Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mihatra amin'ny lanitra ny famindram-ponao

Daty
Sabotsy 10 February 2024

Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 136; Sal. 51; Sal. 130; Sal. 113; Sal. 123.

Tsianjery: "Hidera Anao eny amin'ny vahoaka aho, Tompo ô, hankalaza Anao eny amin'ny firenena aho. Fa lehibe mihatra amin'ny lanitra ny famindram- ponao, ary mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao."- Sal. 57:9,10.

Tsapan'ny mpanao Salamo fa mahantra ara-panahy izy ireo ary tsy manan- javatra tsara hatolotra an'Andriamanitra. Izany hoe, tsy manana na inona na masin'Andriamanitra izy (Sal. 40:17). Takany fa mila fahasoavana izy, tahaka antsika rehetra, dia ny fahasoavan'Andriamanitra.

Raha fintinina, dia mila ny filazantsara izy ireo.

Asongadin'ny Salamo fa miankina tanteraka amin'ny famindram-pon' Andriamanitra ny olona. Soa ihany fa maharitra mandrakizay ny famindram- pon'Andriamanitra. Eo amin'ny Famoronana nataony sy ny tantaran'ny vahoakany no ahitana ny porofon'izany (Sal. 136). Mihelina tahaka ny ahitra ny fiainan'ny zanak'olombelona eo anatrehan'ilay Andriamanitra mandrakizay, kanefa miantra ny olona Andriamanitra ary manavao ny heriny (Sal. 103:3, 5, 15) ary ao Aminy no ananan'izy ireo ny teny fikasana ny amin'ny mandrakizay.

Ny fahatokian'Andriamanitra amin'ny Fanekeny no fampaherezana ho an'ny vahoakany. Ny fitalahoan'ny olona, na dia ao anaty fahaporetana aza izany indraindray, dia feno fanantenana satria miantefa amin'ilay Rainy any an-danitra izay mangoraka azy (Sal. 103:13; Sal. 68:5; Sal. 89:26). Ny fanandramana vaovao momba ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavany no manamafy ny fanapahan-kevitr'izy ireo hiankohoka Aminy sy hanompo Azy fa tsy hanao izany amin'ny olona na zavatra.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.
Sun 30 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Mon 31 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Tue 01 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Wed 02 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Thu 03 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Fri 04 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fisaorana.
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fahanasinana sy fahadiovam-po.
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Manova drafitra noho ny fitiavana.
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Famelan-keloka sy fanamafisana ny fitiavana.
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fandresena ao amin’i Kristy.
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA -

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal