Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 31 January 2026

Hodinihina mandritra ny herinandro: Fil. 3:1-16; Rôm. 2:25-29; Jao. 9:1-39; Efes. 1:4,10; 1 Kôr. 9:24-27. 

Tsianjery : "Eny, mba ho fantatro lzy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana amin'ny fijaliany ka hampitovina amin'ny endriky ny fahafatesany, raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin'ny maty." -Fil. 3:10,11.

Mbola misy fisalasalana mitoetra ao anatintsika mikasika ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana irery ihany, izay tsy miankina amin'ny asan'ny lalana. Izany hoe, noho ny antony vitsivitsy, dia manana fironana hiantehitra amin'ny asantsika isika, toy ny hoe hahazoam-pamonjena izany. Manaitra ny fomba iresahan'i Paoly mikasika izany teboka iray izany ao anatin'ny tohan-kevitra mafonja manohitra ireo izay miziriziry amin'ny fiheverana fa ilaina ho amin'ny famonjena ny famorana.

Mba hisorohana ny fiheveran'ny olona sasany fa mitondra famonjena ny asa, toy ny famorana, dia ambaran'i Paoly mazava tsara fa ny fahamarinana dia fanomezana atolotr'i Kristy izay raisina avy amin'ny finoana fa tsy avy amin'ny lalana. Mety tsy miteraka adihevitra na olona amin'izao androntsika izao ny famorana, nefa azo antoka fa mbola manan-kery ny foto-kevitra raketiny.

Izany lohahevitra izany rahateo aza no niandohan'ny Fanavaozana protestanta: ny anjara asan'ny finoana sy ny asa ao anatin'ny fanandraman'ny Kristianina anankiray. Fehiny, i Kristy no zava-drehetra ho antsika, Ilay "Tompon'ny finoantsika sy Mpanefa azy" - Heb. 12:2. Raha eo amin'ny toerana tokony hisy azy no ametrahana ny laharam-pahamehantsika, dia hiaina ao anatin'ny fahazoana antoka ny amin'ny fitiavan'Andriamanitra isika ary hifaly sahady amin'ny teny fikasana momba ny famonjena ka "tsy mitoky amin'ny nofo" (Fil. 3:3).

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal