Aller au contenu principal
Accueil
MALINA (Malgaches adventistes de Lyon intéressés par l'avenir)

Navigation principale

  • Accueil
  • Ecole Sabbat Jour
  • Vigile Jour
  • Ecole Sabbat Semaine
  • Ecole Sabbat S. dernière
  • Ecole Sabbat S. prochaine
  • Radio AWR

Fil d'Ariane

  1. Accueil
  2. Archive mensuelle

novembre 2023

Misasa amin'ireo mpanankarena

Vakio ny Mat. 19:16-22. Inona ny lesona azontsika sintonina avy amin'io tantara io, izay ahitana olona iray tsy nandray an'i Jesôsy, tsy tahaka an'i Nikôdemôsy?

Mijoro ho vavolombelona amin'ireo manam-pahaizana: Nikodemosy

Lehilahy nanam-pahaizana i Nikodemosy. Ambaran'ny Baiboly fa mpanapaka tamin'ny Jiosy izy (Jao. 3:1). Nantsoin'i Jesosy hoe mpampianatra ny Isiraely izy (Jao. 3:10). Nahatakatra tsara ny Baiboly izy, ary nanana hetaheta ara-panahy lalina an'Andriamanitra. Raha araka ny fijerin'olombelona dia toy ny mpanara-dia an' Andriamanitra no fijery azy. Nitandrina ireo didy rehetra izy, ary mpitarika nohajaina fatratra teo amin'ny Jiosy. Nanam-pahefana sy nanan-karena izy. Maro no nihevitra ireo ho famantarana fa notahin' Andriamanitra io lehilahy io.

Namana

 

Maty ho an'ny rehetra i Kristy, na inona na inona lasan'izy ireo, na harenany, na flaviany na koa toerana misy azy. Manatratra ireo tsy Kristianina manana ny maha-izy azy eto amin'izao tontolo izao Andriamanitra ary manantena ny hiainan'izy ireo araka ny fahazavana izay ananany (jereo ny VM, t. 361).

Vakio ny 2 Mpanj. 5:1-19. Inona no azontsika sintonina avy amin'io tantara io mikasika ny fomba fanatrarana olona ho an'Andriamanitra?

Nebokadnezara

 

Fampidirana

Na dia nosoratana an-taonany maro lasa aza ny Baiboly, ilay Tenin' Andriamanitra, dia fanambarana ny fahamarinan' Andriamanitra ho an'ny tontolo misy antsika izany. Ary anisan'ireo fahamarinana ambarany ny momba ny toetry ny olombelona sy ny fitovian'ny olona rehetra ankapobeny: mpanota mila famonjena- na tamin'ny taonjato fahafito tany Jodia na amin'izao taonjato faha-21 izao any Brésil.

Mamita ny iraka amin'ireo manan-karena sy fahefana

Fianarana fanampiny

Vakio ny "A Few Days at Long Point" nosoratan'i Arthur White; sy "The Australian Years: 1891-1900, b. 4, tt. 100-104, nosoratan'i Ellen G. White.

Fitiavana lehibe kokoa

Fantatsika rehetra ary diso fantatsika fa misy mandrakariva ny zavatra ilaina co amin'ny flainana. Raha vonona ny hanampy ny hafa ianao dia hahita hirika marobe hahafahana manao izany. Na ny namana akaiky izany na ny mpitsoa-ponenana mifanalavitra amintsika, dia mila fanampiana ny olona, ary tokony hanao izay azo atao isika amin'ny fotoana ahafahantsika manampy azy ireo. Nandritra ny asa fanompoan'i Jesosy teto an-tany dia nanampy ireo sahirana Izy.

Manampy ireo mijaly

Iza amintsika no tsy mbola niaina fanandramana izay nahatsapana fa mampahory tokoa ity tontolo misy antsika ity? Mitombina izany na monina eo amin'ny tontolo feno harena sy zavatra ara-materialy ianao, na eo amin'ny tontolo feno fahantrana sy filana ara-materialy. Marobe ny olona mijaly sy ory ary anaty tolona mafy. Rehefa jerena ny habetsaky ny vola lany amin'ny fanafody miady amin'ny fahaketrahana isan- taona any amin'ny tontolo tandrefana dia ho takatra fa tsy manome antoka ny amin'ny fananana fahasambarana na fiadanana akory ny harena ara-materialy fotsiny.

Ireo mpitsoa-ponenana sy mpifindra monina

 

Lohahevitra nanjary niteraka adihevitra mafana ny mahakasika ireo mpifindra monina sy mpitsoa-ponenana, indrindra fa marobe tokoa izy ireo amin'izao fotoana izao. Na vokatry ny ady, na ny loza voajanahary, na koa ny fanantenana hoavy ara-toekarena tsara kokoa no anton'ny fifindrana monina, dia an-tapitrisa maro manerana izao tontolo izao no niala tany amin'ny trano fonenany ary miraviravy tanana ka mila fanampiana.

Pagination

  • Page précédente
  • 2
  • Page suivante

Ecole Sabbat Semaine

sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité
dim 12 avr 2026
Les doigts serrés de l’orgueil
lun 13 avr 2026
Connais-toi toi-même
mar 14 avr 2026
Moïse, humble serviteur
mer 15 avr 2026
La plus grande offense
jeu 16 avr 2026
Contemplez-Le

Ecole Sabbat S. dernière

sam 04 avr 2026
Connaitre Dieu
dim 05 avr 2026
Une image plus claire de Dieu
lun 06 avr 2026
Dieu est saint
mar 07 avr 2026
Dieu est amour
mer 08 avr 2026
Dieu dans la création
jeu 09 avr 2026
Emmanuel, Dieu avec nous
ven 10 avr 2026
Réflexion avancée
sam 11 avr 2026
L’orgueil et l’humilité

Ecole Sabbat S. prochaine

Archive mensuelle

  • August 2024 (62)
  • septembre 2024 (57)
  • octobre 2024 (63)
  • novembre 2024 (60)
  • décembre 2024 (58)
  • janvier 2025 (60)
  • février 2025 (56)
  • mars 2025 (58)
  • avril 2025 (60)
  • mai 2025 (62)

Pagination

  • Page précédente
  • 2
  • Page suivante
Propulsé par Drupal