Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

December 2023

Fampidirana

Bokin’ny vavaka sy fihirana ho an’ny Jiosy sy ny Kristianina manerana ny tantara ny Salamo. Ary na dia ny fitenin’ny mpanao Salamo manokana miantefa amin’Andriamanitra aza no tena mibahana ao amin’ireo Salamo dia tsy avy amin’ny olombelona mety maty izany fa avy amin’Andriamanitra izay nanome tsindrimandry azy ireo.

NY FOMBA FAMAKIANA NY SALAMO

Fianarana fanampiny

 

"Ny hamerina indray ny fankasitrahan Andriamanitra amin'ity tanintsika ity no namolavolana ny planan'ny fanavotana. Hohavaozina indray izay rehetra efa simban'ny fahotana. Havotana miaraka ny olona sy ity tanintsika ity izay ho tonga fonenan 'ireo olom- boafidin Andriamanitra mandrakizay Sasa poana niady nandritra ny enina arivo taona mba hitanana ny fananana azy i Satana. Ho tratra izao ny zava-kendren Andriamanitra tamin'ny namoronany ary Nefa ny olo-masin'ny Avo Indrindra no hahazo ny fanjakana ary hanana ny fanjakana mandrakizay alaovalo." PM, t. 345.

VITA NY IRAKA

Vakio ny Apok. 21:1-4 sy ny Apok. 21:22--22:5. Inona ny toe- javatra voatantara eto?

Ho paradisa manao ahoana re ny tany vaovao! Tsy hisy fahafatesana sy ota intsony, ary ho ringana i Satana sy ny faharatsiana. Ho hitantsika ny Mpanavotra antsika be fitiavana ary ho tafakambana amin'ireo malalantsika indray isika. Ary ny olona avy amin'ny fokom-pirenena sy ny samihafa fiteny rehetra no ho mponina ao amin'ilay tany vaovao.

FAHOMBIAZANA EO AMIN'NY IRAKA

Inona no atao hoe fahombiazana eo amin'ny famitana ny iraka? Mety halaim-panahy isika hieritreritra fa batisa marobe izany, na fiangonana lehibe sy mambra mitombo isa haingana. Mety hieritreritra isika fa ny fahombiazana dia ny fitondrana ny fahamarinana any amin'ny fokom-pirenena rehetra sy any amin'ny vondron'olona rehetra eto an-tany, ary koa ny fahafahantsika manafaingana izany amin'ny fampiasana ny onjampeo sy ny aterineto ary ny fahitalavitra.

NY FOTOAN-TSAROTRA FARANY

Izao no nolazain'i Jesôsy tamin'ny mpianany sy amintsika: "Koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara- pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao."- Mat. 28:19,20. lo no Iraka Lehibe, ary amin'ny lafiny maro, ny hafatry ny anjely telo izay mirakitra antso ho an'ny "firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra" - Apôk.

NY HAFATRY NY ANJELY TELO SY NY ASA NANIRAHANA AZY

Ny bokin'ny Apokalipsy dia maneho an- tsary antsika amin'ny fomba makery vaika ny lohahevitry ny fifanandrinana lehibe izay, izay azo lazaina ho ny ao amin'ny Apok. 12:12 no manaitra indrindra: "Ary noho izany mifalia, ry lanitra sy hianareo izay monina ao aminy Loza ho an'ny tany sy ny ranomasina! Fa nidina ho aminareo my devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny androny." Sarotra ny mety hahatakaran'ny olona iray ny Soratra Masina raha tsy miainga amin'ny foto-kevitry ny fifanandrinana lehibe, izay ho tonga amin'ny faratampony amin'ny andro farany.

APOKALIPSY: NY ASAN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY ANDRO FARANY

Ireo andalana voalohany ao amin'ny Apokalipsy dia maneho amin'ny mpamaky fa mifantoka amin'ny asan'Andriamanitra io boky io.

Vakio ny Apôk. 1:1-7. Amin'ny fomba ahoana no ahitanao mazava fa ny Apokalipsy dia mifototra amin'ny asan'Andriamanitra amin' ny andro farany?

Fampidirana

Mahatonga fisaintsainana momba ny farany ny bokin'ny Apokalipsy. Ny momba ny ady ifanandrinan'ny Jesosy sy Satana no ivon'io boky io. Verin'i Satana ara-dalàna ny fahefany teto an- tany ary manenjika ireo izay mitoetra ho mahatoky amin' Andriamanitra izy ankehitriny. Ny fiverenan'i Jesôsy hanafaka ny zanany no mamarana ny boky, dia ireo zanany marina mbola velona sy ireo mahatoky izay maty hatramin'ny fahalavoan'i Adama sy i Eva.

NY FIFARANAN'NY ASAN' ANDRIAMANITRA

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 11 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Fampidirana
Sun 12 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Nita an’i Jordana.
Mon 13 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Ilay Andriamanitra velona izay manao fahagagana.
Tue 14 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Tsarovy
Wed 15 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Ny fanadinoana
Thu 16 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Any ankoatr’i Jordana
Fri 17 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Fianarana fanampiny
Sat 18 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 04 Oct 2025
Lesona 2: - FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Fampidirana
Sun 05 Oct 2025
Lesona 2: - FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Famindrampo indray
Mon 06 Oct 2025
Lesona 2: - FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Zava-manan-danja tao amin’ny toerana tsy ampoizina
Tue 07 Oct 2025
Lesona 2: - FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Fanoloran-tena vaovao.
Wed 08 Oct 2025
Lesona 2: FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Soatoavina mifanohitra.
Thu 09 Oct 2025
Lesona 2: FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Fahasoavana tsy ampoizina.
Fri 10 Oct 2025
Lesona 2: FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Fianarana fanampiny.
Sat 11 Oct 2025
Lesona 3: : TSANGAMBATON'NY FAHASOAVANA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 18 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Fampidirana
Sun 19 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Komandin’ny miaramilan’i Jehôvah
Mon 20 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Ady tany an-danitra
Tue 21 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Jehôvah dia mpiady mahery
Wed 22 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Jehôvah hiady ho anareo
Thu 23 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Ny safidy tsara indrindra faharoa
Fri 24 Oct 2025
Lesona 4: ILAY ADY AO AMBADIKY NY ADY REHETRA - Fianarana fanampiny

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (65)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal