra izany tamin'ny Fanahy; fa ny Fanahy mamantatra ny zavatra rehetra, na dia ny saina lalina izay an 'Andriamanitra aza.» - 1 Kor. 2:10.

Mofon’aina:
Arakaraka ny ampiharantsika eo amin ny fiainantsika ireo fahamarinana tsotra no ahazoantsika antoka ny fahatakarantsika ny heviny lalina. Amin' izany, raha eo ambany fitarihan'ny Fanahin'Andriamanitra ny fo, dia hanao hoe: "Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao ka manome fahalalana ho an 'ny kely saina." — Sal. 119:130. Midika izany fa ny Fanahy Masina no manazava ny Teny, fa tsy noho ny famakiana tsara nataon 'ilay mpandinika.

Tsy ireo litera ao amin'ny voanteny no manome fahazavana na fahatakarana, fa ny fanoratan'ny Fanahy Masina izany teny izany amin'ny fomba manokana ao am-po. Ho an'ny saina sy ny fo manolo-tena ho an'Andriamanitra, dia ampitomboina ny fahalalany arakaraka ny izarany ny fahazavana amin'ny hafa. (...)

Arakaraka ny hanomezantsika toerana lehibe ny Tenin'Andriamanitra no hitomboantsika ara-tsaina sy ara-panahy. Hazava kokoa sy tsy misy fiandaniana ny fitsarana ataontsika, ary ho feno kokoa ny fanehoan-kevitsika. Ho marina kokoa ny fanombanantsika ny zava-panahy. Noho ny herin'ny Fanahy Masina dia voaofana handray tsara ny fahamarinana ny sauna ka manjary tombontsoa manatanjaka ny fanahitsika izany, hanatanterahantsika asa feno fandavan-tena.

Ô, misaotra ny Tompo amin'nv foko sy ny fanahiko ary ny feoko manontolo aho, fa rehefa ampidirina ao am-po ny teny, dia hath'ny Tampo ny mampitombo ny fahaizantsikti mahatakatra amininyfornba mazava sy tsotra, tsy amin 'ny lafiny ara-panahy ihany, fa amin'ny lafiny ara-nofo izay tsy azontsika ihodivirana koa.

Ny fahasoavana avy amin' Andriamanitra dia manamasina ny fahaizana misaina. Hotsaroana mandrakariva ny hoe: Ity asa kasaiko hanao ity ve hanome voninahitra an'Andriamanitra? Ho feno fanetren-tena lalina isika, ary hihena ny fianteherana amin'ny fahendren' olombelona, fa hitombo kosa ny fitokiana amin'Andriamanitra, izay mahatonga antsika hanao vavaka hoe: Ampianaro ny lalanao sy ny sitraponao aho. Ary ny Tompo hametraka hevitra azo antoka ao an-tsaina mba harahina. Hovelomina ao an-tsaina indray ireo fanandramana taloha, ary ny lalana azo antoka no tafatoetra ao an-tsaina.

Miara-miasa amin'ny herin'ny olombelona ny herin'Andriamanitra. —L, 144, 1898. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (30)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal