Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

March 2024

Fianarana fanampiny

Vakio ny “Fitomboana ao amin’i Kristy", toko faha-8 ao min'ny DHK.

Nony maraina dia misy fifaliana

Vakio ny Sal. 6:3; Sal. 30:5; Sal. 49:14; Sal. 59:16; Sal. 92:2; Sal. 119:147; 2 Pet. 1:19 ary ny Apék. 22:16, Fotoana inona ao amin'ny tontolo andro no aseho an-tsary ho fotoan'ny fanavotan’Andriamanitra? Nahoana?

Miandry ao amin’ny sabata fitsaharan’andriamanitra

Vakio ny Sal. 92. inona ny lafiny roa amin'ny andro Sabata izay asongadina ao ‘amin‘io hira momba ny Sabata io?

Mitondra ny amboara

Vakio ny Sal. 126. Inona no mitondra hery sy fanantenana ho an'ny vahoakan'Andriamanitra? Inona no ambara amin'io tontolon-kevitra io izay azontsika ampiharina eo amin‘ny fiinantsika ankehitriny?

Fiadanan’ny zaza maoty eo amin-dreniny

Vakio ny Sal. 131. Inona no ampianarin'io Salamo io antsika momba ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra?

Antso ho amin’ny fiandrasana

Vakio ny Sal. 27:14; Sal. 37:7, 9, 34; Sal. 39:7; Sal. 40:1; Sal. 69:6; Gal, 5:5 ‘ary ny Rém. 8:18-25. Inona no angatahin'ireo andalan-teny ireo ataon'ny vahoakan’Andriamanitra?

MIANDRASA AN’I JEHOVAH

Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 27:14; Rém. 8:18-25; Sal. 131; Mat. 18:3; Sal. 126; Sal. 92; Mar. 16:1-8; 2 Pet. 1:19,

Tsianjery: “Miandrasa an’i Jehovah hianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an’i Jehovah.” - Sal. 27:14.

Fianarana fanampiny

Vakio “How to Pray,” tt. 39-42, ao amin'ny boky “A Call to Stand Apart’ soratan’i Ellen G. White

Zava-dehibe ao anatin'ny fiankohofana ny fibebahana, dia ny fibebahana marina: “Ny fibebahena dia tsy maintsy misy fahatsiarovana manginfry noho ny fahotana sy fahafoizana izany. Tay afaka hiala amin'ny fahotana isika, raha tsy mahita ny tena maha-fahotana azy, ary raha tsy efa ‘miala tanteraka tsara amin izany ao am-pontsika isika dia tsy hisy fiovana tanteraka tsara amin‘ny fiainantsika.”

Rehefa tsy sitrak’andriamanitra ny fanatitra

Vakio ny Sal. 40:6-8, Sal. 50:7-23, sy ny Sal. 51:16-19. inona ilay lohahevitra manan-danja resahina ao amin'ireo andininy ireo? Nahoana no tsy sitrak’Andriamanitra ny fanatitra kanefa mibaiko ny hanaovana izany izy ao amin'ny Teniny (Eks. 20:24)?

Ambarao any amin’ny jentilisa ny voninahiny

Vakio ny Sal. 9. Inona ireo lafiny maro momba ny flankohofana sy ny fankalazana an'Andriamanitra hita ao amin'io Salamo io?

Ao anatin'ny fiankohofana sy fankalazana an’Andriamanitra ny mihira ho Azy (Sal. 96:1,2), ny fanambarana ny fahatsarany sy ny fahalehibiazany (Sal. 96:3,4), ary ny mitondra fanatitra ho ao an-tempoliny (Sal. 96:8). Ankoatra ireo fomba efa mahazatra amin'ny fiankohofana dia asongadin'ny Sal. 96 ilay lafiny tsy dia hitan'ny olona loatra, dia ny lafiny ara-pilazantsara, ny fitoriana ny fanjakan’i Jehévah amin'ny hafa (Sal. 96:2,3,10).

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal